Lany bala i Andry Rajoelina ka mitady hiala bala !
Mercredi 17 février 2010Tapitra anio hariva ny «ultimatum» 48 ora nomen’ny mpiasan’ny fahasalamana ho an’ny fanjakana Fat hamahana ny olan’ny fitsaboana eto Madagasikara. Mampitandrina ihany koa ny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny amin’ny fanomezana azy ireo ny vatsim-pianarana haingana. Miakatra izay tsy izy ihany koa ny vidin’ny solika eny amin’ny mpaninjara solika, raha ny lasantsy SP 95 : 2930 Ar [...]

