MyDago.com

Archives du Samedi 6 février 2010

Jour J !

Samedi 6 février 2010

Miandry izay fanapahan-kevitry ny GIC ny rehetra, anio tokoa mantsy no fe-potoana farany nomeny hitadiavan’ireo ankolafy efatra tolo-kevitra hivoahana amin’ny krizy.  Jour « J » hoy isika. Fa samy manana ny fandikany ny atao hoe « J » ny tsirairay. Raha hoan’ny vahoaka malagasy aloha ny « J » dia midika « Jaly » : [...]