MahatsapĂ tena !
Mardi 5 janvier 2010Zanak’adala Toy ny fanoharana hita ao amin’ny Baiboly mitantara ilay Zanak’adala no nentin’ny Pastora Edward avy avy amin’ny Ankolafy Madagasikara nilazanà an’i Andry Rajoelina, “mbola misy toerana ho anao ao an-tranon’i Dada” hoy izy, omaly teny amin’ny kianja Magro. Miandry ity zanak’adala ity ho tonga saina, hiandry kisoa, izany isika Malagasy vao ho afaka ao [...]

