ny vao2 an’i TVM reto ts ao mits a,on dirai ke tout va bien!!! et pourtan…
zay zao aty mananjary TVplus sy TVM no aty d ra t aita vaovao misy detail enao a,d miandry ze vao2 any TVplus avy any Tana izay mbola miandry 1 Ã 2 jours eo vo tonga aty.Mampalaelo e!!!
il fallait commenter la vidéo!!!!!!!!!!!pour savoir réellement ce qui s’était passé????
quelqu’un n’a pas pu filmer correctement???????
si j’ai bien compris , l’armée a bien appris leur leçon ….donnée par les CAPSAT …NON ?????
quelqu’un peut me repondre ?
je vois un »vazaha » français certes en train de causer avec le mutin , bizarre cette présence étrangère à l’armée mutin…
CE QUI EXPLIQUE LE GRAND INTERET DE LA FRANCE POUR LA LEGITIMITE DE CE GOUVERNEMENT FANTOCHE DE TGV -ROINDEFO…
ny vao2 an’i TVM reto ts ao mits a,on dirai ke tout va bien!!! et pourtan…
zay zao aty mananjary TVplus sy TVM no aty d ra t aita vaovao misy detail enao a,d miandry ze vao2 any TVplus avy any Tana izay mbola miandry 1 Ã 2 jours eo vo tonga aty.Mampalaelo e!!!
TOHIZO ny tolona ry Légaliste !
Marihiko fa izao tolona ataontsika izao dia : tsy fiarovana tombontsoan’olon-tokana araky ny laingA afafin’ny FAT,fa tena ADY MASINA handrodà nana ireo jiolahy mpandroba fahefà na sy fanà nam-bahoaka ireo.Aza manaiky latsaka ao anatin’ireny lainga afafiny ireny ny malagasy rehetra.Ny zava-misy dia hita mibaribary: tsy mpomba ny démocratie ireo(Andry TGV,capsat,FAT sns..) fa tena FAHAVALON’NY DEMOCRATIE mihitsy arak’ireo fihetsika asehony! Aza kivy fa tsy irery isika ao anatin’izao tolona izao: ao ireo fikambanana « promoteurs de la Démocratie »manera-tany toy ny CDD sns..ao ny Firenena Amerikana « les USA » izay tena saro-piaro @ tena hoe:Démocratie! Mbola hametraka dian-tà nana @izao raharaha izao io tsy ho ela!
Fa indrindra Andriamanitra no momba antsika satria tsy tia ny lainga sy ny famità hana ary ny famonoana namana izay ataon’ny FAT Izy.Momba antsika Izy matoa mihamahery hatrany ny vaikan’ny hetsika ataon-tsika ary tsy ho rava izany raha tsy efa RAVA izao fanjakà n-jiolahin’i Andry TGV izao!
MAHEREZA DAHOLO,tsy misy afaka milà za na mirehareha fa naharesy raha tsy efa nandalo ady !
Vous voyez juste.
Jentilisa une fois nous a déjà emmené dans son site pour visualiser une portion du Journal Express (je crois) filmé peu avant notre fête de l’indépendance. Cette photo montre:
- une salle dans le camp Capsat Soanierana,
- des militaires malagasy ainsi que des militaires (blanc de peau) français au nombre >5. Ceux-ci semblent être les enseignants et nos Capsat-eux les étudiants (je suppose)
- avec des écrans PC devant nos militaires
Je me souviendrai toujours de ça. J’ai pris la peine de parcourir tout l’article, car n’en croyais pas mes yeux non plus à cet instant là .
Attristant n’est-ce pas?