Inty no voaraiko teto anio, koa dia mba alefako amin’tsika. Izy ity moa dia ny Collectif GTT any Frantsa, ary eo amin’ny faritra atsimo-andrefana any. Fantatra fa efa hatramin’ny ela be, dia bestaka ny Malagasy mipetraka any, betsaka dia betsaka koa ny efa nipetraka tany. Ary tsy azo afenina amin’tsika fa tena mavitrika tokoa izy ireo. Tsy ho hadinoan’tsika koa ry zareo eo amin’ny Région Parisienne.

Collectif GTT Grand Sud Ouest

Collectif GTT Grand Sud Ouest



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Communique du Collectif GTT
  2. Communique du collectif GTT
  3. Les grandes caravanes du collectif GTT
  4. Misaotra ry Collectif GTT
  5. Evacuation des pro-HAT de l Ambassade par le Collectif GTT

21 Comments

  • Nadia dit :

    ny mba hatadidiko ilay endrik’ity Rangahy Ravalo ity dia lay olona novonoiny sy ilay ra nandrika
    mba haona re @ andro irayhodianio any @ ray e?

  • Maevanilla dit :

    ianao tsy mahay mamela heloka io ry nadia dia mbola ho pire no hahazo anao noho ny hahazo anio lehilahy io any!!!Efa firy volana izay dia litania ny fankahalanao azy no hitako lava eto. Mba atsara i Andry dia mitenena sosokevitra hanatsaranao ny firenena eh!!!
    Hatraminizay nidirako forum teto dia ny fankahalana ravalo no tena ambetiteninao fa tsisy vaingankevitra navoakanao teto. mampalahelo raha toa anao daholo ny gasy any andafy. AZA MBA MIZESTE AMINAY HOE MIVOATRA MIHITSY aleonay ihany ny toetsainay eto madagasikara. mankato famelankeloka sy fihavanana

  • Nadia dit :

    o Ramatoa ity a! izay no nahatadidiavako ny salovantavany koa maninona?za anie mamela azy ary mivavaka ho azy e!inona indray?

  • Eleonore dit :

    tena marina ny anao ry Nadia: samy manana ny fijeriny tokoa ny olona! Ka mba rehefa mijery ny sarin’i TGV ianao , dia mba inona no tsaroanao? Ny ahy dia ireo faty may tao @ ny magasin tao Analakely t@ ny 26 Janvier ary ireo civils nilanja basy teo akaikin’ny magasin MAGRO teo Akorondrano io andro io ihany, nijoro akaiky ny fatina lehilahy iray . Ary koa ilay journaliste maty nihohoka tao Antaninarenina ny 7 Fevrier. Tsy hadino koa ilay Madama maty tao Ambohijatovo…

  • Nadia dit :

    ny ahy izao ny havako any Bricaville hiasa fa velona ny Sirama zay no hahalalako ny Antsarantarehin’ny Andry ho velona anie izy

  • ralezoka dit :

    I Nadia ve dia mino marina fa Ra8 no tompon’antoka ireny vonoin-olona sy rà mandriaka ireny ?
    Amin’ny sinema dia misy ny atao hoe: »Mise en scène »
    any amin’ny « Zône Rouge » tsy tokony aleha no nitondràna ny olona ka nanaovan’ny « scène », natao izay nahabe ny maty sy ny rà mandriaka .(Sòrona hono izany). Mbola atao ny « enquête »mikasika izany angamba.Jereo tsara koa ny « vidéo »momba izany.
    Raha nijanona teo amin’ny « Place13 Mai » foana izay i Andry dia ho hìpoka io toerana io tahak’izay,dia mety ho niala mora i Ra8 ary tsy nisy maty, na naratra, na rà mandriaka, na zavatra simba velivey akory…..
    Avy eo dia nipetraka mora teo amin’ny seza fiandrianany i Andry , amin’izay hitanao am-pilaminana fa tena tsara tarehy sy tena tianao izy. TGV(Trop Grande Vitesse)moa izy, dia izao isika mianakavy no mizàka ny tsy eran’ny aina izao .Miaina ao anaty fahoriana,ao anaty horohoro. Tena mijaly ê!

  • ONY dit :

    ENY HOA TSY MBOLA MAHAFANTATRA FAONA ANAGAHA FA I RAV8 NO OLONA MARINA ? FANKAHALANA TSY MISY IZAY TENENENINA ! TSY FITIAVANA TANINDRAZANA NO BETSAKA TAHAKAN’I TGV VOAVIDY MBOLA. EFA FANTAMPOKO FATAMPIRENENA NA IZA NA IZA …TSY TADIDY HOE « SANS QUALITE »TAN’i ONU ? AOKA HO FANTATRARAO MANKAHALA AN’I RAV8 IZAO FITENY IZAO : ESORY IREO PUTSCHISTES. TSY FANTANY ANGAHA NY TENY HOE : « LAGUERRE, UN MASSACRE DE GENS QUI NE SE CONNAISSENT PAS, AU PROFIT DE GENS QUI SE CONNAISSENT MAIS NE SE MASSACRENT PAS ? » (PAUL VALERY)
    AVELAO NY VAOAKA MALAGASY MBA IADANA AMININ’IZAY FA TSY LEFITRA INTSONY ! AN’I ANDRIAMANITRA NY FAMALIANA.

  • MANDA dit :

    nadia hono mivavaka ho an’i ravalo!!!
    mampmehy

  • Rovahiga dit :

    Tsy fantatra intsony izay hiadian-kevitra eto, ny fipetsompetsoan’ny sasany sa ny vaha olana ho an’ny tanindrazana. Tetika iray ihany no hahomby: avelao hitsonintsonina izay hitsonintsonina, aza vakiana akory izay soratany, fa ny ady hevitra ataon-tsika tohizana. Tena fiangaviana no ataoko anareo.

  • Rovahiga dit :

    Miverina amin’ilay « lancement Collectif GTT-GSO aho. Tena zava-dehibe mihitsy ny hisian’ny fikambanana hafahana miady hevitra sy manapa-kevitra. Io no tsy ampy amintsika manao blog sy miresaka amin’ny forum. Raha ny hevitra mivoaka etsy sy eroa mantsy no hatambatra rehefa voadiniky ny maro, dia minoa ahy ianareo fa mety hanova zavatra maro sy hitondra vaha olana marina. Asa inona no tokony hatao?

  • gasybe democrate dit :

    Nadia
    antsarantarehy ny Andrt fontsiny dia ampy anao : kalite fitondrana fanjakanana ve ?

    Tena « gravy » be mihintsy izant toetsaina izany : IMMATURITE TOTALE !
    pan!pan CU’CUL !

  • rakoto dit :

    Nadia,
    raha maty anio ianao d tsy hahazo famonjena: rancunière! kanefa kristiana ianao? ny problèmanao d olona 1 fa tsy mba hoe foto-kevitra hampandroso ny firenena! mampalahelo!

  • Nadiapour dit :

    Raisinay ny vola fa izahay aty Brickaville tsy hifidy an’io amboamaty io mihitsy

  • Nadia dit :

    angaha ! za anie ka mivavaka foana isanandro miandry ny andro iantsoana ahy e! resaka reto fa inona no mba vahaolana ?tokony hanao toa an’ny Ratsiraka Dadanareo fa mijaly ny Firenena raha tena Tia Tanindrazana lazao Dadanareo haka rivotra,raha manana vahaolana ianareo dia lazao eto hiarahantsika midinika

  • Nadia dit :

    mawola anao mizaka io Maroratsy tsy mifidy an-dravalo zagny

  • birk dit :

    nadia/sirama mamorona « arguments » fotsiny!!!

  • jolie dit :

    aza mitsara mba tsy ho tsaraina e! Fa hitanao hoe tena namono olona ve izy ? Ary ny anareo mba manao ahoana madio tanana tokoa ve ty ianareo .Aoka samy handinitena .Avadibadiho im-pito aloha ny lela vao miteny .Jereo ny fahoriam-bahoaka @izao ary. Iza no nahatonga izao ? Firy ireo mirenireny .Mba nahita asa ho an’ireo olona miasa @zone ve reto ianareo .Sao de ny pochenareo no feno ka be fialonanana ny zava-bitan’ i Dadanay fotsiny.Fa te hambotry vahoaka ianareo.Le hoe ory hava-manana angamba ianareo. sa tsy izany hi!hi!

  • Nadia dit :

    dadanareo efa nalevina vita dadanareo Afrika atsimo misy azy andana manaraka azy

  • TNT dit :

    Inona ary no asa fiveloman-tu ry Nadia??

  • Mégane dit :

    Dia olona sahala amin-dry Nadia daholo ny mpomba an-dRajoelina e ! Olona manana quotient intellectuel ambany dia ambany. Indraindray mampametra-panontaniana hoe : sao dia tsy « cervelle » ny ao amin’ny karandohany fa « zavatra hafa » ? Eny e ! Mitovitovy amin’izany koa ny olona tiany sy tohanany ary ireny olona ireny no tena tadiavin’ny Lafrantsa satria ireny dia mora ambakaina amin’ny tsysy dikany

  • Paris se déchaîne dit :

    Izany ka fifanakalozan’kevitra malalaka tokoa
    Sarobidy tokoa ny tena fahafahana…..na dia ny fahafana miteny aza
    Enga anie mba ho an’ny Tanindrazana ny fihezan_tsika rehetra

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.