Na koa hoe « Takonan’i Andry Rajoelina ny anjara masoandron’ny vahoaka Malagasy ».
.
Fanakona-masoandro
«Fanakona-masoandro» na “éclipse” efa nalaza teto Madagasikara izany ny 21 jona 2001, tsy vaovao amin’ny Malagasy, «film» efa nandeha hoy ny tanora « malok’ila e ! ». Hitranga indray io rahampitso zoma 15 janoary 2010, manomboka amin’ny 07 maraina ka hatramin’ny 10 ora eo eo hoy ny astrology Malagasy. Raha iverenana ny tantara, ambohim-pihaonan’ny vahiny mpizahatany teto Madagasikara tamin’izany fotoana izany, sady manararaotra mankafy ny hakanton’ny Dago, ny hatsaran’ny tanana sy ny fandraisana mahafinaritra ataon’ny mponina no mba mahita tako-masoanadro e !
Faly ery ny kilonga fa mba mahita ny tsy fahita no mba mahazo vola dada sy neny.
Tsaroako, nifanitsa-kitso ny hotely sy ny toerana fizahan-tany rehetra, tany Ihosy, Faradofay, Nosy Be, sns…tamin’iny.
Ny indro kely dia lasa nanaovana « bizna » ilay solomaso mainty.
Tanàna haolo
Amin’izao fotoana izao, foana ny hotely, lasa «tanàna haolo» ireo valanjavaboary, voaroaka ny ankamaroan’ireo olona miasa amin’ny fizahantany, tsy nisy mividy ny vokatry ny tany, maty antoka ny «agence de voyage» fa tsy misy ny mpizaha-tany, mitanin’andro fotsiny ny fiara mpitatitra, lasa mitady asa hafa ireo «guide touristique», potika tanteraka ny sehatry ny fizahantany. Fotoana mba maha-be mpizahantany anefa izao « fanakona-masoandro » izao. Ny antony ? Tsy atokisan’ny vahiny hisy filaminana eto Madagasikara noho ny fanonganam-panjakana nataon’i Andry Rajoelina.
Totom-bitana
Takonan’i Andry Rajoelina ny anjara masoandron’ny Malagasy.
Efa mba nanantena ny hisokatra amin’ny vazan-tany efatra tamin’ireny fotodrafitr’asa maro be vita, ny fivoriam-be iraisam-pirenena saika natao teto, votsitra. Manontany tena ianao hoe : “totom-bitana” inona re Ingahy Rajoelina no dia nampidikizo ny taranaka Malagasy toy izao e ?
Avoahay tsy misy hatak’andro
7 andro androany hoy ny hiran’Ambondronano, 7 andro tokoa izay no nitanana am-ponja ny namana Lolot sy Didier am-ponja, takona ao an-trano-maizina ny anjara-masoandron’izy mirahalahy ireto, tsy afaka manome vaovao intsony ireo mpankafy, tsy re intsony ilay hoe : « eny ary ! » sy ny hoe “telo lahy izahay no manomana ny vaovao!”, vazivazy zary tenany ny hoe mba mahavita “reportage” tsara ihany izy mirahalahy any an-tranomaizina any, mba manaja ny zon’olombelona ve? Ahoana ny tontolon’ny voafonja amin’ny ankapobeny?
Fa natao fanadihadiana ifotony izy mirahalahy ireto omaly hariva, hontsa ny tena teny an-toerana nahita ireto fianakaviana mitototo etsy sy eroa, ny ray aman-drenin’i Lolot izay efa nahazo taona ihany mihazakazaka mba te hahita tava ny zanany. “Nitomany” i Lolot nahita izany, hoy ny hiakiakanay tety ivelan’ny fiara nitondrana azy hoe « ’courage » lesy an !
Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra mahefa izahay hoe : « Avoahay tsy misy hatak’andro » ireto mpanao gazety ireto , tsy heloka anie ny filazana ny marina e!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


Janvier 2010, encore une éclipse ?
Ratsiraka avait eu la sienne, et voilà que le Dj arrive avec une autre !
Tout porterait à croîre que ce phénomène, bien que naturel, est un véritable oiseau de mauvaise augure, pour nous les malgaches.
Eclipse de juin 2001, suivie 6 mois après d’une élection ; élection qui s’est terminée par les évènements, que nous ne sommes pas prêts d’oublier.
Eclipse de janvier 2010, qui va être encore suivie d’une élection, dans x mois. Mais quelles en seront les conséquences ??
Des mois qui commencent par la même lettre J ; des années, composées par les mêmes chiffres 0, 0 1, et 2 !!
Années consacrées à un évènement majeur, en l’occurence une élection présidentielle !!!
Bonjour les dégâts !!!!
Vive la superstition !!!
MDR !!
nitsangana t@ Maty
Le PT se prend pour le roi soleil, à savoir Louis XIV, un de ses ancêtres. Il est tellement lumineux qu’il donne le vertige au peuple. Ses idées lumineuses nous éblouissent et nous font tomber dans les pommes : nous n’avous pas besoin de la reconnaissance internationale, nous pouvons continuer l’exploitation du bois de rose, nous pourrons faire nos propres billets.
Les conséquences de ses idées lumineuses nous plongent dans les ténèbres.
L’absence de la démocratie, conséquence du coup d’état entraîne la fermeture de l’AGOA. J’ai remarqué que le nombre des péripatéticiennes du côté de Tsaralalàna a augmenté. Des jeunes femmes fraîches, jolies. Que faire quand la famille n’a rien à manger, sinon se vendre avec l’accord de l’époux. Triste à en pleurer ! Sans parler du nombre des fous qui a aussi augmenté. Leur folie doit être récente car certains sont encore propres et vêtus décemment.
Malheur à vous FAT(y) ! Grâce à vous, le soleil a disparu de nos vies mais nous savons que ce n’est que provisoire. Il fait nuit pour nous maintenant mais le jour se lèvera demain.
matahotra resaka Borizano sy hova ny vadin’ny Vazaha botabe
Ho anareo any andafy manakavana aty Madagasikara dia mba teneno ihany, indrindra ry Nadia mpandefa Euro fa efa miparitaka ny vola sandoka , Sonian’ny governora hafa nefa tsisy fanambarana fa hoe miova ny governora. Ny halehiben’ny vola koa miova nefa tsisy specimen naparitaka ary farany dia tsisy nomerao eo ambany ny lanjambola, Ka ianareo tia mampanakalo Euro any amin’ny sisiny dia mba mitandrema.
Ary mba miresaka amin’iza ry zareo, io foza gamara io ??
Hitako toa miteny irery foana ? Tsy misy mamaly azy ianareo, dia miova pseudo izy !
Marina fa tena misy ireo vola samihafa,fa ny ahy dia tena tany @ banky no nahazoako azy e.
mbola inona no hitenena ahy?za irery hiany dia anti ravalo namako
vola sandoka ve zany?efa ela be anie zany e! Ravalomanana no nanao azy voalohany
Maevanilla !
Izany anie no nahatonga ahy nilaza taminareo hoe, mba ataovy amin’ny tenin’i de Gaulle ihany ny resaka sasany. Mba ho hitan-dry zalahy sasany hoe, olona tahaky ny inona, ireto tohanan’ ireo mpitondran-dry zareo!
nadia grondier mandehana @izay misasa fika tena mamofona be mihitsy ianao avy nihinana mangahazo tany an mandehana hoy aho sao tsy mahita kila eo fa maimbo loatra , sady andry tgv anie efa any @mialy androany eh
beurk
ho anareo rehetra
maty mihitsy ilay NADIA anaovantsika azy
avelao hiresaka irery ary aza valiana ankory dia afaka ny adalany fa satria izy mba te existe @ fiainanadia aleo ignore-na fa mandreraka be izay no hitako mety aminy !!! sa ahoana hoy ianareo on va la laisser dans son coin elle sera contente comme ça elle s’occupera mieux de son Grondier qui doit être totalement délaisser le pauvre sur quelle pétasse il est tombé