Ota sy Fady

26 janvier 2010
Ota sy Fady

Ota sy Fady



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Greenpeace, Total, les sables bitumineux et la destruction durable
  2. Soiree de soutien a Marc Ravalomanana
  3. Maudit-Beau-Gasikara et la lettre ouverte de Rajoelina au Wall-Street Journal
  4. Atao inona izany fitaovana homena ny mpanjono izany e ?

47 Comments

  • nadia grondier dit :

    i tenisany anie ry Mydago igadrainolona e! efa miteny aho izay

  • Alidera A.R. dit :

    nadia,
    satria miteny ny marina ve?
    manana namana vadim-bazaha be dia be aho fa tena olona mihaja ry zareo an! sady madio fiteny…
    hay ve hoy aho ka mba misy an’ireny ihany!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Vadin’i nadia anie ry Alidera, Vazaha T.y ki…y, avy ao Manapany ê ! Anelanelan’i St-Pierre sy St-Joseph ! Mpihinana bisiky !
    Grondin no anarany, fa tsy Grondier ! Mitomany ho vadin’na zôray !!

  • gasybe democrate dit :

    KM , alidera , Lioka, baby , ho haiza, Fred …?
    MPM marina fa Grondin dia anarana T.i K…y
    Alahelokanina aminy tsy mitovy saranga angamba…
    tena makaleho.
    Akotry izany
    tena vonona aho andeha resto T.K…Y any Daguerre, mila dessert « blanc manger , ary rougail saucisse « …., aminy asabotsy ariva ny pentecote ,efa vao fatotra aminy vadiko tsotsoka  » normal » sy  » démocrate anti impérialiste » mazava saina .
    Sorato eto ny anarany izay resto manavanana anareo , , satria misy resto anankiroha raha tsy diso aho…
    Raha misy « préférence » iananareo , dia mba ampafataro eto …anaovako reservation momba ahy.
    Azafady indrindra dia misaotra.
    Haleko resto K…, satria raha resto gasy dia mety tonga ireto taritariny vaotavo kely manakorontana , na mametraka plastikazy…asa ?
    Aho aminy retso K..i R…y sarotra ho an-drizalahy manao izany…
    Mandrapihaona enga anie…

  • gasybe democrate dit :

    KM
    tao mivadika ny lohany ilay akamako virtuel tato ato , MDR
    tandremo fa raha mitohy laotra ny fandriantany aminy olona tahaky ireny , dia mety avadik’izireo hoatry Tahiti , na Nouvelle Calédonie ny fandehany tantara.(metisitisy aminy aventuriers isan-karazany tady hanjaka )
    Ny caledoniana hoatry mihaina araka maha « indigène » azy foana, ny tahitiana tsy metisy arak’izany !
    Raha tokony izy : izay zanantsika TSY MAHAI TENY GASY DIA TSY HILAINA MIHEVITRA HIKASIKA POLITIKA GASY
    Danger de décalage socio-culturel trop fort et néfaste à l’indépendance du pays.

  • Mijoro dit :

    Miasotra eram-po, eran-tsaina anareo Mydago mahatsiaro ary mamerimberina ny fahotàna nataon’ireo tsy mataho-tody.
    Tsy irery ianareo, ary na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy handresy an’ireo ny Vahaoka Malagasy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    GBD,
    Mila ampianarina foana ny ankizy ! Voalohany dia ny Tenin-drazan’ny reniny, manaraka, izay zavatra mikasika an’i M/car rahatoa ka ihanao no resahina ( Ex : Kolosaina ) !
    Resaka an’i D.D. : Vandambandana, ka tsy dia haiko ! Ny fantatro, dia nampirisika foana izy mba ampiasa hery ny gasy ! Fanoanana sa fitadiavana korontana ?
    Ity misy Toerana sympa, efa nolazaiko anao !
    _http://ijlprat.free.fr/lacharette//contact.php
    Ilay tary manao lobaka mavo no patrô ! Sylvain no anarany !
    Taloha i Fenoamby nihira tao rehefa week-end ! Vendredi-samedi zolis !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tolona hiraisana io ry Mijoro, ka tsy misy tokony hisaorana !
    Ary mampatsiahy akama avy eny Fenoarivo ny pseudo-nareo !!

  • Mijoro dit :

    Marina ny tenin’i KintanaMananDrambo, nefa tsy maintsy ampisehoana fa be isika no miara-mitolona.Tary nivaoka teny amin’ny afovoan’ny fokontan’i Iarivo ny tena e!

  • Fred dit :

    KM>>
    Mandeha tsara amin’ny piece-ko io adiresy io, raha ny sary no jerena ka !
    GBD>>
    Tena mazoto daoly ve ny namana mikasika an’i D.D?Toa probl kely ihany io ko ! Aleoko mitsotra fa sensible be aho amin’ny zavatra voalazany momba ny fandraisany ny gasy, ny toe tsaina an-tany voazanaka,… ! Tsy hoe refa vozongo de tsy tiako, TSIA an,mba manana akama vozongo ihany koa ny tena, ka eo no somary manahirana ahy: Vandambandana hozy KM. Ra ha izahay mitsamy aloha dia avy dia hifangarika no fahitako azy e. Tena tsy zakany ilay nantsoiko hoe kakan-jila. Sa kosa tsy nihevitra ny hiantso azy angamba enao ?
    Fa enin-kaja aloha mba isan’ny voatonona hasaina e ! misaotra betsaka.

  • Fred dit :

    Misy zavatra manitikitika ahy ity . Mba ahoana marina no fijerinareo an’i N.Rabe ? Foza be, sa mitady toerana fotsiny, sa nahazo toerana avy amin’ny fananana namana, sa tena nofidiana noho izy diplomée.
    Nahita vaovao mikasika azy aho mantsy, ka toa tsy mifanaraka amin’ny maha foza azy.
    Miandry izay mba valin’io aho raha azo atao e !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mijoro,
    Tsy dia toeram-piavihana no noresahiko ! Ilay akama resahiko, dia « mekanisiana mikasika-n’ny avokavoka » ary miravaka kadise !!
    Fred,
    Tena tokony ho sujet iray, ny atao hoe Foza be !!
    Nathalie kely, dia foza be fetsy kely !!
    Mikarakara an’ i Novocom ihany no mety aminy. Izao voasoketa, lasa foza !! Leader fan. be ireny, akaman-dry Benja Razafimaleho !

  • gasybe democrate dit :

    fred sy kntana
    mazava momba ilay plona sadasada mampirosika iry , tsy ho avy izy akory…
    marina faha kakan-jila tsy mahaztsapa tena…entimpo tsy mazava akory…
    ary ny teniny dia vozongo mibilisatra rehefa tezitra…
    voatanako y Sylvain , efa nanao faran’taona tany aho indray mandeha.
    Fred â , tsy eto antoherana izy io , mihevitra aho fa K.iG…Y etsy ampita ny nosy izy io.
    Mahafinaritra
    Voatanako ary raha aleonareo

  • gasybe democrate dit :

    KM
    tena raikitra ilay resto « la charette créole » rue Chaplain,
    raiso antsoratra ary io ry namana rehetra, Baby , Lioka…izay legalista te hikorana , ary mety koa mba mamdamina…fomba isan-karazany (morse?) intsika , tsia hidirany foza aminy resaka.
    ataoko fa eo tsy misy jiolay , avy etsy ampita ,ho tonga andrebireby antsika , satria tsy resto gasy…(immersion du sous marin é !)

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tohin’ilay fanontanian’i Fred !
    « Sa tena nofidiana noho izy diplômée » ?
    Betsaka ny olona fantatro, nandà, raha nagantaka an-dry zareo ho atao ministra n Hat ! Satria mbola manana an’izany hoe fihetsika nationaliste izany, ary indrindra indrindra, manàja an’izany hoe Etat de Droit !! Vola tsy mitondra lavitra ê !
    Erin-taona tahak’izao i Ra8 no niteny hoe : Aleo very tsikalakalam-bola, toa izay very ttsikalakalam-pihavanana !!

  • nadia grondier dit :

    malahelo an’ny ravalo angaha i se?herintaona IZay nangalan’ny Vahoaka ny fanany teo @ Ravalo,nihevitra manko izy fa raha nikaramainy reny olona ireny dia hatafagadra an’ny Andry,rehefa fetsy loatra dia toa ireny foany ny hiafarany

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mangina ry gamara kely â ! Mimenomenona lava eo, ‘lay mpangalatra fitondràna, fahavalom-bahoaka ‘ty !!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    « Erintaona izay no nagalaran’ny vahoaka ny fananany teo @ Ravalomanana  » ?
    Fehezo tsara hoa ny fandroatana teny gasy, na mba miezaha !
    Adinon’i gamara ny « ra » amin’ny « nangalana », ary adinonao koa ny nanoratra hoe foza, « vahoaka foza » !!

  • nadia grondier dit :

    opaiko eo tena fa ataovy

  • nadia grondier dit :

    azafady i se no tiako lazaina sorry sorry za moa tsy manompa o!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Maditra !
    Aingana ! Mandoalika, dia hiodino in-telo ny latabatra fisakafoananareo, dia izay vao mahazo pardô, avy aty amiko !
    Vita izay, vao mahazo miresak’amiko !! Ary tandremo ny miomehy irery, tahaka an ‘ilay nahita voatavo rehefa misakafo, ka ho kofona eo !!
    MDR !!!

  • nadia grondier dit :

    tena nataoko,saika tratrany vadiko aho hihihihih

  • gasybe democrate dit :

    o ry kala Nadia â…
    iza mikarakara any Marc kely ?ny « promenade? ny bain ?
    ny biberon?
    ny manolo couche ?
    Mahandro sakafo?
    fampirinanana trano ?
    raha tsy nanao trafic na « nenene , cuisinière sy femme de ménage » gasy tonga tsokotsoko i toi ,
    dia mba mitandrema hiany , tofoka eo ilay Grondin ry tsipoy kely â ………..
    * tandremo mandositra ilay bandy…rehefa leo.

  • nadia grondier dit :

    a! misy olona tonga aky fa isaka lahady aho manao ilay tsy nahafapo ahy,za indray mandeha isambolana mahandro fa raha manao pizza hiany za no mifoha maraina mandona ilay pate dia mandrapikenohako eo dia mampiditra azy @ la four fa tena voakarakarako daholo izany rehetra izany,indry aky Gasy be tsara fanahy a!tena zavadehibe izao zavatra lazainao ahy zao na tsy mitovy fuijery fa dia voakarakarako ny tsara ny vady amanjanako merci 1000 fois

  • Fred dit :

    Misaotra aloha @ valiteny rehetra e !
    Sahirana be ny saiko, ka aleoko aloha ajanona kely ny fanaratsiana azy fa tsy hitako izay izarana ilay hitako.Misy le foza tsy fidiny mantsy satria Ny fitadiavana poste de responsabilité mamay be tsinona ka!
    Ka rehefa tafiditra, sarotra ihany ny miala saody voarotaka. Ny olana koa, dia , »voatery tsy maintsy obligé »rehefa ao .Nisy nosoratako teto fa nesoriko indray sao mamay aho…..

  • Fred dit :

    Aoka aloha hazava sao…..Tsy havana tsy volovoloko aloha izye . ary tsy miaro azy mitsy aho ! Raha havako ka foza dia tsy havako intsony .

  • KintanaMananDrambo dit :

    Conscience perso anie no mitondra ry RaFred ê !
    Tsy azoko ny hoe : Foza tsy fidiny ! Manao ny com-n’ny foza izany anie, ka efa lehiben’ny mpanao prôpagandy ê ! Izy sy Gista, samy nijanona ela taty, mba tsy hitenenana hoe lehibe taty !

  • gasybe democrate dit :

    Nadia
    mbola tanora indry…fa tandremo ny équilibre alimentaire
    Ny cellulite miangona aminy vitainkona , sy ny fe ary ny kibo ny vehivavy ange dia mitana retention isan taona…
    Rha tia pizza indry , raha mihinam-bary isan-andro dia tsy maintsy man

  • gasybe democrate dit :

    manao gymnastique 3 minitra isan andro , na la marche 1 hora isan andro…
    raha te pilopilotra na dia mihotra ny 50 taona aza…
    Bon corazy é….
    On prépare jeune ser artères de demain , la différence se fait vers 50 ans(homme ou femme)
    ny mpitolona ange mila « forme » é , na physique na mentale hi hi hi
    Vazivazy ny ahy fa misy marina expérimentée…

  • gasybe democrate dit :

    virahinkona (hanche) azafady

  • KintanaMananDrambo dit :

    1,70m
    53 kgs
    Cheveux longs
    Type asiatique, ressemble à Woopy G.
    Poitrine : 85 bonnet A
    Pantalon : 42
    Dia ahoana koa moa ry gamara

  • nadia grondier dit :

    na za mivazavaza eto io anie manao sport isamaraina e! alohany andehanako za tsy misakafo maraina ary @ 6 ariva aho farany misakafo ,inona angaha no nahafantarany Kintana ny voloko ?Gasy be a! misaotra fa mba nivoaka resaka politika kely androany ,ie mila mba manao mahafinaritra ry Gasy be a! ity Tany fandalovana ity ve?merco aky fa mba tsy niady fa mba nankaiza reto iMalahelo ?

  • gasybe democrate dit :

    kely izany bonnet A izany
    42 , vehivavy efa manomboka mafonja ry kintana â !

  • nadia grondier dit :

    merci io a!

  • Babyfoot dit :

    Kintana a !

    Ouadraye, tena hadinoko ny nisaotra an’ise tamin’ilay hira ka azafady indrindra. FAVY be hozy ny fitenin’i mamanay izay !
    Ka raha dedien’isé ho an’i Nadia koa ilay hira dia manahy mafy aho sô dia mi fantasma @ isé eo indray izy !!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Izy anie no mitantara ê ! Fantro ny 42 !Poitrine, dia i Birkin !
    MDR !!

  • gasybe democrate dit :

    KM
    raha mipoitra any « charette creole » eo i nadia , hataorako …hoe « raombasany ny … ko, misie prézida  »
    tena tezitra be eo i Rasarla…na i kakanjila…

  • KintanaMananDrambo dit :

    Baby !! Ka efa fanaony anie ‘lay izy, fa ataoko ahoana ?
    Sendra hitako tampoka izy iny, dia nahatsiaro an-dRamonegasque ! Hira somary efa ela ihany, fa nahafinaritra ! Nandihizana vacances, teny amoron’ny pilazin’i Arzelesy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa sivanina ka ! Efa noresahiko lery !
    MPM nareo ! MDR !!!

  • nadia grondier dit :

    i kintana tena olona tsssssssssssssss

  • nadia grondier dit :

    mba moramora ity lainga ty Kintanaa! taiza no nintantrako anao anizany?tao @ Top Mada oviana?

  • Babyfoot dit :

    Atahorako mihintsy ho avy à Pentekôty i Nadia, te hijery an’i Kintana !

  • nadia grondier dit :

    baby foot! za tsy mandeha amin’izany anjaranareo Tim izany fa tsy misy idiranay,i Kintana efa fantako 48 taona fotsy lavalava ka ijereko ataoko inona?eto di a efa fantako FOTSy VOLO

  • KintanaMananDrambo dit :

    Diso beeeeeeeeeeeeeeeee !

  • anja dit :

    Salut daholo,
    Tena mapme mihitsy nareo.Ahoana lay revy ê?Aiza mo le izy.Raha te ho zapen’i grondin(trondro menamane fanaovana bouillabaise)nareo dia ataovy teny vazaha fa tsy mahita mitsy io.Ny momban’i DD alou de raha hiarak’@ nareo dia sans moa fa tena foza be iny.Manao fitenin’ny panjanatany ka tsy reviko loatra na ilay ataonareo hoe atsasany ka otran’ny loalik’alika.

  • gasybe democrate dit :

    Anja
    TSY MISY OLANA MIHINTSY , tsy misy izany dede izany é…
    Raha ilay kakanjila no tianao resahina…
    Efa niteny izy fa tsy eto aminy kianjatsika.
    Raha sanatria aza mipohitra izy ,dia tsy haoko fa roahiko hivoaka, tsy HILAINA MIRAY LATABATRA AMINTSIKA.
    Za tsy mena maso hanao an’izany.
    Ny marina anie dia tiako fantatra izay ao anatiny atidohany ireny karazan’olona ireny .
    Izany ny fombany 2° bureau , na C.I.A….tsara ampiasan-tsika ilay tetika…
    Satria ny fomba ny imperialista tsotsska nanandevo antsika dia politique de peuplement koa.
    Porofo dia ireto tsotsska be dia be mivenjovenjo erany Dago…
    Avy etsy la réunion na Comore ry zalay dia mitsangatsangana araky izay danikiny kibo ,aminy sambo kely , tsy misy misava mihintsy , erany ireto nosy kely maro manodidina i Nosy be…
    Raha afaka izyreo dia efa novonoiny hoatry ny peaux rouges , na ny aborigènes intsika.
    Ka hilaina mitandrina mafy sao dia ho hoaniny ,
    na any aorina any hametrahany ireto T.y K…..Y avy etsy aminy ilay nosy etsy ampita …mila surface vitale ry zalahy , hatahorako !
    Hilaina fantatra ny tetik’izireo.
    Araky lazainy KM dia mampirosika latsa-drâ i kakanjila …
    izany hoe mitady pretexte d’intervention « pacificatrice ! « hoatry taminy 1947…Avelao izy « zoely » eny ,
    mpananjatany manonofy…
    haleo izy miteniteny faona , tsy izay mangina fa fositra aho ambadika…
    Dokafany aho …fa izaho tsy mihontsona fontsiny.
    Aleko izy « mino » .
    Efa betsaka ny mahay « manome sira  » azy…
    Tongava hiaraka aminy nama é !

  • anja dit :

    Salut daholo,
    I GD â hitako ange ireny nandalo tao behoririka iza t@ décembre teo dia niaraka t@ namana ary tena betsaka toko ny kakanjila sy nyT.y K….Y tena manao tour de madà mihintsy sady mifosa fotsiny.Everiny angamba fa tsy mahay ny fiteniny dia tena tsy menatra mifosa.Iza aloha ry GD dia veleziko foana iny kakanjila iny raha vao mitsikilo eto fotsiny aza.Na dia hoatrany manambany kely tena aza izaho dia tsy asiko maodiny fa sa soulage aloha ê.Ny resaka noresahana anay tao an-trano dia ny tsotsoka ny niadivana fa tsy rizareo no nanampy.Nampijaly ny gasy dia halako hoatran’i fat sy ny rambony @izao fotoana izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.