Raha sendra mandalo eto Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana dia arahaba soa, arahaba tsara.
Ny ahy dia tsotra ny teniko. Betsaka ao anatin’ny zavatra natao hatramin’ny Novambra 2008 ka hatramin’izao no hitako fa tsy tomombana loatra raha teo amin’ny resaka fitantanana ny crise sy ny famahana ny olana samy hafa nisy teo amin’ny firenena, na tamin’izy teo amin’ny fitondrana izany na tamin’izy efa niala teo.
Na izany aza, dia mankasitra ary manaiky ny fahendrena nanany tamin’ny fisokafan’ny fitantanany tamin’ny olona tsy nitovy firehana aminy saingy niafina ambadiky ny fitaka. Isan’ireny ry Ramatoa Manorohanta, sy ny Jeneraly Rabemananjara, ry Me Sylla.
Efa vita moa izany, ary ny ho avy amin’izay no hatrehana. Maro ny olona te hiara-miasa aminao Andriamatoa Ravalomanana, ary vonona tokoa izy ireo ny amin’izany. Koa tsara ary iriana raha dieny izao dia apetraka ny rafitra ijerena izay rehetra tena afaka miara-miasa marina aminao tokoa. Anao Andriamatoa Ravalomanana no manome ny tari-kevitra rehetra sy manome ny fanombohan’ny asa rehetra ho an’ny valala be mandry vonon-kiasa.
Atoa hajaina Ravalomanana ihany aloha no tena izy.
Radomelina tonga hatreny ampaladihin’i Atoa Ra8.
Radomelina olona tsy vory saina fa zaza tonga hilalao.
Ny tarik’i radomelina dia olona mamono tena fa efa diso fanantenana nilaozan’ny toe-trandro, mifikitra amin’ny ratsa-kazo boboka.
Iza no tsy mino ?
Monsieur la President!
Si vous êtes satisfait de ces accords, nous aussi, nous sommes satisfaits, Monsieur le Président!
Maintenant, notre souhait serait que vous reveniez rapidement à Madagascar, le plus tôt possible! On vous accueillera avec une ferveur digne d’un Président. Et nous espérerions que ce sera avant Noël, ou au plus tard avant le Nouvel an.
On a tellement la nostalgie de vous, Monsieur le Président, et on fera en sorte que vous soyez lors des élections, élu Président .
CAR CE SERA DIEU QUI VOUS METTRA A CETTE PLACE, MALGRE LES VELLÉITÉS DES ARMES A L’HEURE ACTUELLE!
Faites-nous ce cadeau de Noël Monsieur le Président, ici à Majunga nous avons hâte (pas HAT) de vous voir à nos côtés, pour le score des éléctions à MJN, vous pouvez en être sûr, ce n’est pas quelques poignées de TCR, mamo môly et ivrognes, ainsi que des « totofa » inutiles et au rébut, qui nous feront reculer.
Home, sweet home.
Raha sendra mandalo eto Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana dia arahaba soa, arahaba tsara.
Ny ahy dia tsotra ny teniko. Betsaka ao anatin’ny zavatra natao hatramin’ny Novambra 2008 ka hatramin’izao no hitako fa tsy tomombana loatra raha teo amin’ny resaka fitantanana ny crise sy ny famahana ny olana samy hafa nisy teo amin’ny firenena, na tamin’izy teo amin’ny fitondrana izany na tamin’izy efa niala teo.
Na izany aza, dia mankasitra ary manaiky ny fahendrena nanany tamin’ny fisokafan’ny fitantanany tamin’ny olona tsy nitovy firehana aminy saingy niafina ambadiky ny fitaka. Isan’ireny ry Ramatoa Manorohanta, sy ny Jeneraly Rabemananjara, ry Me Sylla.
Efa vita moa izany, ary ny ho avy amin’izay no hatrehana. Maro ny olona te hiara-miasa aminao Andriamatoa Ravalomanana, ary vonona tokoa izy ireo ny amin’izany. Koa tsara ary iriana raha dieny izao dia apetraka ny rafitra ijerena izay rehetra tena afaka miara-miasa marina aminao tokoa. Anao Andriamatoa Ravalomanana no manome ny tari-kevitra rehetra sy manome ny fanombohan’ny asa rehetra ho an’ny valala be mandry vonon-kiasa.
Misaotra betsaka anao izahay gasy aty ampitandranomasina Monsieur Le Président!
Andriamanitra anie hitahy anao sy ny fianakavianao ary miandry ny hiverenanao izahay ka hifankahita daholo isika any à tanindrazantsika!
Mandrapihaona Monsieur Le Président, ary ianao irery ihany no safidi-bahoaka malagasy!
Andriamatoa Filoha Ravalomanana,
Makasitra ny vitanao ary ny mbola ataonao. mINO ARY MANATENA IZAHAY FA MBOLA HIVERINA EO @ FITONDRANA IANAO HAMPANDROSO ITY TANINDRAZANTSIKA MALALATSIKA ITY. AMBETITENINAO FOANA ILAY HOE MINOA FOTSINY IHANY. Ambetiteninao izay ary tena hiainanao.Ny tenako dia mpivavaka koa ary tsapako teo @ fiainako fa marina io finonanao io, ary ny olona mivavaka, ny tena mivavaka dia arovan’Andriamanitra ary tafita @ zavatra rehetra ataony.Ombanao mandrakariva anie Andriamanaitra Andrinanahary ary hiaro anao hatrany, ary hanome anao saina matsilo @ zavatra rehetra tianao atao.
Misaotra Andrimatoa filoha.
Merci mille fois mydago.com pour cette vidéo.
Le président Ravalomanana doit revenir au pouvoir, la probabilité est forte , si l’on reste patient et déterminé.
Velom-panantenana ny tena Mr le President mahita anao mitsiky indray!