MyDago.com

Archives du Lundi 15 février 2010

Ny toeran’ny foloalin-dahy nandritra ny krizy 2009

Lundi 15 février 2010

Sanatria tsy hamoa fota-mandry izahay manoratra izao fa :  voalohany, ny tantara tsy fanadino. Faharoa, mifandray amin’izao vanin’andro izao ireto tantara ireto ka hampatsiahivina sy entina aminao hampazava ny tetika maty paika nataon’ny mpanongam-panjakana hakana fahefana. Farany, entina hahatonga saina ireo mbola misalasala ny nahatonga ny Firenena latsaka anaty lavaka lalina toy izao. Lavalava ihany ny [...]