
Tranon'Andriamanitra
Ity misy lahatsoratra nalefan’ny namantsika …
Nanadalo tao La Réunion i Sarko. Avy eo dia hoe homena karazana bouée de sauvetage ny mpanjono Malagasy. Atao inona ???
Hanamabatamabazana ny mpanjono hanampy ny miaramila Frantsay hiambina ny morondramasin’i Madagasikara ve ?
Sao mody tampoka i Dada ? Ny fantatra dia tena romotra avy any Haiti Sarko noho ny fihetsiky ny Amerikana ka tsy hamelany mihintsy i Madagasikara raha mbola midikiditra ny Amerikana. Efa nilaza ny heviny anefa ny Amerikana. Ka inona no mety hitranga ato ho ato ??
Ny tsy fantatr’ireo Firenena miseho azy ho matanjaka ireo dia an’ Andriamanitra i Madagasikara ary Andriamanitra no hiady ho azy. Samia mahereza ary maharitra fa LAZON’ ADY ity e!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

ie dia tena marina mihintsy izany, fa rehefa tsy mahavita inona intsony ny tsirairay dia Andriamanitra no miady hoan’i Madagasikara .
Dieu sait susciter des éléments, des circonstances, des personnes , des pays, pour sauver Madagascar. Dieu ne manque pas de moyens pour sauver, seulement il faut véritablement chercher sa grace et son secour avec sincérité et humilité, avec honnêteté sans hypocrisie.
Kristianina hono tsy mandà fanomezana, ka raiso fa adala tompo !!
Ry namana, ry akama rehetra, raha tena tia Tanindrazana ianareo, dia 4 février vao maraina ny fotoana, rue St Jacques. Mitsipatsipaka ny bibilava, fa efa kely sisa !
Fa mba jereo anie ‘ty ê ! Sinisma, tsy misy toy izany !
Bombarder-ho msg ! Tongava maro ry mpitolona rehetra, ry GTT !
_http://www.ubifrance.fr/Galerie/Files/Agenda/2fevatelgeoMadagascar2
Tsy avaokany, fa tsotra : jereo google ny :
ubifrance madagascar chataigner
Faly be zany zao ilay minisitry ny jono – avocat sans le sou et traître d’Alain Ndremaseza ? Mbola hanenjika an’io ny eritreriny indray andro any, na dia ity chauffeur-ny afa-maina anefa nahafaty zanaka Pasitera tamin’ny loza-piarakodia…
Aleo haroso any amin’ireo mpanjono ny tetika METY ao ambadik’izao fanomezana izao, ihany koa ny hoe iza no tena fahavalo mambotry ny firenena hatr’izay ka mandrak’androany. Ny hitsikitsika tokoa mantsy (na dia vinitra aza LOL!) tsy mandihy foana fa ao raha…
Firifiry ny zava-nitranga tsy nampoizina nivadihan’ireto HAT sy ny firenena mpanohana azy, ka nanohina ny naïfs – crédules ary politiquement inexperimentés toa anay!
Ity Sarkozy manameloka ny putsh, anefa manohana ny auteurs du putsh koa dia tsy zoviana fa misy boulot mivaha…
Ny DADANAY dia miverina oa!
Mirodana Ho Azy io ry HoAiza an !
Toy ny satô de sabla azon’ny onja ! Hamafisina fotsiny ny actions légales !
IO NO CONTENU AN’ILAY LIEN NOMENAO RY KINTANA :
[PETIT-DÉJEUNER DÉBAT
MADAGASCAR
Jeudi 4 février 2010
9h00 - 11h00 (accueil 8h30)
UBIFRANCE
77 boulevard Saint Jacques - Paris 14ème
Autour de :
➢ Jean-Marc CHATAIGNER, Ambassadeur de France à Madagascar
➢ Véronique PASQUIER, Chef du Service économique à Tananarive
➢ Olivier RIBOT, Président de la section Madagascar des CCEF, Cabinet Lexel juridique et
fiscal
➢ Lionel LEVHA, Directeur général, Total Exploration Production Madagascar, CCEF
➢ Jean-Luc BOHE, Directeur général, Orange Madagascar
Depuis un an Madagascar subit une crise politique dont les effets s’ajoutent à ceux d’un marché
mondial manquant de vigueur. Les crédits internationaux de la plupart des bailleurs ont été
suspendus avec des effets immédiats sur les entreprises du BTP et, d’une manière plus
générale, à tous les secteurs de l’investissement public. Les piliers classiques du
développement (tourisme, textile, projets agro-industriels) souffrent pour des raisons multiples.
La croissance est stoppée et la gouvernance (qui était déjà l’un des points faibles du régime
précédent) ne s’est pas améliorée.
Quelles sont les raisons d’espérer, et sur quels éléments peut-on s’appuyer pour préparer en
2010 la reprise de l’économie, une fois la crise politique passée ? Est-il raisonnable d’étudier un
projet, à Madagascar aujourd’hui et sur quels réseaux de contacts s’appuyer ?
L’île peut-elle sortir de son relatif isolement économique ? Quelles sont ses relations avec ses
voisins ; peut-on espérer à moyen terme une meilleure intégration dans un développement
régional ?
Ce petit déjeuner permettra de faire un point de situation (calendrier politique, prévisions
macro-économiques, environnement des affaires) et d’étudier les secteurs qui peuvent se
développer dans ce contexte avec deux éclairages particuliers
• sur l’environnement des grands projets miniers (implantations, développements, besoins)
• et sur les entreprises des secteurs de l’informatique et des services liés, au moment de
l’arrivée de l’internet à haut débit.]
==> Bonne lecture daholo, ary « Samia mahereza ary maharitra fa LAZON’ ADY ity e! hoy ny ery ambony »…
Misaotra anao nanampy ! Ny allo allo ato, tsy misy fiafarà ny !
Samia mieritreritra !
Mazava nge zany e!Ny avenir ny Tanindrazantsika dia ao @petit déjeuner no hanaovana tetika hitondran’azy?Enga anie ka hifototra@ny sy ny taranany ny ataon’ireto olona ireto.
Zany dia tena marina. An’i ANDRIAMANITRA i MADAGSIKARA FA TSY AN’i SARKO = LAFRANTSA AKORY VELY VELY !
SAMIA MANANA FAHARETANA @ FANANKINANA NY NOSIN-TSIKA EO AMPELATANAN’I ANDRIAMANITRA @FIVAVAHANA MAHERY ! HO AZY HIANY ANIE NY VONINHITRA.AMENA.
Tokony anao « cercle de reflex « ko ny legaliste intello dia mandefa » manifeste » totoafo amin’ ny presse na » masss media » fa tsy internet fotsiny
izay ilay hetsika tsara sy mahomby !
joey A.
Na isika izao aza dia afaka mandefa fanontaniana be dia be any amin’ireny site-n’ny gazety frantsay sy izao tontolo izao ireny. Dia miampy io zavatra lazainao io sy ny fihetsiketsehana rehetra da mety hilay ihany.
Ny azo atao koa dia ny mametraka ttsy mitantara ny zavatra ataon’ny frantsay any Mada amin’izao ka mametraka izany isaky ny dabilion’ny fac sy ny biraom-panjakana rehetra. Tsy ny gasy mpanao ménage akory no tsy misy raha eto frantsa, na koa ireo gasy fonkisionera vazaha.
Que les français se mettent bien dans la tête, que selon leur adage, qui sème le vent récolte la tempête !
Qu’ils ne s’avisent surtout pas, d’accuser le peuple malgache, d’être les responsables de cette situation ! Madagascar francophobe ?
_http://www.lefigaro.fr/assets/graph/SOC-201003-Otages-plani.jpg
KM
ka inona moa ny olana aminy izany ?
ny toe-trandro manome « absolution »