Nanomboka tamin’ny nitenenan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny andro iverenany eto amin’ny Firenena dia lasa resaky ny rehetra izy. Tonga ny Sabotsy 21 Janoary 2012, tomefy olona teny Ivato, “manodidina ny iray tapitrisa”. Tao koa ny « mpitandro ny filaminana ». Ireny moa tsy mifangaro amin’ny besinimaro satria tandroka aron’ny vozona ka miaro ny olona sy ny fananany. Arakany iaraha-mahalala moa dia nilatsaka indray ny « toromarika » avy any amin’ny —> MyDago.com
Ny andininy faha 16 ao amin’ny “feuille de route” : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.
Samy manana ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena ny olom-pirenena tsirairay sy ny mpanao politika eto Madagasikara, indrindra taorian’ny fivoriana nampiantsoan’ny —> MyDago.com
18è sommet de l’Union Africaine Addis Abeba : Interdiction au représentant officiel de Madagascar d’y participer
- L’Union Africaine considère que le retour de M. Ravalomanana , dont l’atterrissage de l’avion a été empêché samedi 21 janvier —> MyDago.com
26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka
Telo taona lasa izay no nanaovan’ingahy Ben’ny tanana tamin’izany fotoana izany, tetika maloto nandrobana sy namonoana nyMalagasy sy ny toe-kareny.Tsy —> MyDago.com
PRESS STATEMENT OF THE MINISTERIAL COMMITTEE OF THE ORGAN TROIKA 25 JANUARY 2012
1. The Southern African Development Community (SADC) Ministerial Committee of the Organ (MCO) Troika, comprising of South Africa as Chair, the —> MyDago.com
Tsy mila amnistia ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana
Nanao tatitra ny diany Tafaverina soamantsara teto an-tanindrazana androany tolakàndro ireo delegasiona avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, notarihin’Andriamatoa Rakotoarivelo Mamy, rehefa —> MyDago.com
FISAORANA
Ny Ankolafy Ravalomanana dia manolotra ny fankasitrahana amam-pisaorana ho an’ ny Vahoaka rehetra, na avy eto Antananarivo na avy any —> MyDago.com
Misy mersenera ampiasain’ny heri-pamoretana
Mbola miteraka adihevitra eo amin’ny mpanao politika malagasy ny mikasika ny « Notam » natao tamin’ny Filoha teo aloha Ravalomanana —> MyDago.com
Fivoriana tatsy Afrika Atsimo : mody alohan’ny 29 febroary ny filoha Ravalomanana
Nifarana io atoandro io no ny fihaonana natao tatsy Pretoria, Afrika Atsimo izay nanasan’ny SADC ireo ankolafy politika Malagasy rehetra —> MyDago.com
RAVELOSON CONSTANT : Tsy kivy, tsy ketraka ny zanak’i Dada
Tsy kivy, tsy ketraka ny zanak’i Dada fa mbola nanohy ny tolona teny amin ny kianjan’ ny finoana androany. Toy —> MyDago.com
Tsy misy olona afaka manala ny fitiavako an’i Madagasikara hoy ny filoha Ravalomanana
Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tamin’ny vahoaka maro be teny amin’ny kianjan’ny finoana Behoririka omaly Alatsinainy 23 janoary 2011, ny —> MyDago.com
Fivoriana maika momba ny fodian’ny Dada
Nitondra fanazavana fohy ho an’ny mpanao gazety, talohan’ny nandehanan’ireo delegasiona avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ho atsy AFrika Atsimo, ny filohan’ny —> MyDago.com
Tsy maintsy tafody i Dada hoy Me Hanitra !
Tonga teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny delegasiona mafonja avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana . Tazana teny avokoa ireo mpikambana tao —> MyDago.com
Lavo ny maherifo !
Lavo ny « zanak’i Dada ». Rehefa nahita ny hamaroan’ny vahoaka marobe tonga nitsena ny filoha Ravalomanana ny « mpisetrasetra » dia nitifitra tsy —> MyDago.com
Encore une fois, les foza ont tout fait pour que l’avion n’atterisse pas !!
Les partisans de Marc Ravalomanana sont venus nombreux et encore plus que l’année dernière. Mais encore une fois, les foza —> MyDago.com
Voaporofo fa mbola tian’ny vahoaka RAVALO!
Voaporofo eran-tany indray androany fa i Andry Nirina Rajoelina tenany, miaraka amin’i Rolly Mercia no sakana tsy hivoahanan’ny Gasy amin’ny —> MyDago.com
Ho avy amim-pahatokisan-tena ny filoha Ravalomanana!
Nitafa tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny foiben’ny Antoko Tim, teny Bel’Air omaly tolakandro, ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Anisan’ny —> MyDago.com
Fanentanana ho fitsenana ny filoha Ravalomanana
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Efa seriny amin’ny fitsenana an’i Dada ny vahoaka !
Efa seriny amin’ny fanomanana ny fitsenana ny Filoha Ravalomanana Marc, ny Ankolafy Ravalomanana.Somebiseby avokoa ireo nomena andraikitra amin’ny fandaminana ny —> MyDago.com
Ho tonga hitondra FILAMINANA, hiverenan’ny fankatoavana, sy fampandrosoana
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Retour du président Marc Ravalomanana, les foza s’apprêtent à l’arrêter
Nous connaissons tous la position des foza face au retour de Marc Ravalomanana. D’ailleurs, ils l’ont déjà démontré il y —> MyDago.com
Fiverenan’ny filoha Ravalomanana : hitondra filaminana, hiverenan’ny fankatoavana…
« Ho avy izahay amin’ny sabotsy ho avy izao”, hoy ny filoha Marc Ravalomanana, omaly, tetsy amin’ny kianajan’ny Finoana Behoririka, —> MyDago.com
Ho tonga eto Dago amin’ny Sabotsy izao ny filoha Ravalomanana
Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny filoha Ravalomanana io takariva io.Ho avy eto Madagasikara amin’ny —> MyDago.com
Baomba mandatsa-dranomaso no « bonne anneé » natolotry Rajoelina ny Pr Zafy Albert.
Tsy tafiditra tao amin’ny kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo androany ny Ankolafy Zafy Albert, raha saika hanatitra voninkazo ho fahatsiarovana ny —> MyDago.com
Mitohy ny fitokonan’ny SMM !
Tapitra omaly ny fotoam-pialan-tsasatry ny Fitsarana. Na izany aza, dia namoaka fanambarana ny sendikan’ny mpitsara (SMM), fa tsy afaka hanao —> MyDago.com
VOT : miomana amin’ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana
Nanatanteraka fivoriana tetsy amin’ny hotely Nalugaro 67 ha ireo Vondron’Olon-Tsotra, izay tarihan-dRamatoa Zoe Sarah io tolakandro io, izay nahitana fikambanana —> MyDago.com
- '


























