
Match contre les Oranges
Hiditra amin’ny ampaha efa-dalana ny fiadiana izay ho tompon-dakan’ny Afrika amin’ny lalao baolina kitra na ny CAN 2010, saika efa nampoizina ihany ny vokatra, ireo efa gaigilahy “mondialistes” no tafiditra ao anatin’izany fifanitsanana izany avokoa.
Efa tonga eto amintsika ihany koa ireo mpitsara sady mpikarakara lalao tarihan’i Jean Ping. Ny mpijery baolina anefa enjehin’ny miaramila amin’ny lakrimozena, atahoran’ny be basy hihogahoga amin’ny mpilalaony mantsy ka mety hampiova ny vokatra izay efa fantatra mialoha alohan’ny hilalaovana. Anisan’ny mpilalao faha 12 mantsy izy ireo ka hatahorana hanova na “i-influencé” ny mpitsara ny hamaroany sy ny habetsahany ka aleo ampiasana amin’izay rehetra mety handravana azy.
- Ny mpilalao miakanjo “ orange” mieritreritra fa efa “hors course” ny mpifanandrina henjana rehetra. Izy no tompon-daka amin’izao fotoana izao ary tsy tamin’ny alalan’ny lalao madio no nahazoany izany fa tamin’ny fandrobahana ny “coupe” tamin’ny herisetra. Nambanana basy ny tompon-daka teo aloha mba hamindrana izany tany aminy.
- Misy ny mpilalao vao nisandratra mitady fanazaran-tena sy traikefa any ivelany, tany Thailande , Israel, sns…Miloko volom-parasy “violet” izany. Hanandrana hanao fanazaran-tena eny Antsonjom-be amin’ity faran’ny herin’andro ity. Ary efa manantena fa ireo mpilalao mahay ao amin’ny loko volom-boasary dia hanao famindram-pilalaovana any aminy amin’ity taona ity.
- Ao koa ny miakanjo mena midorehitra manana mpanazatra mahita lavitra, efa zatra lalao saingy efa ela tsy niditra kianja ka mety ho sahiran-kirana, manana mpiandry vodilaharana tsy nivadika taminy mihitsy.
- Ny satroka penjy izay be mpitia any amin’ny faritra manerana ny Nosy. Zatra kianja “tout terrain”, anisan’ny nahazo karatra mena tamin’ny lalao teo aloha tamin’izy tompon-daka.
- Ary ny pataloha fohy maitso kely sy akanjo manga kely, sady manana mpilalao baolina mahay no manana traikefa sy haizatra no be kitikitika ary tonga dia mahafaty baolina foana isaky ny manafika, isan’ireo mpilalao voalohany andrandraina hahazo ny “tompon-daka” saingy kelikely vovok’aina.
Miandry izay hanaovana ny “match” na ny fifidianana ny rehetra, ary mahatoky ireo mpikarakara mba tsy hanao mizana tsindrin’ila, hametraka mazava tsara ny fitsipi-dalao. Tsy hisalasala hanome sazy henjana hoan’ireo mpilalao tsy manara-dalana. Tompon-dakan’ny Madagasikara eken’ny rehetra mba tsy ho eto Madagasikara ihany no hilalao fa mba hisokatra amin’ny any ivelany, ho tompon-dakan’i Afrika, maninona moa raha tompon-daka eran-tany mihitsy?
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Ny momba an’i Roindefo sy Rajoelina dia jereo ao amin’ny Actumada fa dia hita ny tena marina momba an’ity crise ity. Iray ihany ireo fa mody miady.
Ho an’ny mangakely sy maitsokely ary fotsy kosa dia na mahay aza izy dia be loatra ny olona voavidy tao na mbola ao aminy ka mahalikiliky vahoaka. Na izany aza anefa dia izy no tsy ratsy indrindra amin’ireo mpifanandrina.
Extrait de l’Expresse de Mcar de ce jour :
[La présidence de la Haute autorité de la transition n'a pas tardé à répondre aux mesures de compromis proposées par le Groupe international de contact. Elle a envoyé hier soir une lettre officielle à Jean Ping, président de la Commission de l'Union africaine. «Ces remises en cause successives et répétées, les propos, comportements et actes à la fois irresponsables et irréfléchis de certains chefs de file ou de délégation ont fait perdre toute crédibilité vis-à-vis de l'opinion nationale à la possibilité d'une mise en œuvre de la Charte de Maputo dans un climat de sérénité et de tolérence mutuelle», est-il écrit dans la lettre. Dans sa déclaration, la présidence de la HAT fait surtout allusion au co-président du conseil présidentiel et chef de file de la mouvance Ravalomanana, Fetison Rakoto Andrianirina.]
** QUEL ESPRIT SUBVERSIF ANDRY RAJOELINA ENTEND REPANDRE!
=> MON BONHOMME, QUE TON ESPRIT REVIENNE SUR TERRE: on vit sous un COUP D’ETAT.
=> ABSENCE TOTALE D’ETAT DE DROIT, et de LIBERTE D’EXPRESSION qui est pourtant l’élément fondamental de la Démocratie.
**De quoi avez-vous peur pour ainsi appliquer le terrorisme, la répression…
**Il n’est point difficile de remarquer que tout ce que vous entreprenez ne dépasse pas du court terme, voire même restreint à l’immédiat. Alors ?!
HoAiza,
Toujours les mêmes rengaines avec la HAT. Toujours victimes et jamais responsables
Tsy misy dikany intsony na madio , na maloto
Olana sy fijaliana isan-karazany tsy maintsy mpotehana ny resaka androany.
TSY KILALAO ANIE IZY IO FA FIAINAM-pirenena sy ain’olona koa aza ham
TSY KILALAO ANIE IZY IO FA FIAINAM-pirenena sy ain’olona koa aza hamaivanina toy izao.
- A tout prix, la HAT veut nous réduire au:
« Qui ne dit rien consent,… »
- Pourtant, qui ne sait pas que:
« …mais qui consent à tout sans rien dire est une belle lavette, un bon à tout et un propre à rien. »
Solo Razafy, vous êtes impayable. MDR !
Mais ne comptez pas sur des jeux propres. L’on sait à qui l’on a à faire alors un spectateur avisé en vaut deux.
Ny albitra rehetra sao dia nahazo vola e ? Tsy zava-baovao izany !! Mitongilana ny fomba hitsaràna ny lalao !! Mandeha ho azy ny fanaon-dry T. HENRY sy ry MARADONA !!
am politika dia resaka ny devoly no tena mandeha ao ka aza manatena lalao madio zany fa mandiso ny olona nareo raha zany
Le putschiste, poulain de la France n’est même pas capable d’écrire correctement le Français: «Radomelina! Au tableau! Comment s’écrit tolérance? C’est une lettre officielle qu’on t’a dit d’écrire ptit âne! On aurait dû te faire suivre des cours pour te faire obtenir ton brevet de collège au lieu de te le donner!».
«Tu n’apprendras jamais rien! Enfin c’est pour ça qu’on t’a choisi, mais quand même fais un effort au lieu de faire du…»
N’inFANTILISEZ PAS LS GENS EN ASSIMILANBT LA CRISE ACTUELLED A UN MATCH DE FOOT;
C’EST NAVRANT DE TROUVER DE TELLES SOTTISES SUR UN « POST » PR2SUM2 SERIEUX ET FORMATEUR.
APR7S MYDAGO QUI INFANTILIQE LE PEUPLE EN ASSIMILANT LA CRISE POLITOIQUE A UN MATCH DE FOOT, VOICI QUE fETISON PARLE ENCORE,LE LE 26 JANVIER, DU « FIHAVANANA MALAGASY » COMME SI LE POLITIQUE ETAIT UNAFFAIRE DE « FIAHAVANANA 3 ET NON UNE CONFRONTATION DES FINS ET MOYENS
QUAND DONC NOS PRETENDUQS POLITICVIENS ET NOS « IRREQSPONSBLES3 TRAITERONT-ILS LEURS MILITANTS EN ADULTES ZET ZEN ETRES HUM
APRES MYDAGO QUI INFANTILISE LE PEUPLE EN ASSIMILANT LA CRISE POLITIQUE A UN MATCH DE FOOT, VOICI QUE FETISON PARLE ENCORE, LE 26 JANVIER, DU « FIHAVANANA MALAGASY » COMME SI LE (JE DIS BIEN LE) POLITIQUE ETAIT UNE AFFAIRE DE « FIAHAVANANA » ET NON UNE CONFRONTATION DES FINS ET MOYENS
QUAND DONC NOS PRETENDUQS POLITICIENS ET NOS « IRREQSPONSBLES » TRAITERONT-ILS LEURS MILITANTS EN ADULTES ET EN ETRES HUMAINNS DOTES DE CERVEAU.
Au vu du post de Ratefy, je dis à M. Fetison : arrêtez de faire de la lèche. Vous ne voyez pas que le FAT vous traite comme un moins-que-rien. Si le GIC n’était pas arrivé pas àtemps, vous seriez en train de croupir en prison.
Ne constatez-vous pas que ces gens là sont mille fois pires que la Gestapo ? Les Juifs ont-ils trouvé grâce à leurs yeux ? Le mieux que les nazis ont trouvé à faire était des les envoyer dans les chambres à gaz. alors arrêtez de parler de « fihavanana » à des gens sans foi ni loi. Ce sont des arbres de Béthanie, le mieux qu’on puisse faire c’est les déraciner complètement.
Izao kosa aloha e ! Ny tetik’ady reheta, tsy famboraka !!