Alliance démocratique
MyDago.com aime Madagascar.
.
.
Namoaka fanambarana iraisana ny antoko ao anatin’ny « Alliance démocratique » anatin’ny ankolafy Ravalomanana, fa mankasitraka tanteraka ny fitadiavana vahaolana ary resy lahatra tanteraka amin’ny fampiharana izay tapaka tany Maputo sy ny tovana tany Addis Abeba.Miantso ireo rehetra nanao sonia ry zareo mba hitana ny teny nomeny hatrany, miantso ihany koa ny fianakaviambe iraisam-pirenena handray fepetra hentitra hoan’ireo mpanongam-panjakana.
.
.
Namoaka fanambarana iraisana ny antoko ao anatin’ny « Alliance démocratique » anatin’ny ankolafy Ravalomanana, fa mankasitraka tanteraka ny fitadiavana vahaolana ary resy lahatra tanteraka amin’ny fampiharana izay tapaka tany Maputo sy ny tovana tany Addis Abeba.Miantso ireo rehetra nanao sonia ry zareo mba hitana ny teny nomeny hatrany, miantso ihany koa ny fianakaviambe iraisam-pirenena handray fepetra hentitra hoan’ireo mpanongam-panjakana.




le Samedi 6 février 2010 à 2 h 16 min
Marina izany fa izay hiany ny lalana azo hialana amin’izao zavatra manjo ny malagasy izao dia ny fankatoavana ny lany tany Maputo sy Addis Abeba ihany ,
Fandanian’andro ny any foza , matahotra mafy ka tsy sahy mampihatra io , efa be koa ny fahadisoana natao ka matahotra mafy , te hitondra ny baolina irery fa mikatsaka mafy ny ho lany president ka hapetrapetraka daholo ny zavatra rehetra satria hangala-bato ny tanjony amin’io , sady mahatotra mafy any ngahy Ravalomanana izy , fa raha toa olonamadio fo ianao , inona no tokony tsy hamelanao azy tsy hody antanidrazana , raha toa ka tena sur iananao fa ny vahoaka no manohana anao inona no hatahoranao azy , ny miaramila rehetra efa manohana anao ka inona no olanao aminy , zay olona anakiray ve dia atahorana mafy , TENA MBOLA FANTATRAO TSARA NY FIRIAVANY VAHOAKA AZY , IZAY NO TENA ANTONY ATAHORANAO AZY ARY TENA MINO IZANY AHO , HAY IANAO IO TENA SAROTAHOTRA MAFY , ZANY NY AINA KA TE HANAO AMINY EO , MBOLA AIZA NO HANJO ANAO E, MBOLA HITOHY NY TANTARA E, SAMIA VELON’AINA KA AHITA NY TOHINY TANTARA
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 11 h 59 min
Tsy matahotra azy mihitsy aho kah! fa izy anie atahorako ho fatifaty foana eto madagasikara eto raha miditraeto dia mba harovako e! mampalahelo ahy mihitsy ingahy Mousé Ravalomanana satria betsaka ireo olona tezitrasy miandry azy kendri-tohina dia arovako izy fa mampalahelo e!
Nefa raha honena ianao dia mandehana mankany aminy any Afrika atsimo e! omena frais enao andehanana any? misy firy ianareo??? ha!ha!ha!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 03 min
Tsy marina letsy zany ry Andry ah! zà mihitsy no tsy te hody fa lanin’ireo goak’antitra mpanao politika sy milaza ho mpomba ahy fotsiny ny volako! mangataka vola aty ry zalahy hoe: « andefaso zao somme de milliard zao fa efa kely sisa nefa ialahy ity mbola eo ihany ». Ireo olona mpanohana ahy koa ange ka vitsy kely sisa e! Fa raha tonga any aho amin’ny manaraka tsy manao an’ireny ataoko ireny intsony fa vitsy kely kay ireo olona nahazo tombotsoa tamiko ».
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 05 min
Sao dia heverin’lisany fa jamba ary aho ty! hay nareo mitsam miresaka mangina ato amin’ny My Dago ato an! izaho aza anaovanareo roalahy cinema fa mandreraka be! hay ny fananan’lah ry Marc efa assurer internationalement dia mody nitsaoka elà an!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 07 min
Ka zao e! na inona cinema na inona! efa ela loatra zà no tsy teo amin’ny fitondrana fa aleo hiarahana mihinana ihany ny vola ao e! jereo letsy ry TABERA lasa mandeha taxi be! aleo ry zalahy aloha mba hanangona kely vao atao ny fifidianana e! inona kosa aza hoy nareo ny vola ahafahanay mandefa candidatraha tsy misy olonay mba maka vola kely ao amin’io tetezamita io!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 10 min
zé rrrreshakarrrreo eo tsy prrrroblème -ko! fa ny alaheloko aloha dia zà mbola teo am-pihinanana mitsy no noroahan’làh ry Andry! nefa na izany aza efa ampy hanaovako propagande ihany ireo vola-na bois de rose azoko irrrreo e!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 12 min
Zà ange président Ravalomanana tsy nieritreritra ny hamadika anao mitsy e! fa itako hoe mety tsy ho tafavoaka mihitsy enao amin’ity indray mitoraka ity raha tsy miandry elaela kely dia mba nanao ny jeu-ko aho e! raha tafaverina ange ianao dia sur mihitsy aho fa ataonao ohatran-dr’i Pety sy Voninahitsy ary Gle FIdy aho e! tsy aleo ve mba handamina haka sôsy kely ao amin’io Hat zà!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 février 2010 à 12 h 57 min
Tout cela est dérision…
la population (importante) rurale n’a connu et vécu que la grande pauvreté…elle n’a pas vraiment senti l’impact des taux de croissance de la période Ravalomanana .
Ravalomanana avait commencé à mettre sur pied les règles fondamentales de reconstruction APRES LES 25 ANNNEES DE DSTRUCTION DE RATSIRAKA ! La tache était (et est toujours ) IMMENSE.
Ravalomanana avait été critiqué pour mettre sur pied l’INFRASTRUCTURE ROUTIERE par les démagogues de tous bords.
Mais quel développement envisager SANS METTRE SUR PIED D’ABORD L’INFRASTRUCTURE ECONOMIQUE ?
routes, électricité ,eau potable (irrigation agricole notamment ) etc…
Une période de dépenses en infrastructure n’entraine JAMAIS des retombées économiques traduites en bien être pour la population…….
SANS COMPTER QUE LA CRISE ECONOMIQUE M.O.N.D.I.A.L.E. EST PASSE A CE MOMENT LA…
Nous avons une logique de pauvres dépassés par les évènements.
Nous ne voyons que l’immédiat , le très court terme…
Pauvre parmi les pauvre la population ne voit pas le vent passer : ELLE A L’HABITUDE DES CCLONES et l’habitude de mourir jeune sans se demander : POURQUOI ?
Voilà pourquoi ces PREDATEURS DE TOUS BORDS ne se lassent pas de tenter leur chance…
…A COUP DE KABARY TSY MANJARY
A COUP DE DEMAGOGIE DE L’ESPECE LA PLUS VULGAIRE .
Ne serait ce pas temps de CONDAMNER DE MANIERE DRACONNIENNES ces prédateurs , lorsque l’Etat de droit reviendra ?
Il est INSUPPORTABLE de voir encore des ratsirakistes pavanner comme maintenant(Pety , Koutiti, Didier etc…)……..
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0