Démission refusée !
Jeudi 11 février 2010Efa nentintsika teto amin’ny matoan-dahatsoratra MyDago.com fa tsy nahavita ny asany araka ny tokony ho izy ireo Praiministra Lefitra telo ao amin’ny Fitondrana Fat. Mandeha be ny resaka ankehitriny fa nanomboka ny alarobia alina teo dia nikasa hametra-pialana tamin’i Andry TGV sy Camille Vital Ingahy Ny Hasina Andriamanjato, efa manomana izay hisolo azy ny mpanolon-tsaina [...]

