Aiza ity hoe manaja ny fifanarahana tany Maputo ity kanefa MIBODO NY TOERAN’NY PREZIDA e? Siiiiiiiiiiiiiiiiiiiiih! F’angaha de kentrina izahay aminao e? Aoka tsy hifandrebireby Ra-tgv a! Ny fifanarahana tany Maputo dia milaza fa MIALA ALOHA NY FAT, ary ny Mouvances efatra no MANENDRY IZAY HO TENA HITANTANA NY FITONDRANA TETEZAMITA. Izay ihany no izy e! Tsy misy hiviliviliana io.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Efa mivika lery e, aloha be loatra ny retour d’âge sa ny alzehimer no mamely
Et çà continue les conditions!
VRAIMENT CE Rajoelina est instable psychologiquement:
tout ce qu’il dit ne tient pas debout:
tantôt pas besoin d’aide internationale, tantôt à condition qu’on débloque les fonds!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
PARCE QU’IL N’Y A PLUS D’ARGENT , « ILS » N’ONT PLUS DE « FONDS »!!!!!!
A FORCE DE FAIRE LE BEAU : voyages par ci, cérémonies par là , payés les capsat pour qu’ils puissent faire les courses ds les grandes surfaces et TUER LE PEUPLE, faire d’énormes cadeaux à des personnes par intérêts! croyez-moi tout çà pour faire crever le PEUPLE à côté!
BON SANG REVEILLEZ-VOUS LES MALGACHES!
CE N’EST PAS UN INDIVIDU COMME CA QUI VA NOUS GOUVERNER: il n’a aucune connaissance politique, aucune instruction, aucune diplomatie, aucune intelligence
ET C’EST CELUI LA QU’on veut comme DIRIGEANT DE NOTRE PAYS; Il ne nous a donné que LA HONTE PARTOUT!!
Maintenant notre destin est entre nos mains il a assez fait souffert le Peuple, LEVONS NOUS LES MALGACHES !!!!
NOUS AVONS ASSEZ DE CET INDIVIDU QUI N’A MEME PAS DE PERSONNALITE, manipulé par les autres!!!!!!!!!
VIVE NOTRE PRESIDENT ELU DEMOCRATIQUEMENT!
VIVE LA DEMOCRATIE!
VIVE MADAGASIKARA!
IL EST FOU, IL EST FOU , IL EST FOU CE TGV!!!!!!!!!!!!!!
IL DERAPE LE TRAIN , IL VA DERAILLE!!!!!!!!!!!
Fa mba mihevi-tena ho iza loatra re ity ramose sankalite ity no mahasahy mametraka fepetra fa raha tsy manao taratasy ny CI manome toky fa esorina ny sazy rehetra, haverina ny fanampiana ara-bola dia tsy …..
Fa heveriny ho inona angaha ity CI no hanaraka ny sitrapon’izao bodo sy adala rehetra nangalam-pahefana eran-tany izao. Mivadibadika toa lela may izato izy : androany mahavita tena ny Malagasy, rahampitso, omeo vola izahay. Raha mba vola tena hanasoavana ny vahoaka moa ka haninona fa hanakaramana ny kapisaty, ny miaramila, hampirimina hitsinjovana ny ho avy.
Tsy ampy ny fahafam-baraka efa nihatra tany amin’ny ONU fa ampio ihany e !
Tsotra ny fanafodiny ny manala an’io ramose sankalite io eo amin’ny fitondrana ary mampihatra ny sazy rehefa izay no mety.
Tsy misy talenta afatsy animateur professionnel. Marketing saribakoly, viravirain’ny olona atao fitaovana etsy sy eroa fotsiny.
« Mbola tsy mikombona ny loha-maleminy » hoy ilay zatovovavy teny Mahamasina t@ fiatombohan’ny tolona, « Retour d’age » sahady hoy ranamana ery ambony…
Tena lasa saina mihitsy aho amin’ny afitsok’ity kotokely RADOMELINA ity!
Fa tena mihevitra azy ho tena favy ve ny adala no sahy manao izany fitenenana izany e? .. Tena mieritreitra angamba lery hoe mitovy aminy daholo ny olona rehetra eto ambonin’ny tany la azony baikona daholo.
Izaho tena mieritreritra mihitsy fa tena efa DIKY mihitsy angamba ny ao anatin’ny ati-dohany ao! Tena marina moa an!…
Dia ireto gazety misolelaka aminy koa no mahatonga ahy miteny hoe: DIA TENA MITAPI-T..Y MIHITSY ANGAMBA NY SAIN’IREO KA MITENITENY FOANA ANY ANATY GAZETY…. Mampalahelo
Tokony ho mailo isika mpiara-mitolona fa mety misy fitaka be vava ary tena tetika maloto mifangaro poizina mihintsy aza no kotrehin’ireo TGV ireo , indrindra fa ity HAT tsy misy asany ity . Téleguidé avy any dilambato any i sankalite de manao kabary mitonatonana any an-kadin’alika; lavitra loatra koa moa ny distance ka mifangaro voraka ny ao anatin’ny loha-keliny ary mety tsy takatrin’ny atidohany ny baiko avy any France(Q.I faible) . Hatramin’izay naha -tany ny tany dia tsy misy olona normal ananan’olo-trosa ka nde hanao chantage @ bailleurs-ny ; ka tokony ho araha-maso ihany ny fihetsikireo fa sao mamoa-doza. Izany ve no mba conseils homen’ny hat ; Esory any io Rajolie io sy consort fa very eto tsika le aza tsa mahavoa raha io fa mitady atodin’osy avy @ CI sy ny GIC.
Le tube de l’année (en rythme s’il vous plaît):
Sankalite! lalalalalalala
Sankalite! lalalalalalala…
Ny ao ambadikin’ny sainkeliny dia hoe io « taratasy voasonia »io dia ho antoky ny fankatoavana azy (« reconnaissance ») ho filoha. Tsy « filoha » (malagasy) izy fa « filou » (frantsay). Izay no marina.
Iza no hanaiky « filou » ho Filoha?
FO(U) HEHY BE AHO MARIN MAF!
Je ne sais pas, j’ai cette impression de pouvoir créer ce scénario-ci: Deux sous-ensembles dans un ensemble appélé COUP D’ETAT.
2 soubiques, couleur ORANGE et ROUGE, pour classer dans chacune un couple de prétentieux CHEFS PUTSCHISTES du continent africain, :
* soubique ORANGE pour les chefs de fil du putsch :
1°) André Rajouelle (Mcar) + Dadis Camara (Guinée)
* soubique ROUGE partisans des mouvements islamistes terroristes et apparentés:
2°) Monja Roindefo (Mcar) + Kadhafi (putschiste Lybien, conseiller de Monja)
Fanahin-jiolahy asam-boto fotsiny izao, manantena fa ho ngeza dia ngeza satria miaraka amin’ny frantsay, halaza eran-tany, hampifaly ny fahavalom-pirenena fa nahongana ny FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA, saingy adinony amin’ny maha jiolahim-bola azy fa misy mitondra izao tontolo izao, na dia nanana ny kilemany aza Dada dia olon’Andriamanitra tsy an’olona ny fitsarana fa anAndriamanitra, na inona na inona fiainany miafina tany tsy nisy nahalala azy hafa sty Andiamanitra irery ihany ary Izy Tompony ihany no hitsara azy fa tsy ireto mpandroba ireto akory, aiza koa ny an’olona hatao izay hananany vahoaka asa fivelomana tsy ho vesatry ny firenena fa ireto fat fat ndoza ireto dia amam-bolana vitsy dia olona efa ho 25 000 no very asa? Atao ny kajy dia raha miteraka 1 avy ireo au moins dia olona 75 000 no tsy manana fidiram-bola? Izany no manambara fa tena mpamono olona izy mianakavy ireo sty mataho tody ireo miara miasa aminy ary mpivavaka tratry ny fanahy mamitaka izany hoe satana mpamitaka daholo ireo mpivavaka na mpitondra fiangonana pastora mpiandry mopera masera katekista frera imamo ny silamo loholony apokalipsy fiangonana tsy miankina tafiditra amin’ny fombana io tgv sy rajohell io dia haazon’ny devoly koa tokony hifona sy hibebaka hanasitranan’Andriamanitra ny firenena fa tena magie ange no ataon’i Randrianatoandro io e, devoly mivantana no ao satria satana te handroba ny fananany malagasy ho an’ireo franc macon frantsay ireo iraky satana saingy hdinony fa an’Andriamanitra Madagasikara efananaovan’i Jesosy fanekena tamin’ny ran’ireo maritiora kristianina maro fa tsy hitovy amin’ny firenena silamo velively, manana ny maha izy azy Madagasikara ary ambonin’izany rehetra izany ny maha firenena kristianina azy ary izany no tokony tsy ho adinontsika fa hiorenan’ny fo sy saina ary fanahy amin’ny fitiavan’Andriamanitra antsika ka hiverenantsika tsirairay aminy samia miorona amin’ny fitiavan’i Jesosy antsika tsirairay avy
vivement l’election presidentielle , tout ça c’est du pipot pojur passer le temps