MyDago.com

Archives du Lundi 5 octobre 2009

Aiza mifandrebireby Ra-TGV an !

Lundi 5 octobre 2009

Aiza ity hoe manaja ny fifanarahana tany Maputo ity kanefa MIBODO NY TOERAN’NY PREZIDA e? Siiiiiiiiiiiiiiiiiiiiih! F’angaha de kentrina izahay aminao e? Aoka tsy hifandrebireby Ra-tgv a! Ny fifanarahana tany Maputo dia milaza fa MIALA ALOHA NY FAT, ary ny Mouvances efatra no MANENDRY IZAY HO TENA HITANTANA NY FITONDRANA TETEZAMITA. Izay ihany no izy [...]