« Tara loatra vao nanao intervention »
Vendredi 26 février 2010Hoy Sarkozy : « Tara vao nanao intervention ny Frantsay tany Rwanda ka izany no nahabe ny maty ». Raha azoko dia tsy niaiky fahadisoana mihintsy izy ary tahaka ahy koa ilay Ramatoa teo amin’ny plateau niaraka tamin’ny mpanao gazety omaly. Ny zava-nisy anefa dia tena tahaka izay niseho taty amintsika : Mompera koa no anisan’ny nanao [...]

