Archive for décembre, 2009

Les voeux du President Ravalomanana pour 2010

31 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Biby ny lohany

31 décembre 2009

Andro farany, Faran’ny taona Ny andro faran’ny taoana toy izao dia andro fisain-tsainana sy fanaovana jery todika ny lasa , —> MyDago.com

F.I.S.aonan-pirenena

F.I.S.aonan-pirenena
30 décembre 2009

Me Jacques Sylla Fisaonam-pirenena anio araka ny didy navoakan’ny fitondrana Fat. Alarobia tsy miverina, alarobia farany hoan’ny taona, natokana ho —> MyDago.com

Maneno ny anjomara

Maneno ny anjomara
30 décembre 2009

Maneno ny anjomara fanairana hoan’ity firenena ity, maro ireo zava-niseho nanaitra, Teo ny fisian’ny fihetsiketsehana nataon’ny miaramila teny Ampahibe araka —> MyDago.com

Mouvement des animateurs religieux

28 décembre 2009

Indro entiko ho anao mpamaky an’i MyDago.com ity fanambaran’ny mpitondra fivavahana : Zarazarao e ! – Partagez ! PS : —> MyDago.com

Photos militaires lundi 28 déc 09

28 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Mikorontana ny ao anatin’ny Foloalindahy Malagasy

Mikorontana ny ao anatin’ny Foloalindahy Malagasy
28 décembre 2009

Io maraina io tokony ho tamin’ny 5 ora teo eo no tonga teny amin’ny Ministeran’ny Foloalindahy teny Ampahibe ny mpanao —> MyDago.com

Maty i « Jodasy »

28 décembre 2009

Nodimandry ny Me Jacques Silla, anisan’ireo tanan-kavanan’i Filoha Ravalomanana izy, efa Praiministra nandritra ny taona maro, avy eo filohan’ny Antenimieram-pirenena. —> MyDago.com

Madagascar Island Ark – Before It’s Too Late #9 / 9

27 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Tian’ny vahoaka, mahasoa azy … Tiako

26 décembre 2009

« tsy izay tian’ny vahoaka no hatao fa izay mahasoa azy » … « izay tiako no hataoko fa tsy izy mahasoa ny —> MyDago.com

Françafrique ihany no faly amin’izao

26 décembre 2009

Hémorragie de devises Be ny zavatra potika, kilan’ ny afo, ny olona very asa, ireo voatery mividy ronono, dibera, menaka, —> MyDago.com

Madagascar Island Ark – Before It’s Too Late #8 / 9

25 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Mon petit cadeau de Noël

24 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Christmas – Noël – Krisimasy

Christmas – Noël – Krisimasy
24 décembre 2009

« dadabe Noely » Ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Noely, ao anaty fahantrana lalina mangitsokitsoka ny firenena. Nesorin’ ny dadabe Noely dia —> MyDago.com

Madagascar Island Ark – Before It’s Too Late #7 / 9

23 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Congres et répression avant Noël à Madagascar

23 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Demokrasia Fopla no hain’i Andry Rajoelina

Demokrasia Fopla no hain’i Andry Rajoelina
23 décembre 2009

“Tapenam-bava ny solombavambahoaka” Tsy navela hiditra ao anaty lapa ireo mpikambana amin’ny Kongresy satria anisan’ny andrim-panjakana iray napetraka tamin’ny fifanarahana —> MyDago.com

Rajoelina sy ny tafika no tompon’antoka

Rajoelina sy ny tafika no tompon’antoka
22 décembre 2009

Herim-pamoretana ny tafika . Voaporofo indray anio fa herim-pamoretana ny tafika Malagasy. 8 naratra, 13 voasambotra io no vokatry ny —> MyDago.com

Tirs à balles réelles à Madagascar

22 décembre 2009

Les nouvelles reçues à MyDago.com concernant Madagascar ne sont pas du tout réjouissantes ce mardi 22 décembre 09. Les informations —> MyDago.com

Gaz lacrymogènes au cyanure à Madagascar

Gaz lacrymogènes au cyanure à Madagascar
22 décembre 2009

Répression avec gaz au cyanure Nous apprenons à MyDago.com que la répression perpétrée par les putschistes s’effectue avec des gaz —> MyDago.com

Record du monde pulvérisé à Madagascar

Record du monde pulvérisé à Madagascar
22 décembre 2009

Record du monde ! Nanamontsana ny «record du monde» i Andry Rajoelina, Nanamontsana ny «record» amin’ny fanoloana ny praiministra , —> MyDago.com

Vers une nouvelle Côte d’Ivoire ?

Vers une nouvelle Côte d’Ivoire ?
21 décembre 2009

Nous recevons cette communication, que nous constatons d’ailleurs publiée par un certain nombre de sites par ailleurs. Des individus seraient —> MyDago.com

Madagascar Island Ark – Before It’s Too Late #6 / 9

21 décembre 2009

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Mes conseils de lecture

Mes conseils de lecture
21 décembre 2009

Lisez De passage à Betafo, de tout cœur et avec les conseils d’un grand ami local de Madagascar, je ne —> MyDago.com

Sacré désordre !

Sacré désordre !
21 décembre 2009

« Mifangaro voraka » Mifangaro voraka ny raharaha politika eto Madagasikara. Inona ny lalam-panorenana miasa eto amintsika izao? Ny lalampanorenan’ny repoblika faha —> MyDago.com

Vital, premier ministre pour la HAT

Vital, premier ministre pour la HAT
20 décembre 2009

Valse de premiers ministres du PHAT Andry Rajoelina vient de nommer le Colonel Albert Camille Vital nouveau premier ministre de —> MyDago.com

  • '