Archive for février 4th, 2010

Remise officielle des observations à l’UA

Remise officielle des observations à l’UA
4 février 2010

Voapetraka soa aman-tsara tany amin’ny « Union Africaine » ny « observations ». Nataon’ny ankolafy Ravalomanana tamin’ilay tolo-kevitry ny UA, « tsy hiadian-kevitra ny fampihavanam-pirenena raha tena te hiaina ao amin’ny fandriampahalemana maharitra isika hoy ny fanambarana », izay no lalana tokony hatao voalohany vao ny hanomana ny fifidianana. Ny nanaitra ny mpanara-baovao anefa dia ny —> MyDago.com


Efa ho tonga ny lera !

Efa ho tonga ny lera !
4 février 2010

Ora sisa no isaina Ora sisa no isaina dia tapitra ny fe-potoana 15 andro fampitandremana nomen’i hery iraisam-pirenena antsika Malagasy hitadiavam-bahaolana. Io maraina io i Andry Rajoelina mbola nanamafy fa « tsy manaiky izany hiaraha-mitantana ny tetezamita » izany ny tenany, raha nivahiny tamin’ny onjam-peo iray tany Frantsa.Mazava ny resaka —> MyDago.com


Alliance démocratique

Alliance démocratique
4 février 2010

. . Namoaka fanambarana iraisana ny antoko ao anatin’ny « Alliance démocratique » anatin’ny ankolafy Ravalomanana, fa mankasitraka tanteraka ny fitadiavana vahaolana ary resy lahatra tanteraka amin’ny fampiharana izay tapaka tany Maputo sy ny tovana tany Addis Abeba.Miantso ireo rehetra nanao sonia ry zareo mba hitana ny teny nomeny hatrany, —> MyDago.com


  • '