MyDago.com

Fonctionnaires Sans qualité ?

Hafatra voaraiko avy amin’i FreeS.. :

Hafatrakely ho an’ny fonktionera, ‘Nareo ry zalah aza mitaveravera ! Efa mitsipatsipaka izao ny dahalo! Tsy ‘nareo indray no ho lasa fahavalo! Adinoy hatreo ny fitiavan-tena, Fa isika hitady ny fahaleovan-tena! Iara-manana anie ‘ty tolona, koa ianareo aza miolonolona! Mimenomenona tsy roa aman-tany nefa kamo be kibo tsisy ohatr’izany!

Rehefa ho antsoina dia tongava fa tsy am-pitoerana no be vava ! Hamondrona ny hery isika izao, Meteza ho fonctionnaires be kalitao! Sao avy eo indray vao tezitra be, refa hantsoina hoe : sans qualité ! Moa va mba tadidinareo, fa ny vahoaka no tompoinareo? Dia sanatria ve hitovy amin’ny FATy na ihany koa ny Capsat ? Milaza fa hiasa hoan’ny vahoaka, nefa devoly tena mampitsoaka!

Matoky anareo izahay ry fonktionera fa raha ho avy ‘lay ora dia tsy hitaveravera! Ny 05 Oct no fotoanantsika, hampisehoana amin’ireo GIC Fa ny fonctionnaires dia High-Quality fa tsy andevon’ity FATyn-doza ity! Manaova pancarte toy ny rehetra: ‘Zay tianao ary tsy misy fetra.

Toy izao no soratana ao, Ataovy mafonja d lanjalanjao: MALAGASY PEOPLE SAYS NO TO ANDRY RAJOELINA AND H.A.T H.A.T=VIOLENT REPRESSION PLEASE FREE MALAGASY PEOPLE FROM THE H.A.T DICTATORHIP NON AU COUP D’ETAT= APPLICATION IMMEDIATE DE L’ACCORD DE MAPUTO

_

13 réponses à “Fonctionnaires Sans qualité ?”

  1. Verohanitra a dit :

    Tsy vitan’ny fiarahana amin’ny mpitolona ihany mba hahatafita ny firenena fa ilay toe-tsaina mihitsy no mila ovaina. Raha mba miditra birao ianao, na aiza na aiza io, dia raha vao mampiseho ny dosie, dia tsenaina amin’ny hoe : « tsy ampy an’izao io ! », na dia dosie efa feno izao aza. Raha tsy izany dia asiana amin’ny hoe : « miverena rahampitso ». Rehefa miverina ianao raha tsy nametraka saosy, dia andraso eo i Paoly fa « afaka iray volana vao miverina indray ».
    Raha « nahalala fomba » araka ny norme ianao, izany hoe manomboka eo amin’ny 5.000 ariary, no miakatra, dia vita haingana ny zavatra ataonao.
    Mpanotra ny fonksionera malagasy, na ny mpitsara, na ny mpitàna birao, na ny mpitondra filaminana, na ny dokotera, na ny mpitsabo faran’izay madinika, indrindra moa fa ny tafika.
    Mba azonareo an-tsaina ve fa ireto olona orinareo ireto anie ka efa mikororosy fahana any amin’ny farany ambany ny farim-piainana ? Asa re! Mba rahoviana va ho Hi-Fi e ? Ny vola ihany ve no ifankatiavana e ? Tsy mitondra mankaiza anie io e!

  2. Baba kool a dit :

    Notre pays est malade ! Des personnes au nom d’un soit disant » lutte populaire » sont en train de l’enfoncer dans un gouffre sans fin…Il est vrai que la communauté internationale a condamné cet acte qualifié de coup d’état et multiplie les actions pour un retour pacifique à la normale mais force est de constater que rien n’a changé depuis. Avec des entêtés au pouvoir nous ne pouvons pas espérer grand chose aussi je pense que le changement ne pourra pas venir de l’extérieur.
    J’invite tous les citoyens patriotes de bonne volonté à Madagascar à se révolter contre ce régime sans nom….Notre patrie est en danger, il faut la sauver !!! A nous prouver d’abord et en premier lieu que nous aimons la Terre de nos ancêtres.
    Une fois de plus vous me direz oui mais comment ?? Comme les manifestations dans la rue vont se solder sûrement par des morts d’homme le plus simple serait de paralyser les mécanismes qui font fonctionner cet état fantôme :
    - Fonctionnaires, observons une grève illimitée en restant à la maison
    - Transporteurs, ne sortez plus vos bus et autres transports en commun…
    - Vendeurs, fermez vos boutiques et étals…
    - Employés de la Jirama, ne faites plus fonctionner les centrales…
    - Etc, etc…
    Si nous arrivons à faire tout cela, les usurpateurs comprendront ENFIN qu’ils n’ont plus de raison à rester au pouvoir !!!

  3. Alidera A.R. a dit :

    Ce n’est pas le pays qui est malade, c’est le peuple…

  4. ralezoka a dit :

    Misaotra betsaka anao ry Verohanitra fa raha vao ianao io no manoratra eto
    amin’ny forum ity dia tiako ho vakiana na imbetsaka’aza ny voalazanao satria
    sady marina no feno fahendrena .Tsy dia mandany andro mamaky ny voalazan’ny
    mpiara-dia amin’ireo sankalite aho satria efa fantatro mialoha fa tsy dia misy
    zavatra mafonja ny tian’izy ireo ho hambara. (sankalite ê)
    Veloma ianao ry Verohanitra ary mahereza ê ! Masina ny Tanindrazana .

  5. ralezoka a dit :

    Baba kool nous donne ici une recette au résultat infaillible : d’ailleurs
     » l’union fait la force  »

    Sady koa:  » Akanga maro tsy vakin’amboa  »

    Roso izany ny dia ka aza misy mihemotra intsony.

  6. Verohanitra a dit :

    Misaotra e ! Ao fa hanoratrar foana aho !

  7. jaosoa a dit :

    Ce n’est ni le Pays ni le Peuple qui est malade, c’est la classe politique qui a des problème.

  8. Survivant a dit :

    Classe politique inculte, riches prédateurs, ignorance générale, peuple sans courage, fonctionnaires corrompus, populations affamées…
    Pas de vaccin en vue avant longtemps.
    La maladie est générale, la mort gagne.

  9. jeyo a dit :

    Baba kool c’est TOI qui est malade… gravement malade. Va chez le toubib avant que tu sois mort et les foza comme toi va organiser une grande fête animé par Rossy…hi!hi!hi!

  10. ralezoka a dit :

    Diso aorian aho vao afaka mamaly anao ka azafady ê !

    Mahereza fa sarotra ny mifandray amin’ny sankalite .



  11. ralezoka a dit :

    Survivant ,voici ce que l’on peut constater . Ces 2 mots bien sensés résument

    tout:  » SANS QUALITé « 

  12. ralezoka a dit :

    O ! Jeyo avec des dirigeants ou acteurs sans qualité , on ne peut
    obtenir que des résultats sans qualité .

  13. zaza a dit :

    izahay tsy mila mpiompy osy mainty, avelao hiaraka @ mpanao waudou any

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.