Miady an-trano ny FAT
Mercredi 10 février 2010Vaky bantsilana ankehitriny fa misy disadisa goavana eo amin’ny mpanohana an’i Andry Rajoelina. Iarahantsika mahalala ny tsy fitovian-kevitra teo amin’izy mirahalahy nitarika ny fanonganam-panjakana, Monja Roindefo sy Andry Rajoelina, efa an-dohalika ny ranom-bary satria dia tsy mitsitsy fitenenana mihitsy ny andaniny sy ny ankilana amin’ny fanakianana mivaivay. Vaky am-batolampy ny olana eo amin’ny Ministra Fat [...]

