MyDago.com

Archives du Jeudi 25 février 2010

Troisième intervention de Ravalomanana ce jeudi 25 fév

Jeudi 25 février 2010

Cette troisième intervention (voir à la fin de l’article), tout comme celui d’hier ou celui d’avant-hier nous apportent leurs lots d’informations. Bien entendu, cette intervention a été diffusée sur le « kianjan’ny ara-dalàna » de Magro. Mais il peut aussi être écouté sur toutes les autres places de la liberté de Madagascar et de Navarre. Nous noterons [...]

Aiza miresaka amin’i Chataigner ry mpitondra fivavahana an!

Jeudi 25 février 2010

. . . . . . . Ity misy taratasy iray voarainay avy amin’na Kristiana iray, mba entinay ho vakian-tsika be sy maro. Ampitao ny hafatra e ! Ry Ray aman-dreny hajaina, Tena herin’ Andriamanitra tsy takatry ny saina ny nanome anareo fahasahiana nanoratra ary nilaza fa ny Frantsay dia niditra tamin’ity raharaha maloto nataon’i [...]

Ireto foloalindahy anatin’ny FAT

Jeudi 25 février 2010

Maromaro tamin’ireo andiana miaramila mpihoko sy be galona nanampy an’i Andry TGV hahazoana ny fitondrana no saika nomena toerana ambony avokoa. Vao notendrena hisolo Ny Hasina Andriamanjato izao ny Vice-Amiral Hyppolite Ramarson hisahana ny andraikitry ny raharaham-bahiny omaly, ny nahagaga ny mpanara-baovao dia ity manamboninahitra ity ilay notoloran’i Filoha Ravalomanana fahefana ny 17 martsa 2009 [...]