MyDago.com

Archives du Vendredi 5 février 2010

Tsy mahavita azy

Vendredi 5 février 2010

Inona marina no ataon’i Rajoelina any Paris e ? matahotra hianjeran’ny sazin’ny SADC ve dia mitsoaka ? efa andro maromaro izay, tsy nilaza mazava izay nalehany, nitsangatsangana ve ? eny hatramin’i Vital aza raha nanontanian’ny mpanao gazety omaly dia nisalasala be ihany, tsy sahy nilaza mazava ny tena marina. Ny mpitondra ambony eran-tany dia tokony [...]

Tratran’ny AVC i Vital !

Vendredi 5 février 2010

Samy efa nody mandry avokoa ireo Praiministra malaza ho « metis » Frantsay, isan’izany Me Ravony izay anisan’ireo nalaza tamin’ny fiandohan’ity Repoblika faha telo ity. Izy ilay Praiministra tsy nahay nanavaka, nanafangaro mihitsy ny « isa » amin’ny « vola » Malagasy. Izy ihany koa no anisan’ireo olom-panjakana ambony sahy niteny fa mbola tsy niaina [...]