De New-York à Madagascar.
Voici une carte postale de notre sit-in du jeudi 25 juin matin pour Madagascar.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. 25 juin a New York, GTT Amerika Avaratra
  2. Recoloniser Madagascar en terre etrangere ?
  3. Requete aux emissaires de l’UA, OIF et ONU a Madagascar
  4. Retablissement du MCC pour Madagascar
  5. Lecons de droits de l homme a Amnesty International par un commandant de Madagascar

34 Comments

  • koko dit :

    Devoly iray no nanao an’i Ahmadinedjad sy i TGV.
    Vavaka, saina ary herivaika no analana azy sy ny forongony tsy ho eo intsony mandrakizay.

  • Combien dit :

    Combien, une vingtaine ?? ..et encore, si l’on se fie à la vidéo c’est au max. une quinzaine ; c’est dérisoire !!

  • betsabetsa dit :

    C est d une grande tristesse de voir cette manifestation ridicule

    Agissez a Tana et non a New York , en France ou au Benelux SVP

  • mariarivelo dit :

    GTT New York sy Amerika Avaratra

    mankasitraka anareo amin’ny fo rehetra fa na vitsy aza ianareo dia manana fahasahiana aty lavitra aty « hijoro ho an’ny Tanindrazana ». Izahay tsy mba manana Foiben’ny ONU tahaka anareo fa taratasy no mety ho tonga any sy ny tatitra vilana ataon’ny sasany sy ny mpanao gazety voatampim-bava sady voavidy vola!. Misaotra anareo fa mahalaza ny zava-misy aty an-tanindrazana ny sora-baventy nentinareo, ny tompon’andraikitra rehetra any no mahita maso izao fa tsy « angano » ny zavatra misy aty Dago!.
    Miara mientana isika ho an’ny Tanindrazana.
    (Aza kivy amin’izay fandrabirabian’ny sasany!)

  • Verohanitra dit :

    Mankasitraka anareo GTT New York sy Amerika Avaratra. Ny taratasy no maha Amerikana na Kanadiana anareo fa rà Malagasy no mikoriana ao aminareo. Koa aza hoenti-miondrika ny voninahitra maha Malagasy anareo. Ampisehoy an’izao tontolo izao fa misy olom-banona ny Malagasy fa tsy mpanongam-panjakana sy mpampijaly vahoaka daholo tsy akory.
    Tsy amin’izao andro mavaivay izao ihany no ilàna anareo fa ny hitondra avo hatrany ny fanilom-pahendren’ny vahoaka Malagasy any an-tany lavitra any. Na folo ianareo na roapolo araka ny filazan’ny sasany, tsy misy antony izany fa ny fitiava-tanindrazana no zava-dehibe
    Ho ela velona ny GTT New York sy Amerika Avaratra !

  • piso dit :

    misaotra sy mankasitraka ny fanohanan’ny GTT Amerika avaratra!! masina ny tanindrazana!!! mbola tsy maty hasina i Madagasikara raha mbola misy ny Malagasy sahy mijoro miady @fiandrianany sy ny ho avin’ny taranaka any aoriana »AFAKA »

  • anou dit :

    Voalohany ndrindra lou ts 15zn na 20tn araka ny fanisanao azy zahay no taty fa farafahakeliny 60tn tany, kely tokoa io isa io ra oharina amn eny am magro na n eny am 13 mai na n GTT france , fa n ts takatry ny lohanao maivana kely io de ny oe vitsy ny ol eto NY, n avy any am province koa ts de afaka nivalapatra satria andrio fiasana io andro io, fa na vitsy aza dia ireharehanay satria fandraisanay anjara am fanehoana ny ts fankasitrahan`ny vahoaka ny FATY,ar ny ts takatry ny sainao ngah fa teo anoloan N,U le iz, azonaso n dikanzany???

  • Bravo!! dit :

    Bravo GTT Amerika Avaratra na kely na betsaka. « Kely fa mavesatra toy ny entam-bazaha ianareo »

  • piso dit :

    une quinzaine ou vingtaine!! peu importe le nombre!! sahy mijoro sy manambara ny heviny an-kalalahana!! soa fa mbola misy ny Malagasy toa azy ireo eran-tany na dia eo aza ny elanelan-tany!! mahatsiaro tena hoMalagasy à part entière, na dia eo aza ny fananana ny nationalité vahiny!dia efa zava-dehibe misongadina sy fandraisana anjara eo @firenena sy ny ho avin’ny vahoaka Malagasy!! manolotra ny fisaorana ho azy ireo!

  • bien dit anou dit :

    in no iasanao saina am tsy fahaizan’ny foza manoratra ry anou fa enao ko!
    Bravo be ho anareo, za tany Dago no nanomboka ty tolona, aty frantsa za zao depuis 13juin, de mbola tohizana na tsy mahatratra analiny otran’ny any Dago ary ny isan’ny aty, in no esako saina amzany!
    Olona fohy fisainana retra ty ve.
    Tsy ny isanareo ny micompte fa ny fahasahianareo sy ny fahavononana
    Mahereza daholo dia mivavaha mafy fa ady amin’ny satana (=andry tgv) ty ady ataontsika ty

  • gasykamanja dit :

    Teo Ra8 be critique daholo indrindra ry NYorkaise.. Milaza fa mi-domine be loatra ra8 eh… voaongotra Ra8 avereno ny legal eh… sao dia tao koa aza i Zafy albert..

    Aiza hoy aho ra-malagasy…

    Aiza izao no vokany.. Hanaiky tsy ho ela ny USA sy ny SADC

  • gasykamanja dit :

    loza ilay anarana: Gasy Tera Tay

  • David dit :

    Sarotra dia saritra tokoa tsy tahaka ny any Dago ny ahitana fotoana iray iarahana manatanteraka fihetsika toy izao. Zava-dehibe tokoa ny nataonareo ka dia isaorana eram-po eran-tsaina ny fampisehoana any an-dilam-bato ny tsy fifankatoavana ny toe-draharaha ao an-toerana. Mazotoa ary mirary soa manantena anareo ny firenena

  • O gona a dit :

    Tsy aleo ve vitsy mahavita zavatra toy zay BE TSY HANDRAOFANA OHATRA NDRY HAT FOZAORANA REO
    Bravo GTT tohizo fa mahavelom-bolo ny hataonareo e

  • O gona a dit :

    Gasy Tera Tay ny ANADAHIN-DRENY nao

  • O gona a dit :

    ANDRASAO EO POLY

  • Anne1 dit :

    Bravo GTT pour cette première !
    Peu importe le nombre de participations, le message est passé.

  • Peace on earth dit :

    Well done GTT New York and North America. We are proud of you. As for Gasykamanja, you should know that the States will never acknowledge a putschist regime. NEVER. It’s against their principle of democracy; the embassador already warned Radomelina but he didn’t care, Ra8 was too smart for him: he forced him to do what he should not have done, a COUP. It served him right. isn’t it?

  • soa dit :

    misaotra anareo tsy manadino ny mpiray tanindrazana fa dia efa nahazo tombony be aza hianareo amin’ny fampandrosoana any iovelany any dia tsy manadino fa misy mpiray tanindrazana mba te handroso ary afaka mandroso na dia eto dago aza, nisy tanora iray izay niresaka hoe efa mba tafakatra zana-tohatra A, B, C, dia niverina vao hianatra handady indray ny malagasy! Tena mampalahelo mampahonena satria dia izay tena ratsy indrindra no natao anefa dia manantena anareo tsy hahafoy ary tsy hiala amin’ny fanohanana izay efa nataonareo homba antsika Andriamanaitra

  • Force magique dit :

    Milles fois BRAVO à tous les GTT de par le monde, la lutte continue, BON COURAGE à tous les Ra8, la victoire est proche

  • HOAIZA dit :

    Et toi, auras-tu jamais l’opportunité d’aller en Amérique, hein dis-moi? Espèce de jaloux, qui n’iras loin même pas au-delà du bout de son nez!!!

  • HOAIZA dit :

    Grand bravo! Quand nous étions là-bas, y avait aucun malgache dans un même état (idem la superficie de Mcar). Pour en dénicher un au parcours des vacances dans un autre état, faut faire recherche perso dans de base de données exemple simple l’annuaire (individu dont le nom commence par RA… ou Andr.. et à savoir si l’on tombe sur une personne de nationalité exacte!! première contact par télephone, ensuite tout se noue naturellement. Parler la langue malagasy fut un bonheur en soi..
    Fermez vos guelles car ce sont des sentiments que vous n’éprouverez jamais, vous les retardés de cet HAT. Vive l’Amérique du Nord: pays exemplaire de la démocratie et de l’état de droit.

    Et gros bisous à vous tous qui étaient là, vous réchauffez nos coeurs. Aurions-nous vécu à de milliers de km de cet endroit, nous y aurions été présents ce même jour…

    Bon courage et patience à tous d’où nous sommes…

  • JanmaKasyga dit :

    Ho an’ilay mitonon-tena ho Gasykamanja:

    Ny mpampiseho hoe Manja r’ity no tena mora pohana an! avy eo manaraka ny VIH…

    Ny critique tsy maintsy misy, fa izahay tsy toa ny mako ohatra an’itena, tsy ny tena ihany no vetaveta fa NY TENY veta foana…

    Malagasy aho, ka inona no tsy andrin’ity? Efa zatra taingenan’ny Frantsay anga itena?

    Mamaky teny aza tsy hain’ity anefa mba eto @ MyDago ihany: asa na mba takatry ny sain-tena ny nolazain’i Barack omaly? Ataoko fa tsia, fa toa ny any ambany ny an’ity no maranitra sady malalaka idiran-javatra kokoa…

  • gun dit :

    Mijanona leitsy ao @ tetezan’ BEKIRARO AN !!

  • radoko dit :

    Thanks GTT NewYork!!!
    Misaotra anareo GTT aty andilambato é….Tsy mis miafina aminareo aty andilambato tokoa ny tena zavamisy aty Dago.. YES RAJOELINA IS A THREAT TO MADAGASCAR…FRANCAFRICA NEOCOLONIALISM!!!Misy lanjany lehibe eo imasonizao tontolo izao ny fasahiana sy fihetsika ataonareo, kaaza kivy koa anareo aty é!!!
    God bless uuu

  • FeoIray dit :

    Misaotra betsaka ry zareo GTT Amerika avaratra nahafoy fotoana sy herimpo!

    Manantena sary bebe kokoa!

  • JanmaKasyga dit :

    Raha ridicule ny hetsika natao’ireo havana teo amin’ny ONU
    dia hevotrao samy irery izany. Nahoany izy ireo no terena ho aty?
    Sa ho samborin’dry Rasarle sy Ralily indray koa? Sady efa nakarina ho lehiben’ny
    Escadro de la mort indary izao izy roalahy.
    Tsy maintsy misy farany ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalana.
    Wait and See!

  • Gasy1 dit :

    Désolé !! ..mais pour etre légitime il faut etre nombreux
    Etre nombreux c’est le contraire de 3 pelés et ..un tondu !!!!

  • Nivo dit :

    GasykaMaimbo no tokony nataonao pseudonyme. Hita fa havan’i Zafy. Tsy nisy resy tsy niady. Tadidio koa fa raha tsy mikaka ianao, dia misy aretina izany. Inona ny olanao?

  • Nivo dit :

    betsabetsa dit:

    >C est d une grande tristesse de voir cette manifestation ridicule

    Agissez a Tana et non a New York , en France ou au Benelux SVP>

    Vous l’avez dit vous-même. Vous vous ridiculisez. Mettez-vous également en tête que New York n’est pas votre propriété privée. N’oubliez pas non plus que vous êtes en Amérique.

  • Tana dit :

    Misaotra ny GTT Amerika avaratra e! ho tahian’Andriamanitra daholo!
    Anou oà aza maka lagy ze lazain’ny foza…mba mahay manaratsy ireo nefa ry zareo aza t@ ftona nanaovany (*)tolona nokaramaina, avy eo manendaka!!!tonga de azonao an-tsaina ngamba oe otran iza zany ry zareo; aza mandany andro mifamaly @ adala.

  • Anne1 dit :

    Bravo GTT ! le message est passé.

  • HOAIZA dit :

    Petit con que ce Betsabetsa, ivrogne sans tête ni queue: New-York c’est ma ville, et celle de mes enfants, tout comme Madagascar est le nôtre.

    La prochaine fois, ne parle plus pour ne rien dire!

    Pitié pour les sans cervelle.

  • HOAIZA dit :

    Simple info:
    Ne soyons pas dupe: c’est le nommé ZINA ancien ambassadeur malagasy aux USA sous le présidence de Ratsiraka, et nommé par la suite comme représentant malagasy au sein de l’ONU par Ravalomanana, c’est ce type qui est derrière ce manège.
    Il a travaillé de pair avec NyHasina afin de soudoyer l’ONU pour une quelconque événtuelle convocation pour réunion avec la HAT à leur sein.
    C’est pour dire que ce n’est jamais l’initiative émanant de l’Organisation des Nations Unies elles-mêmes si jamais réunion il y a.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site