12 réponses à “Madagascar, 26 janoary”
Emettre mon avis ou un commentaire
Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.


le Mardi 26 janvier 2010 à 17 h 27 min
mangina izahay fa ambava-basy foana ny fiainana malagasy fa andriamanitra no aoka hitsara ny tantara fa tsy misy mihafina @ny ny zava-misy sy ny ranomaso mitsitsorika isan’andro
le Mardi 26 janvier 2010 à 17 h 31 min
ie toa izany anie e! za kou taloha nitomany lava nanaovany pitondra fanjakana fa havanay vao avy nisamborina lazaina fa saika hamono azy dia efa tena sahirana mandefa vola foana ny ranomaso latsaka ny Tanimbary nototofany ny anjarara lovan’ny Dada nangalarin’ny havany dia mitomany foana izao izy nitsoaka an’Afrique atsimo mety mba mitomany ve izy mitokamonina any?eng anie ka tsy hitovy izay nahazo anay mianakavy
le Mercredi 27 janvier 2010 à 0 h 32 min
Aiza izao @’izao fotoana ilay rangahy nanome baiko an’ny vahoaka handingana ny zone rouge teny Ambotsirohatra ka nahafatifaty foana ny vahoaka???
le Mercredi 27 janvier 2010 à 7 h 35 min
Madagascar 26 Janoary (Mydago du 26/01/2010)
Effectivement, gasimahantra, vous avez raison de dire que nos larmes sont devenues quotidiennes. Et quelle est la suite de l’histoire après tous ces exactions du 26/01/2010 :
- Suite aux pertes d’emplois consĂ©cutives aux destructions effectuĂ©es ce jour lĂ et qui continuent incessamment avec la fermeture de l’AGOA, le nombre des prostituĂ©es a augmentĂ©, l’insĂ©curitĂ© gagne du terrain. Il n’y a pas un seul jour oĂą l’on ne relate dans les quotidiens, les vols, violences, pillages dont est victime le peuple, que ce soit dans les villes ou dans les campagnes.
La hausse du prix des PPN devient vertigineuse. BientĂ´t mĂŞme la classe moyenne disparaĂ®tra et il n’y en aura plus que deux : les super-riches et les pauvres.
- Et les magouilles, lots quotidiens du pauvre peuple dĂ©jĂ exsangue. Au tribunal, que vous soyez plaignant ou dĂ©fendeur, vous vivez dans les affres de la terreur de perdre le procès si vous n’avez pas donnĂ© ce qu’il faut au juge alors que la partie adverse a donnĂ© plus. Quand aux hĂ´pitaux, n’en parlons plus. N’y allez pas, crevez tranquillement chez vous si vous n’avez pas suffisamment d’argent pour faire face aux soins.
- Ceux dont dont le coeur continue Ă ce jour Ă saigner suite Ă la perte d’un ĂŞtre cher tuĂ© par balles rĂ©elles. Ceux empĂŞtrĂ©s dans les procĂ©dures juridiques suite aux emprisonnements arbitraires subis par un des leurs, sans parler des dĂ©penses : visites, frais d’avocats…Ceux qui doivent continuer les soins et frais d’hĂ´pitaux pour les blessĂ©s par grenades lacrymogènes.
- La disparition de la démocratie, les journalistes et les légalistes sont les premiers à en faire les frais. Seuls deux ou trois quotidiens osent encore dire la vérité au péril de la vie des journalistes. Monja Roindefo a le droit de clamer ses vérités aux quatre vents, les autres mouvances non : confiscation du matériel acoustique, tirs par grenades lacrymogènes.
- La dĂ©tĂ©rioration des acquis se poursuit. Les routes nationales sont quasi-abimĂ©es, jonchĂ©es de gros nids de poules. Les villageois aident Ă la destruction pour se faire de l’argent en dĂ©pannant les voitures embourbĂ©es. Et c’est en voulant Ă©viter ces gros trous que les taxi-brousses se font attaquer par les brigands des grands chemins qui dĂ©lestent tous les voyageurs de leurs avoirs. Au point que les coopĂ©ratives des transports en commun ont demandĂ© que les taxi-brousses prennent la route par groupes.
- La destruction de la faune et de la flore : deforestation sauvage des bois de palissandre. Les gens ont faim et n’hĂ©sitent plus Ă manger la faune : lĂ©muriens, tortues.
- La faim qui tenaille les ventres qui gargouillent : du riz sosoa une fois par jour pout toute la famille. Les enfants ne vont plus Ă l’aĂ©cole faute de frais de scolaritĂ©. Les universitaires des Ă©coles privĂ©es s’arrĂŞtent Ă mi-chemin sans avoir fini les Ă©tudes pour chercher du travail afin d’aider les parents. Travail alĂ©atoire, vue le nombre des demandeurs.
Le FAT lui est tranquille, riche à milliards mais reste avide d’argent, de pouvoir, et des honneurs.
Dieu de Justice, prenez pitiĂ© de nos larmes ! DĂ©livrez-nous de cette horde de barbares qui nous dĂ©chire le trĂ©fonds de l’âme !
le Mercredi 27 janvier 2010 à 8 h 57 min
Tsy sanatria aho mankasitra an’TGVorika demony fa izao:
Ny Prezida Ravalomanana koa dia tompon’andraikitra satria tsy nahay nibaiko ny mpitandro ny filaminana hiaro ny vahoaka sy ny fananam-bahoaka. Aoka koa hazava io.
Tsy nihetsika izy fa nitazana fotsiny. Fahalemena sy fandeferana diso toerana.
Ary teo mihitsy no nanomboka nahatsapĂ na fa tsy manana herintsaina hiatrehana ady izy fa vava fotsiny.
Etsy andaniny Minoa fotsiny ihany dia tsy hisy ho may ny tanĂ na hoy ny mpanolo-tsaina…
le Mercredi 27 janvier 2010 à 9 h 20 min
Court-circuités ny baiko rehetra izay nomeny !!Les loups étaient déjà , dans la bergerie !!
le Mercredi 27 janvier 2010 à 10 h 49 min
Ary zandry sady beorona no lava nify kay an!!!
Mora ilay nandrava e! fa sarotra ilay manangana!!! tsy nahatsangana na inona na inona ry zalahy nandeha nandrava ireny izao. Tsy tsapany hoe ny azy nihena ary foana mihitsy aza fa ny an-Drajoelina nitombo be.
Akory atao!!! fa mivarahontsana foana aho mahita ny sarin’ilay vehivavy bevohoka may io… manan-janaka vavy ianao Mialy Rajeolina a!!! Manan-janaka vavy ianao. Jereo ilay zaza may tao anatin’io kibo io. Tadidio izay!!!
le Mercredi 27 janvier 2010 à 13 h 27 min
ho an’i akamasoa, fa heverinao fa raha nanome baiko ny filoha Ravalomanana tsy ho faty mikararĂ na teto, tsy ho nitifitifitra be teto ny miaramilan’i Alain Ramaroson dia mody mitomany indray i TGV avy eo hoe » OLONA NOANA RE RENY TOMPOKO MBA MITADY ZAY HARAPANY E!!! », ka ny fanasoketany ny filoha Ravalomanana tsy olana fa ny faty olona maro be no tsy nety t@ sain’ny filoha Ravalomanana, ho an’i Nadia, fa ianao angaha mieritreritra fa mijaly ny filoha Ravalomanana any, diso ianao; izy efa nahazo assurance @ millions d’euros t@ faharavĂ n’ny fananany, fa ny malagasy mitrongy vao omana norobainareo?? ny fiainam-pirenena potika t@ loham-botonareo??, ny olona very asa , na inona na inona teneninao eto dia rĂ©sponsabilitĂ© ndry rajoelina sy ny forongony io, raha tsy nitarika olona nanongam-panjakĂ na i Andry , dia tsy nisy reny rehetra reny, tsy nijaly toa izao ny malagasy, tsy nety ny nataon’ny filoha Ravalomanana fa mba mety ve ny hataonareo mamotika firenena io??? tsy mahavita ny vitan’ny filoha Ravalomanana nareo na handeha mbamin’ny vodinareo aza,fialonana tafahoatra fotsiny ny anareo ka mandroba sisa ny vahaolana , resaka fotsiny ny ankoatra izay, saingy Andriamanitra tsy andrinareo andrianay foana e
le Mercredi 27 janvier 2010 à 16 h 19 min
Ă akamasoa,
iza no tompon’andraikitra?
ra8 fĂ´na v???? ataovy ny fandinihina fa tsy entanim-po Ă©. lĂ© nadia io tena efa tratrin’ny aretina radomelinose marina mafy.
radomelina sy ny olony no tena tompon’andraikitra. ary ireto olony aloha d kenda ny vomanga nasesikin’ny tanany Ă©, very ny asa tao amin’ny zone franche izay asan’ny ankabeazan’ny olony Ă©. akory zay!!!!
le Mercredi 27 janvier 2010 à 16 h 53 min
Zone france, hoy ‘lay olon’iray izay tao amin’ny Topmada !!!!! Nanao lappe & suce !!
MDR !!!!!!!!!!!!
le Mercredi 27 janvier 2010 à 18 h 16 min
mawola mawola na zone franche na zona frane tsy olana
le Mercredi 27 janvier 2010 à 18 h 41 min
Za angaha nanonona anarana ? Za tsy niteny akory hoe, ise anie zany ry gamara kely ĂŞ !!
Avadika ny resaka. Ise ve au moins, mba mitovy amin’ny iray an’ireo mpiasan’ny moov, ao amin’ny Tananews ireo ĂŞ ?
MDR !!