Commentaires sur : Fanambarana rano lava

Par : Verohanitra
Satry tokoa hanam-pahaizana ny zaza Malagasy. Nefa tsy manana safidy fa dia voasazy mafy amin’izao krizy lavareny izao. Zazakely 5 taona no niresaka tamiko : « asa izao izahay rahariva raha hisy vary hohanina ».

Ny aretina mahazo ny zaza Malagasy dia vokatry ny tsy fahampian-tsakafo. Ity koa ny fanafody efa misondrotra 140%, ny mpitsabo mitokona : service minimum. Ka inona intsony no antenaina : ny kibo noana satria tsy miasa i Dada sy i Neny. Raha marary, lafo ny vidim-panafody. Mbola kely dia voatery miasa : mamaky vato miaraka daholo ny fianakaviana rehetra, sitrany ahay mba misy vary atokona. Ny aty (foie) efa masaky ny mangahazo sy tsaramaso.

Tsy ny zanaky ny FAT akory no tsy hianatra sy ho noana, milamina ny fiainan’izy ireo

Par : Arivolahy Tsy Maty Indray Andro
Apianaro ny zaza fa sao tsy voahanatra ka lasa manongampanjakana toa an’i Abdry ny farany.

Par : Arivolahy Tsy Maty Indray Andro
Ce qui a ete ecrit n’est pas un mesonge, voir le lien ci-dessus

_http://www.irinnews.org/Report.aspx?ReportId=88111

c’est une publication des Nations Unies

Ca ne me surprend pas, comme Andry n’est pas intelligent et n’a meme pas son bacc…les enfants sont 60% de la population ey pourra etre un bon cible pour sa propagande…

Par : HoAiza
Bien parlé, Ony.

Mikasika ity atao hoe Minisitry ny Fanabeazana Faty:

- pompeux be miteny Kit scolaire, anefa sekoly iray na roa fotsiny, amin’izay 1 (IRAY) isa ny cahier-stylo sy ny majinika zaraina tao @ epp Analakely.

Hoy ihany liaky io vao tsy ela : Andriamanitra sy ny Ray aman-dreny ihany hono no afaka manasazy?!

Tsy mendrika ny hiadian-kevitra ny resany, ny tena tsapako dia ny malagasy no atao hoe OLON’NY FO, anefa ny toa ireny no mba hita sy henon’ny sasany.

Mampahatsiahy an’i Monja Jaona, nitondra fotoana fohy tany aloha: fo entanim-pitiavana fotsiny, dia mba nanontany teny ny teto ampovoan-tany izay nataon’ny Frantsay tsy nahita rirany t@ izany fitondram-pirenena izany mihintsy, i Ravalomanana no gasy nahay ni-percer ny Présidence teto Madagasikara.

Izao i Ravololomanana mpankahala midradradra hoe avelao ny teknisianina hitondra ny transition!  Hay mahafantatra ianao, nefa nokihaninao mafy ny fahaizan-dRa8 nampandroso ny firenena!

Par : ony
AVIS : VOIR L’ARTICLE sous l’intitulé  CI-APRES ET LES COMMENTAIRES Y AFFERENTS : Samedi 20 février 2010 6 20 /02 /2010 17:35 -SEFAFI: Non à l’indignité !

Nous espérons que Le SEFAFI et ses membres réfléchissent à présent et soient conscients (???)POUR QU’ILS SE REMETTENT EN QUESTION.

lES REVELATIONS DITES « FANAMBARANA RANO LAVA » EN DISENT LONG. ALORS, LES MEMBRES DU  SEFAFI ! QU’EN DITES -VOUS ??? RESTEZ-VOUS DANS VOTRE POSITION ??? LE PEUPLE MALGACHE ET SURTOUT SES ENFANTS VONT VOUS DEMANDEZ DES COMPTES.

Par : akamasoa
maro>>> tena marina ny teninao…

Sady Kanosa no kamo be tenda …

Par : maro
Ho an’i Rasoa sy Ramenavahoaka an!

Efa  nolazaiko ombieny ombieny fa ny vahoaka malagasy ary indra ny intelectuels dia tena isan’ny vahoaka vendrana sy kanosa indrindra eran-tany, ary aleoko lavitra mihitsy hoy aho miborosy toe-tsaina Africain toy izay hitoky fitiavan-tanindrazana @ gasy tahaka ahy.

Par : gasibedemocrate
Les enfants ce sont les hommes et  les femmes politiques de demain.

L’éducation est un pilier fondamental de développement.Comme un minimum d’éducation civique à inculquer , sans verser dans le lavage de cerveau ou la propagande.

Une tête bien faite comprendra que le savoir , c’est le pouvoir.

Il est anormal et PROFONDEMENT  INJUSTE  que des enfants abandonnent leur scolarite , par manque d’argent des parents.

Ils seront déjà handicapés à la base , pour envisager un avenir correct.

De même je trouve anormal cette prolifération d’ECOLES  LIBRES DE  NIVEAU  PLUS  OU  MOINS CONTESTABLE .

L’EDUCATION  PUBLIQUE  POUR  TOUS : GRATUITE AU  MOINS  JUSQU’AU  BAC  si on veut vraiment s’en sortir.

A défaut orienter vers les secteurs utiles au pays(agriculture, technologie)

Par : tess
zaho koa loa dia miandry an’ilay sazy hilatsaka mihintsy e!, zao dia ny zaza tafiditra antsekoly noesorina satria tsy manam-bola ny ray amandreny, tena mampalahelo be, faly tsara ry nadia @ zao satria tratra tsara ny tanjony, iza no tena mpandainga??tsy nareo TGVistes no tena mpamafy lainga??, dia lazaivo fa tsy maropototra koa ny filazan’izao tontolo izao fa mpanongam-panjakàna ianareo!!zany hoe zao tontolo zao mpandaika sy mankahala anareo fotsiny , tena tsy misy dikany, ela be ry GIC fa alatsaho ny sazy a,

Par : Alidera A.R.
tsy mahagaga izao vokatra izao, ary mazava fa tsy maintsy izao no hiafarany.

Par : Eleonore
Mahagaga isika! Raha mihevitra fa mandainga ny site iray, maninona no mbola manokatra azy ihany? Tsy voatery ange ny mijery ny mydago e! Ary rehefa manao antithese, dia mba azavaina mazava tsara izay hevitra aposaka fa tsy manao jugement botolo fotsiny hoe: mandainga ianareo. Ilaina tokoa ny 2 sons de cloches ka dia miandry izay manana donnees na informations hafa izahay e.

Par : ralezoka
Merci MyDago de dénoncer ici le vécu réel des enfants malgaches : « Il n’y a que la vérité qui blesse. »

Par : Mankasitraka
Hihatra io sazy io eh ! I lafrantsa efa sahirana fa tsy ahatohitra intsony ny fampiharana io sazy io !

Par : ramenavahoaka
Bonsoir Rasoa, tena marina ny hevitrao fa izaho koa dia miandry foana ilay sazy ho an’i radomelina sy ny ekipany. Ny mahagaga dé ilay olona nahita fianarana na momban’ny droit aza dé manohana ny lavanify, inona koa anefa fa voavidy vola daholo. Mba mieritrereta ry lavanify isany fa aza tia tena a. Ireo avara-pianarana izay miaraka aminy tsy misy ilàna azy akory. Mialà am izay é! tsy kanakaiza akory hianareo ry domelina isany a!

Par : Rasoa
Ny tena tsara dia sazy mafy hitan’ny aina izy mianakavy no hampiarina ary ho an’ny Malagasy mihits satria maro be ireo olona tsy mahalala ny hatsaran’ny fianarana sy ny mahazava-dehibe izany ka mbola manohana azy. Ny fitiavan-tena fa tsy ny fijerena ny malagasy iray manontolo, kanefa manampahaizana ihany no eo akaikin-drajoelina eo.