
Cardinal Armand Razafindratandra
Nindaosin’ny fahafatesana ny sabotsy 09 janoary lasa teo, son Éminence le Cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra, teo amin’ny faha 85 taonany sy nanompoana an’ Andriamanitra.Ny fampiraisam-pinoana no tena nahafantarana azy.
Teraka ny 07aogositra 1925 tao Ambohimalaza, ny 27 jolay 1945 no voatendry ho Pretra teto amin’ny Diosezin’Antananarivo ny tenany, ny 27 aprily lasa Evekan’i Mahajanga, ka ny 03 febroary no nitana ny andraikitry ny Arsevekan’Antananarivo.
Ny Azoma hoavy izao no halevina etsy Andohalo ny nofo mangatsiakany. Izahay eto amin’ny MyDago.com dia mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviany.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
No related posts.

mandria ampiadanana Tompokolahy ary mivavaka ho an’ny fialantsasatr’i ny fanahinao ,mirary Fionona ho an’ny Fianakaviambe ny Eveka sy ny Katolika ray manontolo
L’on peut dire du Cardinal Razafindratandra que c’était un sage. C’est une grande perte pour l’église catholique car des hommes aussi valeureux deviennent rares.
Nous espérons qu’un autre prélat ayant les mêmes principes de vie prendra la relève du Cardinal et nous prions pour le repos de son âme.
Mirary fiononana hoan’ny fianakaviany.Olonkendry iny
ary ireny no mendrika hanaovana fisaonam-pirenena.Tsy nampiady malagasy ohatran’ilay archeveque amin’izao fotoana!!
MIRARY FIONONANA HO AN’NY FIANAKAVIANA SY HO AN’IREO FIANAKAVIAMBEN’NY KATOLIKA! IZAHAY INDRAY TSY MBA MANARATSY ANAO TOMPOKOLAHY FA IZAY VITANAO DIA IANAO SY ANDRIAMANITRA NO IFAMPITSARA! TSY MBA HANAO FANKAHALANA OLONA TOY NY NATAON’NY SASANY TAMIN’NY FAHAFATESAN’ITOMPOKOLAHY JAQUES SYLLA IZAHAY FA EO NY ZANAHARIN’NY MALAGASY MAHAY AZY!
Iny ka lehilahy. Modelin’ireo mpitondra katolika
izy alou e! tsy hitako izay mampaha samihafa an’io tompokolahy io sy eveka odon Rajanakolona satria samuy Ray amandreny nijoro rehefa hita fa tsy nahavoa i Ratsiraka dia nandray andraikitra nanao zay naharesena ny jadona ka nanampy an’i Tompokolahy Ravalomanana tahiny fa efa nody korazana kou,ka Eveka odon Rajanakolona rehefa naita fa namono olona i Tompokolahy dia nandray andraikiny kou nanaitra ny Miaramila ity Tany lalovanareo ity anie ka fandalovana fa aza manaiky atao fitaovana ianareo dia tonga saina ny Miramila,misaotra eveka odon Razanakolona fa dia Ray amndreny ianao tompoko,ary i tompokolahy kardinaly koa mba isaorana fa nanome hoatra tsara teo @ fandraisana andraikitra ka nondimbiasany zandry taty aoriana ,mahaleova mahalasana ianao eveka Odon satria atsi hoatsy ianao dia ho cardinaly ,ary mandria ampiadanana ianao tompokolahy fa ny lova navelanao kosa dia ho tohizana foana
Tohizo ny rangitra ry nadia fa hitody any aminao ihany zao a!
hi hi hi hi iza ny mandrangitra? aza makalagy aky a!
mba lanjalanjao ny teny ry SOA , fa aza dia finaritra manenjika olona fotsiny.Tsy te hiteny na hamoha fota mandry aho, nefa dia mampiteny ny moana ny vavanao. Cardinal Razafitandara anie ka niandany t@ ndravlomanana ndoza eh!ary tadidio fa NIKORONTANA teto Madagasikara t@ 2002. Sa rehefa ravalo no mamorona korontana dia tsy mba mpampiady ny Malagasy, TADIDIO fa ravalondoza NO TENA NAMPIADY ary NAMPIRAFY ny Malagasy , hatr@ 2002 ka hatr@ izao isika miteny izao.HALABATO SY HOSOKA no niakarany sy nijanonany teo @ fitondrana. Mbola mamerina ny fialantsiny ho anareo mpamaky aho , satria andro manjombona izao ka tsy tokony hifanejika na hifanaratsy fa ny olona ohatrandry SOA itony no tena mpampiady ary tsy mandinika ny teny tokony hatao, hany ka miteraka fahasorenana ny teny ataony
Asehoy ny porofo hoe namono olona Ravalo e,hoe nampiady e,ra tia azy izy tsy ohatr’izao ity Madagasikara ity! Ny anao tsy fitiavana azy no betsaka fa izahay aloha dia mahita fa izy no nahavita be indrindra teto, ary raha i Domelina no tompotompoinao dia tsy ho tonga eny ampaladiany na oviana na oviana na hivadika ambony ambany aza ny lanitra sy tany!
Vero,
Je préfère penser qu’il a été appelé de l’autre côté pour mieux nous éclairer. Paix à son âme !
Mafantatra laotra ny mikasika an’ny Cardinal Razafindratandra izaho sy ny fianakaviko! Teo @ fiainany manotolo dé olona tena nandeha tateraka teo @ famarinana Izy; « MÔPERA ARMAND » NO FIANTSO AN’i Cardinal teo @ fatanorany.
Lehilahy faranizay navitrika, Mpanetana fikambanan’ny tanora samihafa maro na teo @ asapiangonana io na teo @ sehatry ny sports samihafa na teo @ lafiny ara-culturel ary dé tena napihaiky ny retra marina tokoa na ny heritsaina nananany na ny favitrihany tsy nitsahatra teo @zay fomba retra tokony hahitambokatsoa nisondrotana teo @ fiainana;
Talohan’ny naha evekan’i Mahajanga azy (taona 1978),dé nisahana andraikitra maro dé maro i « Môpera Armand »,nony adidy nataony maro teo @tanora dé hita nisongadina ny fisainany tanora lalandava! Tia mikaroka ny soa ary nampita t@ afa hatrany ny torohevitra tokony hahomby t@lafiny maro.
Tia fihavanana,ary tena toetra vôjanahary teo aminy io…Natosik’io fihavanana io izy ra nisahana ny raraha tokony hanjakan’ny FIOMBONAMPINOANA teo @ antoko fivavahana samihafa teto Madagasikara ! Refa avy nifandinika t@reo pitarika maro be dé nisy tapakevitra namoriana ireo Mpino maro be dé maro be ka nanaovana culte oecumenique,teo @églizy katôlika Antanimena no natao io fotompivavahana io,notaritin’ireo eklezista maro avy tamin’ny fiangonana isakarazany.Tomefy olona ny fiangonana satria na teny atokotanipiangonana aza dé tena nifanitsakitro tokoa ny vahôka marobe,tsy ny avy tao Tanà ihany fa tena nandefa solotena aby ny lafivalon’i Madagasikara !
Very ray amandreny ny tanora, very namana satria mandrapikipin’ny masony dé saina tanora lalandava no nisongadina sy hita teo @ Cardinal refa nitafa t@ ireo hoavin’ny firenena reo Izy!
Very mpitarika ny fiangonana Malagasy ary very olomanga tokoa ny kristianina katôlika!
Very tabia sy rehareha Ambohimalaza sy ny fianakaviany satria tena olona nasandratra i Cadinal Razafindratandra fa tsy mba nanandratena!
Very olona nitandro hatrany ny naha-olona sy mpanoro @sarotra i Mahajanga izay toerana nakafiziny!
Olona nandeha teo @ famarinana hatrany NY CARDINAL RAZAFINDRATANDRA , tsy nahalala afa tsy ny rariny sy ny ara-dalà na izay lalà na nifehy ny fiainany manotolo sy nampitainy hatrany t@ireo retra notaritiny;
Tsy ho hataotsika horaraka atany anie ny zavabitany retra ka haroborobontsika jiaby ny fitiavana ny ara-dalà na, ny fihavanana ary ny firosoana hatrany @ mahasoa eo @ fitahian’Andriamanitra!
Izao no atao hoe: Tsarain’ny tantara araky ny fiteny tô mazatra eto! Ny tsara tsy mba maty satria namela soa sy mamy e!Ary dé hitoetra mandrakizay ny zava-bitany e!
Ny ratsy kosa na efa lo aza ny vatany dé mbola marary hatrany ireo nilalovany teto ka mba manaova ny soa ihany leretsy mba hisy hasiny ny maha-olona ny tena a!Aza manao toa an’i Hitler(hoy KintanaM.. izay) fa na tsy eo tsony aza ny olona toa andr’i Hitler ireny dé mbola be fôna ihany ny olona mitsara azireny ary hitsara hatrany ny zavadoza vitany teo @ firenenena!
Samia ho tahin’Andriamanitra ary dé mazotoa aby ô!
i Kintana koa anie hono maty e!
MIondrika eo anatrehan’i SE LE Cardinal RAZAFINDRATANDRA ny tenanay manokana. Very Olo-Manga @ lafin’ny rehetra ny Malagasy sy ny Kristianina rehetra ary Kataolika ao @ FFKM…ary koa ny Eglise Catholique.
Manolotran’ny fampiononana hoan’ny Fianakaviany sy ireo rehetra miara ory aminy @ izao fisarahana izao. Mbola hiaona any @ Mandrakizay isika rehetra izay mino @ fo mahitsy tahakan’ny fitoriany ny Tenin’i ANDRIAMANITRA Izay nanokanan’ny tenany.
Very Olo-masina Tompoko isika Malagasy.
Samia mahay mitazona ny teninampianariny ho fanomezanam-boninahitra Azy sy Ilay Nahary antsika.
Voninahitra anie ANDRIAMANITRA mahefa ny zavadrehetra.
Ho an’i leoravalo sy nadia,
Raha tena foto-pisainana malagasy madio fo an, rehefa mody mandry ny olona iray, dia isika velona no miezaka mandio fo miatrika sy miezaka mamela heloka azy, satria an’Andriamanitra irery ny fitsarana.
Raha mbola tsy mino ianareo hoe ra8 tsy namon’olona fa stratégie handetehana azy ireny, dia mampalahelo ianareo. Olombelona toa antsika izy ka nety solafaka, anefa tsorinay aminareo fa raha mbola miditra anaty lisitry ny olona azo fidiana izy, dia mbola 1er tour dia ho vita, ary ny fatahorana izany no mampivaralila ny FAT sy ny mpitady seza aty dago. Ka aza reraka miteny izany intsony, fa ny malagasy mijaly aza anie efa miatrika ny fanarenam-pirenena, @ alalan’ny vavaka sy ny fandeferana, ka tsy ho zakan’ireo mpanao ratsy ny valin’izany.
Handry am-piadanana anie ny fanahin’io RAD lehibe hajaina io, ary hisaorana an’Andriamanitra ny fivahiniany sy ny asa vitany tety, na ny soa ny mety ho ratsy.
Repose en paix SE Cardinal
RIP
Tu nous a appris beaucoup de chose dans la vie et nous continuerons à l’appliquer comme tu l’as voulu , nous continuerons la lutte , nous continuerons le travail que tu nous a donné.
Puisse tu recevoir ce message dans le ciel!! et j’en doutes pas et éclaire notre route de là haut:
tes enfants dans le Christ Jésus.
merci bcq Cardinal !!
je me rappelle ta chanson lors des ceremonies » Veloma ny aina » et je pleure!
i ODON RAJAKONOLONA no tokony ho lasa fa tsy i Cardinal.
Efa miandry an » ODON RAJAKONOLONA any amin’ny afobe any izao i JodaSyllahy
Elisa !
Il n’est pas mort, il est tout simplement passé de l’autre côté. Puisse l’esprit de réconciliation qu’il avait, se retrouver en chacun de nous et apaiser cette peine lancinante qui nous habite en ce moment, cette révolte impuissante contre les méchancetés, la haine qui règnent à Dago. Nous avons du mal à pardonner ceux qui sèment la division, et qui sont la source de tous nos malheurs et tous nos maux.
Je reste convaincue que là où se trouve le Cardinal, il ne manquera pas de prier Dieu pour qu’il y ait une solution rapide à nos problèmes.
Nous avons perdu un « olomanga », mais son souvenir vivra dans nos coeurs et nous aidera à garder les valeurs qu’il a pronées de son vivant. Repose en paix, Mompera Armand !
Olomangan’ny FIRENENA MALAGASY ny Ray Aman-DREny KARDINALY.RAYN’NY FIHAVANANA MALAGASY ka tsy tokon ho tsinotsinoavina zavatra napetran ho an’ny firenena sy ny vahoaka MALAGASY na mpino na tsy mpino.TSY MATY IZY AKORY FA VELONA EO AM-PELAN-TANAN’NY RAY Miandry antsika.MANDRIA AM-PIADANANA
… mahamenatra ilay milaza fa gasy tia tanindrazana katolika. Nisy faty olona t@ 2002 raha niakatra teo @ fitondrana ila 8ndoza, aza odiana tsy hita na hadino izay. Naninona moa raha afaka miray latabatra sy miaraka ihany ratsiraka sy ravalondoza no NAMPIADIANA NY MALAGASY t@ 2002. dia sahy milaza ve hianareo fa tsy nifandrafy ary teo amorony ady an-trano i madagasikara t@ ireny fotoana ireny??? tsy nanaiky hanao 2ème tour fa nanoratena ho filoha, nanao fianianana teny mahamasina ny 22/02/2002 , mpitsara notendren’ilay valo ihany avy eo no mody manisa vato ka nampandresy azy;nisambotra ny praiministra ara-dalana t@ izay fotoana izay. Sa ravalo mahazo mandika lalana?? fa ny hafa tsia. ravalo = DICTATEUR= AHMADINEJAD= TSY HANAIKY NA OVIANA NA OVIANA HO RESY @ FIFIDIANANA= LOZA HO ANY DEMOKRASIA sy ny MALAGASY ary nanome ohatra ratsy ho any Afrika…… farany ho anao milaza fa katolika , tsy hianao irery no katolika, mba ampidiro ao anaty lohakelinao fa ravalo dia naniraka miaramila nanafika fiangonana tany Fandrandava (fianarantsoa) lazao fa lainga koa izay, raha mbola sahy milaza hianao fa lainga izay dia hita fa olona na tsy nipetraka teto Madagasikara hianao na efa jamban’ny vola sy rononon-daravalo
.. ho any akamasoa indray…. dia aza mitsara mbola ho tsaraina. ravalo mihitsy no tokony ho lasa fa TENA LOZA ho any Firenena Malagasy.
tokony mbola ho velona tokoa i KARDINALY RAZAFINDRATANDRA satria tena RAY AMAN-DRENY.
mionona anefa isika satria izay no lahatra.
MANDRIA AMPIADANANA HIANAO KARDINALY.
zaza Malagasy anisan’ireo nobeazinao aho.
Eo anolohan’izao fisarahana ara-nofo izao dia ory sy ditsoka ny fo..!Misaotra an’ANDRIAMANITRA nanome Antsika olombelona malagasy ,tsotra , mazava saina ,mahay , nahay nampianatra ny Tanora Malagasy tamin’izy natsoina hoe : »Père ARMAND « .
Protestant aho fa nandray anatra sy hafatra avy amin’ITOMPOKOLAHY ,ary rehefa voatendry teto Antananarivo aho dia nifanolo-bodirindrana taminy teo Andohalo ary dia nifakahita matetika..!
!Olomanga ,rayamandreny feno fahendrena ary TIA TANINDRAZANA LOLOHAVIKO AN-TAMPON’NY LOHA ARY TSY HAY ADINOINA EO AM%IN’NY LAFIN’NY FIAINAN’NY MALAGASY..!
AN’NY MALAGASY REHETRA ITY ZANAKY MADAGASIKARA ITY
Nipetraka tany Besalampy izy mba iara-monina sy haznompo ireo madinika araka ny Ten’ny Tompo ,izay naniraka azy ampiely ny Filazantsara.
Reposez en Paix Notre Cher Cardinal
Regrets éternels..De profondus !
Dr CELESTIN Robin
Efa nihaona tamin’ireo namany roalahy fahiny tany Mahajanga izay ny Kardinaly Razafindratandra. Mampamangy any e!