Nous nous permettons de publier ce témoignage. Nous admettons que le patriotisme (fitiavan-tanindranzana) n’est pas l’apanage de seulement certains. Tout le monde peut être patriote, tout comme certains peuvent aussi être collabos ou traîtres vis à vis de la terre que nos ancêtres nous ont léguée. Quoi qu’il en soit, ceci ne peut que faire avancer la réflexion de chacun de nous.
Aoka isika tena hametraka ambony ny tombon-tsoam-pirenena fa tsy ny harena na ny seza na ny fahefana ! N’iza n’iza mintsy no lazaiko amin’izany. Ary sao de mba tokony miala avokoa ary no mety e ! Amin’izay tsy misy ny savorovoro : Ratsiraka – Zafy – Ravalomanana – Rajoelina.
Misy koa olona ohatry ny (miala tsiny indrindra fa izay ngamba no azo ilazana azy) amporisihin’ny olona fotsiny de iny koa fa taitaitra ohatran’ny biby ! Avy eo anefa dia ny vahoaka ihany no hizaka ny vokany. Samy asiako daholo na ny andaniny na ny ankilany satria samy tsy misy tia tanindrazana. ‘Zay mangina hono volamena fa izy rehetra samy variana avokoa.
Raha misy tena tia tanindrazana de izay manao izay hisorohana ny rotaka sy ny ady fa tsy ‘ndeha hampiady ny samy Malagasy indray. Samia re mba tonga saina amin’izay e ! Marina ‘nge ‘zany e ! Aoka tsy ho hanaiky ataon’ny olona fotaovana intsony ny Malagasy.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Ka iza aza no tianao handray andraikitra : Rajaonarivelo, Ramaroson, Andriamanjato, Ramaromisa, Sylla, Manorohanta sns…sa ny FIS, ny Emmoreg, ny ekipan’ny CEMGAM…sa ny diaspora ?
Le témoignage en malgache est raisonnable.
L’introduction en français est toujours dans la veine partisane.
La notion de collabos ou de traîtres est inacceptable dans une lutte de pouvoir entre politiques malgaches.
Encore un effort et peut-être la voie de la réconciliation serait ouverte.
« Raha misy tena tia tanindrazana de izay manao izay hisorohana ny rotaka sy ny ady fa tsy ‘ndeha hampiady ny samy Malagasy indray »
Io no nimasoany, imasoany ary mbola himasoan’ny ao amin’i Magro atrizay ka atrizao, satria raha ireo « provocations » natao taminy dia efa ela no zavatra hafa no nitranga teo amin’ity nosy malalantsika ity.
Sa inona kosa no mba harosonao raha tsy mety ny paikadin-dry zareo ao amin’ny Kianjan’ny Ara-dalana?
Ohatra ve manaiky be fahatany ho tantanan’olona miova hevitra isaky ny iray minitra, tsy manaja ny sonia nataony, mpandroba fananna’olona, tsy mandala ny fahafahan’ny hafa, tsy manatanteraka ny famapanantenana omeny, mpahorohor sy mpmpigadra amin’ny tsy anytony, ary tsy mitana « parole » mihitsy satria tsy manana feo afa tsy ny firefotry ny basy ve? Raha izay mantsy dia aoka ihany ho anao irery ny sosokevitrao fa tsy hisy olona tia ny tanindrazany no sady mandala ny ara-dalana hanaiky izany.
Aoka hazava fa tsy hanaiky an’i Ranjelinajoely sy Roindefo hitondra ny tany sy ny fanjanakana mihintsy ny malagasy tia-tanindrazana. Mpandroba ireo, saribakolin’ny mpanjanaka. Tsy hisy hanaiky ka! Minoa an’izany ianao Ra-Mpitsoka.
Ampitiavana.
Masina ny tanindrazana.
Manaiky ny teninao @ apahany aho, fa tsy vizaka mintsy aho miteny hoe: N’iza n’iza eo ka mbola misy ireo FRANTSAY ireo mbola manana fahefana eto dé lazaiko aminareo fa toy zao foana ny gasy. Jereo anie Côte d’Ivoire e?–firenena voalohany teto Afrika, i Sénégal jereo fa mitsanga-mihemotra toy ny inona i Guinée vao aingana, 14 ans transition foana. Io transition io no tediavin’ny frantsay atao lavabe eto amitsika raha tsy fantatrareo. Mody hoe »ataovy malaky ny élection » nefa ny FOZA ihany no tiany ho lohany; dé tsy hanaiky ny hafa avy eo, dé eo ndray aloha ny gasy fa miadiady eo dé ho 5 ans transition foana. Mody miady ry Monja sy ry Andry, nefa inona akory? zay dé faly ery ry Magro nefa tsy hainy fa fanalavana fotoana fotsiny io cinéma io. Raha tianareo ho fantatra ny tena mampiady an’ireo?– Ny fizarana sôsy tsy mitovy no tena mampiady an’ireo
OKAY e!
ZANDRY
Une autre VOIX ?????
Raha ny mba fahitako azy dia ireto ny vahaolana kanefa sarotra tanterahina :
- Esorina amin’ny Capsat ny fitaovam-piadiana mahery vaika eny am-pelatanany. Iza no afaka hanao izany ? Ireto miaramila voavidim-bola ve ? Nofy an’izany. Ny legalista tanam-polo ve ? Tsy dia ho fatifaty foana rotidrotiky ny bala nefa mpitolona velona no ilaina fa tsy vatana mangatsiaka. Ireto Capsat ireto sy ny tafika manohana azy no andry ijoroan’ny fat(y). Izay naka fahefana tamin-kery dia tokony ary tsy maintsy alà na aminy amin-kery ny fahefana azony.
- Ampiharina amin’ireo mpanongam-panjakana ny sazy henjana mba tsy ho tonga lesona manerana an’izao tontolo izao indrindra fa amin’ny tany afrikana, ny fanonganam-panjakana amin’ny alalan’ny basy aman-tafondro.
- Ny mpitolona dia tsy hanaiky velively an’i Andry Rajoelina sy Monja Roindefo ary ireo mpiara-dia aminy hijanona amin’ny fitondrana nangalarina. Fa indrindra indrindra, tsy hamela azy ireo hikarakara ny fifidianana filoham-pirenena. Tanana zatra mitsotra, tsy mahay mivonkona intsony ny an’ireo ary izay nangalatr’atody, dia hangalatra omby. Mazava ho azy fa dia fangalaram-bato no hitranga.
- Miray hina ary tsy misaraka amin’ny SADC sy ny GIC ny mpanaraka ny ara-dalà na. Izay miendaka amin’ireo dia tsy tia tanindrazana velively fa te hitavana samirery amin’ny harem-pirenena ka tsy mila ny CI na dia efa eny am-potom-pe aza ny ranombary. Amin’izao krizy iraisam-pirenena izao ve dia mihevitra ny hahavita tena fa tsy mila firenen-kafa ankoatran’i La Frantsa sy Lybia ?
- Ny fananganana governemanta ara-dalà na iraisana, manaraka ny Accords de Maputo, eken’ny CI sy ny vahoaka no aoka hatao, tetezamita marim-pototra fa tsy toy ny misy amin’izao fotoana izao. Io governemanta io no hanao ny fikarakarana fifidianana eo ambany fiahian’ny CI.
- Rehefa ho tonga ny fifidianana filoham-pirenena dia aoka tsy ho afaka handray anjara ny manana satam-pirenena roa : frantsay sy malagasy. Olona afaka hanohitra an’i Françafrique ary sahy miatrika azy io no tokony hofidiana. Ny Filoha Ravalomanana aloha hatramin’izao no sahy nitodi-damosina an’izy io.
- Satria tianao hiala daholo ireto mouvances efatra, dia hosoloinao an’iza ? Nahoana no tsy nolazainao mazava hoe iza no tianao ho eo ?
hoavy ny Gic handamina antsika malagasy satria tsy mifanaraka isika , noho izany ny resaka ala olana a@ samy malagasy tsy mandeha ary efa tsy nandeha hatrami’izay , zay no mahatonga andry-zareo hoavy ka manatrika eo daholo ny solon-tena ny erany izao tontolo izao fa tsy ny SADC irery , ary a@ maha firenena ao anaty ny OUA sy SADC antsika na niala isika na tsia
dia adidin-dry zareo no manatrika satria fianakaviany afrika isikNa a.Tsy anatiny fivoriana izy 4 mirahalahy mianaka , zava-dehibe io , tokony tsy ao anatiny filoha sy 1er ministre koa ny mouvance izy 4 ireo.société civile no mità na ireo toerana ireo dia asiana v1ce 1er ministre tgv , arema , crn sy tim fa ny ministre no mifangaro ary asiana isika ny région lehibe.
Avelao aloha vita ny fivoriana a@ talata dia hohita eo zay tapaka e , ny iriana dia mba isiany marimaritra iraisana fa mijaly loatra ny vahoaka sy ny firenena e , 5 taona fara fahaingana vao tafarina indray isika e ,ny alaolana dia averiko eto indray olona vao2 tsy manana antoko no filoha sy 1er ministre dia vice 1er ministre crn , tgv , arema , tim no ifanarahina dia tora zay koa ny ministres ( arema , leader , tim , tambatra , rpsd , vonjy iray tsy mivaky ,akfm, psd , udecma ,grado ilafo , tgv sy fikambanana maro ( mpitsabo , tanora , orinasa , ong sns…), mino aho fa ilamina io.
iza indray ary io mody manao politikan-jaza io hoe samy miala fa tsisy tia tanindrazana nefa malahelo toerana fotsiny d aleo lo toy izay hoan’ny tanora ny fitondrana aiza v ko olona nifankahala izao izy 3 lahy dia mitambatra in1 hanohitra ny HAT tsisy antitra mandresy tanora izany ary aza matahotra nareo fa tsy ho voafitakireo lazaina hoe »dinausore » manodidina azy ANDRY fa mba manolotanana fotsiny ireo manarina ny erreur-ny t@ ratsirakasy Ravalo ary ZAfy
aza lany andro, fa na iza milatsaka na iza , matoa i frantsa mihintsy no tonga dia ,tsy hanaiky eo izy raha tsy azy ny fandresena ,because « pétrole », ny olon’i andry anie efa mipetrapetraka daholo any @ sisiny e,ianao variana eo @ »magro »farafaha-keliny 52% an’izay olona atolotr’i frantsa eo .Iza no hanao fanamby?
LA SOLUTION LA PLUS SAGE POUR LA CRISE SELON ACAM-MADAGASCAR
Compte tenu de la situation actuelle à Madagascar, nous sommes pérsuadés que la seule et unique voie pour retrouver la paix sociale à Madagascar serait d’organiser le plus rapidement possible une éléction libre et transparente dans le cadre de REGIME INTERNATIONAL DE TUTELLE et sous la responsabilité totale de l’ONU .
La meilleure façon d’organiser cette éléction sera d’utiliser l’exception d’inconstitutionnalité(Déf: c’est la possibilité pour n’importe quel citoyen dans le cadre d’un litige ou en cas de force majeure de contester la conformité d’un texte de loi par rapport à la constitution.)
Pourquoi?
-Parce qu’ aucun parti politique ne pourra plus prétendre organiser l’éléction présidentielle (faute des doutes et des méfiances)
-Parce que l’application de l’ancienne constitution favorisera d’avantages des situations conflictuelles dans un contexte déjà très très tendu.
-Et la mise en place d’une nouvelle constitution n’est pas si évidente voir même irréalisable dans une période de transition.
-De plus, les appareils de l’état tournent au ralenti voir même en panne et nos institutions n’existent plus.
-La HCC et la Société civile engagées dans des démarches partisanes ne pourront plus vraiment assumer un rôle d’arbitrage.
Pour garantir l’authenticité du scrutin et de la sincérité du vote, et pour qu’elle soit crédible et acceptée par tout le monde, L’organisation de cette éléction ne devra pas être confiée à une quelconque mouvance politique, mais plutôt à une cellule indépendante, de caractère apolitique, neutre et impartiale
Cette cellule aura comme attribution principale de superviser toutes les opérations relatives au bon déroulement des éléctions, pendant les périodes Pré-éléctorale , Electorale, et Post- éléctorale.
Notre groupe est prêt à assumer ce rôle dans le but de préserver les droits fondamentaux des malgaches et de retrouver rapidement cette paix sociale afin d’éviter des vrais catastrophes humanitaires.
Dans le but de remettre sur pied nos institutions, le Président élu fixera dans un délai court la date de l’éléction législative, communale et cantonale.
Une nouvelle constitution Universelle sera élaborée sans le nouveau Président mais par une comission mixte composée de tous les partis politiques et des experts en droit constitutionel mandatés par l’ONU pour nous aider sur certains points. Et l’adoption de cette constitution sera validée par une consultation populaire.
La nomination du premier ministre appartient au nouveau Président élu.
Le Premier ministre nommé aura un délai limité pour former son équipe gouvernemental.
Cette équipe r estera en place jusqu’à l’éléction20Législative qui détérminera la majorité absolue (SCHEMA D’UNE COHABITATION POSSIBLE)
A l’issue de la législative, la Majorité dégagée prend en charge la Primature et l’équipe gouvernementale.
Pour information: acam-madagascar n’a aucune vocation d’aller chercher un pouvoir ni l’ambition de créer un parti politique, son objectif principal c’est de préserver les droits fondamentaux des citoyens malgaches.
Signé: ACAM
Notre site: acam-madagascar.fr
DIA TANAORA HANAO INONA INDRAY ARY INONA NO BOLA HO ATAO? NY TEO AZA EFA FAHARAVANA SY FAHAPOTEHINA SY FAHANTRANA LALINA IZAO VE DIA HIREHAREHA IHANY? TANORA MIVADIBADIKA LAVA IZAO? MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY VE IANAREO FA EFA MIHAZAKAZAKA ANY AMIN’NY FAHARAVANA NY FIRENENA? NY LOZA ANEFA DIA MALAGASY IHANY NO MANAO IZANY? lAZAINA FA DICTATURE INGAHY RAVALOMANANA FA IRETO MILAZA AZY HO TANORA? TERRORISTES PIRE NOHO I RATSIRAKA MIARAMILA TATSAMBO AZA, R8 NO LAZAINA ANEFA VAHOAKA TSY MANAN-TSINY ENJEHINA MANDRITRY NY TAONA FA TSY MANANA FO MITEMPO SY MBA OLONA IHANY VE IANAREO IREO E? MAMPIERITRERITRA FA TSY RESAKA POLITIKA INTSONY FA TENA EFA HADALAN’OLONA MATAHOTRA NY HIHATRIKA IZAY ZAVA-BITANY FA NAHOANA MOA RAHA TSARAIN’NY TRIBUNAL INTERNATIONAL DAHOLO IZY EFA DAHY IREO DIA HO HITA EO IZAY AZO RAISINA? MARINA FA MANANA OLONA AO TGV FA STY ATAHORANA IZANY FA ISAKY NY MANDEHA DIA MILAZA FA VOLA TARY LAZAINA FA HATRAMIN’NY ONU AVY NO VOAVIDY VOLA, FA ANGAHA TSY MANANA NY EURO ANY ZAREO IREO? FA RAHA VOADAKA TANY AMIN’NY ONU I TGV NA DIA TEO AZA ILAY OLONA AKAIKY AZY AO AMIN’NY FITSARANA INTERNATIONAL GASY IO AMIKO DIA MILAZA IZANY FA TSY IZY IO TGV IO. TENA MANANA LIAISON AKAIKY IO SATRIA TENA MIASA AMBONY AO AMIN’NYN NATIONA UNIS, ANEFA VOASAKANA TGV ARY MOMBA AZY IO OLONA IO, FA DIA MIKIRY SY MANAMARIN=TENA FA OLON’NY FIRENENA MBA TONGAVA SAINA E. MAHAMENATRA
AZA MITENY IZANY IANAO RY FANAMBY AN. AN’ANDRIAMANITRA DAGO FA AZA MANAHY HIANAO. SAO HEVERINAO FA TSY MANANA NY FIKASANY AMIN’NY FIRENENA MALAGASY NY TOMPOM-PAHEFANA AMBONY INDRINDRA E. NA DIA HANAO PAIK’ADY INONA AZA IZY TSY HANKAIZA FA MINOA FOTSINY IHANY ARAHINA VAVAKA E
Ny tsy fantatro aloha raha azontsika vahoaka Malagasy fa ny fototry ny olana rehetra anie dia i Reny malala eh (France) ary i Sarkozy dia manao politikana metisy mihintsy (satria izy dia metisy), te hametraka izy fa mbola tsy azo hozongozonina eto Madagascar, ary ny olona tokony hiakatra eo amin’ny fitondrana dia tsy maintsy taranaka PADESM satria ireo no olona azony baikona sy hitsetsefana ny harem-pirenena malagasy. Tsarovy tsara fa tsy nisy Mpitondra teto amin-tsika naharitra raha tsy avy amin’izy ireo ihany. RAha nanaraka tantara isika dia nezahin’ny Frantsay izay tao ambadiky ny amiraly Ratsiraka ny namotika tanteraka an’i Tompokolahy Monja Jaona izay tena Nationaliste tokoa, ny Filoha Ratsiraka moa tamin’izany rehefa tsy nahomby tamin’ny politika tous azimuts sy ny nationalisation des biens étrangers t@ 1975, dia niverina ni-confesse t@ Reny malala indray.
Jereo ny cas ny Filoha Marc Ravalomanana, raha jerena ny fifandraisan’ny Lafrantsa sy Madagascar dia toa marisarisa satria tsy nanaiky ny ho atao fitaovana ny filoha, nefa tsy afa nanaotra teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena fa tsy maintsy nanaiky, jereo ohatra ny réhabilitation ny RN 6, contrat 100 Millions d’euro, tsy maintsy nomena ny orin’asa frantsay (COLAS et SOGEA), ny tsy nety tamin’Atoa Ravalomanana dia saika nomeny ny orinasany io marché io, ekena fa ny FED no nanome ny vola, izany akory tsy midika fa tsy maintsy orinasa européenne no manao ny asa, tsia volan’ny Malagasy satria notrosaina. Jereo ny cas ny TOTAL, rehefa hitan’i Sarkozy fa nitady hampiditra compagnie chinois eto MAdgascar Atoa Ravalomanana hitrandraka an’i Bemolanga dia nanao pression farany izay mafy izy eny hatramin’ny chantage amin’ny fialan’Atoa Ravalomanana eo amin’ny fitondrana aza. Azon’ny TOTAL ihany Bemolanga, ary iSarkozy dia sy nahatoky an’Atoa RAvalomanana instony dia iny fanampiana ankolaka t@ fanonganam-panjakana iny, ary vitany tanteraka izany. Ny fahadisoana be nataona’Atoa Marc Ravalomanana dia isan’ny nanamafy izany, tena nangoron-karena tanteraka izy, ary rehefa taty aoriana dia toa lasa niteniteny foana ary nanao tsinotsinona ny vahoaka Malagasy, hany ka kivy ny vahoaka tamin’izany, dia nanampy tosika fotsiny ny fononganam-panakana notarihin’ny frantsay.
Ho famaranana, antenaiko fa nitondra lesona han’Atoa Filoha Marc RAvalomanana ireny zavatra niseho ireny, ny vaha olana mety hoan’ny Malagasy aloha dia ny miala eo ambany vahoan’ny Frantsay, tiako ho soritana eto fa isan’ny Mpitondra nahavita niala t@ Frantsay ny filoha RAvalomanana, metsy hahavita tsaratsara ihany koa Atoa Monja Roindefo, Ireo olona roa ireo na dia sakay sy maso aza amin’izao dia mety hitondra soa hoan-tsika vahoaka MAlagasy satria olona sany nationaliste, fa terena kosa hiala amin’ny toe-tsaina égoïste, tsy mila olona ohatran’i Andry Rajoelina izay tena tsy misy valeur fa miteniteny foana, menatra aho raha ohatran’iny. Mba hampianaro ihany ny zaza satria rehefa tsy mahay ninoninona dia miteniteny foana hoatr’ireny (hapitenin’olona tay dia miteny, voir discours enregistré tany New York).
Tsotra fotsiny : ny tany sy ny fanjakana tsy mila tanora FOPLA
HAT ve sanatria no hoe ampitovina @ mouvance Ra8? FATy ve no mendrika hitovy amin-dry zareo eny @ Magro, na sanatria mbola homena vahana handripaka ny mpandeha amin’ny lalan’ny rariny sy hitsiny ?
T S I A
N O N
N E I N
N O
Habibiana tsy roa aman-tany mbola tsy nitranga teto @ firenena no nataon’ireo.
Ny mpanolo-tsaina: ireo mpanonga-panjakana fanta-daza sy ny Frantsay tsy menatra fa mbola mampivandravandra ny hangalatra ny taniko sy ny harena ao aminy foana.
Sanatria tompoko raha ity nosy malalantsika ity no ho avela ho viravirain’ny La Frantsa sy Slamo terroriste, ary koa ireo firenena Afrikana mikorontana sy mifandray an-tendro amin’itony mambra rehetra ao @ FATy amin’ny fomba tsy fampiseho masoandro ataondry zareo mpanao COUP D’ETAT.
« Ho an’ny mpanoratra ny lahatsoraka:
- miala tsiny fa toa tsy takatrao mihintsy ny ‘blema! »