Mandrovi-tsihy

14 août 2009

Lu sur le site GTT: « – 17h35 – Les Forces du changement regroupant les mouvances pro HAT autour de Andry Rajoelina ont affirmé leurs intentions de ne donner aucune suite aux accords de MAPUTO, pas de retour de RAVALOMANANA, pas de partage de pouvoir par le GIC, pas de remplacement du premier ministre de la HAT Monja Roindefo, pas de président de nouvelle transition autre que Andry Rajoelina. – 17h30 – Lors d’un face à face télévisé entre les représentants des quatre mouvances, les pro-HAT Voninahitsy Eujene et Ratsirahonana ont affirmé qu’il n’y a jamais eu question de retour de Ravalomanana à Maputo. Les 3 autres mouvances affirment le contraire ».

Un ami s’en faisait du souci. Mais, non! Il n’y a pas à s’en faire, du moins pas de gros souci. Il y a toujours cette tendance à l’homeostasis (1) chez tout organisme agonisant, dûe à l’angoisse devant l’inéluctabilité de la fin. « Mandrovi-tsihy » comme disent les Malagasy. Rien que de très naturel, inoffensif et éphémère, en ce cas de figure.

(1) Caractéristique d’un écosystème qui résiste aux changements (perturbations) et conserve un état d’équilibre. (Larousse)



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

22 Comments

  • ANDRIAMANANTSOA dit :

    Izao no tena tsara indrindfra azo atao, hanampiana ny efa voalaza. Ampidiro @ izay encyclopedia fantatrareo ny tantaran’ireo olona tsirairay fahavalompirenena, na @ ny teny gasy na @ teny nglisy na @ teny frantsay mba ho fantatry ny taranaka sy izay mila hahafantatra ny tataran’ny malagasy fa ts azo atao ny miaraka mifanosona @ ireo olona tia seza fahavalompirenena. TARANAK’ANDRIAMANJATO, VONINAHITSY, Andry RAJOELINA sy ny sisa ts voatanisa. Izany dia miampy ireo taranak’ireo olona hita sy voatonona ao @ « Reportage France 24″ momba ny Madagascar nanomanana ny hanakorotanana an’i Madagasikara nivory teny Adoharanofotsy (raha jerena tsara ny toerana ao anaty oronantsary)

  • The Man dit :

    E oui! mitohy hatrany ny retour d’ âge ndry rat sirahonana sy ry VJE. Izay le hoe mividy ny lohany nefa matahotra ny masony. Izany ny aina ka te hanao aminy eo. Akory zay dadabe…Mbola ho aiza e

  • rabe dit :

    io wawawa be nareo io ihany no mahatonga ny zavatra ho simba ,averiko raha lehilahy dia mitonga va miaraka aminay aty aminy Magro fa tsy any no manala hantsim-bava any

  • Verohanitra dit :

    Ces gens appartenant à ce nouveau groupe du changement qui vient de naître juste après les accords de Maputo, et dont nous n’en avons encore jamais entendu parler, sont connus pour leur esprit vénal, intéressé, sans aucun patriotisme mais un désir inaltérable de s’accrocher à un pouvoir volé.
    En fin de compte, il se trouve donc qu’ils reprochent à l’ex Président de la HAT d’avoir signé les accords alors que Ny Hasina Andriamanjato, fils du chef de ce groupuscule extrêmiste, était présent à la signature. Ce qu’ils souhaitent c’est maintenir Madagascar dans un état d »extrême pauvreté et vivant dans un climat d’insécurité défavorable au retour de l’ancien Président Ravalomanana car ils ont peur qu’ils soit réelu.
    Médiateurs et vous Communauté Internationasle, soyez juges de la mauvaise foi de ces politiciens véreux.

  • Ziry Onesime dit :

    Bien dit, Verohanitra!
    Moi, personnellement, je n’accorde plusd’importance vraiment poussée sur les imbécilités de ces peronnes en retour d’âge. Ce qui me préoccupe d’avantage, ce sont les moyens et le dispositif de communication que nous devrons mettre en place pour assurer la cohésion des légalistes et garantir la reélection de Marc RAVALOMANANA.
    En effet, si on se focalise toujours sur ces aspects farfelus et enfantins, on va avoir des ulcères d’estomac. Laissons nos dirigeants agir selon leur conscience et concentrons-nous sur les aspects plus opérationnels dans le cadre de notre union pour la victoire de arc RAVALOMANANA aux présidentielles. Nous avons 15 mois pour nous préparer.

  • mariarivelo dit :

    Ny famporisihin’ i Tgv ireo olony hanao fanambarana etsy sy eroa ve tsy efa paik’ady hanereny ny GIC hanao fifanarahana mialoha amin’ ny mouvances 3 hafa mba hanaiky an’ i Tgv sy Monja ho amin’ izay toerana tadiaviny ( Pdt et PM)?. Maninona ny GIC no mijery fotsiny ny zavatra mbola ataon-dry Tgv sy ny tariny amin’ izao fotoana izao fa tsy mba maka fepetra?. Inona indray ireny mbola ataon’ i Mialy vadin’ i Tgv mandeha etsy sy eroa mizara bisikileta?. Aleo hazava ny resaka fa ireny zavatra zarainy ireny dia bisikileta nangalariny tao amin’ ny Projets SIDA, tahaka ny vary nangalarina tao amin’ ny Tiko namidy 500Ariary! Iza no mba ray aman-dreny niteraka an’ ireny é?. Efa zatra mangalatra dia maniraka ny zanany hanao toy izany koa!.

  • Bravo pour la démarche de démocrate !

  • ANKONA dit :

    Voalaza ombieny ombieny fa ny MALAGASY dia KRISTIANINA ary manoa ny FIHAVANANA.
    Indrisy anefa fa miharihary hoatrany vay akandrina fa na dia niara-nihinana sy nisotro teo amin’ny latrabatra boribory tany MAPUTO aza ireo kalaza nitondra ny tany ary sahy nanao sonia ary samy nifanaiky fa ny HOAVIN’NY VAHOKA NO HO JEREN’IZY IREO NOHO NY FITIAVATANINDRAZANA.
    Indrisy anefa fa velona indry ny adi-seza, tsy misy te ahalala ny fahorian’ny vahoka ao anatin’ity mélé an’izy 4. Tsy resahina moa ireto antoko eny @sisiny mirongatra mba te haka seza koa.
    Koa lozan’izay ahatapaka ny fifanarahan @ AGOA sy ireo mpamatsy vola ary hitondra ny vahoka any @ haizina mangitsokitsoka sy ny fahoriana mihopapana.
    Lozan’izay MPIHATSARAVELATSIHY SY MPANAO KOBAKA AMBAVA ka manitsaka ny HASIN’I MADAGASIKARA.

    Koa samy mahazaka ny vokany ary hajanony manomboka hatreto ny fanononana ny anaran’Andriamanitra amin’ny resaka politika. Tsy vitany mandrefarefa @ tany ny hasina @ maha Malagasy fa miteny ratsy ny FANAHIMASINA.
    Tsy antitra tsy tanora fa sady tongo-bakivaky no mahamenatra.
    Ireto nahazo seza vao haingana koa toa miraikitra hoatarn’ny suce sang, makany makany na ho faty na ho velona satria hanjavona sahady ilay voninahitra kely betivety vao hazo.
    hOY NY SSASANY @ GAZETY HOE/ iZAY NAMONO NY VOAY NO TOKONY HIRAVAKA NY VANGINY fa izahay kosa dia milaza fa ireo izay namono ny voay ka tsy nahafaty dia tokony hanome ny toerana hoan’ny IZAY TENA MALAGASY VONONA NY HANARINA ITY FIRENENANA natao cobaille ity.

    Mbola haverinay farany eto fa SAMY MAHAZAKA NY VOKANY REHEFA TAPAKA NY AGOA SY NY sns fa ny Malagasy akory tsy naterak’alika ka ho viraviraina @ izay tiana hanaovana azy.
    Raha mbola hiditra any ampiangonana ireo quadruplé dia tsoarovy izao teny izao/ ANDRIAMANITRA TSY AZO VAZIVAZINA FA IZAY HAFAFINAO NO HO JINJAINAO.

  • Polita dit :

    raha manaraka tsara ny tantara ianareo dia efa miomana hitondra an’io fitarainana io i radomelina io izany ny atao hoe maputo 2 io indray izany no ho discuter na any fa tsy ny fananganana ny tetezamita stop et fin io indray ny anareo lahy dia manamafy fa tsy mody i r8 asa ahoana ireto GIC tsy hanaraka mihintsy iny fifanarahana iny izany i andry radomelina izy no maniraka ireo olona mitatatata ireo dia iny no hoentiny @ GIC hoe tsy manaiky ny vahoaka na dia nanao sonia aza aho izay izany

  • lalao dit :

    Mora ny miteny rehefa ao an-trano fa raha mivoaka ny varavarana ianao dia tsarovy fa hafa indray ny tontolon’ ny fifandraisana.

    Mahery an-tanàna daholo isika fa rehefa mivoaka ny faritra tsy maintsy mipararetra…

  • Aïcha dit :

    Accord de Maputo ….je me pose toujours des questions car j’ai l’impression que c’est un réglement de compte entre parti afin que chacun puisse être tranquille ….
    j’attendais un Accord véritable pour faire avancer le pays …je suis déçue…mais bon

  • vizaka dit :

    FAHEFANA (basy)no eo ampelatanan’i TGV ,fa tsy ny FANJAKANA, raha tsy nahatapaka ny fifanarahana i tgv koa no nalefa tany Maputo nanao sonia ??
    ahongany i TGV ry foza a ! am’zay coup d’etat dans un coup d’etat !! film milay mbola tsy fahita !

  • ralezoka dit :

    Verohanitra votre analyse relate bien ce qui se passe dans notre pays .C’est

    parfait , je vous en félicite,

    Il y a belle lurette que ces Andriamanjato brandissaient leur art de faire la pluie et le

    beau temps sur la situation à Madagascar , mais bien souvent comme l’histoire

    nous le témoigne ces vautours aux becs crochus sortent leurs griffes tranchantes

    pour ensevelir davantage les Malgaches dans la boue de la pauvreté dès que cette

    situation s’amèliore un peu.

  • anti dit :

    nga reo ihany no fahavalompirenena ? ratsirahonana , de ramakavelo ko ange mba hanisany e! charles rabemanjara mody tsy miteny fa izy ko ao anatiny , ry silla etsy andaniny . reorehetra ireo zao de samy raikitahotra avokoa fa matahotra ny hiverenandra8 ka !!

  • ataoko fa nahay mampiseho no maha izy ihany ny mpiraitanindrazana , rehefa tokony ilaina, atramin’izao…
    sa tsia ?

  • Alidera A.R dit :

    mpamosavy malemy daholo e… sady rehefa miady dia tabataba no betsaka

  • Alidera A.R dit :

    dia i Mahanorohanta… voninahitra be izao izany hoe nanompo an’i la Frantsa izany an…

  • Hevitra dit :

    Tsy mila izany CI izany ontsony fa anjarantsika malagasy ihany no mamita an’io. Raha tsy makeny andalam-be daholo ny gasy rehetra na ao Tana na any amin’ny faritany dia mbola tafajanoana eo foana ireo jiolahy ireo.

  • izany ihany ny mety : raha GOAVAMBE , sarotra ho an’ny HAT mijanona eo
    lasa « lany-basy »……….
    Ny malagasy ihany no tompony izay anjarany !
    AZA MIANDRY AN « DRAZAKA TSY …HIETSIKA « 

  • Aïcha dit :

    ny fahavoazana indraindray dia ilay mifampiandry fotsiny eo , ka rehefa lany andro mifampiandry dia tsy mahavita inona no farany……
    aleo mihintsy ny tsirairay mba ahatsiaro tena ka mba samy mihetsika daholo ê!!!ny gasy ange mba afaka miray hina daholo ihany ê …………..

  • Feelgod dit :

    Ferran, que una persona que cobra menys de 16.000 €/any deixi de pagar imtospos, no vol dir que deixi de cotitzar a la Seguretat Social. Segur que saps que l’aportacif3 me9s gran a la SS la fa l’empresari, no el treballador. I la part de SS que paga un treballador que cobra menys 16.000 €/any e9s me9s aviat ridedcula.Em sap greu, perf2 aquesta frase teva e9s me9s aviat desafortunada.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*