Misimisia ny tahak’izao ,tena leo be izahay vahoaka Mlagasy e, miandry anreo tafika hiaro anay vahoaka @ ity didy jadona ity Tompoko
Mirary fety sambatra hoa antsika rehetra e
Dia manantena izahay fa miaro ny malagasy tia tanindrazana ireo miaramila ireo, fa tsy manohana ny mpanapotika sy mpivarotra tanindrazana.
Dia enga anie fa hitondra soa sy filaminana ho antsika malagasy ity taona vaovao ity.
misimisia ny tahaka izao…. mampalahelo…ny hisian’ny korontana izany no mba nofinofinareo?
mampalahelo !! tsy hisy Malagasy mahatsiaro saina hanaiky hiverenan-dr8 eto @ fitondrana na inona hataonareo, na inona hataonareo… hita mihitsy fa tsy fitiavan-tanindrazana ny anareo fa fanapotehana azy. Amiko fitadiavana vahaolana tsy hiverenan’ny Dictateur sahala @ ndravalo no vahaolana
mankaleo na ny mijery ny tavam=poza aza ho hita eo izany fa hianareo no tena mivadika ati=doha fa jereo ny manjo an’i Syllah fa raha tsy mibebaka hianareo dia ratsy noho iny no hiafaranareo rehetra fa tsarovy fa st niherina ny taona fa tsy miady amin’ny maty sanatria, iny no voalohany nivadika tamin’ny vahoaka faa mbola ho avt tsirairay ny anareo, frantsay ve no mba hianteherana? ho hitanao tsara ny hahapotika azy, tsy nigadra anie syylla fa dia tsy afaka notazomina e, mba misaina fa ny Filoha Ravalomanana anie ka natao izay namonoana azy fa mbola velona be satria velona ny mpanavotre azy raha tsy fantatrao
io ary olay efa nolazaiko fa hnnnnn…… tompon’andraikoitra amin’izay miseho sy mbola hiseho foana ny mpitondra , ary tandremo sao miala andraikitra sy manipy gant a. ataovy izay ahatafarina ny firenentsika fa ianareo ihany no nanimba an’io.
ndao ry miaramilan ny RAS
vonona hiaro ny malagasy
ka aoka hijoronsy ho sahisahy
ka hampiseho ny herin-dehilahy
E courrage ry RAS malala
nareo akory tsy adala
fa hiaro an’ity gasikara a!
tsy atao hira fotsiny ange ilay izy fa tena fotoanany izao e !
ny foza mahay noho izao tontolo izao, izao tontolo izao manameloka fa ny foza ihany no mahita hoe mandeha ny FAT, ary ny tena mahavendrana ny foza dia ry zareo ao @ « fitondrana » milliar no lalaoviny dia ataoko hoe mba misy antony no anohanana ny FAT fa ireto efa sady efa sahirana no mbola manohana an’io ihany….mba manontania tena hoe inona no efa vitany tgv ho an’ny firenena….valiny: FANAPOTEHINA (toe-tsaina, toe-karena, sosialy) izay efa saika mba niarina kely teo satria nopotehina tao anatin’ny 30 taona
mba tantaraiko kely anareo ity toe-tsaina mirefarefa @ tany ity:
Tsy misy tsy mahita ny @ iny faritra Ambohipo iny fa dia novain’i sareraka numero 5791 TM ny 4×4 voiture de fonction-ny, dia mody lokoina somary mainty ilay hoe TM satri fantatra be hoe TM ve nefa Prado vaovao, izany hoe efa nivadika @ anarany iny , io numero io dia an’ny peugoet 504 efa tsy mandeha intsony, iny ve tsy ho hitan’ny mpiara-miasa aminy ao @ FAT fa dia tsy misy miteny fa samy mikepoka ny azony.
Ireny no olona nitabataba ny fahombiazan’ny Pdt Ravalomanana
belts>>> iny sareraka iny mihitsy no nitomany lava tsy hay nampanginina foana na dia efa tsisy ranomaso aza, saingy jamban’ny vola sy ny voninahitra ankehitriny ny masony ka saoreraka!!!
belts na ho an’ny rehetra koa, mba alaivo sary izany daba izany, dia avaokan-tsika eto ; ho hitan’izao tontolo izao ny adalan’ireo mpanongana ireo !
TM izany marina, toa efa tamin’ny andron’andriamanelo !!
misy tokoa tompoko ,nanafaka anay tao anatin’ny jadona,fangalana ny fananay ankeriny ,misaotra Rajoelina ho ela velona ianao hambioniny amin’ny zavamanasatra
Misy hoy izy ny olona nanafaka azy t@ jadony fa tsy hitany masony na henony sofiny ireo oloma maro very asa @ AGOA noho ny @ Diomelina , misy ny mikasa ny hamono tena fa kivy @ fianany, ny ho aviny fianakaviany nefa sahy milaza ny petsambava fa tsy misy tombotsoany malagasy ny AGOA na tampaka aza
manaona daoly o
de tratry ny krizy mafy e
anay zao pro tgv tena diso fanatenana t@ny kou .tena tsita tsony e
zao zao zay very asa nefa mpiasan’ny zone .zay alou tsy maka lagy satria mpiasa ny zone franche daolo anie le nidina teny @ 13 mei reny e.de zao zany no avaliny Andry anay .tsy maninona e zakaina satria tolona iaraha nanao de zao no iafarany kou.zao zany le oe nanala ny jadona de nialana kou ny asa .fa zao kosa aloua miandry ny fiverenany DADA tsika hanavotra ity firenena latsaka an_davaka noho ny afitsoky le kindindreniny iny e.le volavo fotsy kely lava nify iny
de aona le teny Ampahibe omaly reny e .tsy ampy akama le manamboninahitra fa tokony ho tafa reny kou sa aona ry CAPSAT .otrany reny kou nge ny nataonareo e.aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa iiiiiiiiiiiiiii
de matatesa valin’ady e vo miandoha zao hehehehehehe.
tsy misy milamina zany oa io Copie Coller ny t@ herintaona zao de mazaka fa vao miandoha .mbola ho avy ny trano may sy ny Injet ,VIVA,…… ho voaroba e
Zany mihitsy no nilazaiko ry proandryjoelina
mbola fampidirana ireny fa mbola ho avy ny manetsabe dia mahatateza valinkîtsaka koa ry Domelina atohoato
Noho ianareo miandany @io tgv io dia mitombo ny loza manjo ny firenena, efa faharavana no hita etsy sy eroa, fahantrana efa an=koditra, ny colons efa manandevo, ny sakafo efa zara raha homana ny olona, ny lalana tsy misy intony izay manarak’azy fa samy manao izay tiny, ny olona mamono-tena satria very asa, ny iray trano, fianfonana, fianarana, iray tampo, iray fihaviana, mpianadahy toa an’i vittal sy naika eliane, aiza koa ny anabavinao izao no nampahoriany fis dia handray andraikitra hono,koa naninona raha tamin’ireny namonoana ny anabavinao ireny no nilaza izany? izany no toe-isain’olona jamba koa na ilazana azy fa efa maizina tanteraka ny ho avy ny firenen dia lazaina fa mandeha io, mety io, satria jamba ka vao maika hajambain’Andriamanitra, maka recul kely dia jereo ny faharavana manodidina anao dia enga anie mba ho tonga saina ianao sao sanatria tara loatra
asa tokan-trano firy sy olona firy indray no hamoy fo anio? Efa tena fahanana lainga anie ny olona e! Izao dia lazaina indary fa tsy olana fa raha vao vita ny fifidianana dia miverina ny agoa! Fa inona ity loza manjo antsika e! Tena handairany devoliny laingany tgv ve? Fa angaha anadahin-dreniny ka hoe aoaka aloha hanao dictateur aho, amidiko amin’ny vazaha ny fireneko hahazoako vola dia hNo fifdianana aho dia omeo aho dia dia dia? Hitan’ireo mpomba azy tsara izao fa rehefa nolavina ny fitondrana nazahoana ny agoa dia nalainy tompony ny azy satria ny olona nifotsy volo namasaka izany aza nolavina, koa hanantena inona amin’ity tgv? Tsarovy fa fasana misokatra ny tendany mba manaova fanadiadiana hianareo mpomba azy ireo fa tena mahantra ny analik’isa eto amin’ny firenenao zaza firy no ho faty ny hanohanana atsy ho atsy, tokan-trano firy no ho rava? Mahatsiarova tena hoa fa aza tia tena fa izao no vokatry ny fitiavan-tenanareo olom-bitsy ireo, ary io tsy maintsy hivaly fa tadidio tsara
nadia>>> f’angaha eto misy democratie mihoatran’ny t@ andron’ny Pdt Ravalomanana!!!!! matoa izao tontolo izao miala dia tsy voahaja ny democratie ary matoa niroborobo ny relat° intl t@ andron’ny Pdt Ravalomanana dia nanomboka nipetraka ny democratie
30 ans Ratsiraka , 7 ans Ravalomanana, fa 6 mois no nahateo @ TGV dia efa nitana ny records @ fisamboranan’olona
Aleo mba hiditra amin’izay fa ela izay.
Isika rehetra dia samy hivonona avokoa ka hiara-hientana fa tsy avelantsika hanjaka eto amin’ity firenena ity ny fozataygv ka hanohitra hatr@ farany. Iny voalavo fotsy iny ve de avelantsika hamotika ny efa vitan’i Dada e? Mitondra an’i Mialy ao anaty orana no hain’iny fa tsy firenena.Jiolahy mihaja anie iny lava nify iny e.
Olona ratsy taiza hatrany ankibon-dReniny le alikamaty tsy manina iny.
Eny Iavoloha izao feno 4×4 halatra be dia be, efa misy fantatra ny tompony(miaramila). Hitanareo @izany fa jiolahy miara-miasa.Ho avy ary henjana mihoatra noho ny nahazo an’i Sylla sy Charles no mbola hahazo an’io lava nify io ary hangidy hatrany amin’ny taranany faramandimby.

shhhh resaka adala ndray io : te ahazo promotion ndray ry vendrana, tsy efa be ve ny azo sy ny vitanareo e ?
mankaleo na ny mijery ny tavam=poza aza ho hita eo izany fa hianareo no tena mivadika ati=doha fa jereo ny manjo an’i Syllah fa raha tsy mibebaka hianareo dia ratsy noho iny no hiafaranareo rehetra fa tsarovy fa st niherina ny taona fa tsy miady amin’ny maty sanatria, iny no voalohany nivadika tamin’ny vahoaka faa mbola ho avt tsirairay ny anareo, frantsay ve no mba hianteherana? ho hitanao tsara ny hahapotika azy, tsy nigadra anie syylla fa dia tsy afaka notazomina e, mba misaina fa ny Filoha Ravalomanana anie ka natao izay namonoana azy fa mbola velona be satria velona ny mpanavotre azy raha tsy fantatrao
« il n’y a pas de fumee sans feu »
ry capsat no nanomboka an’io, namela ohatra tsara tgv ka diso ve ny sasany ra manaraka ny nataony…
io ary olay efa nolazaiko fa hnnnnn…… tompon’andraikoitra amin’izay miseho sy mbola hiseho foana ny mpitondra , ary tandremo sao miala andraikitra sy manipy gant a. ataovy izay ahatafarina ny firenentsika fa ianareo ihany no nanimba an’io.
Je m’interroge, quel blocage qui empêche exactement l’application de tout ce qu’on a décidé à Maputu? J’attire l’attention de tous les responsables: Sauvons vite ce qui est sauvable. L’union fait toujours la force, donc fuyons tout ce qui cherche à nous diviser. Ne jamais politiser notre armée…
Na nikomy izy mba diniho hoe inona no antony ry manantsaina isany a!na FOZA aza mahazo an’izany! tsy hanongana rzareo fa mitaky ny hampiharana ny MAPUTO ka teneno hoé inona no heloka amzany?
D.J. = Didy Jadona
TGV = Très Grand Voyou
AMEN..
si les militaires commencent à réaliser que la priorité c’est de sauver le pays et le peuple,et aussi de défendre les interêts nationales, donc là : c’est un très bon signe, MAIS, s’ils défendent juste les interêts de quelques individus qui sont au pouvoir , alors là c’est mal barré!!!
Hay manaiky ihany ianareo hoe rehefa mijaly ny vahoaka dia mijoro ny miaramila ah? nijaly sy natao vono moka ny malagasy t@ 7 fevrier sy nandritry ny fitondran-dravalonandra dia nijoro ny tafika maro an’isa! amin’izao fotoana izao mijoro ireo tafika vitsy an’isa miaro ireo olom-bitsy nahazo tombotsoa tamin’ny andron-dravalonandra ka inona ny olana? fa raha mbola vitsy an’isa no mahatsiaro mijaly noho ny tombotsoa kely t@ tsy rariny azony, tsy mampihetsi-bolo-maso izany! olombelona anie ny tafika e! manana ny firehan-keviny koa ka aleo haneho hevitra! fa tsy ekenakosa ny singam-bolo mandavo ny vositra! hazo iray tsy mba ala! tondro tokana tsy mahazo hao! fa raha maro an’isa ireo mitonona ho légaliste (izay tsy ho légaliste mandrakizay mihitsy) dia efa ela ny tafika no naneho hevitra!
ndao ry miaramilan ny RAS
vonona hiaro ny malagasy
ka aoka hijoronsy ho sahisahy
ka hampiseho ny herin-dehilahy
E courrage ry RAS malala
nareo akory tsy adala
fa hiaro an’ity gasikara a!
tsy atao hira fotsiny ange ilay izy fa tena fotoanany izao e !
or’i anti-Ra8 â!!!! mba miezaka manazava ihany aho fa dé ê! ê! ê! tsy miditra mihintsy ê! téna borné be mihintsy zalà ity !tsssssna dé izany hoe légaliste izany koa aza dé toa tsy hainao akory ny dikany ! tena mampalahelo hôa ! besoin d’aide ve ê ???? il suffit de lire les commentaires de Kintana, Gasybe, Ziry Onésime, et les autres légalistes et tu comprendras mieux!!!!! mbola averiko eto ihany fa i nadia aza dé efa resy lahatra zao, énao no mbola mafy loha be eo kanefa tsy mitondra anao mankaiza izany!!masina ny tanindrazana r’i anti-Ra8 ka mifohaza hoa fa aza matory intsony !
Marina ny anao Rasoa aza mandany andro manazava aminy anti-Ra8 fa na hamerina injato ambiarivo eo ary enao dia tsy ho tafiditra ao anaty lohany izany satria olona ketrina tsy misy atodoha mitovy aminy radomelina ireny
anti-R8 fozatay feno maloto ny lohan’io ka tsy hiditra ny lohany intsony izany fanadiovana izany rasoa a,aleo izy miaraka @ malotony ao hihihi
misy mangalatra pseudo sy mamafa hafatra eto e!!!!
marary saina mitsy tena ry nadia . mitapy
ha ha ha fa angaha tsy anti-tgv intsony ,be no ho lasa adala ato marina tsy mahazaka politika ny lohakeliny
ahoana ry kintanatapandrambo ooooo
ny foza mahay noho izao tontolo izao, izao tontolo izao manameloka fa ny foza ihany no mahita hoe mandeha ny FAT, ary ny tena mahavendrana ny foza dia ry zareo ao @ « fitondrana » milliar no lalaoviny dia ataoko hoe mba misy antony no anohanana ny FAT fa ireto efa sady efa sahirana no mbola manohana an’io ihany….mba manontania tena hoe inona no efa vitany tgv ho an’ny firenena….valiny: FANAPOTEHINA (toe-tsaina, toe-karena, sosialy) izay efa saika mba niarina kely teo satria nopotehina tao anatin’ny 30 taona
mba tantaraiko kely anareo ity toe-tsaina mirefarefa @ tany ity:
Tsy misy tsy mahita ny @ iny faritra Ambohipo iny fa dia novain’i sareraka numero 5791 TM ny 4×4 voiture de fonction-ny, dia mody lokoina somary mainty ilay hoe TM satri fantatra be hoe TM ve nefa Prado vaovao, izany hoe efa nivadika @ anarany iny , io numero io dia an’ny peugoet 504 efa tsy mandeha intsony, iny ve tsy ho hitan’ny mpiara-miasa aminy ao @ FAT fa dia tsy misy miteny fa samy mikepoka ny azony.
Ireny no olona nitabataba ny fahombiazan’ny Pdt Ravalomanana
belts>>> iny sareraka iny mihitsy no nitomany lava tsy hay nampanginina foana na dia efa tsisy ranomaso aza, saingy jamban’ny vola sy ny voninahitra ankehitriny ny masony ka saoreraka!!!
Quand vous avez quelque chose à dire, ne piquez pas les pseudo des autres car vous risquez de leur faire dire ce qu’ils n’ont même pas pensé. Car votre intervention serait faussée dès le départ. N’oublions pas que notre intérêt primo est de chercher à sortir le pays du gouffre. il faut brandir tout haut les vérités, ce que les autres murmurent tout bas. Nous devrons être les voix des sans voix. Notre peuple souffre dans sa chaire. Que les militaires ne soient pas des forces d’oppression mais qu’ils soient des forcent de guérison, car notre pays est malade.
belts na ho an’ny rehetra koa, mba alaivo sary izany daba izany, dia avaokan-tsika eto ; ho hitan’izao tontolo izao ny adalan’ireo mpanongana ireo !
TM izany marina, toa efa tamin’ny andron’andriamanelo !!
Le 17 mars 2009, il n’y a eu aucun camion plein de militaire à l’épiscopat Antanimena. Ce lundi 28 décembre 2009, il y a eu des camions plein de militaire à Ampahibe. Donc, Marc Ravalomanna possède encore des hommes de mains au sein des forces armées. Mais des hommes de mains incapables de rééditer la révolte des sous officiers et des officiers. Reste à savoir, où sont les militaires que Didier Ratsiraka prétend avoir.
Maba mangataka anareo tsy tia Ravalomanana aho mba tanisao hoe ny zavatra TSARA vitan’ni tgv…
misy tokoa tompoko ,nanafaka anay tao anatin’ny jadona,fangalana ny fananay ankeriny ,misaotra Rajoelina ho ela velona ianao hambioniny amin’ny zavamanasatra
lazaina fa tsy omen’ny fanjakana foibe ny vola ka tsy afaka miasa, azony t@ herisetra ny CUA sy Présidence inona no nataony??? tunel no natao carreaux, erreur fatale izany, eto amintsika ihany no misy an’izany, bac à ordure plastique niasa 2 mois dia simba,hatr@ izao nyfako mivangongo sa iza no tsy mampande ny FAT ????
i nadia grondier gamara, « notsetsefan’i domelina farce feno pain demi » ao anatin’ny lohany, ka tsy afaka mieritreritra intsony !!
Mawola !
Misy hoy izy ny olona nanafaka azy t@ jadony fa tsy hitany masony na henony sofiny ireo oloma maro very asa @ AGOA noho ny @ Diomelina , misy ny mikasa ny hamono tena fa kivy @ fianany, ny ho aviny fianakaviany nefa sahy milaza ny petsambava fa tsy misy tombotsoany malagasy ny AGOA na tampaka aza
Ka tsy fantany akory anie izay dikan’ny AGOA ê !
Toy ilay namany anankiray, izay nilaza fa fandaniam-bola ho an’ny firenena fotsiny io !
manaona daoly o
de tratry ny krizy mafy e
anay zao pro tgv tena diso fanatenana t@ny kou .tena tsita tsony e
zao zao zay very asa nefa mpiasan’ny zone .zay alou tsy maka lagy satria mpiasa ny zone franche daolo anie le nidina teny @ 13 mei reny e.de zao zany no avaliny Andry anay .tsy maninona e zakaina satria tolona iaraha nanao de zao no iafarany kou.zao zany le oe nanala ny jadona de nialana kou ny asa .fa zao kosa aloua miandry ny fiverenany DADA tsika hanavotra ity firenena latsaka an_davaka noho ny afitsoky le kindindreniny iny e.le volavo fotsy kely lava nify iny
de aona le teny Ampahibe omaly reny e .tsy ampy akama le manamboninahitra fa tokony ho tafa reny kou sa aona ry CAPSAT .otrany reny kou nge ny nataonareo e.aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa iiiiiiiiiiiiiii
de matatesa valin’ady e vo miandoha zao hehehehehehe.
tsy misy milamina zany oa io Copie Coller ny t@ herintaona zao de mazaka fa vao miandoha .mbola ho avy ny trano may sy ny Injet ,VIVA,…… ho voaroba e
Zany mihitsy no nilazaiko ry proandryjoelina
mbola fampidirana ireny fa mbola ho avy ny manetsabe dia mahatateza valinkîtsaka koa ry Domelina atohoato
Noho ianareo miandany @io tgv io dia mitombo ny loza manjo ny firenena, efa faharavana no hita etsy sy eroa, fahantrana efa an=koditra, ny colons efa manandevo, ny sakafo efa zara raha homana ny olona, ny lalana tsy misy intony izay manarak’azy fa samy manao izay tiny, ny olona mamono-tena satria very asa, ny iray trano, fianfonana, fianarana, iray tampo, iray fihaviana, mpianadahy toa an’i vittal sy naika eliane, aiza koa ny anabavinao izao no nampahoriany fis dia handray andraikitra hono,koa naninona raha tamin’ireny namonoana ny anabavinao ireny no nilaza izany? izany no toe-isain’olona jamba koa na ilazana azy fa efa maizina tanteraka ny ho avy ny firenen dia lazaina fa mandeha io, mety io, satria jamba ka vao maika hajambain’Andriamanitra, maka recul kely dia jereo ny faharavana manodidina anao dia enga anie mba ho tonga saina ianao sao sanatria tara loatra
Fienena Richard ( Le ministre de la Haute autorité de transition en charge de l’Economie),fait croire que cette exclusion n’est pas aussi catastrophique qu’on le laisse entendre. Par rapport à la valeur ajoutée nationale, cette exclusion n’équivaut qu’à 2,7% de manque à gagner. Cependant, elle représente environ 20% de non rentrée de devises.
La rupture du partenariat avec le programme américain de l’AGOA équivaut à 32 entreprises qui doivent trouver d’autres débouchés ou qui doivent fermer. C’est 40 500 emplois directs qui disparaissent du jour au lendemain. C’est 100 000 employés indirects qui vont devoir chercher ailleurs d’autres activités
Zany rehefa tgVENDRANA?Tadiavo asa daholo ireo olona ireo ary raha mahavita ny nataon’i R8
Refa tsy hainao ry tgVENDRANA ny raharam-pirenena dia ialao , ny fiananay tsy mila lalaovina!!!
asa tokan-trano firy sy olona firy indray no hamoy fo anio? Efa tena fahanana lainga anie ny olona e! Izao dia lazaina indary fa tsy olana fa raha vao vita ny fifidianana dia miverina ny agoa! Fa inona ity loza manjo antsika e! Tena handairany devoliny laingany tgv ve? Fa angaha anadahin-dreniny ka hoe aoaka aloha hanao dictateur aho, amidiko amin’ny vazaha ny fireneko hahazoako vola dia hNo fifdianana aho dia omeo aho dia dia dia? Hitan’ireo mpomba azy tsara izao fa rehefa nolavina ny fitondrana nazahoana ny agoa dia nalainy tompony ny azy satria ny olona nifotsy volo namasaka izany aza nolavina, koa hanantena inona amin’ity tgv? Tsarovy fa fasana misokatra ny tendany mba manaova fanadiadiana hianareo mpomba azy ireo fa tena mahantra ny analik’isa eto amin’ny firenenao zaza firy no ho faty ny hanohanana atsy ho atsy, tokan-trano firy no ho rava? Mahatsiarova tena hoa fa aza tia tena fa izao no vokatry ny fitiavan-tenanareo olom-bitsy ireo, ary io tsy maintsy hivaly fa tadidio tsara
Vaovao farany. Vola 25.000.000 Fmg no noraisin’ilay Adjudant de 200.000 Fmg tsirairay fotsiny no nomeny azy 5 lahy.
Sao kely loatra ny vola nomena eh. Mety ho 25.000.000.000 fmg no avy any @ Ra8 de samy naka daholo ny nandalovany. hihihihi.
Halefaso indray ny vola manaraka Dada. Tsy ho lany mihitsy akory ny volanao..
nadia>>> f’angaha eto misy democratie mihoatran’ny t@ andron’ny Pdt Ravalomanana!!!!! matoa izao tontolo izao miala dia tsy voahaja ny democratie ary matoa niroborobo ny relat° intl t@ andron’ny Pdt Ravalomanana dia nanomboka nipetraka ny democratie
30 ans Ratsiraka , 7 ans Ravalomanana, fa 6 mois no nahateo @ TGV dia efa nitana ny records @ fisamboranan’olona
Aleo mba hiditra amin’izay fa ela izay.
Isika rehetra dia samy hivonona avokoa ka hiara-hientana fa tsy avelantsika hanjaka eto amin’ity firenena ity ny fozataygv ka hanohitra hatr@ farany. Iny voalavo fotsy iny ve de avelantsika hamotika ny efa vitan’i Dada e? Mitondra an’i Mialy ao anaty orana no hain’iny fa tsy firenena.Jiolahy mihaja anie iny lava nify iny e.
Olona ratsy taiza hatrany ankibon-dReniny le alikamaty tsy manina iny.
Eny Iavoloha izao feno 4×4 halatra be dia be, efa misy fantatra ny tompony(miaramila). Hitanareo @izany fa jiolahy miara-miasa.Ho avy ary henjana mihoatra noho ny nahazo an’i Sylla sy Charles no mbola hahazo an’io lava nify io ary hangidy hatrany amin’ny taranany faramandimby.
Andriamanitra tsy azo vazivaziana fa izay afain’ny olona no tsy maintsy ho jinjainy e!
Andriamanitra tsy azo vazivaziana fa izay afafin’ny olona no tsy maintsy ho jinjainy e!
NADIA !!!!!!!!!
TSY HELAVELONA MIHINTSY I RAJOELINA
=> FOSSOYEUR
=>TRAITRE A SON PAYS
=>VENDU
=>PROSTITUE
ianao manompo ravalo io ve mbola tsy fay ihany sa sa matahotra any andri fa mivoka daholo ny ratsy natao mialatsiny za rahavako zao ny oul vo ilamina ankalalahana sa very finanana ianareo aleo miara manannkarena dia miara mahantra fa tsy antao anolona vitsivitsy manantena zahai fa efa tapitra ny fampanantenana sy ni ronono an-tavy e!bonne année daholo e!
Ralim Baovao, change de disque,
tu te plantes complètement en faisant une fixation obsessionnelle sur Ravalomanana , comme Nadia Grondier.
Le problème grave de ton pays , et essaie de le comprendre , est qu’IL N’EST PLUS UN ETAT DE DROIT DU FAIT DE RAJOELINA ,
UN PUTSCHISTE REJETE PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE…
C’est ce gros crétin qui ne comprend rien qu’il faut virer…
1) les règles internationales doivent être appliquées (Maputo, Addis Abbeba)
2) que les pratiques voyoutes et mafieuses arrêtent ( TRAFICS ET CORRUPTIONS DE TOUT GENRE POUR SURVIVRE LES PUTSCHISTES , DU FAIT DES « black out » internationaux divers.
3) que les faits dictatoriaux violents cessent (emprisonnements à tour de bras , censure ,méthodes de gestapo)
4) que des élections libres , démocratiques , SOUS CONTROLE INTERNATIONAL, soient PREPARES PAR LES TROIS PRESIDENTS ET … VITE…
A mon avis un putschiste( hors la loi par définition ) DEVRAIT MEME ETRE EXCLU DE CES ELECTIONS
nankaiza ary ilay reniny Andry , métis betsileo sy vazaha ( laforêt) izay tsy nanaiky ny maha gasy mainty azy tany Fianarantsoa ?
vehivavy farany izay « libérée » aram-pomba maontina gasy , sy zanany vavy efatra koa tahaky izany…hi,hi,hi
anoa maison close miaraka aminy ilay bitro D.J. ve rehefa vita ny fifidianana? fampidiram-bola koa ny mahapalifaly…
hitohy ny boridely…
toa efa miakatra any an-dohany ny any anti-8 ! pov type ! tandremo sao manaraka ny efa lasa é toa ho voan’ny avc mihitsy atsy ho atsy ! mba hamboary ny fo fa vao manomboka ny 2010 sao tsy mahita ny fahafatesany hat é