MyDago.com

Militaires légalistes au Carlton à 16h00

MyDago.com aime Madagascar.

_

Efa ela no nandrasan’ny Vahoaka Malagasy ny hitsanganan’ny Foloalindahy « tsy mpikomy ». Nijoro ihany anefa ry zareo naneho hevitra. Entinay aminao ity ilay Fanambarana :

Noho ny andraikitra haja, noho ny adidy voninahitra, amin’ny fanompoana ny tanindrazana, izahay Manamboninahitra zoky tonga eto voafidy hitondra ny tenin’ny Foloalindahy izay manaja ny soatoavina Miaramila, dia manao izao fanambarana izao :

- misy fotoana hanginana, misy fotoana hitenenana.

Miamiditra lalina amin’ny olana ny firenena, mitombo tsy hita lany ny fahasahiranan’ny vahoaka Malagasy, efa niezaka ireo mpanao Politika hifanantona. Hatramin’izao anefa dia mbola tsy tratra ny tanjona amin’ny fametrahana ny Andri-panjakana rehetra mitantana ny fitondrana tetezamita iraisana.

Mahatsiaro izahay fa iray ihany ny lalàna, ary soa toavina Malagasy raha teo izany, dia ny fihavanana sy ny fifampiresahana, koa noho izany dia :

  1. Mitaky ny mpanao Politika hanoy ny fifampidinihana mba hisian’ny vahaolana hainga sy maharitra ary ekeny rehetra.
  2. Firenena Demokratika i Madagasikara, koa takianay ny fampiharana ny zo fotora, dia ny famelàna ny olom-pirenena hivezivezy ankalalahana eto amin’ny tany sy ny fanjakana sy ny fampodiana tsy misy hatak’andro ireo Malagasy atoa sesin-tany any ivelany noho ny hevitra tsy mitovy.
  3. Miantso ny foloalindahy.

- hitandro mandrakariva ny tsy fombàna amin’ny atsy na ny aroa (neutralité).

- tsy hanaiky ho atao fitaovana entina hanakanana ny olona haneho ny heviny ankalalàhana,

- hitandro toy ny anaka andriamaso ny firaisankinam-pirenena sy ny maha-iray tsy mivaky ny Foloalindahy.

Farany :
Miantso ny vahoaka Malagasy rehetra ho tony mandrakariva.
Ho an’ny Tanindrazana.
Androany, faha 15 Desambra 2009.

Ireto avy ireo Manamboninahitra
-Colonel RAVOAVAHY
-Colonel ANDRIAMBAHOAKA
-Colonel RANDRIAMISAINA
-Colonel TOTO
-Colonel RAMBOASALAMA
-Colonel RABERANTO
-Colonel RAHEMBOLA
-Colonel RAOELISON
-Capitaine de Fregate RAKOTONIRIANA RABARISON

Tsetsatsetsa tsy aritra no ilazana aminao fa taoriana io fanambarana io dia tonga teo amin’ny Carlton ny andiana miaramila tsy manao fanamiana milanjalnja basy, tarihan’i Charles Andrianasoavina sy Lylson.Tantara mitohy izy ity.

72 réponses à “Militaires légalistes au Carlton à 16h00”

  1. nadia a dit :

    gadrao any ireo fa manimba tanana ,manamboninahitra aho manamboninahitra

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  2. gasybe democrate a dit :

    Aleo ny vaotavo kely ny miaramila mutins ra olona e!
    surtout lorsqu’ »ils ont la face bouffie par l’alcool ! comme RASARLA …

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  3. fara a dit :

    inadia io dia tsy manantsaina afa-tsy ny hanaratsy sy anenjika olona indrindra fa ny filoha ravalomanana mihevitra ve ianao io fa tsy ho tratry ny aloka mihintsy ny fiainanao ny olona sahy mijoro @ fahamarinana indray no lazaina fa manimba ny tany nefa hita poko hitam-pirenena fa i tgv sy ny forongony no manimba an’i madagascar na dia mbola zaza kely aza dia efa mhafantatra izany ililison sy charles no nanimba ny tany sady mpamono olona ary madagascar tsy an’i nadia sy ny ekipany fa an’ny vahoaka 20000000 .tsarovy ry nadia fa any taona any volana dia tsy maintsy ho tratry ny aloka inao io ary ho tsaroanao daholo ny zavatra nataonao. misaotra ireo miaramila sahy nanaeho hevitra na dia voatapim-bava mitovy @ vahoaka madinika aza ianareo

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  4. Ziry Onésime a dit :

    Ary dia mbola hita ato amin’ity « article » ity koa ny foza orana NADIA. Tena matanjaka mihitsy itony foza orana itony fa na dia « site » ara-dalàna aza dia tafidiny avokoa… Izaho mieritreritra hoe ny « site » toy ny Actumada, Sobika,… izay tena milomano ao anaty ranon’ny fandaingana sy tsaho no misy an’izy itony.
    Kay tafiditra aty koa rizareo… Tsy maninona akory izany fa efa vita vakisiny isika mpanara-dalàna e!… Sady isika misy vakisiny matanjaka dia Andriamanitra!
    Ho an’ireo miaramila sahy nijoro, dia midera sy mankasitraka Tompoko, fa ny irarianay dia ny mba ho avadika ho « actes » ny « paroles » teneninareo!… Samy lehilahy nosoran-dreniny menaka ve ianareo dia atahotra an’i Charles sy Lyison?… SAHIA MIJORO!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  5. colère a dit :

    hoatry ny homamiadana itony foza kely toan-dry Nadia itony.efa indesirable partout mbola mifikitra ihany.pshhht !!! bomba anti-foza t…y!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  6. colère a dit :

    mankasitraka anareo sahy mijoro tompoko!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  7. nadia a dit :

    sahy mijoro?anareo isanandro hiady miaramila samy miaranmila e! katsaka ,voanjobory ,tsaramaso,i Rajoelina mbola filoha hiany,haiko aminareo mangina na Ravalo mbola teo alainay Miaramila manamboninahitra ny fitondrana e! manamboninahitra nino?anareo reo mba nasian’ny Ravalo vidiny ,olo adala anareo ,mpamadika Tanindrazana

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  8. nadia a dit :

    anareo moa tsy ho tratrin’ny aloka?Ravalomanana nanao tsy ho tratrin’ny Aloka zao izy zao,tsy misy mandiha tany tsy ho solafaka zany ,aza manje ny andro ho lava

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  9. Jijy a dit :

    Misaotra anareo tompoko mahasahy mijoro.
    Miandry top avy aminareo ny vahoaka tompoko.
    Efa ao andamosinareo ny vahoaka tompoko, fa tarito amin’izay.
    Efa tena alohalika hoy aho ny ranom-bary e!
    Masina ny TANINDRAZANA tompoko, ary tsy voavidy vola.
    Koa raha malagasy vitsivitsy, ao anatin’ny 20.000.000, no mahavita mamono ny ray rà aminy, aoka tsy ho isan’ny velona intsony.Kapao fa manimba ny tany e!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  10. colère a dit :

    misy tokoa ny olona efa maty eritreritra,tsy mahafantatra ny dikan ‘izay lazain’ny vavany akory mpamadika tanindrazana?izao ataonareo izao izany no fitiavana tanindrazana?itony no atao hoe sans qualité.Miala fa mamofona trondro sady ny andro mafana!!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  11. IKOTOBE a dit :

    Remerciements très sincères à vous les militaires légalistes.Les militaires ne doivent pas faire de la politique.Les barbares Charles,Lylisson et consorts,corrompus par Andry R. au début sont des con, neréfléchissent pas, n’ont pas honte,ce sont des analphabètes, qui n’ont que leur BEPC comme Andry leur corrupteur.A vous, suivez le droit chemin. Sauvez notre pays, le peuple malgache car il s’engouffre de plus en plus et tous les jours.Ces sauvages Charles et Lylisson ne pensent quà leur intérêt personnel et à celui de Andry R. boy kely sans diplôme,tsy menatra ny mandainga lava, tsy misaina.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  12. nadia a dit :

    mawola tsy hainao andro mangatsiaka sy mafana?atsika mila hahafaty izany koa lazainao mafana niongagnanjagnahary fagnahy ,ny adala marina tsy mahay mafana sy mangatsiaka ve?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  13. malahelo a dit :

    Mitsangana ianareo miaramila manao ny marina ,efa ela ny niandrasany vahoaka anareo ajoroy ny maha ianareo ho miaro ny vahoaka fa azavelanareo ho viravirainy mpanongampanjakana sy ireo namanareo voavidimbola
    Aza manaiky ny tambaziny hoe omena prime 15% hanampenambava fa tsy volany lovany @ babany na reniny io na volan’ny VIVA fa volany Malagasy , hanaramana anareo
    Miandry ny fihetsehanareo izahay vahoaha
    Efa mila latsaka ankady ity firenena malalantsika ity
    Efa votsotra ny AGOA mbola hampiany air mada tsy hahazo hanidina ny habakabaky ny Afrika koa dia mbola miandry inona foana ianareo
    Ny fijoroanareo no hanome hery anay vahoaka
    Masina ny tanindrazana

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  14. Mao a dit :

    Mankasitraka mankatelina ny fihatsik’ireto manam-boninahitra ireto aho mino sy matoky aho fa mbola maro no te hijoro fa miandry mpitarika io e, tokony hijoro hatrany ny miaramila sy ny zandary fa tsy manao politika toa andry Lilinandra sy Charlavendrana. Te hanao politika nefa ny saina tsy dia manakatra firy basy no mbo hananana tsy hainy angaha ilay fitenenanan malagasy hoe ny hery tsy mahaleo ny Fanahy. zay nadia a misy fetrany ny basinareo.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  15. malahelo a dit :

    Tsy nisy mafy nihoatra ny colonel Coutiti ry Mao a fa taiza ny niafarany? mbola miandry ny androny koa i Lilisoa sy Charle

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  16. SALANGA a dit :

    Ho antsika rehetra  » légalistes » : io NADIA io dia olona voakarama ( 24/24 ) hi-vovoha oatran’ny a…..sy hanaratsy ny tolona sy ny « légalistes », koa miantso anareo aho tsy hamaky na hamaly akory ny teny laizainy. Efa hita ny zavatra nataony tao @ i : Sobika, Tribune sns….Misy fotoana daholo ny rehetra……..!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  17. malahelo a dit :

    Marina io voalazanao io ry SALANGE indraindray anie ka tsy te maly ny message ny iha satria tsy misy fotony fa mandrangitra fotsiny fa valiana ihany ary misy fotoana izy tsy voavaliny ny anontanianao dia mifindra page hafa ( sujet hafa) fony izy tao @ top mada ary rehefa fantany fa tsy misy namana izy ka maro ny mamaly azy tsy sahy mipoitra fa miandry namana ohatriny tao @ top mada rehefa tsy eo ilay pseudo Marco antalaha zay tsy sahy mipoitra loatra izy zao koa mahita any Anti ra8 ato igny dia mitehatehaky ery

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  18. Aïcha a dit :

    JE NE COMPRENDS PAS POURQUOI VOUS REPONDEZ LES COMMENTAIRES DEBILES DE NADIA. IL FAUT L’IGNORER. ELLE N’APPORTE RIEN RIEN ET RIEN DU TOUT SUR CE FORUM ! PASSEZ OUTRE !
    ELLE ESSAIE JUSTE D’ATTIRER L’ATTENTION DE TOUT LE MONDE SUR SA PERSONNE, ET VOUS TOMBER DANS LE PANNEAU !!! ELLE N’EST PAS LE CENTRE DE CE FORUM !!!!
    LES ARTICLES SONT PLUTÔT INTERESSANTS ET ON TROUVE DES COMMENTAIRES PLEINES D’IDEES CONSTRUCTIVES ET INTERESSANTES, C’EST COMME CA QU’ON AVANCE.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  19. tsara a dit :

    na-dihy !! agnao fô olo foka tsy mijery jery olo tsy manjary !
    f’anga maramila lelison ndraiky sarles tsy endriky nahazo sanction ? olo mavandy koa cemgam io zeny ! akory ni sanctionner ireo olo gradés niseho télé taloha iny ! abako o ! misy raha la terre ty sannbendra! mbô avy raha tsy mety ataon-dreo ity eky ! mandiniasa tsarabe.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  20. Aïcha a dit :

    NADIA N’EST PAS LE SUJET PRINCIPAL , ON S’EN FOU DE SES DELIRES !!!!!LES COMMENTAIRES DE CHACUN NE DOIVENT PAS TOURNER AUTOUR D’ELLE. TOUS SES COMMENTAIRES N’APPORTENT RIEN!!!!
    NE VOUS LAISSEZ PAS BERNER , CAR MYDAGO TOUT DE MÊME N’EST PAS UN SITE DE COMMERAGE, POUR DES GENS QUI NE SAVENT PAS QUOI FAIRE DE LEUR VIE SAUF CRITIQUER, DE PLUS AVEC DES PROPOS HAINEUX, C’EST DEGOUTANT DE LA LIRE.
    ICI ON APPORTE PLUTÔT DES IDEES CONSTRUCTIVES, MÊME SI ON EST PAS TOUJOURS SUR LA MÊME LONGUEUR D’ONDE.LES IDEES DES UNS ET DES AUTRES SE COMPLETENT OU S’EQUILIBRENT, MAIS SURTOUT PAS AVEC CES GENRES DE PROPOS INSENSES ET DEBILES DE NADIA! PASSEZ OUTRE LES AMIS !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  21. nadia a dit :

    VIVE R8
    VIVE R8
    VIVE R8

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  22. nadia a dit :

    zahay tsy mila olofôka karaha Radomelina:-D

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  23. nadia a dit :

    Tena leo aho eeeeeeeeeeeeeee leo be an’i TGV marary saina ,manomboka izao dia tsy mila tgv zany !!!!
    EFA NANAO VOADY AHO IZAY gadrao any @ zay reo HAT FAT reo ôlo tsy manjary maty aby!!!,
    manamboninahitra vonona tokoa ianareo ,mendrika ny hoderaina, reherehan’ny firenena

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  24. Ziry Onésime a dit :

    Merci de tes observations, Aïcha, bien reçu à 100%!..

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  25. AFAKA a dit :

    O nadia anao no tena olo maôla ka ny olo lazainao izany! kara kivaha anao

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  26. Ratsito Olivier a dit :

    Faly ery angamba i Nadia vadim-bazaha fa araky ny vaovao azo farany dia nisy tamin’ireo MANAMBONINAHITRA ireo no voasambotra ary notaritaritan’i charles be teny amin’i rajoelina teny Ambatobe ary dia nihazakazaka teny koa ilay jeneraly ramaroson tao aorinan’ny nanaovany valandresaka tao amin’ny TGVM , dia toa hoe tonga teny koa hono ilay vazaha chataignier ???

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  27. Nadia E a dit :

    Slt nadia anao mitia andry io mba omeo antony 5 fotsiny izahay sao mba hifanaraka ihany isika

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  28. RR a dit :

    dé efa imehezo fotsiny ry reto io nadia io fa oul efa tsy mahatakadavitra tsony angamba satri entimpakahalana an’i Ra8 fotsiny. Ny oul ôtran’reny tsy dé mahagaga ny fombany sy ny fiasiainany. Mahakivy fa sou ihany fa vitsy ny oul misaina tou io nadia io

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  29. Faradofay a dit :

    Mbola tsy namaly ve ry bandy kely sagnagna i Rajoelina?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  30. nadia a dit :

    sanatria Tompoko tsy manampahavalo ny tenako,tokana ny Fahavalo tokony hiadiavantsika mianakavy dia tsy iza izany fa ny fahantrana,ka hoy aho aminareo tsy Ravalo akory no halako fa ny fahantrana napetran’izy sy Ratsiraka ka noho izany samia tonga saina ianareo aleo hisy ny fiovana aza korontanina
    tsy any Rajaona Rene sy Razanamanana Elenne akory ny Fanjakana ka tsy maintsy Ravalo foana ny eo fa ifandimbiasana ny toerana tompoko,avelao hiasa ny pitondra

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  31. nadia a dit :

    magnino tsy hanao kara Kiva romotra

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  32. nadia a dit :

    Aicha,hano tay

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  33. Mba sendra nandalo teto. a dit :

    Mampiome ilay titre hoe : « Militaires légalistes ».
    Efa nisy nahita an’izy ireo nipetraka teo anoloan’ny vahoaka legaliste tao amin’ny magro ngah izy ireo ? sa efa niara-nipetraka tamin’ny vahoaka legaliste ? Moramora ery ny fametrahana ny titre hoe « Militaire Légaliste ». Izany ihany ilay mba tsy mety amin-tsika. Miala tsiny izaho raha manakiana be ihany satria dia ny nijoroan’izy 9 mirahalahy ireo dia mba hitondra teny avy amin’ireo foloalin-dahy namany izay tsy fantatra hoe firy aloha izy ireo hatreto. Tsy hanohana ny légaliste akory no nitenenany fa fanambarana sy fampahatsiahivana ny tokony tsy hiandanian’ny foloalindahim-pirenena amin’na fironana inona na amin’na fironana iza. Nitondra hevitra sy soso-kevitra ihany koa. hany ka ny filazanareo fa dia « militaire légaliste » amiko dia toa efa milaza sahady fa manana fironana izy 9 ireo. Mahaiza ihany mandanjalanja izay lazaina fa io ihany no manimba ny fomba fijery ny tsirairay.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  34. KintanaMananDrambo a dit :

    Tsy mila mpitondra faikam-boto ny firenena !
    Hiasa, hanao an’izay tokony atao fa tsy hikabary lava izao, no andrasanay aminareo ry rahalahy miaramila !!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  35. nadia a dit :

    ireo anie ka valala andanitra asiana sira foana e!
    nampisotroin’ny Miaramilandravalo rano maloto ny Gasy sy ny henjehana eran’ny Tanana dia hoe nandresy Ravalo e! everinareo adinoko angaha ny nanaovanareo azalambo olona nitolona teo @ 13 may
    tsy maintsy hozakainareo iny

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  36. nadia a dit :

    e!ahy mba tonga saina,Vava ny betsaka fa ny hery tsy misy

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  37. haja a dit :

    Tokony hovaina ny forum, ary olona hita mivantana ny manao azy amin’izay fantatra ny position ny tsirairay, izao mantsy i NADIA mitapy io izao dia mety possible minisitra FAT tsy misy asa atao any aminy any ka dia ny manenjika olona fotsiny no ataony eto fa tsy manana tsangan-kevitra mazava, dia izao miteny aminareo fa raha miongana eo TGV mazava ho azy fa hivadika indray ny palitaony ary hanohana izay olona vaovao eo indray, ka raha hita ilay olona dia mazava ho azy azo atao anjorom-bala izy rehefa avy eo.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  38. KintanaMananDrambo a dit :

    Ho bedin’Andriamanitra zao io nadia io fa miteniteny faona ! Mitady ampihinana maloto an’i Aïcha !
    Tena tsssssssssssssss !!!!!!!!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  39. nadia a dit :

    ahy marina moa?mifona

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  40. padcado a dit :

    Laissez Nadia dans son coin,il y a des choses plus graves qui se passent
    Hommage aux militaires courageux!
    Ils nous montrent le bon chemin.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  41. nadia a dit :

    izaho sy ny taranako tsy hivelona @ politika
    ny hatsembohanay mianakavy no ivelomanay

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  42. haja a dit :

    I Nadia adala sy tsy misaina ny vahoaka Malagasy 20millions, tsy ianareo sy ny fiakavian’i lavasanga vendrana anie no atao hoe Madagasikara eh, ary raha miteny ianao hoe fahantrana napetrak’i Ravalomanana, vola avy aiza no nampiodina ny firenena nandritry ny herin-taona tsy nisy fanampiana avy any ivelany, mazava ho azy fa ny fitantanana nataony ary ny ambim-bava tsy lany tao @ banque central izay vola napetrany fa tsy norobainy raha nandeha izy, izany no atao hoe olona TIA TANINDRAZANA fa tahaka ity DJ vendrana tsy misy ilana azy ity akory ka na dia efa fantatra izao aza ny zavatra hihatra @ vahoaka Malagasy dia ny didoha tsy makaiza ihany no ataony. Ho hitan’ny havany eo izy, fa tsarovy rehefa tonga ny fialan’io DJ io eo dia milaza aminareo aho fa angamba hanamboatra FONJA iray lehibe indray aloha ary tena fonja à haute sécurité mihintsy satria olona criminels daholo no ho ao, (Pety, Voninahitsy, Couttity, Rajoelina, Alain Ramaroson, Lilyson, Charle, sy ireo maro tsy voatanisa, HAT, minisitra adala miteniteny foana, sy ireo tsy voatanisa)

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  43. padcado a dit :

    Merci quand même Nadia,mais tes convictions passeront mieux avec plus de calme,ne leur réponds pas systématiquement,ça n’apportera rien de plus.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  44. KintanaMananDrambo a dit :

    SADEC, prenez les mesures qui s’imposent !!!!
    Le peuple malgache a suffisamment souffert !
    Retour des mouvances renvoyé aux calendes grecques, entre-temps, les putschistes vont se goinfrer de caviar, de foie gras, et de dinde aux marrons, en provenance du meilleur châtaigner !
    Vin et champagne à gogo !!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  45. Ranaivo a dit :

    Mahafinaritra fa kay misy ihany miaramila tena tia tanindrazana sahy mijoro ! Fa aiza ireo miaramila ao andamosina manohana iny fanambarana iny ?

    Miala tsiny aho fa ny tafika malagasy hatramin’izao dia azo fintinina amin’ity : raha tsy corrompus, azo vidina amin’ny ariary telo, dia sarimbavy avokoa, des « couilles molles »! TSY SAHY MIJORO MIARO NY TANINDRAZANA VIRAVIRAIN’IREO SOAVALIMBAZAHA IREO ! Gl Gilles ANDRIAMAHAZO ô, MIFOHAZA IANAO? MILA LEHILAHY OHATRA ANAO NY FIRENENA HANAVOTRA NY VAHOAKA MALAGASY !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  46. gasybe democrate a dit :

    Si les militaires reviennent à leurs fondamentaux
    S’ils appliquent leur ETHIQUE : protéger la Nation , son Unité , sa Liberté…
    je salue profondément leur intervention ( ENFIN ??? )
    c’est à dire qu’ils ne restent pas à des déclarations somme toutes BANALES

    ON VEUT DES ACTES CONCRETS :
    LE PAYS N’EST PLUS QU’UN SITE DE VOYOUTERIE .

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  47. ralezoka a dit :

    I NADIA ilay nanapàhako hevitra tsy handaniko
    andro hijery izay lazainy eto intsony ve io manoratra etsy ambony n° 21:(Vive Ra8) sy n°22:
    ( zahay tsy mila olofôka karaha Radomelina:-D)io ?
    Sa Nadia hafa ? sa izaho no tsy mahazo resaka ?
    Sa efa nihiratra amin’izay ny mason’i Nadia ka niova ny hevitr’i Nadia ?
    Hatramin’ilay nilazan’i Nadia ny tenan’i Nadia hoe : » Za bado  » izay mantsy dia hoy aho hoe: »tsy ilaina akory ny miresaka amin’izay olona bado fa mandany andro fotsiny  » Izao anefa isika mitovy hevitra amin’ny be sy ny maro ka tena tsara izany !
    Miara-mihira izany isika hoe:
    « Ravalomananana no hitondra antsika »

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  48. nadia a dit :

    zà marô efa mivôlagna amin-jareo fa Andry io anie ka ôlo tsy manjary maty e,anaré militaire io fô ndraika solutions
    VIVE R8
    VIVE R8
    VIVE R8

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  49. Ikalahary a dit :

    I Nadia ange ka makorelina efa nolazaiko teto izany, ny vidim bodiny no ivelomany, ny azy io zany no misaina fa tsy ny lohany, milaza izy fa ny hatsembohany ny ivelomany eny e !tsemboka tokoa rehefa mivarotra

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  50. terera a dit :

    ary nadia izany miasa manao forum? mikarama miaro an’i Tres Grand Vagin (TGV) eran’ny forum eto an-tany? mandray ohatrinona kay ianao nadia? mamaky ny soratrao izaho dia mitovy, tsy misy valaka , ohatry ny hoe Lalatiana ao @ viva ihany ianao? tohizo e, ataovy izay mety fa toy ny bemiranga ihany..obligation de resultat???efa tsy tafa fa dia ataovy eo e….makorelina marina ianao.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  51. nadia a dit :

    zaho makôrely tsy problem nao zaho na manao partouzes @ capsat, foriko ndraiky vodiko io zay tiako atao anajy !!!
    Vola aby jiaby zany

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  52. pikatti a dit :

    Ampiananareo ndray le kala vavy ty klé ha ha ha, ahoana zany ry nadia , tena mihinana mitsy anie enao zany e
    K ny anao tsy ny dinika no resahina fa henjik’olona lava zao ka aiza ianao no tsy ataon’ny kil minana ny ampangony

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  53. nadia a dit :

    tsy hagnao eky rô , azafady @nré jiaby e

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  54. nadia a dit :

    tsy misy raraiko jiolahimboto ireo,tsy izany akory no tsy hilazako ny ratsy vitan’ny Ravalo,tenisany anie tsy manantsaina raha tsy ambany e! ambany no fisainatenisany

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  55. nadia a dit :

    jiolahimbto mpisandoka anarana eto no tiako lazaina

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  56. nadia a dit :

    Ralezoka! za dia tsy tanala ka hiovaova loko rehefa zay dia zay ,tsy mila valianao akory aho ok!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  57. nadia a dit :

    tsisy hivelomako @ zay politikanareo any e, ny ahy veloko ny vady aman-janako na varotako aza ny voudiko

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  58. nadia a dit :

    za leo an’ity kelifingotra ity fa hafa ihany ny Filoha hajaina sy mamim-bahoaka Marc RAVALOMANANA

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  59. tyvotay a dit :

    Nadia veut faire l’intéressant. Et elle réussit car vous réagissez à ses délires hystériques. Laissez la se morfondre dans son ptit coin, et elle va finir par se ronger les ongles.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  60. tyvotay a dit :

    Io ary fa hivaro boudy. 2 centimes…

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  61. Mao a dit :

    Mahamenatra rahy toa an i Nadia Daholo ny zazavavy malagasy tsy maha menatra anao ny miteny ratsy eto kanefa tsy hainao na misy Ray amandreny na fianakaviana miara mamaky ity blog ity eto. mba lanjalanjao ihany ny vava fa tsy eny @ 13 mai akory izy ity e.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  62. Aïcha a dit :

    KintanaMananDrambo â! comme je l’ai dit il faut l’ignorer cette malade. mydago doit supprimer les propos insultants et voir exclure du site ses auteurs comme Nadia.
    Elle peut s’exprimer et s’opposer à qui elle veut Mais pas à insulter les gens !
    moi ça ne m’atteint pas , seulement ça pollue Mydago.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  63. Aïcha a dit :

    à Nadia
    raha tsy sahy mihina-tay ny vavanao dia mba aza ampihinanana tay koa ny vavan’ny hafa.
    Izay mba tinao ho atao aminao no mba ataovy amin’ny olona , fa izay tsy tinao ho atao aminao dia mba aza atao amin’ny hafa koa ê!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  64. Aïcha a dit :

    oui Ziry Onésime et gasybe democrate, il faut que leurs actes maintenant soient cohérents avec leurs paroles !
    oui, que les militaires reviennent à l’essentiel, à leur fonction initiale!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  65. nadia a dit :

    za tompoko tsy miteny ratsy azafady! ianareo sy jiolahimbotobnareo no zatra misandoka,tsy mahagaga fa ntalentanareo io

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  66. Alidera A.R. a dit :

    nadia,
    mba tiako ho hita izao vavanao izao… lol!!! toa mahay raha mantsy izy io…

    fa ilay olona koa anie dia tsy mba mahay mirevy e!!! mba mahafinaritra anie ny mahita ny film visa A tantarainy eto e… lol!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  67. nadia a dit :

    i tena no manoratra amin’ny anarako dia itena no manisy sira,hano ny tay r’ity a!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  68. nadia a dit :

    Omeo ahy ny kalatanao ry Alidera fa ho sotroiko tsara ary tsy ataoko misy very na dia kely varaventiny aza , nonoiko tsara mihitsy ahodikodiko tsara ny lelako , fa izao fotsiny no tambiny omeo hoatrinona aloha zaho e,afaka mifanaraka tsika hihihi

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  69. nadia a dit :

    dia mampalhelo ny toetsaina raha Malagasy ianao?mba fantatrao moa fa misy olona mpifady mba miaramijery vaovao eto,dia izao ve no mba zavatra lazainao eto?
    mivavaka ho anao aho

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  70. nadia a dit :

    adinoko koa fa mivavaka ho an’i Rajoelina aho fa tena potika ity firenentsika ity ry namana ary izy rahateo mbola tanora dia manomba tena @ io rongony lava io
    Andriamanitra o, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  71. Anti-Ra8 a dit :

    DE NANKAIZA LE FANAMBARAN’NY MIARAMILA TSY ALEHANY TENY AMIN’NY CARLTON? TOA NANGINA SAHADY? NY BASY ANY ANATY PATALOHANY ASAINA AMPIASAINY DIA ASAIVO MISOTRO RONONO SY YAOURT TIKO IZY IREO MBA HO BETSAKA NY BALA TSIRIN’AINA AVOAKAN’LE BASY ANY ANATY PATALOHANY MBA HAMELEZANY AN’IREO OSY MAINTIKELIN’I MAGRO! HI!HI!HI!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  72. Dr CELESTIN Robin a dit :

    rajoelina a commis le coup d’état grâce à l’aide de quelques militaires brieffés depuis un moment ,sodoyés,drogués..,menés par ndianaijaona andré et quelques officiers supérieurs et par l’enrôlement dans cette galère de tous les solgats pdl en stage de formation dans toutes les spécialités xistant dans l’Armée.Et d’un
    Et de deux : il existe des militaires ditslégalistes
    qui expliquent ou justifient leur inaction contre les exactions des mutins par le respect de de la préservation del’unité de l’Armée..!
    Jutement ce souci de l’unité du corps militaire ne présenteaucune valeur devant la gravité des difficultés des Malgaches ,que le Militaires – unitécou pas unité – doivent protégeren tous lieux et dans toutes les circionstances..

    LA PRESERVATION DE L’UNITE CONSTITUE EN REALITE UNE BENEDICTION ,UN LAISER FAIRE AUX MUTINS QUI SONT RASSURES QUE LES DITS LEGALISTS NE LES ATTAQUENT PAS AU NOM DE LA SACRO-SAINTE UNITE DE L’ARMEE..!

    ET CE LAISSER -FAIRE DICTE PAR LE RESPECT TRES HYPOCRITE DEL’UNITE DE L’ARMEE..car L’ARMEE ,TOUT LE ONDE LE SAIT ,EST MORCELE EN TROIS MORCEAUX AU MOINS

    —LES PUTCHISTES QUI NE S’EN CACHENT PAS QUI SONT PROTEGES PAR LE SOUCI DE L’UNITE DE L’ARMEE CLAME PAR LES DITS LEGALISTES

    —LES MILITAIRES QUI SE ECLAMENT DE L’ANCIEN PRESIDENT QUI A BATAILLE CONTRE RAVALOMAMANANA EN 2002..CES MILITAIRES REVENT DE REVANCHE SUR RAVALOMANANA MARC

    —CHEZ LES LEGALISTES EXISTENTUNE GRANDE PARTIE DE MILITAIRES QUI SONT CONVAINCUS DE LA JUSTESSE DES EFFORTS SOCIO-ECONOMIQUES T DE POLITIQUE INTERIEURE ET DE NOS RELATIONS EXTERIEURES..!

    Il est actuellement illusoire de vouloir recoller ces différents morceaux et il est pourtant urgent que la paix et la sécurité publique se réinstaurent dans notre Pays et là-dessus la seule solution est de fire rentrer les militaires dans leurs casernes..PAR QUI ?
    L’option- négociation dans la recherce de solution de sortie de crise à Madagascara fait preuve de son incapacité à trouver cette sortie ,face à des
    gens sans foi ni loi ayant pris en otage le Pays..!
    Searit-il inconvenant d’user de l’option- militaie
    qui représente ne des solutions éventuelles évoquées dans le statut de la SAEC à laquelle la République de Madagascar est membre  » suspendu  » !
    Le droit d’ingérence , gadget du ministre des a.e, dela France n’est pas recevable car ce ministre ne
    fait mystère du soutien qu’il apporte aux auteurs du coup d’état à Maagasca..

    L’assistance militaire est une solution laissée à l’appréciation et à la responsabilité du Groupe de Ontact ,de ‘ONU ,du Groupe Europén ,des USA et de l’ONU..!

    Devant un tel choix ,face à ce cri de désespoir, vis-à – vis de telleles éléments au sein de l’armée , sensés et soucieux de l’avenir des Malgaches ,aurient-ils une petite capcité
    d’ indignation , de fierté et un dernier sursaut de dévouement , de courage et de patriotisme pour donner leurs mains aux Malgaches et pour combattre avec cette prise d’otage du Pays par des gens sans foi ni loi !

    Le GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL avait dit à es Militaires ,dont je suis fier d’en faire partie :

     » FAITES LE MAXIMUM AVEC RIEN ! !

    Ceci veut dire : » MEME SI VOUS DISPOSEZ DE RIEN ,
    VOUS AVEZ LA FORCE DE L’ESPRIT ET L’ENERGIE DU DESESPOIR POUR AFFRONTER TOUTES LES DIFFICULTES ! »

    DR CELESTIN Robn
    Paris

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.

Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.

snowflake