Faravohitra

Faravohitra

Olon-kendry

Firariantsoa, fiarahabana, hafaliana, oroka, ireo no hita taratra omaly tao anatin’izao fitsenana ny taona vaovao 2010 izao. Raha ny laha-teny firarian-tsoa nataon’ireo mpanao politika dia niavaka ny an’i Filoha Ravalomanana izay nanantitraterany ny maha zava-dehibe ny fihavanana Malagasy, ny finoana an’Andriamanitra ary ny nanaitra ny nanambarany fa « mahasoa antsika ireny zavatra niseho ireny matoa nasehon’Andriamanitra » hoy izy, na dia nosimbaina sy norobana ary nodorana aza ny fananany, na dia niala teo aminy aza ny fahefana sy voninahitra, na dia lasa sesin-tany tsy fidiny aza izy sy ny fianakaviany, dia mbola nahalala nisaotra an’ilay Mpahary ihany. Tena « olon-kendry » marina ity lehilahy ity.

Tsy mahay mamaky teny

I Andry Rajoelina indray kosa dia toa hita soritra tamin’ny kabariny omaly fa tsy mahatoky tena intsony ny lehilahy, mivahotra sy mihambakavaka izy raha namaky kabary, (mahagaga fa na ny PM Vital Albert Camille ihany koa aza dia manao toy izany, tsy mahay mamaky teny ve?!), tsy hita tamin’ny endriny ny fahasahiana nananany. Midika ve izany fa vao miandoha ny taona dia sadaikatra sy vahotra?

âne

« Tsy maintsy tohizana ny fahatoniana ara-politika, tsy maintsy atao ny fifidianana amin’ny 20 martsa » hoy izy, midika izany fa tsy hihemotra Rajoelina. Andrasana ny hetsika ataon’ireo ankolafy 3 tonta, marihana fa ny volana janoary toy izao no tena mampamaivay sy mampahomby ny fihetsiketsehanan’ny tolona teto Madagasikara hatramin’izay ary hiavaka ny amin’ity taona ity satria havesatra tsy toy ny isan-taona ny fahasahiranana hianjady amin’ny vahoaka ka hampitroatra azy ireo, raha tsy hiteny afa-tsy ireo mpiasan’ny « orin’asa afaka haba » izay maro an’isa tokoa, soron’i Andry Rajoelina noho ny fandavany ny satan’ny Maputo. Andrasana eo ihany koa ny fivorian’ny GIC izay atao any Addis Abeba ny 06 janoary izao izay handinihana ny rarahara eto Dago.

Izahay eto amin’ny MyDago.com dia miarahaba anao nahatratra ity taona vaovao 2010 ity !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Françafrique ihany no faly amin’izao
  2. Mba mangataka Tompoko ô !
  3. Tononkalo vokatry ny fo
  4. Nandefitra ny Filoha Ravalomanana
  5. Explosion sociale

26 Comments

  • gasybe democrate dit :

    TRATRY NY TAONA !
    ary misaotra fatratra any My dago , izay manome fahafahana anay , manondrona ny tolona ho any tanindrazana,
    miady lalandava aminy ireto mpanonga-panjakana ireto
    enga anie hiverina ny ara-dalana.

  • bilboquet dit :

    Mahagaga fa tsy afaka mamaly na manoratra sujet ao amin’ny site tim-madagasikara.org izahay efa ho iray volana izao! Asa inona ny antony satria izahay de mambra ao amin’io site io!
    Vaovao anankiray koa:nanomboka androany maraina de tsy tafiditra intsony ao amin’ny topmada.com koa izahay nefa mambra ao ihany koa! Verouillé ve io site io?
    Mba mangataka fanazavana avy aminareo izay mahafantatra ny antony e!
    Misaotra tompoko,

  • ROSE dit :

    TRATRY NY TAONA DAOLO é,ary samy ahita izay tadiaviny avy é,fa ny fanambinana sy ny fahasalamana no volohany,ary ho azontsika io raha mino sy manantena isika fa mitahy antsika ny Tompo

  • nadia Grondier dit :

    rehefa kelikely koa ianareo dia tsy hampidirina eto ok! anay izao ny Tanana

  • Aïcha dit :

    misaotra MyDago â! TRATRAN’NY TAONA Ê!
    merci pour ce privilège Mydago, tu nous donnes ,la liberté de s’exprimer sur ce forum. Que la lutte continue ,arrêtons ce putsch sy ny forongony. Le peuple veut un état de droit!!!
    Un grand plaisir de retrouver Gasybe !
    Bon courage à tous!

  • HoAiza dit :

    Ho an’i bilboquet:
    « nanomboka androany maraina de tsy tafiditra intsony ao amin’ny topmada.com koa izahay… »

    Kivy tokoa ny tena omaly raha tsy nety tafiditra topmada.com. Akory ny hafaliana fa indro niverina soa amantsara androany.
    **MIARAHABA NY EKIPAN’NY mydago.com REHETRA TRATRY NY TAONA VAOVAO 2010!**

  • Tsilo dit :

    Nadia mpivarotra tanindrazana :

    « Rainay izay any an-danitra ô
    Ho tonga anie ny fanjakanao
    Hatao anie ny sitraponao etc… »

    « HO TAPITRA ANIE NY FANJAKAN’I nadia
    HO TAPINA ANIE NY LALANY
    HOTSARAIN’ANDRIAMANITRA ANIE NY TARANANAY
    HO ADININ’ANDRIAMANITRA AMINY ANIE NY RA LATSAKA REHETRA
    AMEN »

  • Tsilo dit :

    Nadia mpivarotra tanindrazana :

    « Rainay izay any an-danitra ô
    Ho tonga anie ny fanjakanao
    Hatao anie ny sitraponao etc… »

    « HO TAPITRA ANIE NY FANJAKAN’I nadia
    HO TAPINA ANIE NY LALANY
    HOTSARAIN’ANDRIAMANITRA ANIE NY TARANANY
    HO ADININ’ANDRIAMANITRA AMINY ANIE NY RA LATSAKA REHETRA
    AMEN »

  • Verohanitra dit :

    Faly miarahaba an’i Mydago tratry ny taona ihany koa. Tohizo foana ny fifanakalozan-kevitra mahafinaritra na dia eo aza ireo tsy maty voalavo an-kibo feno fankahalana foana.
    Mahafaly sy mankahery ny fo ny nandre ny fiarahaban’ny Filoha Marc Ravalomanana. Tenin’olo-kendry, manaiky ny tendry lahatr’Andriamanitra. Mahavariana kosa izato olona miahotrahotra. Namanara angaha izato noheverina no ny v… no hatanin’afo ? Fa angaha tsy efa eo am-pelatanana ny dera, ny laza, ny voninahitra, ny vola, no inona no mampiambakavaka ?
    Mahereza amin’ny faharatsiana, ndrematoa, mbola lavitra ny lalana izay lazainao fa lalam-pahoriana, tsy ho anareo FAT(y) fa ho an’ny vahoaka nampidirinareo anaty haizina.

  • nadia Grondier dit :

    TRATRA NY TAONA DAHOLO ISIKA MALAGASY REHETRA ? HO AFAKA @ ITY TAONA 2010 ITY ANIE IO FANJAKANA FTA IO !!! FANJAKANA JADONA IO
    VIVE R8
    VIVE MADAGASIKARA

  • mandresy dit :

    IZAHO TSY HIARABA AN’I NADIA FA MATESA FATY ANY, ARY MIARAHABA ANTSIKA VAHOAKA MANDALA NY ARA-DALANA, INDRINDRA INDRINDRA NIARAHABA AN’ATOA MARC VALOMANANA, MAHEREZA, MITOHY NY TOLONA, AORIANAO FOANA NY VAHOAKA MALAGASY..

  • malagasy tia tanindrazana dit :

    Tratry ny taona 2010 daholo isika malagasy taona hitondra soa sy fitiavana ary fandeferana ity taona ity .teny atolotra an’i andry rajoelina aza dia potehina ny tanindrazana fa mbola eo anie ny zanakao ka sao dia hanody ny taranakao ny ratsy vitanao ka na dia ny zanakao aza dia ankahala anao sy ny vadinao mba jereo anie ny olona miaraka aminao raha tsy efa manomboka mitody azy ireo ny rà nalatsakareo . nefa mba jereo anie ny zanak’i dada RAVALOMANANA raha mba misy ohatranareo fa mitodika amin’Andriamanitra daholo ka na dia mafy sy mampalahelo aza iny taona 2009 iny dia mbola manantena ny famojen’Andriamanitra ka sao lahy hanody hanao ny rà ny avanay malagasy teo izay nalatsakao ka nanosoranao fotaka ny anaran’i dadanay RAVALOMANANA . ARY HITODIKA MANOKANA AN’I DADA RAVALOMANANA MARC AHO TRATRY NY TAONA IANAO ANDRIAMANITRY NY FIADANANA ANIE HOMBA ANAO SY NY ANKOHONANAO TSY MISY NA IRAY AZA MAHAVITA NY NATAONAO TAMIN’NY FIRENENA KOA MIVAVAKA HO ANAO IZAHAY MBA HIVERENANAO ETO ANTANINDRAZANA SATRIA MARO IREO ANKIZY IZAY NAHITA SOA TAMINAO TAMIN’NY FIANARANA ,NAHAVITANAO ECOLE MAROBE TETO MADAGASIKARA SY IREO AFA MPIANARANA TETO KA NALEFANAO ANY AMERIKA NANOHY FIANARANA SY IREO NAHARARY KA NILA VONJY TAMINAO KA NALEFANAO NITSABO TENA TANY IVELANY ANISAN’IZANY NY VADIKO KA IZAY TSY NIAMBAHAMBA AKORY IANAO NANAMPY AZY IZANY REHETRA IZANY DIA HITAN’ANDRIAMANITRA AVOKOA . Mitodika amin’ny vahoaka malagasy aho aza miala amin’i DADA RAVALOMANANA fa io ihany no mitsinjo ny vahoaka madinika ,ka hanondrotra ny firenena samy hanana ny anjara masoandrony dia samy hanampiadanana daholo isika amin’ny fiverenan’i dada RAVALOMANANA amin’ity taona 2010 ITY

  • nadia Grondier dit :

    allo allo allo allo,maheno ve ny Tim zanak’i Ravalo ?
    AIZAI KINTANAMANANDRAMBO?toa VOASAMBOTRA IZY?NYTENA HATAHORAKO SAO MATY
    satria ny30 izy farany niresaka teto ary nandatsa ny Maty ka io faty io tsy misy tompony ,na izany na tsy izany mivavaka ho azy mba ho lavavelona,tsy Vazivazy io fa vokatr’i ny Foko
    aza adino fa na tsy mitovy hevitra isika dia PIRAY TANINDRAZANA,ianareo no ratsy saina aminay fa izahay dia olona MATAHOTRA NY TOMPO

  • Babyfoot dit :

    MBOLA TE HI KÔTY AN’I KINTANA IANY ANGA I TSIPOY KELY ?

    OLONA MANAN-KATAO IZAHAY ZANAK’I DADA FA TSY ETO MARAINA BE SY ALINA BE ETO FOANA RY JEJOVOATAVO KELY A !

  • tess dit :

    Miarahaba antsika vahoaka malagasy rehetra indrindra fa ny mpandala ny ara-dalàna ary dia miarahaba feno firarian-tsoa hoan’Andriamatoa filoha hajaina RAVALOMANANA Marc sy ny fianakaviany, ARAHABAINA KOA IANAO TOMPOKOLAHY RADOMELINA MPANONGAM-PANJAKANA FA VAO MIANDOHA NY TAONA DIA RAVA NY AGOA, HILATSAKA NY SAZY ARA EKONOMIKA SY NY SISA REHETRA , TONGA TSARA @ TANJONA NIRINAO IANAO ZAO KA DIA ARAHABAINA TOMPOKOLAHY, TSAROVINAO ANEFA FA RAHA IANAO BASY NO HO ENTINA HAMORETANA ANAY, NY ANAY KOSA ANDRIAMANITRA HIADY HO ANAY, LASA INY NY ANDRAREZIN’NY FAMADIHANA TANINDRAZANA ARY DIA AZA TAITRA FA HANARAKA TSIKELIKELY NAREO MIANAKAVY, RATSIRAHONANA KOA ZAY TSY EFA VOAN’NY CANCER VE??
    RE NDRAY NY FEO MANDEHA FA DIA HIZARA TELE MIISA 300000 NDRAY NY DEVOLY RADOMELINA HANAOVANA PROPAGANDE DIA HIZARA MENAKA SY VARY HO AN’NY AZO AMBAKAINA REHETRA DIA MIERITRERITRA FA HANAO FIFIDIANANA FORCING DIA HO FILOHAMPIRENENA FORCING , KOA MANINONA KOA RAHA MANDEHA MANAO NEGOCIATION ANY ETATS UNIES DIA MITONDRA CAPSAT NDRAY HANAO FORCING?? DIA ANJARANTSIKA VAHOAKA MARO AN’ISA SISA NO MANDINIKA SY MIHERITRERITRA FA IZY EFA PROGRAMME HAMOTIKA AN’I MADAGASIKARA ARY TSY MAINTSY TANTERAHANY NY AZY, KOA MANAINGA ANTSIKA TIA TANINDRAZANA REHETRA SY MPANDALA NY ARADALANA REHETRA TOHIZO NY TOLONA ARY DIA AZA MITSAHATRA FA MIVAVAHA FOANA FA IO TSY LASA LAVITRA E!!

  • nadia Grondier dit :

    BRAVO TESS MAZAVA BE
    KOA MANAINGA ANTSIKA TIA TANINDRAZANA REHETRA SY MPANDALA NY ARADALANA REHETRA TOHIZO NY TOLONA ARY DIA AZA MITSAHATRA FA MIVAVAHA FOANA FA IO TSY LASA LAVITRA E!!
    BRAVO BRAVO RAHAVAVY
    TRATRA NY TAONA KOA IANAO

  • vololona dit :

    miarahaba any MYDAGO tratriny taona 201O ary miarahaba antsika rehetra koa, enga anie ity taona ity mba taona hitondra zava-baovao antsika rehetra mba hitondra soa ka mba ho vita haingana anie ity tolontsika ity, ary mankahery antsika rehetra koa na ho akaiky na ho ho lavitra ny dia tsy maintsy mbola ho diavintsika ety

  • Jaonary dit :

    Pour commencer l’année 2010, Le GTT International organise une manifestation de soutien au peuple Malgache.

    Ce mardi 05 janvier 2010 de 12H00 à 14h00

    Place Edouard Herriot – Paris 7ème (à côté de l’Assemblée nationale Française)

    « Non au régime putschiste d’Andry Rajoelina»

    « Non à l’emprise de la Françafrique sur Madagascar»

  • gasybe democrate dit :

    misaotra any GTT afaka mihetsika eto parisy…
    ataovy mafana hoatry ny birmana, sy ny iraniana ary ny tibetana
    misaotra ê!

  • Tsilo dit :

    MBA AJANONY NY RONGONY RY ANTI PATATA FA SAO VOAN’NY CANCER SY ANDROBE VAO MITSIPATSIPAKA EO !!!!

  • nadia Grondier dit :

    angaha dadanareo voan’ny Androbe?iny mako raha iDena,misy Sary ato mila ve?

  • Shanti dit :

    Bonne et heureuse année 2010 à tous les Malagasy.
    Mes meilleurs voeux pour Mr Le Président de La République Malagasy Son excellence Marc Ravalomanana ainsi qu’à sa famille.
    Nous espérons que 2010 nous apportera enfin la libération du peuple oppréssé et que la vraie Démocratie revienne.
    Je tiens aussi à encourager ceux et celles qui commencent l’année difficilement en perdant leurs emplois.Ne perdez pas espoir,accrochez-vous aux mains du Seigneur comme l’a si bien dit le Président.Priez!Armez-vous de Foi, d’Esperance et d’Amour, beaucoup d’Amour. Ne basculez pas dans la haine, mais battez-vous avec justice pour faire valoir la justice. »Aza matahotra,minoa fotsiny ihany ».Merci aussi aux concepteurs de ce site web!Shanti=paix!!Que la paix soit avec nous!

  • gasybe democrate dit :

    Bonne année Shanti
    mais ,je t’en ptie , ne lénifie pas , nous sommes le 5 janvier maintenant….
    Une lutte avec des douceurs et des caresses ne serait pas une lutte.
    Dans la lutte il y a l’action, que ce soit verbale , que ce soit physique.
    L’espoir et la croyance ne suffisent pas.
    La recherche de l’Etat de droit et de la démocratie , c’est du CONCRET.
    La violence ne se traite qu’avec la violence au stade où est notre crise politique !
    Les putschistes sont toujours là et tentent de maintenir leur dictature :
    il suffit de voir les kalachnikov dans les rues de Tana…
    IL N’Y A PAS DE CADEAU A FAIRE A CES TRAITRES A LA PATRIE

  • Maevanilla dit :

    Izay indray vao mandalo eto ka dia MIARAHABA NY REHETRA TRATRY NY TAONA 2010. Mirary fahasalamana ho antsika mpanaraka ny aradalana ary tanjaka manerambatana hiadiana amin’ny asanjiolahy. Eto ny heritsika no atambatra sy ampiasaina ho solombasy izay fampiasanjiolahy.

  • gasybe democrate dit :

    Miharahaba koa tratratry ny taona Maevanilla,
    on pourrait se faire plus rare , car les sujets s’épuisent sur ce site.
    Et il est des discours d’opposition vraiment trop vaseux(Nadia Grondier , anti Ra8 ,…), au ras des paquerettes…
    mais comme Ziry , on peut aussi faire incursion dans les sites pro-lapinou , participer au ménage à faire.
    Nouès luttons pour une cause , non pour un dealer comme eux.
    Bises

  • nadia grondier dit :

    gasy be! bonne nuit bonne nuit daholo e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.