Valin-tenin’i Fetison amin’ny fanendrikedrehana

Fetison interviewé à Pretoria
Henoy fa tena mazava sy mangarahara ny valy tenin’ny Filoha miara-mitananna Fetison Rakoto Andrianirina.

Fetison interviewé à Pretoria
Henoy fa tena mazava sy mangarahara ny valy tenin’ny Filoha miara-mitananna Fetison Rakoto Andrianirina.
le Mardi 15 décembre 2009 à 14 h 35 min
tena fanaovana tsinotsinona izao tsy nisy ny fanonganam-panjakana satsia ireo tsy akatoavin’ny firenena mikambana mihintsy hatramin’izay,fa maninona no sahy milaza izy fa fanonganam-panjakana,izy no tena nanongana
le Mardi 15 décembre 2009 à 14 h 38 min
Il faut expliquer à Mr Rajoelina la vraie définition d’un coup d’Etat (définition universelle). De toute façon la réunion concernant le réchauffement climatique n’est pas à la portée de Mr Rajoelina .Le monde entier se moque de Madagascar depuis le putsch de mars 2009 : insécurité, insalubrité, arrestations aléatoires et corruption généralisée.Madagascar n’est pas une piste de danse d’une discothèque.
le Mardi 15 décembre 2009 à 14 h 39 min
raha vitany irery anie ny fitondrana tsy nilaina akory ny mouvance ravalo,radidy,zafy,fa tokony vao voahongana i ravalo tokony izy izany no mitondra fa maninona no tsy mahavta e lavasanga mamotika firenena
le Mardi 15 décembre 2009 à 15 h 03 min
mba ratsy ilay fety ka! mampanonofy ratsy
le Mardi 15 décembre 2009 à 17 h 02 min
enao no tena ratsy
le Mardi 15 décembre 2009 à 17 h 07 min
aleo ny Nadia ilay TGV sarim-bavy !
le Mardi 15 décembre 2009 à 18 h 06 min
Tena foza orana marina ity NADIA ity ka « pirateny » daholo ny Site rehetra…. Tena marina moa.
Amin’izay izy dia mihodinkodina fisainana fotsiny fa dia tsy misy « analyse objective » mihitsy.
Averiko ihany fa angamba izy io nieritreritra ny hiditra ho fianakavian’i RAVALO kanjo voahilika fa sady fohy fisainana no « sans qualité » e!
Oh!la!la
le Mardi 15 décembre 2009 à 19 h 36 min
Mirary soa ho anareo miaramila sahy maneo hevitra ,mino izahay fa tsy hipetraka ho fanambarana fotsiny ireny fa tena ho arahina asa tokoa , any andro ny basin,i lilison sy charl tsimaintsy hifototra aminy ihany .Ho an’i Nadia ianao angamba tsy nandia fianarana nanambola kely dia nividy solosaina dianikitikitika .Mifanakaiky kely ny tranontainao sy sainao raha manampaizana ianao dia tena manalabaraka mba misaina ihany fa toin’ ny vody
le Mardi 15 décembre 2009 à 19 h 47 min
Rabevomanga! na tsy nandia Fianarana ve misy toa ilay Rangahy avy any Merikasinina izay?nitery ronono no asany dia nagalatra dia namono rahalahiny dia namono Malagasy ,amin’izay ilay Rangahy izay no tena fohy ka mifanakaiky ny fisainany sy ny tranontainy ka manaova vava tsy ambina amanolona ka dia nitsoaka izy zao,Ravalo no anaran’ilay olona Ravalomanana Marc
le Mardi 15 décembre 2009 à 20 h 25 min
Fa raha ohatra ka Fanjakana tsy ahavita Hiaro ny ankohonana sy ny fananany dia aleo miala raha izany no lazaina fa olana foronina fotsiny izany.
Izy no hanankorontana dia @ izay lazaina fa ny hafa.
Manasoketa fotsiny no ataony fa tsy misy zavatra azony atao intsony
le Mardi 15 décembre 2009 à 20 h 45 min
Nadia> hehe mbola ho hitanao ny atao hoe Retour du President Ravalo otran hitako eri enao mikonetaka beuh hihi, de amin’izay ianao miteny hoe mba omeo ronono ndray za Ravalo a,
Fa aleoko kosa aloha mifanakaiky ny tranontainy sy ny fony toa izay otran’ny an Domelina ny Vodiny no misaina e!!! Na asain ndry Tsirahonana sy ry Komanda Sarly minantainy aza dia Homana. Nandra ba otran Mpanohana azy ihany tsy dia ´nahita fianarana haveriny fa mikosoka Kapila angamba izy ity.
le Mardi 15 décembre 2009 à 20 h 46 min
o ry nadia
fa inn ty teny2 foana ataonao ity anaka
tsy mety izao teny ratsinao izao fa asehoy ny maha mpino anao e
Kony an
le Mardi 15 décembre 2009 à 20 h 55 min
mazava ny resaka afa-po ny valinteny ny mpanontany sy mpihaino.Ny teny mazava toy izany no ilainy malagasy .
le Mardi 15 décembre 2009 à 21 h 43 min
o antsika rehetra » légalistes » : io NADIA io dia olona voakarama ( 24/24 ) hi-vovoha oatran’ny a…..sy hanaratsy ny tolona sy ny « légalistes », koa miantso anareo aho tsy hamaky na hamaly akory ny teny laizainy. Efa hita ny zavatra nataony tao @ i : Sobika, Tribune sns….Misy fotoana daholo ny rehetra……..!
le Mardi 15 décembre 2009 à 22 h 12 min
ö ry Zalahy a ! tena marina ny tenin’i Salanga sy ny hafa sasantsasany , fa aza miresaka aminy hoa isika , i nadia io an ( en minuscule, remarquez SVP) fa tena PENDRA-VORY sy PONDRY DORY , il faut la négliger les amis,tena fisainana SOLAFA voakarama marina , aza misy miresaka aminy intsony manomboka eto io an ! Amen .
le Mercredi 16 décembre 2009 à 1 h 23 min
20/20 ilay fanazavana…
le Mercredi 16 décembre 2009 à 6 h 21 min
ay mbola ato indray i kivaha nadia? ary ino tgv nao io ka! petit dj? zany mbô mahay? angaha refa mipetsopetsona teny frantsay dia mahay? odoieeeeeeee! eo Ivato aza ny teny frantsay dia efa mila tsy hisy hiteny intsony! couchez kivaha nadia!!!!
le Mercredi 16 décembre 2009 à 10 h 04 min
rehefa miresaka @ foza tahaka an’i nadia hoy aho dia izay mba mifanandrify @ takatry ny sainy no resahina ohatra resa-pitombenana. I nadia izao tiako raha mba miaraka kely amiko any ambodiatafana dia eny ambony atafana isika roa manao zavatra milay be. TSAPANY TSARA AMIN’IZAY NY HAMAIVAN’NY RESAKA ATAO AMINY DIA METY HIOVA IZY fA TSY KILALAO AKORY NY RESA-PIRENENA
le Mercredi 16 décembre 2009 à 11 h 28 min
nadia koa anie ka mahay mikarakara be e !
nadia hono tsara sakafo, ry tsimanaiky! Sahady be « crem frech » be ny sakafony !
Any ho any ny recette -ny dinde sy hena milay be !
le Mercredi 16 décembre 2009 à 15 h 26 min
ity no vendrana! angaha raha tsy mitovy hevitra @ tenisany dia lazaina fa tsy misaina itenisany no adala mirenireny
le Mercredi 16 décembre 2009 à 15 h 34 min
ny ahy ny capasat manao partozy reny no tena tiako, io no tena asako
le Jeudi 17 décembre 2009 à 16 h 15 min
nadia a, tsy asa ratsy ny mitery ronono!!! tena asa mihaja ary tena mahaolombelona io…
misy koa ny mitery rononon-dehilahy vazaha…
samy fivelomana io!!!
le Jeudi 17 décembre 2009 à 16 h 47 min
azafady za tsy miasa aminazy ,za tsy mitery rononombazaha zany ,za manana ny asako,olo jiaby nataonjanahary hanambady koa tsy masera dia za tsy masera fa manambady ,mamanao zany lazainao mitery ronono ny Dadanao fahotana anaka mamingavinga Ray Amandreny
le Vendredi 18 décembre 2009 à 1 h 14 min
Adinoko fa taloha io mitery rononom-bazaha io no nahatafita ahy ary izany no tsy handavako an’ireo voazaha , inona moa ny olana , vavako io fa tsy vavanareo, misasa sy manontsam-bava fotsiny aho dia vita , vola any am_paosy
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 01 min
aza sendaotra ianao ramatoakely a! tsy nisy anaran’olona notononina teo ary tsy nanendry olona ny zavatra lazaina. Ary aza dia mahtsiaro tena ho « victime » lava!!! io ihany ilay efa nahavoa hatramin’izay… ary aza dia mitonon-tena tahaka an’io moa e!!! mety ve? mety ve raha tsy tantarainao eto tahaka an’io ny zavatra fanaonao?
fa nampianarinao zavatra iray aho aloha hoe hay ve rehefa mitery ronono dia amin’ny vava e? ary ilay fanaonao aza heverina hoe fanaon’ny olona…
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 04 min
mialatsiny ,efa nazavaiko hanao io lazainao pitery rononon’ny Dadanao ve mamanao?mety ve izany?
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 05 min
Ny ahy sotroiko @ vava tonga dia haingana be ny otrikaina, na rononon »Amboa maty io na ranon’aina voazaha , vavako tia bonga ataonao ino???
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 06 min
itanao izany ?mitoetra ao andohanareo ny Vola,fantatrareo moa fa io Vola io fahotana?namonoan’ny ravalo olona dia Vola zany mbola haverinareo
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 07 min
ahy iPisandoka latsahan’i Varatra mangery ity io manoratra io?
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 27 min
nadia,
tsisy tsiny hoy aho…
ny momba ny dadako sy ny reniko dia hoy aho hoe vehivavy iza moa no tsy hitery ronono ho am-badiny eny amin’ny ombivavy sy ondrivavy raha ilaina izany? fa tsy hitako mihitsy aloha izay ifandraisan’izany amin’ny resaka noresahako teo na izany aza…
fampitahana asa roa no nolazaiko teo fa mahagaga ny fiheveranao hoe ianao ilay izy!!!
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 42 min
ary nareo 4 mouvance tony kay tena vetaveta resaka daolo otrizany daolo ve ny olona ao @nareo e?
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 44 min
# ZARA a dit :
le Mardi 15 décembre 2009 à 22 h 12 min
ö ry Zalahy a ! tena marina ny tenin’i Salanga sy ny hafa sasantsasany , fa aza miresaka aminy hoa isika , i nadia io an ( en minuscule, remarquez SVP) fa tena PENDRA-VORY sy PONDRY DORY , il faut la négliger les amis,tena fisainana SOLAFA voakarama marina , aza misy miresaka aminy intsony manomboka eto io an ! Amen .
teny masina ny Amen fa aza vetavetaina azafady
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 46 min
tsy terena
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 46 min
Solafa anabavindrainao
le Vendredi 18 décembre 2009 à 14 h 50 min
ie! dia mba mahagaga?teny masina ampiasaina mamingavinga olona hanopana ny tsy mitovy hevitra,mahagaga ity ianareo
le Samedi 19 décembre 2009 à 1 h 37 min
« PENDRA-VORY sy PONDRY DORY »
matrix tony olona be vava tsisy ilaina azy akory fa misaina any @ voudiny ,tsy rarahako na tsy hiteny amko kou ty sady izaho tsy mila lohana jiolahy
le Samedi 19 décembre 2009 à 1 h 39 min
solafa aho ary solafa koa ny vady aman-janako tsy problemnao !!
le Samedi 19 décembre 2009 à 6 h 39 min
tsy matory andro amanalina i se o!hanopa olona fotsiny,angaha dia tsy avelan’ny Lalao matory intsony
le Samedi 19 décembre 2009 à 12 h 39 min
‘teny masina ny Amen fa aza vetavetaina azafady’
matrix mawola
le Samedi 19 décembre 2009 à 13 h 00 min
ajanony ny misandoka Anarana,aza maka ny fitenin’ny hafa fa mandreraka
le Lundi 21 décembre 2009 à 23 h 32 min
NADIA VE TAITRA AMIN’IZANY E? EFA MPISANDOKA AVY ANY AN-KIBON-DRENINY ANIE IREO E! TARANANY MITSY NO MPISANDOKA! ZANY FISANDOHANA SY HALATRAIZANY NO NAMPANANKARENA NY DADAN-DRY ZAREO DIA IO TAHAFINY IO! TANANA ZATRA MITSOTRA IO KA TSY AFAKA MIVONKONA INTSONY E! DIA NY RESAKA BAIBOLY SY NY FIAKARANA PILIPITRA NO MODY ATAO ALA SISRIKA! MBOLA HO SAZIN’ANDRIAMANITRA MAFIMAFY KOKOA NOHO IZAO IREO FA AZA TAITRA IANAO RY NADIA AH!
le Mardi 22 décembre 2009 à 14 h 09 min
anti ra8
aza matahotra , Nadia tsy afaka taitra…aminy resaka tsy takatry ny sainy.
Avelao ny tsipoy kely nay…resahanay « poly » coco any Ambodiatafana .