MyDago.com

Archives du Mardi 9 février 2010

Loabary andasy tsy manavaka

Mardi 9 février 2010

Toa niteraka resa-be teo amin’ny mpanara-baovao politika ny « loa-bary an-dasy tsy manavaka » izay nokarakarain’ny Filoha mpiara-mitantana Fetison Rakoto Andrianirianana.Tsy nazava tamin’ny olona hiantefany ve ilay tolo-kevitra? Sa zavatra hafa mihitsy? Fa raha jerena amin’ity fehin-kevitra nivoaka ity anefa dia toa hita ihany fa tsy nivoana tamin’ny foto-kevitry ny satan’ny Maputo sy ny tovana Addis Abeba [...]

Ces rumeurs en question

Mardi 9 février 2010

. Par l’intermédiaire de la page écrire à MyDago.com, le Dr Celestin Robin nous a déposé cet article que nous soumettons à votre lecture et sagacité. Attention à ne pas propager des rumeurs Les rumeurs n’ont jamais été constructives et ont toujours servi à manipuler, à affoler la population ! Nous avons tous en souvenir [...]

Hiatra ny sazy !

Mardi 9 février 2010

Ho voasazy Hitler Kely ? Ny 15 febroary indray vao hivory ny vondrona iraisam-pirenena mpanelanelana na ny GIC, « atoandro fitery ronono eo ka ilaozan’ny omby mihahaka » hoy ny maro miandry izay ho fanampahan-kevitra mikasika ny raharaha Madagasikara. Raha ny fantatra ihany koa dia rahampitso no handinihana ny atontan-taratasy mahakasika ny famatsiam-bola eo anivon’ny Vondrona Eoropeana ( FED [...]