Tsara dia tsara !!
Fa iza marina moa, ireto « manao bodongerona » ê ?
Bizinesy planina !!
Eo koa ireo « Mpanankanto » izay manana ny bizinesy planiny ê ! Faly mandray vola avy any amin’ny mpanongana ; karamainy mba hisarihan’olona, dia miazakazaka satria drala be !
Tokony mba asiana fiheverana ihany ny momban’io, ry zareo Mpanankanto â !
Ary iza ihany ity rtoa Grondier tsy mahalala fomba eto ity ! Ny beurk sy ny pouah anie dia fampisehoana fomba ratsy toy ny mandrehoka sy mandrezatra imason’olona ê! Raha olona notaizana tamin’ny fahalalampomba sy ny fomba ara-dalà na dia tsy hanao an’io !Sa itony ilay vadimbazaha miseho azy ho inona ka te handrora eo amin’ny lohan’ny gasy kely!? Ka dia efa tsy ao anaty valamparihy anie ianao izany Ramatoa ity ka tokony hangina fotsny ê!!
ARY RY BODO NANAO HIRA TAMIN-DRAVALONANDRA IRENY VE MANANA ETHIQUE SA NIASA? TOY IZANY KOU RY JERRY MARCOS… IREO TENY MAHAMASINA SNS… REHETRA NOVIDIANA VOLA IRENY?
alidera a!, tsy mitovy anie ny artistes gasy sy ny any andafy e, ny eto tsy afaka ny hanao matin-kambo , tsy afaka velomina @ ambo ny tena ka dia ekena fotsiny any aloa, otran’ny mpiasan’ny MBS lasa miasa @ VIVA e!!, mahantra anie r’se ny malagasy e, iza koa moa no mahalala na voambana basy ry zareo hoe tsy maintsy manao spectacle ho an’ny HAT…., efa sahy be ary ry samoela nanoratra io hira io , fa raha tena hoe nomeny ny directe teo hoe , mpanongam-panjakà na dia efa miomà na fa voasambotra…
Alidera,
I Gothlieb efa pro-RA8 be raha izany.
Vao t@ Noely aho sendra nanatrika, fa toran’ny hehy daholo ny spect. raha no-appliquer-ny tsara ilay terme ‘Dada’ sns…

beurk! mazotoa e!
Tsara, tena misy hevitra tsara!
Fa mana-porofo koa izao fa tsy ampy fahamatorana, tahaka ny malagasy rehetra ihany, ny mpana-kanto malagasy. Maro tamin’izy ireo mantsy no teo Ambohojatovo tamin’ireny revoliona oranza ireny. Teny ry Samoela, ry Bekoto,… sy ny maro hafa.
Hita tany amin’ny 26 juin 2009 HAT-Paris ihany koa i Gothlieb izay nanamarina taty aoriana fa asa no nalehany tao.
Raha ny « éthique » no jerena dia vitsy ny vazaha, mba hilazana hoe tsy misy, no hanao « concert » ho an’ny « Front National » ohatra, na olona tsy mitovy hevitra azy. Ry « Joe Star » izay lazaina fa jiolahim-boto ohatra dia tsy hanao « concert » ho an’i Sarkozy na Chirac izany mihitsy. Na dia vola be aza no omena azy.
Ary iza ihany ity rtoa Grondier tsy mahalala fomba eto ity ! Ny beurk sy ny pouah anie dia fampisehoana fomba ratsy toy ny mandrehoka sy mandrezatra imason’olona ê! Raha olona notaizana tamin’ny fahalalampomba sy ny fomba ara-dalà na dia tsy hanao an’io !Sa itony ilay vadimbazaha miseho azy ho inona ka te handrora eo amin’ny lohan’ny gasy kely!? Ka dia efa tsy ao anaty valamparihy anie ianao izany Ramatoa ity ka tokony hangina fotsny ê!!
Mik! aza asiana resaka i grondier fa izy io tsy tsy olombelona.
Tsy dia mazava amiko loatra ny message tian’ilayhira «zaimintsy», toa matahotra ny hampiseho ny tena heviny ny mpanakanto ao aminilay hira saingy efa fantatra ny tendance ny ho fandehanjavatra sy ny ho tantara dia aleo miseho. Satria raha proravalo no mamaky anio dia mahita fa ny nataon’i Andry io lazaina eo io, ary raha prodomelina indray dia hoe ilay nataondravalo io hiraina io. Ka io toetra tsy sahy maneho hevitra io no tena bleme ny gasy dia iio izy confirmé ny mpanakanto io fa na ry zareo aza tsy sahy tena maneho ny heviny. Sao dia tokony hitandrina ianareo ry mpanakanto fa ntso hanao an’i Ninnie donia tany diego t@ 2002, nilaza izy fa ampijalian’ny olona ao Tana hono izy, rehefa nimpody tao Tana amizay nambesan’ny olona nanontaniana hoa taiza izy no nisy nampijaly, tratry ny henatra moa dia iny nilefa any andafy iny dia mody nilaza ho tsy tafody noho ny antony politika. Mba tokony hieritreritra sy hanana ny feon’ny fieritreretana ny mpanakanto fa tsy jamban’ny vola fotsiny.
azafady ary e! tsy nandrora anareo aho azafady a! fa ny zavatra lazainareo no mahakamo
tokony milatsaka ho fidiana ho filohampirenena marina i Ninie donia
Fa angaha namadika palitao sahady ?
ARY RY BODO NANAO HIRA TAMIN-DRAVALONANDRA IRENY VE MANANA ETHIQUE SA NIASA? TOY IZANY KOU RY JERRY MARCOS… IREO TENY MAHAMASINA SNS… REHETRA NOVIDIANA VOLA IRENY?
Tokony noravahana sary an
Zay mihintsy
anti-Ra8,
ny an’i Bodo no atao hoe conviction ry akama a!!! hain’ny akama ve ny tsy mampitovy an’izany?
alidera a!, tsy mitovy anie ny artistes gasy sy ny any andafy e, ny eto tsy afaka ny hanao matin-kambo , tsy afaka velomina @ ambo ny tena ka dia ekena fotsiny any aloa, otran’ny mpiasan’ny MBS lasa miasa @ VIVA e!!, mahantra anie r’se ny malagasy e, iza koa moa no mahalala na voambana basy ry zareo hoe tsy maintsy manao spectacle ho an’ny HAT…., efa sahy be ary ry samoela nanoratra io hira io , fa raha tena hoe nomeny ny directe teo hoe , mpanongam-panjakà na dia efa miomà na fa voasambotra…
alidera
k’angah tsy tokony hanana ny conviction-ny kou ireo artist ireo?
ze reviny ange io e! tsy terena amin’ny reviny izy! zay lé oe art raha tsy ain’ny akama!
Ho an’i Anti-Ra8:
I Bodo sy i Jerry Marcos no atao hoe Professionnels (any ampaladian’ireo ry Mamy Gotso, …) sy représentatifs ny people gasy.
Raha johina, dia efa in-droa izay enao raha ny hitako no nanonona ny anaran’i Bodo: dia heverinareo izany ireny mpihira rehetra manaraka ny propagande éléctorale ireny, na eto an-toerana na any ampitan-dranomasina, fa tsemboka sy lany aina – na fitiavana te-hanitsana, fotsiny manentana ny public tonga manatrika?
Dia mbola TGVendrana ihany enao hatram’izao zany… Anefa mba mpomba ilay DJ né ihany! Hanontanio an’io fa izy araka ny maha 3V azy, dia toa nateraka sy mihaina mandrakariva ao anatin’izany vola vola & marketing izany.
Alidera,
I Gothlieb efa pro-RA8 be raha izany.
Vao t@ Noely aho sendra nanatrika, fa toran’ny hehy daholo ny spect. raha no-appliquer-ny tsara ilay terme ‘Dada’ sns…
Raha misy sous titrage en anglais ihany koa dia mora aseho ny namana ùiteny anglisy e
Misaotra @ fanohanana