Tsangambaton'ny Fahaleovan-tena - Antsirabe

Tsangambaton'ny Fahaleovan-tena - Antsirabe

Voici ce que j’ai pêché aujourd’hui et que je vous offre. Je suis obligé de vous avouer que quand j’étais enfant, je ne connaissais pas Rado, mais en ce temps là, je rêvais d’un bel avenir pour mon pays. Oui, moi aussi j’ai rêvé en allant à cette école primaire qui donnait sur l’avenue de l’indépendance. Indépendance vous avez dit ?

Ry tanindrazako.
Tsy hadalana na hakanosana no mbola hiforetako sy iaretako ireo fijaliana, fangirifiriana, r’ilay tanindrazako…
Fa mbola tsy tazako izay hafaliana na fahatokiana ny fahaleovantenan’ity firenena,
Ka zary mangina sy sina dia sina ‘ty foko rakofana sady totofana lamba makara no sady manara…
Tsy fidiny koa raha tahiny nikoa sy hita mirona izato finoana tanatiko tato…
Fa mihoatra ny zato no efa niady sy efa nitady ny hanin-kohanina, ka zary fanina ery izato tenako…(…)
RADO (jolay 1961)



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

No related posts.

11 Comments

  • bira dit :

    ARY AHOANA LE SEZA VATO AO ANTSIRABE TOA LASA FANAOVANA PUB N’I STAR.TSY SANATRIA AKORY TSY TIA ZAVATRA TSARA FA MBA LASA IHANY NY SAINA MANAO HOE RAHA MBA CLASSSICO NA OLYMPIKO MOA IZAO NO NATAO SORATRA TENY DIA MBA AHOANA NY FITSARAN’NY SASANY ??? TENA ALEO MIJERY NY FRANTSAY MANAO MONOPOLE TOY IZAY MIJERY NY GASY IRAY RA AMIN’NY TENA.

  • KintanaMananDrambo dit :

    « TENA NALEON’IZANY, MIJERY NY FRANTSAY MANAO MONNOPOLE, TOA IZAY MBA MIJERY NY GASY IRAY RA AMIN’NY TENA »
    Io angamba ry bira, no tianao ho lazaina ? Fa aza gaga koa ianao, fa mety hisy affiches hoe VIVA TV eo amin’ilay vato boribory, dia INJET eo amin’ilay lavalava !! Tsy hay intsony izany !!

  • nadia grondier dit :

    o ry Kintana zay hevitra tiana lazaina lazaina fa aza miteny boribory sy lavalava fa lasa ratsy ny fandraisan’ny Mydago azy modere anie ianaoe!
    ahoana ny fijerinareo ny fivoaran’ny toedraraha eto @ Firenena?miazakazaka any fahatsrana ve?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy maintsy xxx foana ve no ao an-dohan’ity gamara ity ê ?
    Mandroso any amin’izay hilavako azy, ny toe-draharaha ara-pôlitika, na dia mbola tsy tonga any amin’ny tanjona aza !
    Ny mampalahelo dia tena potika tanteraka ny fiainan’ny mpiray Tanindrazana ! Izany dia vokatry ny adalanareo. Mbola mahay mamaky teny ise, ka mba vakio daholo anie ny gazety e ; dia tena fijaliana no mahazo an’ny vahoaka !
    Any mba mety hampitony ny foko sy ny saiko, dia enga anie, ka mba ho mpanohana an’i domelina ireo voaroba isan’andro ireo !
    Ny fisainana kristianina dia mandà, ny famaliana ratsy an’ny ratsy. Kanefa…………

  • Alidera A.R. dit :

    Tamin’ny 1996-99 dia nisy henan’omby avy any Argentine teny amin’ny étals-n’ny grandes surfaces taty Frantsa. Nanana olana tamin’ny fametrahana « usine Renault sa PSA » tany Argentine ny frantsay.
    Ho valin’izany dia nolazaina fa hena tsy madio ary mety misy « prion » ny hena avy any Argentine.
    Vokany, nilatsaka an-tsehatra mihitsy ny mpiompy omby teto Frantsa nanala ireny hena ireny teny amin’ny étals mba hanomezan-danja ny hena NF (nation française).
    Aiza amin’izany isika malagasy? Orange, TOTAL, STAR, H.Fraise, BNI-CA, BFV SG dia samy nanana ny anjarny tamin’izao krizy izao. Saingy isika malagasy dia samy mbola hisotro THB/Coca/Bonbon ANglais. Samy mbola haka solika any @ Total, samy mbola mametraka ny vlantsika any amin’ireo banky ireo. Samy mbola miankina amin’ny H. Fraise daholo… Betsaka ihany koa no maniry hampianatra ny zanany any amin’ny AF/LF/ ESF…
    Izany isika no mitady fahaleovan-tena!!!

  • Drala dit :

    Miangavy ny mpikarakara mba hiteny hatrany hoe hajao ny fanoratra teny malagasy.

    Manomboka amin’ny zavatra eritreretina indraindray hoe kely no hanajan’ny olona anao, hajao ny tenintsika mba ho hita arak’izany fa mendrika ho hajaina isika satria manaja tena. Mangataka ny rehetra mba hanao ezaka. Ilaina ny ezaka.

  • Verohanitra dit :

    Alidera !
    Satry tokoa tsy hisotro an’ireo zava-bokarin’ity firenena feno fankahalana antsika ity kanefa tsy manana safidy satria ny mba an’ilay Malagasy iray mba niezaka hanao ny tsara dia nopotehina tsy nisy niangana.
    Azo lazaina fa be herim-po ireo mpivarotra sasantsany mbola sahy manisy ireo panneaux dokam-barotra kely hoe : »tiako i Madagasikara ».
    Saingy ny mahafinaritra dia ny any antsisin-tany mbola sahy manao ny t-shirts Ra8, ny ankizy mbola manao ireo tabliers maitso kely. Mitsetra ery ny fo hoe : « indrisy mantsy ! Rahoviana no mba hiverina ny toy izao ? ». Tao ireo nahazo bisikileta Ra8, impers Ra8 mbola anaovana amin’izao fotoanan’ny orana izao, ny kits scolaires mbola entina ihany na dia efa rovitra aza. Ny yaourt dia samy miezaka hanao any an-tranony, toraky izany ny dibera sy fromage dia mba manitan-tsaina ny isam-pianakaviana rehefa mba mahavidy ronono hanao na dia lavitra ny tsiron’ny vita TIKO aza.
    Izao ny fanomezana azo dia bomba fandatsahan-dranomaso, vidin-javatra tsiriritina fotsiny fa tsy takatry ny fahefa-mividy intsony, tebiteby sy tsy fahampian’ny torimaso sao dia misy mamaky ny trano amin’ny alina.
    Ny fianarana voalazanao dia ho an’ireo karana, sinoa sy ny zanaky ny mpanana ihany fa ny zana-bahoaka dia any amin’ny EPP ny ankamaroany, ny antonintoniny amin’ny fivelomana no mankany amin’ny sekoly aram-pinoana na tsy miankina.
    Izany rehetra izany nefa tsy entina hamendrofendroana fa faniriana lalina ny mba hiverenan’ilay Filoha voafidim-bahoaka dia i Marc Ravalomanana. Ka na inona na inona no lazaina hanaratsiana azy, dia sarotra kosehina ao am-po ny zava-bitany ary iriana ny mba hitohizany indray ka ho nofy ratsy fotsiny izay herintaona niainana niaraka tamin’ny FAT izay.Raha nanongam-panjakana dia tokony nanao zavatra tsara injato heny tamin’ny vitany. Aiza ho aiza anefa fa ny ratsy injato heny no misy amin’izao fotoana izao.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ce n’est point par masochisme, mais il est toujours utile de se remémorer certains faits, ainsi que certaines déclarations !
    « Enre nous, je ne serai pas plus nul que le Président Ravalomanana ! » Dixit A. R. alias sankalité, dans :
    France 24 vidéo Exclusif : Chronique d’un coup d’Etat Passage 7 mn 20 sec !
    Jusqu’à ce jour, nous n’avons vu qu’un être vaniteux, prétentieux, pleutre, et un nul de chez nul !!!

  • rasoa dit :

    Hitler et Staline bientôt dépassés!

    Tribunal international de la Haye, arrestation d’un tel ou d’un tel ancien dirigeant, dictateurs et consorts……
    Hier en 1945, date incontournable de l’histoire, le bilan de l’humanité fit état des trente huit million de morts de la seconde guerre mondiale……on dit: » plus jamais ça.. bla..bla… ». Aujourd’hui, nouveau bilan de demi siècle passé, triste comparaison: savons nous qu’en 50 ans nous avons causé presque autant de dégâts que Staline et Hitler réunis. Quand l’homme constatera t-il enfin qu’il est tantôt une proie, tantôt une menace au milieu de ses semblables, quand reconnaitra t-il qu’il gaspille l’héritage que Dieu lui a donné?????????

  • rasoa dit :

    (suite)oui , le monde va mal, très mal!
    nouveau bilan du demi siècle écoulé: 250 petites guerres ont coûté la bagatelle de vingt deux million de victimes ( chiffre donné par Study of war), d’où la comparaison : qu’en 50 ans, nous avons causé presque autant de dégât que Staline et Hitler réunis…….
    Les années passent, les siècles passent mais le coeur de l’homme demeure le même.
    Ceux qui promettent la liberté quand ils sont eux même esclaves……( esclave de leurs mauvais désir ….de dominer l’autre… ).Dieu seul peut affranchir le coeur de l’homme , là il sera réellement libre! mais faut-il déjà le vouloir?

  • rasoa dit :

    excusez moi, correction faute d’orthographe
    trente huit million(s) de morts
    vingt deux million(s) de victimes

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.