Miala OMAR

Razanakolona
Razanakolona

Lasa i OMAR

Nisy fiovana ihany koa ny resaka finoana. Tsy Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona intsony ny  filohan’ny FFKM. Anjaran’ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona avy amin’ny Eklesia Episkopaly Malagasy na ny Anglikana indray no mitantanana ity Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara ity.

Tsy heno intsony ?

Raha itodiana ny tamin’ny taon-dasa dia tsy tafapetraka ho mpanelanelana ny FFKM, hita soritra teo amin’ny filohany ny fitongilanana,  iarahantsika nahalala ny fanambarana misesisesy nataony: « aleo haneho hevitra ny olona , aza ampiasana hery ny vahoaka », teo koa  rehefa miantso fitokonana i Andry Rajoelina teny amin’ny 13 mai, manome baiko tsy hianaran’ny sekoly katolika ny arseveka, sns… niarahantsika nahalala koa  fa tsy nandrenesam-peo intsony izy taty  aoriana.

Nangina tamin’izany

Eny fa na dia tamin’ny fotoan’andro nampiasana hery ny iray tamin’ireo filoham-piangonana aza Continuer la lecture de « Miala OMAR »