Maty ny amboa kely tian’i Rajoelina

Monja Roindefo à Antsonjobe
Manomboka mihatakataka amin’i Andry TGV ireo namana mpiara-mitolona taminy teo aloha. Nanamarika izany ity faran’ny herin’andro ity, ny « défi » goavana nataon’i Monja Roindefo ny sabotsy teo « eo am-pelatanan’ny olona efatra ny fiainana’ny Malagasy, ataon’ireo takalon’aina ny vahoaka, hoy izy » midika izany fa manakiana, mitady hitondra baolina irery i Monja. Nanao fampitandremana mihitsy moa izy amin’ireo ankolafy efatra mba hitady vahaolana haingana.

Antsonjobe avec Monja Roindefo
Raha tsiahivina ny tantara, i Monja Roindefo no anisan’ireo tanan-kavanan’i Andry Tgv tamin’ny fandrodanana ny fitondran’ny Filoha Ravalomanana. Izy no tena « atidoha » nikotrika tamin’ireo politika maloto tamin’izany, raha tsy hiteny afa-tsy ny fitondrany ny olona hatao sorona hanafika lapa. I Monja Roindefo ihany koa no tena nikolokolo ny fifandraisan’ny Fat tamin’ireo foloalin-dahy, miaramila nikomy izay nampahomby ny tolon’ny Tgv.Taty aoriana nesorina izy noho ny nahamaika an’i Andry TGV ho filoha ny tetezamita, ny ankolafy Ratsiraka mantsy no manendry ny Praiministra, tamin’ireny fifanarahana Maputo ireny ka tsy maintsy « nodakana » izy. « Déshabiller Monja pour habiller Andry »

Antsonjobe avec Monja Roindefo
Ankehitriny, hapangain’ny mpomba an-dRajoelina ho mpamadika izy, dradradrain’ny Radio iray eto an-drenivohitra fa mbola ny ekipan’ny Praiministra Fat teo aloha ity no mikonokonona ny fizarazarana eo anivon’ny Tafika Malagasy.
Atahoran’ny fitondrana Fat i Monja satria mahalala ny tsiambaratelo, teo ihany koa ny maha zanaky ny faritra « cotier » azy izay nahazaka olona maro eto an-dRenivohitra, vitsy mantsy ny mpanao politika hahazaka olona toy ireny teo Antsonjobe ireny. Hery iray lehibe niala teo ampelatan’ny Fat i Monja. Omaly ihany koa, dia nidina nijery ireo mpilalao rugby teny amin’ny kianja Malacam izy, azo adika tsotra izao fa « mikaoty » ireo mponina eny amin’ny faritra iva izao fihetsiny izao, izay marihina fa ireto mponina eny « ambany tanana » ireto no tena hita maro an’isa teny amin’ny kianja 13 mai tamin’ny fotoan’androny. Tsy i Monja Roindefo ihany no manomboka mihataka tsikelikely amin’ny Fat, fa eo ihany koa i Rolland Ratsiraka , ry Kaleta sy Pety Rakotonianina « maty ny amboakely tian’i Rajoelina » .


le Lundi 25 janvier 2010 à 11 h 50 min
Aiza ry commentaire a!!*
le Lundi 25 janvier 2010 à 12 h 01 min
Mody miady ireo, aza variana amin’izany fa ny zavatra tokony atao sy ny tetika ady no tokony imasohana.
Porofo, jereo ny fiaraha-miasan’i Monja sy ny CUA izay an’ny HAT!!!
le Lundi 25 janvier 2010 à 14 h 24 min
Ary nosavaina toy ny rehetra ve i lery nandeha tany Thaïlande iny ? Sao dia « NATAO HIRAKA FOTSINY » ? Mody hoe narahin’ny mpitsikilo, kanefa mpiambina !!
le Lundi 25 janvier 2010 à 14 h 28 min
mba haiza mou iMalahelo?saika hanontaniako ny vato azon’ny Monja t@ Fifidianana fa tsy haiko
allo allo allo! hiangaviana izay mahalala an’ny Malahelo mipetraka Ambondrineoky fa misy longony baka lavitsagny mba te hafantatsy vaovao baka toliara amindrozy agny na ny vadiny kou tsy magnahy fa te hafatatsy vaovao ka zay ro hanaova fampilazana eto misaotsa
le Lundi 25 janvier 2010 à 14 h 37 min
Tsy nisy efa-polo ry gamara â !! Lery aza TSY NIFIDY AN’NY TENANY HONO !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
le Lundi 25 janvier 2010 à 15 h 06 min
merci Kintana
le Lundi 25 janvier 2010 à 15 h 34 min
Monja est de ceux qui croient…
…..que pour arriver : il suffit de naitre !
le Lundi 25 janvier 2010 à 16 h 13 min
i Roindefo mody miady @ Andry mba hakana ny fon’ny olona, tetika daholo io fa aza manantena inona amin’i Roindefo, raha tena mafy be izy dia efa nataony daholo io revirevy lazainy t@ izy PM. T@ teo @ fitondrana i Roindefo tsy hitany izay tokony natao fa izao vao be resaka eraky ny tanana.
Tsy miady izany i Roindefo sy Andry fa maninona no navelany nanao famoriana olona nefa ny Mouvance Madagasikara norarana, ankoatra izany ilay tapage médiatique be natao.
Manao recupération politique fotsiny i Roindefo. Efa hita hatramin’ny taona maro ny fihetsika sy ny tanjaky ny MONIMA fa tsy mahavita mitarika olona irery izany. Hafa mihintsy ny nataon’i DadaMonja taloha, izy tsy natahotra na hisy mpanaraka na tsia, tsy nanao ohatran’i Roindefo io.
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 38 min
Gasybe, tu as tout compris…Roindefo pense sûrement que le fait d’être la progéniture de suffit pour réussir ! Le peuple du Sud n’est pas dupe,d’autant plus que sa façon de faire n’a rien à voir avec celle de son père ! Pour l’instant:Les gens de Tuléar se basent tout simplement sur ce que Roindefo avance : Etre contre ce sankalité-hors-la-loi même s’il le fait hypocritement ;Pour toute la population, maintenant tous les moyens sont bons pour se débarrasser de ce poison ; Ce n’est sûrement pas la solution idéale mais à défaut de mieux…!
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 38 min
Tsara ho fantarina hoe, avy aiza daholo ny volan’ireo antoko pôlitika ireo !!
Mila détailler-na !
Raha misy zavatra tokony hiova, dia izany no anisan’ny atao loha laharana !!
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 51 min
Vaovao-nareo RaLioka ? Manao ahoana ny akama rehetra ?
Ho an’ny legalista, ny GTTistes izay afaka,
Raikitra ihany ve io fihetsiketsehana amin’ny 4 février io ê ?
Tokony ho tonga maro, tahaky ny teny Bastille !
Atakalonareo tapak’andro kely ve, ny hoavin’io firenen-tsika io ê ? Afaka mba maka congé exceptionnel anie ianareo , RTT, gripa, aretin-kibo, zaza manavy, RV client, ets… mety daholo !
10h à 12h fotsiny !
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 54 min
Zà efa niteny hatramin’ny voalohany fa manao cinema i Rajoelina sy Monja ! Aza mety afokà ny isika vahoaka.
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 58 min
Ô ry Malagasy Tia Tanindrazana !
Hamafiso amin’io 4 février io, ny fampielezana ny fanoherana ny « OTA SY FADY » !!
le Lundi 25 janvier 2010 à 17 h 59 min
mitsiriritra anareo any parisy ao , afaka mampiseho fietsika politika…
le Lundi 25 janvier 2010 à 18 h 15 min
he oui coucou Lioka,
celui ci n’a malheureusement pas la » pointure » de son père , ni son savoir faire politique….
sais tu qu’un des petit fils de De Gaulle s’était fait embarqué dans une liste électorale Front National ?
le pépé a du se retourner dans sa tombe…
le Lundi 25 janvier 2010 à 18 h 19 min
mmmmmmh ! amboa kely hoe !? na tiana na tsy tiana moa maninona, amboa ihany ko !
le Lundi 25 janvier 2010 à 18 h 43 min
Hello ra-KintanaM..! Tena eto ihany hoah ny tary !
Ary dé tsisy miemotra mitsy eo e! Misaotra fa vôray ny afatra e! Ka dé roso fôna ity ozy ny tary retra na dé somary mafimafy aza noho ny planning@kandra !Tsy maintsy roso ka! Tanindrazana io leroa a! Ary masina ny tanindrazana e! Tsy avela hanjaka ny tsy ara-dalà na e!
Dé manararoatra meraba ny akama jiaby eto ô!
le Lundi 25 janvier 2010 à 20 h 43 min
Amiko manokana,izay kary dia vandana.Tsy olona efa nanitsakitsaka ny demokrasia,nampandoro ny fananam-pirenena, nampamono ny vahoaka, ary nanota fady tamin’ny tanindrazana sy ny firenena velively, no dradradraina fa hampisondrotra an’i Madagasikara.
Taranakin’ny mpanankorotana ireny.Ny dian-tà nany ihany hono no dian-tongony; Tsy ireny mihintsy no modely, ka hitondra ny tany sy ny fanjakana.Iray kilasy amin’i rajoelina ireny:Tontakely,ary iray fihaviana no azo ilazana azy roa lahy. Atao Haza lambo no mendrika an’ireny, mba ho anatry ny taranaka faramandimby.
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 03 min
Ndefo dia efa anisan’ny jiolahy, ary efa voasoratra ao anatin’ny tantaran’i Madagasikara ny anarany !
Tsy voadio intsony izany anarana izany ! Ary raha mbola lalolalaovana ity raharaha ity, dia efa nolazaina ny be sy ny maro fa, tsy ho tafarina eo intsony io firenena io !
Natao ny resaka hoe, mal gérée ny sortie de crise tamin’ny 2002 ; fa mieritreritra ve isika fa na dia ampiarina aza ny satan’i Maputo, dia hilamina tsara io firenena io ?
Mila enquête, mila fitsarà na, mila sazy, ho an’izay namotika ny firenena ny vahoaka !
La situation est 10 000 fois pire, qu’en 2002 !!
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 26 min
ndehana matory fa tsy azo atsimo azo avaratra
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 27 min
mba ho tonga hoe za @le04 io raha manana fotoana mba hijerevako a Tenisany miseho be vava eto ireny
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 34 min
Ny mba mahagaga ahy amity nadia grondier ity anie dia tsy sahy manome pseudo azy manokana fa dia miafina ao ambadiky nadia grondier ao izy mianakavy. Dia avy eo mody manao hoe tsy iza io. Magnasaha zaho mahay fa rehefa valiako amy maharary malaky milaza fa angalarinolo pseudo.
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 36 min
IO IZAO I NDEFO manao manahaka io fa vao omen’i DOMELINA place io dia mangina. izay fotsiny, tsisy tia tanindraza ireo io fa olo marary ny afera tsy tafiboaka
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 38 min
fa hoe tsy za iny fa za mora fantatra ny fanoratako
rehefa za dia lazaiko za
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 41 min
iMydago efa nilaza tamiko fa ho jerena olona mangalangalatra Anarana eto ireo
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 48 min
nisy Avion nianjera manko zany tao Liban t@ 1 maraina taty Frantsa zany hoe @ 2 maraina any Liban
dia olona 90 no maty ary ny Vadin’ny Masoivoho Frantsay anisan’ireo namoy ny ainy tao dia hiteny indray zao ny pamosavy hoe fanoka,mbola tsy hay alou hatreto na nisy teratany Malagasy tao anatin’ity firamanidina ity na tsisy ,satria avion vao niainga tao Liban izy ity ,enga anie ka tsisy tao Andriamanitra fa mbola tsy fantatra
le Lundi 25 janvier 2010 à 21 h 59 min
mba ol firy mou nareo milaza fa vahoaka malagasy eto paris ireo e? mpiasa kely tsy mahavelon-tena fa nalefa t@ alalan’ny risoriso teto t@ andron-dravalonandra ve? tsy vahoaka ianareo ireo fa mpiasam-bazaha! mahaiza mipetraka ho mpiasam-bazaha fa ny tena Malagasy aty Paris dia olona mahavelon-tena fa tsy miantehatra t@ fitondrana nandefa azy taty! mahavelon-tena fa tsy alikain’ny vazaha! raha hendry dia mandehana mody dia mba asehoy ny fahaizana fa aza bevava aty fotsiny! rehefa ambanin’ny mpampiasa vazaha anefa miforitra matahotra ny ody! kely sahy!
le Lundi 25 janvier 2010 à 22 h 17 min
izaho mbola manana ilay film nalaina teo anolonan’ny Ambassade de Mcar tao Paris t@ Janvier 2009, io dia no tarihain’i Augustin. Mba firy moa no isan’ny olona t@ izany?
T@ manifestation voalohany dia mba nisy teo @ 50 personnes ny manifestation faharoa dia nihena, taty aoriana tsy nisy intsony.
Betsaka koa anie ireo TIM nivadika ho TGV any Allemagne. Na nanambady allemand na allemande ry zareo na mpiasam-bazaha.
Tadidiko ilay bandy akamako izay nilaza hoe ireo Malagasy any andafy dia tsy tia tanindrazana izany fa raha tia tanindrazana ireo dia tokony mody, io akamako io TGV mafana fo, fa hoy aho taminy hoe ireo olona lazain’ialahy tsy tia tanindrazana ireo anie ka tsy mpandoro trano sy mpangalatra e! Fa ianareo TGV mafana fo (milaza ho tena tia tanindrazana) dia nandoro trano, nandrava asan’olona, sns … Izay ve izany ilay atao hoe fitiavan-tanindrazana.
le Lundi 25 janvier 2010 à 22 h 21 min
Deux poids, deux mesures !
Monja Roindefo a pu librement tenir son meeting – politique quoique sous couvert d’une présentation de voeux – à Antsonjombe samedi. Qui plus est, aucune patrouille de l’EMMO/Reg ne rôdait aux alentours du site réputé public parce que appartenant à la Commune Urbaine d’Antananarivo. Comme le sont aussi le jardin d’Ambohijatovo et celui d’Anosikely qui restent interdits aux 3 mouvances. Dispersées à coups de grenades lacrymogènes par les forces de l’ordre chaque fois qu’elles sortent de l’enceinte privée de Magro à Ankorondrano.
Ordre public. C’est un deux poids, deux mesures au regard de l’ordonnance n°60-082 du 13 août 1960 relative aux réunions publiques et aux manifestations sur la voie publique qui ne prévoit de refus d’autorisation que si la réunion publique projetée est susceptible de troubler l’ordre public. Or, en ce qui concerne les meetings de la mouvance Madagasikara, c’est souvent l’intervention des forces de l’ordre qui est source de …désordre.
Fahafahana. En tout cas, ce manquement au « fahafahana » réclamée sur l’ex-Place de la Démocratie et clamée sur la Place du 13 mai, n’est pas pour encourager les 3 mouvances à participer aux prochaines législatives. Et pour cause, il n’est pas sûr que les réunions électorales soient réellement libres notamment dans les « tany lavitra andriana » ou régions enclavées. Déjà qu’à Tana où se font et se défont pourtant les régimes, les libertés fondamentales garanties par la Constitution ne sont pas toujours effectives.
le Lundi 25 janvier 2010 à 23 h 11 min
TSIS DIKANY KOA ZANY ARTCILES N’I MYDAGO ANIO ZANY
le Lundi 25 janvier 2010 à 23 h 33 min
Nadia, anontanio tsara fa sô de ekipanareo ilay passager « inconnu » alou e !
le Lundi 25 janvier 2010 à 23 h 43 min
Raha ho tonga @ le 4 io Nadia dia aiza no afataran’i toi oe ‘ty Pierre, Paul, Jacques ?????
le Mardi 26 janvier 2010 à 5 h 35 min
NY TENAKO KOA VAO NAHITA, DIA NAMETRA-PANONTANIANA TOA AN’I :
« KintanaMananDrambo a dit :
Tsara ho fantarina hoe, avy aiza daholo ny volan’ireo antoko pôlitika ireo !!
Mila détailler-na ! «
le Mardi 26 janvier 2010 à 7 h 40 min
AVY AIZA DAHOLO IREO VOLA BE HAMPIASAIN’IREO PANAO POLITIKA TAMIN’NY FAT IREO E: ROINDEFO, PETY,VONINAHITSE,JENERALY RAMAROSON ( vola 10000 ariary 2 gony be izao )…..MBOLA HIVOAKA TSIKELIKELY DAHOLO NY VOLA BE -NDRIZAREO IREO IZAO REHEFA HO TONGA NY FIFIDIANANA ATAON’NY FAT AMIN’NY 20 MARS,SA TSY IZANY R ‘INGAHY RAHARIZATO G….ARY ENGA ANIE ISIKA MALAGASY MBA TSY HO VOAFITAK’IREO OLONA IREO INDRAY E!!!!!
le Mardi 26 janvier 2010 à 7 h 51 min
Sarin’ady fotsiny ny an’i Ndefo sy Joelle e. Ny hi brouiller na tanteraka ny piste mety ahafahan’ny ankolafin kery hafa misehatra no tena tanjona. Mbola tsy maina akory ve ny ravina nihinanana {7 febroary io) dia hisaraka sahady.
le Mardi 26 janvier 2010 à 7 h 52 min
koa inona moa fa tsy volan’ny bois de rose nahondrana antsokosoko , amiko io monja roindefo io dia olona lany henatra, tsy misy fotony, eo ianao tsy menatra akory manongam-panjakà na miaraka @ radomelina dia zao ndray dia hoe » mahatsapa fa tena latsaka an-katerena ny fiainan’ny vahoaka malagasy??!! », nohon’ny nataon’iza??, mpihatsaravelatsihy, koa reny ary moa mahazaka olona ohatran’ireny koa maika fa raha ny légalistes ve no mba havela haneho ny heviny an-kalalahana toy ireny , tsy ho feno hipoka io?? saingy tsy hamela ny légalistes haneho ny heviny zany ny fat @ maha fat n’alika azy, feno herintaona androany lay hoe « lundi noir kanefa toa tsy nisy namoaka ny gazety sy haino aman-jery??, maninona raha averina reny fisehoan-javatra , fandrobà na sy fandoroana nataon’ny TGVistes reny?? Dia asakasak’izay manaiky rebireben’io monja roy andevo io fa zaho aloa dia tsy mila e! salaud!!
le Mardi 26 janvier 2010 à 9 h 04 min
Slt, aza mba kely saina ihany oa! ary ny lasa tsy fanadino; I MONJA NO NITARIKA OLONA NANKENY Am/hitra t@ 07/02/09 fa io na miady @ Andry ianao na tsy miady aminy ry Monja dia isan’ny nanongana an-dra-8 ka izaho manokana TSY MILA AN’I MONJA.Mba firy pourcent moa no azon’io t@ éléction présidentielle??????Nahazo parata tao @ HAT dia hanambitamby an’Antananarivo????????? lASA IANAO!!!!!!!!!Kôtio indray ny indray ny any ambany tanà na eny fa eny mantsy » vary 1kg + toaka bota dia lasa izao » fa dia mibanaka ny tanà na.
le Mardi 26 janvier 2010 à 9 h 17 min
I Roi des fous dia hijanona ho roi des fous mandra-pahafatiny.
Samy devoly izy sy i domelina.
Hijery spectacle no nalehan’ny olona teny fa tsy hijery an’i roi des fous …
Ny ompa sy ozona faran’izay mafy ihany no sahaza ny amboa tahaka ireny.
le Mardi 26 janvier 2010 à 11 h 52 min
te hampiseho ny fat fa fahavalon’ny TGV Monja, misy cinema ao, fa somary « un peu poussee » ihany ilay scenario, toy ny fiteny hoe » Ny fitondrana misy dia tsy ilay fitondrana nandrasan’ny vahoaka », ny hoe »tsy HAT io fa foitondran-dRajoelina », ireny no atao hoe TAPI-DALAN-KALEHA, fantany fa i rajoelina sy ny FAT-ny tsy misy kodiarana handehanana intsony, dia zarany aza nisy an’iny nomination Mangalaza iny, fa fantany koa, satria izy be COCO, fa ho firan’ny vahoaka izy dia aleony mody miady @ FATy, fa io lery io izany no heverin’i FAT ho hatao pneu de secours, raha tsy izany ve monja dia hahazo autorisation ho eny Antsonjombe???FA IZA FOANA NO MBOLA HEVERIN’I RATSIRAHONANA HO FITAHINA ETO?
le Mardi 26 janvier 2010 à 11 h 55 min
Sao mba misy manana « photo de masse » io teny Antsonjombe io fa raha ny fijeriko ireo sary rehetra ireo dia TSY BE OLONA BE izany akory ange tao e! sady ankizikely no be dia be, ilay zarain’i FAT « karapanondro DE FAIT » ireny….
le Mardi 26 janvier 2010 à 18 h 32 min
Monja Roindefo prépare déjà tout doucement son accès au présidentiables. Mais ce n’est pas sur le nombre des « spekta » venus nombreux pour voir les grands artistes qu’il faut spéculer sur une éventuelle victoire aux élections. Nous n’avons pas oublié que :
- que Monja a participé activement à l’élaboration du coup d’état entraînant Madagascar à la dérive.
- Que Monja souhaite s’appuyer encore plus sur les militaires dans le futur et envisage de donner du travail aux Thaïlandais pour la confection des tenues militaires alors que ses compatriotes crèvent de faim suite aux pertes d’emplois.
- Que ses paroles mielleuses ou fielleuses ne nous intérèssent pas outre mesure. Ce n’est que du vent !
Mais qui vivra verra !
le Mardi 26 janvier 2010 à 18 h 42 min
Misy tsy mazava iny diany iny ! Mba jereo anie hoe, inona avy ny olona nihaona taminy e ! Izaho manao hoe angamba, hiraka nitondra …………, satria tsy nisy mpamatsy intsony ry thaïlandais mpilanja basy !
Ary iza no tena tompon’ilay lingot d’or tratra ?
le Mardi 26 janvier 2010 à 18 h 46 min
TSSSSSSSSS
refa tsy manjary , dia tsy manjary re !
le Mardi 26 janvier 2010 à 18 h 59 min
Vero
notre problème est de donner facilement absolution comme en confession …tout ramener à la conscience religieuse : LE PARDON ?????
Ratsiraka et sa nomenklatura , par exemple , n’avait jamais été bousculé pour leurs BIENS MAL ACQUIS…Rien n’avait été récupéré par l’Etat…
Les pauvres Mamgaches ou Malgaches pauvres sont toujours à faire du » MITAHAN-DAMBA » mijery , fa tsy hita ny nomen’Andramanitra…
Je suis amère , mais en gros c’est comme cela que cela se passe.
Je me trompe peut être…
On emprisonne , on vole …mais la vie reste belle
Et le sourire du Pierrot Rajaonarivelo ?
Ha la sainte repentance !
le Mardi 26 janvier 2010 à 19 h 20 min
Coucou aky Véro,
Izao no teniko amin-droky : Aza mivadik’atidoha @ Roundefa ndroky fa manao cinema fotsiny io mandrebireby sy mamahan-dalitra ny vahoaka.
Biz
le Mardi 26 janvier 2010 à 19 h 56 min
ZE NIALA DE NIALA E! ON S’EN FOU! TSY MISY MIRAHARAHA ZAY RESAKAREO MITSY ZAO NY GASY! MANAOVA RESAK4ETOTRA ETO FOANA FA TSY RAHARAHIAN4NY GASY ZAY MISEHO MANAO ANALYSE SNS… REHETRA ETO!
TSY MISY IZANY OLONA NIALA OMALY SY HERINTAONA IZANY TANY MADAGASIKARA KA HIVERINA HAINGANA AMIN’NY TOERANY! MIANDRASA INDRAY AFAKA 7 NA 8 NA 10 TAONA MIHITSY VAO MAHITA MANGIRANA EO! NA INONA DON6TANDROKA ATAON’NY GIC EO TSY MAMPIHONTSONA IZANY FA TSY MAINTSY MANARAKA AMBOKONY IREO! NY MPITONDRA IZAY NAHA-ONGANA NY MPITONDRA TEO ALOHA IHANY NO TSY MAINTSY MITONDRA ETO MADAGASIKARA FA AZA MANONOFY ANGIDINA!
le Mercredi 27 janvier 2010 à 8 h 05 min
Hello GB et Bab’s !
Faly be zâ mahita anareo ndray eto miaraka amin’i Kintana sy Liôka.
Fa zao aky â ! Tsy mivaky lou amin’izay politika aho fa efa be reo mpamadika palitao tsy manjary nefa tsy voasazy fa mbola migalabona hatramin’izao. Sarotra ny mamela, azo atao ny manadino. Ny fo no malahelo be mahita ny fahorianay aty sy ny fahombiazan’ny ratsy.
Dia manaova fety sambatra amin’ny Pentecôte, dia jereo tsara ny vary sy ny tsiparifary mba hampaomby ny fety. Attention aux saucisses pimentées créoles, bonne réussite et bisous à tous, à toi plus particulièrement Bab’s. Je n’oublie pas nos éclats de rire à Topmada. Ary nankaiza aky i Sorajavona, sô de mba i mamolava ?
le Mercredi 27 janvier 2010 à 12 h 38 min
ZE LASA D LASA FA TSA MIPODY KOUH E! NA MANAO SINEMA NA MANAO INONA I MONJA SY IZAY REHETRA TE ITENY EO! ZE LASA DE LASA! NY TGV TSY MIVERINA MAKA IREO OONA NIDINA NA NAMPIDININA AM-PANDEHANANA! NY OLONA NESORINA TEO AMIN’NY FAMILIANA MOA DE VAO MAIKA LOZA FA VERY TANTERAKA! MANDEHANA INDRAY AVION MANENJIKA TERMINUS NA GARE MANARAKA FA ZE LASA DE LASA! MITOMANIA ZE MALAHELO FA LSA ZAO TSA MIPOUDY KOUAH!
le Jeudi 28 janvier 2010 à 15 h 24 min
I Ndefo sy Radomelina hifanaraka foana atsy aoriana atsy. Be loatra koa ny vola nalain’i Ndefo sy ny afera nataony ka tsy tako-nafenina. Dia aleo aloha mody esorina moramora. Fa ny an’i Ndefo dia 0,…% ny vato azony tamin’ny farany e. Niala mialoha teo ambony ring izy fa hoe tsy tonga ny vatony. Tsy nanam-bola tamin’izany no tena marina.
Fa io i Radomelina fa mitranga mihemotra toa lelon-jaza. Ny manongam-panjakana no hainy fa tsy ny mitantana fanjakana. Mbola bitika ianao zaza, hoy ilay hira. Lasa naka conseils any Frantsa aloha momba izay ho atao fa tena tsy zakany intsony e.
Ho avy eo ny ahazo azy.
le Jeudi 28 janvier 2010 à 15 h 27 min
Fa izao, milaza i Ndefo fa hirotsaka eto Tanà . Heveriny fa vendrana angaha ny olona eto ? Aleo milatsaka any Toliara raha sahy.
le Vendredi 29 janvier 2010 à 20 h 41 min
Salut aky Véro a ! Taratara zà vo mamaly an’isé fa azafady.
Za konko tsy tia politika fa malahelo ny niafaran’ny tanindrazana noho ireto tsy valahary ireto. Aza matahotra sé fa hainay ny manavaka ny vary, ny tsiparifary sy ny saucisses pimentées créoles à pentecôte satria i Nadia efa nilaza fa ho any hono hijery ny tarehinay…!!!
Asa na i Sorajavona no niova mamolava, tsy haiko.
Manky pimà alo ny fijeriko ny rasaka eto @ Myago. Resaka politika vary raraka sy teny ratsy, tsy mba misy fialamboly mba hanadinoana ny fahoriana.
Bon week-end aky de à + indray
le Lundi 1 février 2010 à 10 h 40 min
ALEO COTIER NO HITONDRA EO FA NY MRINA MPAMADIKA ?IREO GOAIKA ANTITRA IREO NY MERINA RATSY TOETRA SADY TRITRE ZAHO MERINA FA REHEFA TSY RAVALO DIA COTIER NY ANAY E?ZAY TSY MILA ANDRY TIA TENA TSY MAHATSIARO NY MADINIKA FA ALEO ANGE HANDEHA EO NY FIFIDIANANA FA COTIER NO HO PR2SIDENT TSIKA EFA NIJERY KARATRA AHO E?HI§HI§HI§ MARINA IO AN
COTIER NO TSARA E!!!!
le Lundi 1 février 2010 à 11 h 32 min
Nina e ! Zà cotière fa tsy mifidy razana. Na Merina na tanindrana : REHEFA VANDANA DIA KARY.
Rehefa tsara fitondra dia mety.
Avy Toamasina zaho fa mbola tsy hadinoko blessure ana sy la famille jiaby nijaly tamin’ny nitondran’i Ratsiraka. Takeo ndraiky Professeur Zafy. Ino mô raha hefa o ! Fijaliagna fo, tsisy raha nanjary ! Ravalomanana areky fo nagnano raha tsy efa gondahy 3 ireo (Tsiranana, Ratsiraa, Zafy). Même la route mandeha Vavatenina tsy vitan’i Ratsiraka (25 de pouvoir). Ravalomanana fo nahefa izy io.
le Lundi 1 février 2010 à 12 h 01 min
Bravo Mydago
voilà que l’on remet sur le tapis le plat réchauffé de cotiers/merina…….
arrêtons ces arguments ARRIERES !
précisions : lisez bien « argument » ! ne pas interprêter invective à personne SVP,
sans prétention…