Loterana eto Antsirabe

21 novembre 2009



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Antsirabe, l Hotel des Thermes ferme
  2. Predication du Pasteur A.Joly pour Madagascar
  3. Non, non, non et non !

11 Comments

  • ralezoka dit :

    Jehovah Tomponay ô ! Esory eo an-tananireo izay

    mampihorohoro ny vahoakanao ny fitaovam-piadina

    mahery vaika rehetra . Omeo filaminan-tsaina

    amam-panahy izahay Tompo ô eto amin’ity tany

    fandalovana kely ity mba ahazoanay midera ny

    anaranao lalandava . Misaotra Tompo ô ! Amen .

  • Nadia dit :

    misaotra Ray o! mamaly vavaka tokoa anao ary mahatoky anao izahay satria tsy navelanao irery izahay fa nasehoanao ny Voninahitrao ,ka resin’ny DAvida kely iGoliata misaotra Tompo o! anao irery hiany ny voninahitra sy dera,mbola mangataka aminao izahay Tompo ! tolory saina ireto olona very fihinanana ireto mba hahatsapa fa fandalovana ny ety antany misaotra Ray o! amen

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ray ô ! Na inona fahadisoana nataon’i nadia, dia mba aza avela ho be kilema toy izao izy ! Mba omeo toetra mendrika io ondry vavy be lagaly io, ary ianao irery ihany no afaka mitsabo ny ati-dohany, satria toa voan’ny aretin’i Klô sy Felana-n’i Jakoba angamba izy io, ka tahaky ny leponzy ity atidohany.
    Ka mba rehefa mangataka aminao ihany izahay, dia mba diovy ihany koa, amin’ilay savony mazikanao ity fo keliny, fa dia lany haiky izahay ; efa mba nandramanay daholo, na bôniksa, na klina, na niora, na koa savô de marsay, fa tsy mety afaka foana ilay loto, fa dia matevina laotra.
    Am-panetrehan-tena no angatahinay an’izany rehetra izany aminao, ka dia mba valio re ny vavakay, fa dia mijaly laotra ny vahoaka noho ny zavatra ataony !
    Ho anao irery ihany anie ny dera sy laza, ary ny voninahitra ! Amena !

  • Verohanitra dit :

    Kintana ! Toujours aussi impayable ? Que ta prière soit exaucée. Amen !

  • KintanaMananDrambo dit :

    MDR !!
    Réponse du berger à la bergère, ou plutôt à notre brebis égarée !

  • Lioka dit :

    Plutôt UNE BREBIS GALEUSE!!! Mon Dieu; Et elle se trompe de bâtiment… Ici, c’est un temple! La pharmacie se trouve à côté!-La pauvre!Elle perd le nord!

  • gasybe democrate dit :

    kintana:
    AMEN !

  • davida kely mpivarotra ronono dit :

    tompo o! avereno eto akaikin’ny Malagasy ilay DAVIDA kelinay fa mijaly loatra izahay!
    tsy MILA io zanaky LOsifera MAFIA manao otage firenena malagasy io izahay !
    izay misoratra ho davida hono! diovy marina ny sain’ny mpanaraka azy indrindra reo zay mbola tavela ao am LOTERANA toy i LAHINIRINISASANY zay mpiaraka ben laden!fa afabaraka loatra ny FIaNGONANAO sy ny MALAGASY!!
    amin’ny anaranao JESOSY avy any NAZARETA amen!

  • Paris se déchaîne dit :

    Mahereza fa raha mbola mifikitra @ Tompo ianao dia tsy hanary anao IZY

  • KintanaMananDrambo dit :

    Fahagagàna : Olona voan’ny aretina Klô sy Felan’i Jakôba, sitrana. Asan’Andriamanitra marina ve ?
    Nadia dia nilaza fa efa sitrana hono ! Tsy toy ny leponzy intsony hono ny atidohany, ka efa lasa mpanohana an’i Dada ; ary tsy izy irery hono fa efa betsaka hono ny foza tonga saina.
    Aoka ny mpanohana ny ara-dalàna koa hanoy ny asany, fa tsy hivaralila. Toy ny Finoana an’Andriamanitra ny fiarovana ny ara-dalàna, lalan-tokana ihany !
    Mila mailo, satria betsaka ny apôstôly sandoka !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Psd,
    Toy ny varavaram-piangonana ny forum site TIM, mahazo mihiditra ao daholo na ny mpivavaka na ny mpanota, satria mila tonga saina ireo farany ireo.
    Koa jereo sy diniho ihany sao dia mba zavatra hafa no mahatonga anao tsy tafiditra !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site