
Connaisances
Dian-tana
Ao anatin’izao tonontaona toy izao no hanaovana toy ny dian-tana, todiana ny lasa banjinina ny hoavy.
Tambin-karama
Nahazo tombony mioam-pampana ny foloalindahy sy ny tafika Malagasy raha teo amin’ny vola niditra tany am-paosin’ny tsirairay tamin’iny taon-dasa iny, ireo tambin-karama tsy lazaina intsony.
Ny manan-pahaizana
Raha jerena anefa ireo manam-pahaizana Malagasy toy ny mpitsabo, injenera, mpahay lalà na, mpampianatra,sns… nifofotra nandany rondoha, tsy nitsitsy vola sy nandany harena, namoy ny rendrarendra nanovozana fahalalana.
Faratampon’ny fahaizana
Taty amin’ny andron’i Rajoelina tsy ilaina ny mari-pahaizana, traikefa, haizatra. Izay mahery setra sy be basy no faratampon’ny fahaizana. Tsy mahagaga izany satria na izy aza tsy dia lasa lavitra teo amin’ny fianarana.
Angalana hetra ny fiangonana
Fa nanaitra ny saina ihany ny mampangina ireo sokajin’olona voalaza etsy ambony ireo, inoana anefa fa tsy maintsy hipoitra ireo amin’ity taona vaovao ity manoloana izany tsindry tsy mitovy eo amin’ny samy mpiasam-panjakana izany, niandry ny mba hampisondrotana ny karama sy izay hijeren’ny fanjakana azy izy fa sahirana loatra kanefa tsy noraharahian’i Andry Rajoelina, sahirana ny fanjakana, ny fiangonana avy aza angalana hetra, tsy misy antenaina eo.
Hoy ny Ntaolo hoe
Ny miaramila mantsy tsy hahavita handrafitra lalà m-panorenanana ary ny Tafika tsy hahavita ny hampianatra ny zaza Malagasy. Ny manampahaizana mantsy matahotra fampiasan-kery, fa ny mpampiasa hery tsy manampahaizana, « l’arme le plus faible c’est la force », hoy ny Ntaolo Malagasy hoe : « ny hery tsy mahaleo ny fanahy ».
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Faly miarahaba ny rehetra eto tratry ny taona vaovao ny tenako, ianareo izay mpiaro ny ara-dalà na !
Tsy adino koa ny mpiray tanindrazana rehetra, ary indrindra ny Filoha Marc Ravalomanana.
Hitondra soa, fanambinana, herin-tsaina, ary indrindra fahasalamà na ho antsika anie ity taona vaovao ity !
Ny mba faniriako koa, dia mba hanomezan’ilay Ray tsy toa, fanahy bebe kokoa ho an’ny tsirairay !
Ingahy Solo Razafy dia nampatsiahy ny tenin’ny Ntaolo hoe : » Ny hery tsy mahaleo ny fanahy » !
Misy koa ilay fienenana hoe : »Fandio iray siny, tsy mahaleo fandoto iray tandroka » !
Ka manontany tena aho. Tsy ao amin-dRamalagasy intsony ve ny fanahy, no dia manjaka tahak’izao ny « herisedra » na « herim-pamoretana » ? Ary ny hoe fandio tsy mahaleo fandoto ve, tsy azo valiana amin’ny hoe : Ny mihita be tsy lanin’ny mamba ; sy ny hoe izay mitambatra vato, ary izay misaraka fasika ??
Dia faly miarahaba anareo tratry ny taona e! ary misaotra koa amin’ny fiarahabana.
Ny hevitro dia ity. Tsy ny hery akory no ratsy na ny miaramila no tsy misy manampahaizana, fa ny fampiasana ny hery hamoretana ny vahoaka fa tsy hiarovana azy kosa no tsy izy. Ny tranga rehetra nisy teto tamin’iny 2009 iny dia mampametraka fanontaniana amin’ny tsirairay hoe:
- ilaina ve ny miaramila,na ny marina kokoa ny fiarovana (défense)
- raha ilaina, inona no tena mila arovana ary ahoana ny fomba hiarovana azy? (stratégie)
- raha tsy ilaina, hatao ahoana ireto miaramila be sy ireo fitaovany? Mila fitandremana betsaka io.
Izaho manokana dia misafidy ihany ny tokony hiarovana ny harena sy ny olona ary ny fananany eto Madagascar. Lehibe Madagascar ka tsy hilaozan’izay toerana tsy misy mpanaramaso ka mety hidirana na hanaovana zavatra antsokosoko. Mila tsiahivina koa fa ny lalà na dia tsy maintsy misy hery mampankato azy, …ary miitatra eo amin’ny sehatra iraisampirenena izany…betsaka ny azo lazaina.
Fa ny fehiny dia tsy ireo miaramila amizao fotoana nanongam-panjakana sy nandroba ny fireneny ireo akory ny handrasana amin’izany na hiseho indray hampanara-dalana ka hilaza tena ho tsy manantsiny. Mila fantenana indray sy ahitsy ny miaramila.
Misaotra tompoko!
Tetika mapisarahana ny samy kristiana io hetra io , efa natao daholo ny fampiadiana foko , ny ampanjaka tany @ iny faritr-Iboina iny,tsy namokatra, izao indray ny lohan-doham-pisorona mpitarika ny fiangonana no atao cible, satria misy lanjany lehibe eto @ntsika ny feon’ny fiangonana, tsy nahagaga raha niova ny lohan’ny FJKM,
Paika io satria tsy hilamina ato ho ato ny raharaham-pirenena dia izy ireo no mety ho voaheloka fa ho mpanakorontana atsy ho atsy , jereo tsara fa PAIKA be io,jiolahim-boto anie io tgv io e,
Jereo tsra fa isakin’ny misy fihaonana ataon’ny GIC dia manao koa izy dia ny mifanohitra no tiany hatao ary ny azy no alefany aloha , mila mitandrina isika @ io manipulateur io
Hanomana fivoriana @ 6 janvier ny GIC. Tsy fantatra mazava izay havoakany ao fa raha izao ry zareo no mbola tsy manasazy ny HAT dia tena tsy misy valeur intsony. Efa voadaka n’ i TGV mafy mbola tsy mahatsiaro tena. Raha manana ny maha izy azy ry zareo dia tsy tokony hiembotra sy miala @ satan’ny Maputo sy Addis Abeba.
– Ny AGOA tapaka
– Ny commissaire européen koa vao namoaka vava fa tsy lasa ny adin’ireo HAT: ka asa na vava fotsiny izany.
Manjaka hatramin’izao ny HAT sy ny miaraka aminy satria tsy misy sazy miantra aminy.
NY MALAGASY NO VOASAZY MAFY FA TSY NY RESPONSABLES IZAO MIHANJADY AN’I MADAGASCAR IZAO
KA AOKA MBA HIHERITRERITRA AMIN’ IZAY NY GIC
Ianareo ao amin’ny Magro,mivoaha tao fa mihaodihaody ny kary. Tairo daholo na mpivarotra, na mpiasa, na mpiantsena. Rahefa voakorontana ireo rehetra ireo dia ho taitra ny any rehetra any.Raha vao mivoaka kely an’Analakely ianao dia tsy misy mahafantatra izay atao ao amin’ny magro ao. Maputo no mba henony ihany. Ravalomanana no fantany fa Président etc.
« Taty amin’ny andron’i Rajoelina tsy ilaina ny mari-pahaizana, traikefa, haizatra. Izay mahery setra sy be basy no faratampon’ny fahaizana. Tsy mahagaga izany satria na izy aza tsy dia lasa lavitra teo amin’ny fianarana. » MARINA TOKOA IZANY.
- Ary inona no mety hitranga raha tany ‘ty ka: HAONGAN’I VITAL i RADOMELINA, dia hatsangany ny fitondrana miaramila?!
raha izany indray dia nyTanindrana mihintsy no ratsy toetrandoza! atao mahamay
triste mais pas impossible :
une petite balle perdue de la part de Vital , comme pour Idris Camara : françafrique connait bien la chanson…
Rajoelina a besoin de Vital
Vital n’a pas besoin de Rajoelina
mitohy ny sinema , le dessin animé de Noel, sosy putsista……
préparation de retour des ratsirakistes?
Bon appétit messieurs, dames.
ento any aminao any izany Ratsiraka izany ry Gasy be a! TSY ILAINA<TSY ILAINA
Efa lasa adala mitsy le anti R8 eo ambony
Ho hitany ny atao hoe mangidy raha mbola io TGVendrana io no eo
mikarakara ny fiverenany forongony Didier angamba…
le verso de l’affaire ?????
Tsy makasitraka ilay titra kaloha e !
manampahaisana mety koa manao be sandry
ny tsy ampy fahaizana mety koa araky izany
REHEFA JIOLAHIMBOTO
DIA JIOLAHIMBOTO………
tsy ratsy ndray zany ohabolana zany.
za nefa mahafantatra oe iza le TSY manampahaizana…
Aleo izany manmpahaizana jiolahimboto?
Non, c’est pour ça qu’on préfère rester normal sans faire de la politique. Mais avec les folies des autres, on ne peut pas être tranquille, donc tsy maintsy mihetsiky !
Tsy ahoanay na avy aiza na avy aiza ny vary fa izahay mihinana ihany no fantanay , tsy maintsy miala fotsiny io jiolahibonto io dia izay un point C TOUT!!!
tononkalo ho ani radomelina ATOLOTRA HO AN’I ANTI RAVALO
Dia tsy menatra akory
mampahory, mampahory,
tsy tahotra fa dia sahisahy
mamono , mandroba , mamotika ity taninay
Dia mampanantena sy mandainga
ity tanana @ io anefa mangalatra sy faingafainga
vary mora e! menaka mora!
aiza akory?? Ry tsy mifora??
dj sans qualité
lian-drà mena be
zany ve no hoe presida??
sanatria mbay tany elÃ
Mieboebo zay tsy izy
hoe prezida za e! dia mati-kambo
kanefa toa tsy voafidy
fa nisoratena toa voatango!!??
basy, basy basy ihany
basy foana sisa no hitokisana eto an-tany
miampy reo arabo libianina
zay mpampihoro sy mpamono olona fa tsy mba kristianina
dia manantena ve fa hoe
hilamintsaina fa nangalatra?
tsy dia tsia ramose
ho avy aminao ny loza ary dia hifatrapatratra
dia mahia aok’izany
lucky lucke sisa ty niafarà ny
sady toa mitsaotsaona
tsy menatra intsony satria efa mahalala fa ambavahaona
Voaroaka be tany @ lapan’ny nations unies
nahazo raoka alika , alé mandeha ty
Dia mbola tsy menatra ihany
fa dia mbola sahy mihanihany
Tompokolahy tsy ampy saina
sahy manao vy very ny aina
mamdika, mamotika, ity firenena
ka reo vahoaka dia mahonena
Kanefa mbola hoavy ny maraina
hiposahan’ny masoandro
ka tenisany mpandatsak’aina
ho torotoronina , sy ho lany andro
tsy aleonany ihany dadanay
dadanay, dadanay , no dada tsara indrindra
dadanay tsy mapangalatra sady tsy mpandroba
sady ny dadanay no tena bogosy indrindra
sady ny dadanay tsy mifoka maoly
Dadanay mahazo financements, radomelitenisany herintaona zay tsy mahazo nany ariary aza fa manal-baraka erak’izao tonto lo zao
matesa any daholo nareo mianakavy mpanongam-panjakà na jiolahim-boto , manarahy an’i sylla fa ny dadanay tsy maintsy miverina dia 1èr tour dia vita
ARY AIZA FOANA TY PPN EFA ENY AMBONY SAMBO NDRY FOZA ANTI RAVALO E, ILAY MENAKA 500, VARY 500, ARY NY MPIASAM-PANJAKANA HATAO HO MPIASA RAIKITRA TOA TSY NORAIKETIN AKORY??
ARY TOA NY MIARAMILA IRERY NO NAHAZO FISONDROTANA 15°/° FA NANKAIZA NY AN’NY SASANY???
ARY NAHAZO CADEAU MILAY BE FA VAO MIANDOHA NY TAONA DIA RAVA NY AGOA??
ALIKA MATY TSY VANONA RY ANTI RAVALO POTSISTA
TONGA @ TANJONA NIRINA NAREO ZAO KA ARABAINA E!
marc be
any afrique mba misotro kafe
bravo tess , +++20
fa za ndray aloha tsy dia manindraindra oe tsisy diso mints ny nataony dada fa na izany aza ity Radomelina ity tena plus que pire, matsiravina na ny mieritreritra azy aza
ianareo dia tehatehaka mifamome 20 eto tsssssssssssssssssnefa ny Vahoaka manome anareo 0
SOA FIANATRA RY TESS
ZA TSY ITENY OE MATESA
TSY MBOLA METY TSARA ILAY TONONKALO
KA MIANARA ALOHA MIARAKA AMIN-DRAVALO.
TESS KELY MAMPAHONENA
JEREO ZATO IZY FA MIVOARA-MENA
MBA TE HANAO TONONKALO PRO
NEFA HITA FA MBOLA TENA ZERO!
I RAVALO ANIE TSY TAFAVERINA INTSONY!
KA NY VAVA NO AKOMBONY
TAPAHAKO IZAY AZO TAPAHANA RAHA IZANY NO MISY
VELOMA TESS KELY, FA DIA INDRISY…
bravo ,bravo bravo
izay mitady anie dia ahita ry nadia e! miseho azy ho betsaka ireto zanak’i ravalonandra ireto fa ahita!
hita woa tsika dahy aza efa tsy harany,fa raha ireo rehetra any Tanana ireo maty ireo mitapy ireo
HITA AMIN NY TONONKALON I ANTI Ra8 MIHINTSY NY TOETRA RATSIN NY TGV. VAKIO TSARA NY TONONKALONY FA SADY MITENY RATSY NO JIOLAHIMBOTO. HITA @ ZAO NY ATAO HOE TGV MAMPALAHELO SADY MAMPAHONENA. MIVAVA HO AN NY TGV RY VAHOAKA
tsy iRavalomanana no hivavahana fa izay TZV olo marina?
Miala tsiny amin’ny nanao ity ahatsoratra ity aho satria mba mampanontany tena ahy mafy mihitsy efa hatramin’ny ela izany heverintsika hoe manam-pahaizana izany?
Misy manam-pahaizana tokoa ve ny malagasy? nankaiza ary io fahaizana io? ary ny tea mahagaga dia tsy mandresy ireo mpampaiasa sandry sy hery ireo lazaintsika ho manam-pahaizana… midika ve izany fa tsy ampy ny fahaizana?
Ny nandrato fianarana sy ny manam-pahaizana dia misy ! Fa ……. nampiasaina amin’ny zavatra tsy mety ! Dia izany no nahatonga anao hiteny hoe : Nankaiza ?
Olona manan-tsaina sy fanahy TSARA, no TENA ILAINA !
Science sans conscience n’est que ruine de l’âme (ex : Ratsirahonana ); et mieux vaut une tête bien faite qu’une tête bien pleine ( ex : Ravalomanana ) !!
kintana,
asa!? mety ho marina angamba izany zavatra lazainao izany…
bonjour daholo ny Malagasy eto
efa nadefa message iany ao fa toa tsy lasa,koa dia mahaiza daholo miray saina ra azo atao fa dia mampalahelo ny VAHOAKA any Dago re olona e!!! isika aty dia toa faly mi-critiquer fotsiny fa ny zavamisy dia hafa iany rehefa mahay manakorotana hoy ao dia tokony mahay mandamina !!!!!atrm’izao aloha dia tsy nisy ohatrany RA8 no nahay nitondra ny vaoka (ny tsy mba manana sy ny eo hoeo fa ireo kala be dia tia tena fa tapidalak’aleha ka manakorotana tena nanao ny tsy nety RA8 fa ny mety koa dia bediabe no vitany,ka be vita iany no micomty ry ratsiraka koa dia tena nanao izay ho hafany,nanainona ianareo no nangina???? efa afaka anie ny trosa be nataony ireny eeee!ka aleo hilamina fa ny tany hindramina !maty tsy misy fotony il
y président talohony IZA NO NAMONO AZY???izay aloha bye ratovo
ratovo dia olona tsy dia salama saina tsara ka tokony haterina anjanamasina,Misaotra tompoko