MyDago.com

Archives du Mercredi 3 février 2010

Tari-Dalana

Mercredi 3 février 2010

Presse : Liberté bafouée 27 andro izay no nitanana am-ponja ny mpanao gazety Lolot Ratsimba sy ny tale Didier Ravohangiarison. Nolavin’ny fitsarana ny 27 janoary teo ny fangatahana fahafahana vonjy maika azy mirahalahy ireto.Tsy nitazam-potsiny anefa ireo namany fa nanao hetsika hatrany ho fitakiana ny famoahana azy mirahalahy tsy misy fepetra, «mangataka ny hanaovana ny [...]

Le sommet de l’UA statue sur Madagascar

Mercredi 3 février 2010

Manoloana ny fizirizirian’ny mpanongam-panjakana mitady hitondra irery ny raharaha eto Madagasikara, dia tsy mitazam-potsiny ny hery iraisam-pirenena. »Izay voasoratra dia voasoratra » ary tokony hampiharina izay vita sonia dia ny « Dinan’ny Maputo » hoy izy ireo nitovy tadi-dokanga , manamafy hatrany ny ezaka hitadiavam-bahaolana eto Madagasikara.Ity ny fanambarana nivoaka momba an’i Madagasikara tamin’ny fivoriana natao tany Addis Abeba [...]