MyDago.com

Archives du Lundi 22 février 2010

Toamasina – Ampasimazava

Lundi 22 février 2010

Ity taratasy voarainay eto amin’i MyDago.com ampitaina amin-tsika mpamaky. Marihiko eto fa imailaka amin’ny teny Malagasy no voarainay fa tsy amin’ny teny vahiny akory. Miarahaba anareo rehetra e ! Tsy mba Malagasy aho mpanoratra fa zanatany manana fihaviana efatra nipetraka tao Toamasina satria moa ny razambe-ko dia tonga tao Toamasina tamin’ny taona sahabo 1893. Ary [...]

Revisitons Maputo !

Lundi 22 février 2010

Tout le monde en parle. Mais le fait d’en parler signifie-t-il ou suffit-il d’en savoir la lettre et d’en comprendre l’esprit, le but? Je veux parler des Accords de Maputo du 09 août 2009 ! Pourquoi, si tout le monde a compris ce que les mouvances ont signé, pourquoi ces tergiversations pour leur mise en [...]

Misy raha ao !

Lundi 22 février 2010

Asa na odian-tsy hita na dia faly mamadi-dresaka fotsiny izao fa dia ahely indray ny feo tato ato fa ny Filoha Ravalomanana hono no nahatonga izao tsy fahombiazan’ny tetezamita izao. « Tsy tia tanindrazana izy » hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Fat Julien Razafimanazato fa tokony havela malalaka entin’ny Rajoelina irery ny firenena hoy izy, [...]