Antsonjombe – Andriamanitra ô, avereno ny dadanay !
Dimanche 21 février 2010Mpino Kristiana sy olon-tsotra an’alin-kisa no tonga nanohina ny antson’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF), natao omaly teny Antsonjombe.Tsy nahakivy ny olona ny halaviran’ny toerana, ny fanembantsembanana isan-karazany nihatra amin’ny hetsika natao toy ny fandrirarirana ny toerana, ny fampitahorana ny olona amin’ny fandrangarangana miaramila mirongo basy eran’ny tanana, nisy mihitsy ny fizarana Baiboly ireo mpitandro [...]

