Harcèlement moral et politique à Madagascar
Lasa fomba fanao eto Madagasikara, raha misy tsy fitovian-kevitra amin’ny Fitondrana Fat ny fampiasan-kery sy fampihorohoroana, fandemen-tsaina, «harcelement moral et politique» no ampiharina, very hatreo ny soatoavin’ny Fihavanana sy ny firaisam-pirenena.
Preuve, porofo
- Raha mijoro milaza ny vaovaon’ny mpanohitra, sahy miteny ny marina ny “Radio Fahazavana”, fanagadrana ny mpanao gazety sy ny Taleny no vokany.
- Raha mijoro milaza ny fahamarinana ny “hetsiky ny mpitondra fivavahana”, fanenjehana sy fandrobana ireo mpitandrina no mitranga.
- Raha nanao fitakiana ny mba hahazo hivarotra amoron-dalana ireo mpivarotra, fisamborana sy fangalana an-keriny ny entana no ampiharina aminy.
- Raha nanatrika ny famoriam-bahoaka teny amin’ny kianjan’ny fampihavanana ny Filoha Nasionaly Teza Atoa Rakotoamboa Jean Louis, mpanao politika, fampiantsoana, fanadihadiana eny amin’ny Zandarimaria no setriny.Toy izany ihany koa, fitsarana ranolava no hatao amin’ny député Harinaivo Andrianatoandro.
- Raha nikasa hametraka ny Mpikambana ao amin’ny Kongresy teny amin’ny Lapany ny Filoha Atoa Mamy Rakotoarivelo, izay voarakitra tamin’ny lalam-panorenana vonjomaoka, fampihorohoroana amin’ny alalan’ny toraka cocktail molotov ny tranony, fampiantsoana fanadihadiana, fandrangarangana fonja no hita.
- Raha nijoro hatrany miteny ny marina ny Filoha Fetison Rakoto Andrianiriana dia didy fampisam-borana no ataon’ny Fitsarana Fat.
- Ary ankehitriny raha mijoro mitaky ny “satan’ny mpitsabo” ireo mpiasam-bahoaka mahita ny tsindry hazo lena mihantra aminy , fampisamborana no atao azy.
“Izay niantehitra tamin’ny basy aman-tafondro dia ratsy fiafara hatrany”
Noho izany , tsy voahaja ary voahitsakitsaka tanteraka mihitsy ny zon’olombelona eto Madagasikara amin’izao fitondrana tetezamita Rajoelina izao, tsy mahazo maneho hevitra, miaina, mitokona, hahazo vaovao an-kalalahana ny vahoaka. Tsy voahaja ny “satan’ny demokrasia “ .
Ny miaramila sy ny basy no mirangaranga eran’ny tanana. Lasa “biby fampitahorana ny Fitsarana sy ny Miaramila”. Izany no demokrasia TGV.
Raha mandinika tantara iraisam-pirenena isika, « tsy mahavita taona fa vonjy poritra » ny fampiasan-kery toy izany. Firy ny olona voagadra sy namoy ny ainy tamin’ireo ady lehibe nitranaga teto, fa tsy ny “latabatra boribory” ihany no niafarany? Nanao azy ho mafy sy nampiasa ny miaramila ho fitaovana fanaparam-pahefana ny mpitondra didy jadona toan’ i Hitler, Saddam Hussein, fa aiza no niafarany?
Jero ihany koa ny niafaran’ny FRS tamin’ny andron’ny Filoha Tsiranana dia ny “tsakitsaky zato arivo” izany, “izay niantehitra tamin’ny basy aman-tafondro dia ratsy fiafara hatrany”.


le Mardi 2 février 2010 à 9 h 55 min
Tsy demokrasia TGV angamba no filaza an’io satria ny zavatra tahaka an’io no niainan’ny malagasy tamin’ny fanjanahan-tany.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 10 h 06 min
Tsy azo ekena intsony izany rehetra izany !
Tsotra ny valiny : Atao ao anaty lisitra hoa, izay lehiben’ny mpampihorohoro, sy izay mpanara-baiko ; na ireo milaza azy ho MPITSARA aza.
Ho avy ny fahafahana, ary tsy maintsy atao ny fitsaràna an’izay meloka rehetra !
Ny VAHOAKA IRERY IHANY no mandidy sy manapaka. Ny TENA VAHOAKA, fa TSY ILAY TENY AMIN’NY 13 MAI !
Dien’izao, atao tsara tahiry ny porofo rehetra !!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 13 h 47 min
tsy misy mahagaga…ny tsy fihetsehana no mahagaga
Enjana loatra ny manjo ny vahoaka.
Sarotra homena heloka fa mijaly laotra….
Ny fanampihana avy any hivelany dia hirina mafy.
Nosy ny tany koa mora gejaina.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 14 h 24 min
lasa simba daholo ny toen-tsain’ny malagasy noho ny fampihorohoroana ka tsy mahafantatra izay atao intsony fa ny raim-pianankaviana lasa manola sorisory @zanany vavy ny renim-piankaviana lasa miray @zanany lahy ny olona ary ny tena mampalahelo dia maro ireo nivadika ho dahalo mitondra fitaovam-piadiana ka mamono sy mampihorohoro isan’andro .TENA SIMBA TANTERAKA NY SAIN4NY MALAGASY EH NOHO I RAJOELINA SY NY FORONGONY. ny fitenenana ratsy aloha dia sy ho tantaraina intsony
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 14 h 51 min
Mino, mampalahelo daholo izany !
La Société malagasy est en pleine décomposition !
Il n’y a aucune valeur morale de respectée, et faut-il s’en étonner, quand le Sénat français vient de « dérouler » le Tapis rouge au Putchiste, pas plus tard que ce matin ?
Et le cirque de continuer cet après-midi, devant le Parlement européen, juste après son adoubement par les « sages » français !!
Mais de qui se moque-t-on ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 15 h 52 min
efa ela be ny misy devoly ny sasany fa ny fiainana rahoviana no ho mora na iza eo na iza eo
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 16 h 40 min
Ndia
petite coucourge deviendrait donc pessimiste ?
tongava wa ao aminy sehatra legalista , dia tsy mirediredy intsony i toi…indrindra momba rediredy aminy ilay ganagana kakanjila boredaka mampadrevirevy lava any toi!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 08 min
Tsy mahagaga izany ataon’ny TGV izany…misy farany ny zava-drehetra, ny atahorako (iriko koa anefa)dia sao lasa voahantona ohatran’i Saddam Hussein i Andry DJ sy ny namany noho ny hatezeram-bahoaka…tsy misy dikany ange ny mankeo Ambatobe???
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 16 min
Arivo Lahy
hoatry Saddam hoe ?
iza wa no halahelo ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 20 min
aoka mba zavatra hahasoa ny Tanindrazana reto no iresahana fa tsy zavatra mivoana @ soa toavina
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 22 min
Tsaroko ihany koa mikasika an’i « Filoha Nasionaly Teza Atoa Rakotoamboa Jean Louis », fa:
invité d’honneur tao @ fandaharana Ampenjiky radio Fahazavana izy ny alina mialohan’io.
Mafana dia nafana fo, kanjo inona no nanaovan’azy ny afa-kampitson’io?
Izany foana… izany foana. Rahoviana no hifarana?
Fa inon’ity hita ??
- Radomelina en differé Radio VIVA – sur le plateau du journal télévisé d’une chaîne française
- alors que du côté de TV Plus c’est plutôt Fetison.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 22 min
bonne nuit daholo reto fa dia Talata mou androany ka miandry ilay zavatra nolazain’ny Kintana hoe tapitra androan ny Tetzamitan-drajoelina,maita torimaso sambatra daholo iatrehana ny rahampitso e!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 24 min
Tsy misy malahelo Foza izany eo Gasybe a.
Tiko be izany hevitr’i Arivolahy izany, izaho anisan’ny mba mankeny Ambatobe manala ny nifin’i Domelina rehefa tonga izay andro izay. na taritina otran’ny fatina Toto-kely ireny no mety @ lery sy Ratsirahonana.
Dia ny tena mety koa aleo tsy asiana Frantsay intsony eto Mada rehefa miverina eo Ra8.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 26 min
« les bouffes parisiennes » ve?
sary mihetsika be ity politikantsika ve ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 27 min
dia ho aiza reto ny gtt maro mila ravinahitra any?zahay alou mety mbola misy riranana hiany e! aza adino fa iFrantsa no be pila ravinahihitra Malagasy be indrindra ka aza entiny fo ranomafana e! diniho hiany aloha fa aza baikon’ny fo izay e!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 29 min
Mao
aza alana ny nifiny
Borio aminy « rape » dia mety , tsy fantatry Milay intsony , dia ariny…
na hisaorany hoy ny ntaolo !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 32 min
Est-ce que la France n’aurait pas supporté l’éviction du « roi des rois » à l’UA, acquis à sa cause pour défendre ses intérêts qui passent avant tout au détriment des Africains qui lui doivent à son avis, allégeance et docilité : « oui bwana !, merci bwana! » ? Est-ce qu’elle aurait préféré que les Africains et les Malagasy courbent éternellement la tête sous le joug des colonisateurs et quand ils expriment leur choix en mettant à la tête de l’UA un Africain de pure souche, la France ne l’aurait-il pas digéré ?
Et pour montrer que Bwana doit toujours avoir le dernier mot, l’on a déroulé le tapis rouge sur le chemin du putschiste qui s’en glorifiera comme Artaban à la TVM en se vantant d’avoir obtenu la reconnnaissance internationale. Parce que les Américains avec la SADEC expriment leur désapprobation à l’endroit du putschiste, il faut que la France montre qu’elle est d’un avis contraire et adoube le coup d’état.
Heureusement que la France a enlevé son masque. Nous savons maintentant ceux qui nous veulent du bien et ceux qui veulent poursuivre leur colonisation dans notre pays par le biais de sa marionnette, Andry Rajoelina.
Nous n’accepterons jamais d’être vaincus. Le sang qui coule en nos veines est celui de nos ancêtres qui a refusé de toutes leurs forces la sujétion à la France. Et ce n’est pas le sang de n’importe qui. C’est celui de farouches et nobles guerriers qui avec des lances et sagaies ont combattu l’ennemi quitte à y laisser la vie pour vivre LIBRES !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 32 min
Jereo anie ry GB ê: ny sasany tsy mahita hoe zava-dratsy no nataon’i Saddam, fa feo hafa no mibaiko ny sainy any ka Amerikana foana no mahazo loza hoe pétrole ê patati patata…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 37 min
Tant qu il n y a pas d HARCELEMENT SEXUEL …….ce ne sera pas trop grave ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 44 min
Helas OUI Vehoranitra………………………
en 1947 , les Bezanozano et autres Betsimisaraka Tanala et Sihanaka , ont combattu les tirailleurs Senegalais enrolles dans la armee Francaise bien armee et disciplinee ……….Helas OUI !!!!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 45 min
Suite ………Avec leurs Sagaies et des Vieilles petoires de chasse
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 50 min
Soa fa mahay mi-ESQUIVE izy roa lahy ireto
(Mamy Rakotoarivelo sy Fetison Rakoto Andrianiriana) amin’ny hafitsok’itony harceleurs…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 18 h 51 min
Ho Haiza
akotry ny resaka petrole…dia tsara ny intervention ny amerikana…
kanefa kosa mahasositrao ny « 2 poids , 2 mesures »
=>Afghanistan : dictateur namboarina élection
=>Chine : dictature tsy hetseina satria mahatanjaka be na politika , na vola , na teknika
=> Corée du nord : dictature mipetraka soa aman-tsara…
=> Iran araky izany…etsetra , etsetra
Hoatry hoe , rehefa tsy misy » risque terrorisme » dia tsy raharahan-dry zalahy , hoatry Madagascar.
Le devoir d’ingérence ne semble plus justifié qu’avec un interet perso à la clé.
L’ONU n’est vraiment plus qu’un MACHIN , pire qu’avant.
Seuls les Américains ont les moyens de jouer les gendarmes du monde…
Toutefois , le fait que le Président OBAMA va recevoir prochainement le DALAI LAMA , au grand dam de la Chine ,
est pour UN GESTE FORT D’ESPOIR POUR LA JUSTICE DANS CE MONDE DE PLUS EN PLUS DESHUMANISE ………….
Dieu sait que les réactions de la Chine peuvent être violentes en rétorsion économique.
C’est un pays très riche , très puissant …mais toujours gouverné par une nomenklatura communiste , à culture dictatoriale , qui n’admet pas la contestation…
…………et reprime la démocratie , toujours de manière radicale.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 19 h 04 min
Itony no tiako ambara ry GB an:
« Alors est-ce que l’on peut réprocher aux Koweitiens de s’être réjouïs de l’intervention étrangère, principalement américaine, contre l’Irak en 1991 ? Saddam Hussein considérait le Koweit comme la dix neuvième province d’Irak et il avait « annexé » ce petit pays dans le contexte général du climat d’hostilités entre son pays et l’Occident. A l’époque, certains ne voyaient que le pétrole derrière l’intervention militaire en oubliant volontairement de parler de l’annexion d’un pays indépendant. »
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 19 h 20 min
Ho Haiza
ma réponse en tant que légaliste est : OUI
le Koweit , Etat indépendant envahi par l’Irak , avait fait appel aux Américains et c’était leur droit absolu.
Le pétrole fait partie d’argumentation contraire ,admissible ou non.
Mais juriquement ,pour moi ,l’essentiel n’est pas là.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 20 h 38 min
Io ndray ledede mpandrangitra, toa tsy namaky ny tenin’olona nifandrombona taminy teo no fiheverako azy. Alefany ny vavany dia mitsôka lery avy eo. Tena tssssssssssssssss !
Ary ity Nadia ko toa tena mihevi-tena tsara toerana ao Frantsa ka mihevitra ny sasany ho ambany. Na tsy manambady vaza daholo aza ny rehetra dia manana nationailite ry gamara a ! Aza manambany olona fa tsy mety sady nilaza fa vao tamin’ny 2005 no tonga (Gasy vaovao) ka aza mizesoy !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 21 h 20 min
mialatsiny indrindra tompoko fa tsy manambany azafady a! zao kou anie olona tsy dia manao ahoana,hevitro io hoe raha izany no atao mba jereo tombontsoan’ny maro ,ekena fa vaovao tena vaovao aho fa za mizaka zompirenena vahiny ka ho an’izay tsy mizaka zompirenena manahirana hiany ary ny zanako teraka teto daholo fa tsy nanambany anizaniza nefa raha nanafitohana anao ilay izy dia ifonako aminao fa hevitro ny ahy sao tsy mety izany aza adino fa Frantsa no be Malagasy indrindra ka zao tokony handinika alou vao manao zavatra izay aky Baby fa aza mora etimpo tahaka izany fa ny ahy hevitro no havakako
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 22 h 15 min
Ary tamin’ny andron-dravalonandra angaha adinonareo? fampiasana hery, fanagadrana, fanapotehana fanan’olona…. izany rehetra izany no nitranga tamin’ny 2002! mbola pire noho izao zavatra niseho izao aza ny nataon’ireo zana-dambo nalefan-dravalonandra nanerana an’i madagasikara! fandrobana mpivarotra tany toamasina sy manerana ny faritra rehetra! fampihorohoroana sns… ary ny radio DOn bosco tamin’ny resaka karajia angaha ririnin-dasa tsy tsaroana? aza variana mijery ny sombin-kazo eny imason’ny hafa fa ny andry be eo anoloanao aloha jerena!
Raha io sary teny mahamasina io indray dia tsy vahoaka mpitolona velively! ireo dia olona nozaraiana vola avy any ambanivohitra notaterina tamin’ny bus no betsaka! hijery spectacle no nahatongavany teny! teny @ 13 mey angah nisy spectacle???? ary maninn no vitsy olona kely no tonga rehefa tsy misy mpanakanto zaraina vola e??? Ny olona resy dia mahay mipetraka! toy izany no nanjo an-dRatsiraka tamin’ny 2002! niezaka ny hanarina sy hanao bontolo ka tsy tafavaoaka fa lasa nisitr-belona tany an-dafy! toy izany koa ny nanjo an’i Zafy t@ 1996! resy t@ fifidianana dia nangina na dia nimenomenona aza fa nisy hala-bato tao! toy izany koa ny 1991, resy Ratsiraka d lasa niala! Amin’izao fotoana 2009-2010 izao RESY RAVALO! MIPETRAHA ALOU FA KELY FOFON’AINA! TSY MANKAIZA NA DIA HANAO IZAY HO AFAKA AMIN’NY RESAKA GUERRE DE COMMUNICATION INTERNATIONAL KA HATRANY AN-DANITRA SY AFO BE AZA! MIPETRAHA TSARA FA RESY! AMI MANARAKA INDRAY MANAO BEBE!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 2 février 2010 à 22 h 28 min
oadray ! ary toa tonga fofona be toi zany !!!?
Misy ahiana angaha e ??
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 5 h 16 min
Anti Ra8
Tsy misy tonga lafatra ato @ity tany, tsy resaka faharesana na mafy be no atao eto fa mitsikera ny tsy mety ataon’ny DJ Andry, tanora tsy tonga saina, niditra ankeriny teo @ fitondrana ary saribakon’ny fratay…tsy misy manambitamby fratay eo na ireo namany, misy fetrany ny zava-drehetra fa ariana any izay tsy mety ary ahoana no ahatonga ny fiainam-pirenena tsaratsara koakoa, miainga @ toe-tsain’ny Mpitondra sy ianao mpanao forum io.
Tsy ekena ny hiverenan’ny taranaka PADESM (taranaka Zafy, Ratsiraka, Taranaka Tsiranana…, fratay sy ny forongony eo @ fitondrana, tsy nitondra inona teo @ firenena ireo. Tadidivo fa t@ andron’i Ranavalona fa Madagasikara dia nilatra t@ Japon sy Grande Bretagne teo @ resaka ekonomika.
Ekena ny fifandimbiasam-panjakana @ alalan’ny fifidianana madio, mangarahara fa tsy ekena ny fanonganam-panjakana…lojika tsotra ho an’ny Malagasy tia tanindrazana sy mijery ny hoa avin’ny taranany.
Arivolahy tsy Maty Indray Andro
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 5 h 31 min
Soyons plus serieux et plus mature.Il faut qu la porte soit fermée ou ouverte.Ravalomanana,Ratsiraka,Zafy Albert et leurs équipes se sont du passé(hors course), on ne veut plus revenir en arrière,pensons à l’avenir(quatrième république).Construisons une république plus democratique ôu tous les citoyens peuvent participer activement…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 5 h 48 min
Ravelo> je ne comprends pas ce que vous aviez ecrit « Soyons plus serieux et plus mature.Il faut qu la porte soit fermée ou ouverte »
Je suis entierement d’accord qu’il faut penser et raisoner pour le futur…mais pas trop rever. Il faut savoir degager des lecons du passe (on ne sait pas faire), juger les impunies (mais le jugement a la HAT).
On ne devra pas accepter la prise du pouvoir par la force ou le coup d’etat.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 6 h 20 min
Ne nous étonnons plus pour le cas de rajoelina et les Padesm qui sont avec lui .Rajoelina et la françafrique vont refaire le SMOTIG à Mada d’ici peu et les 2 AKFM vont applaudir à tout rompre :mercci pasteur,mille fois merci Melle Rabesahala ,nous avons pensé que nous avons fait le même combat depuis 1958 ,mais hélas , mille fois hélas… C’est la mentalité de tous les politiciens malgachis
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 6 h 31 min
missié « le chef » declare sur l’express.fr hier,que c’est le peuple qui a besoin de l’AGOA pas lui et encore , en démocartie » on peut servir son pays à 23,25 ou 60 ans !!(voir pour la présidentielle, il n’y aurait pas de limite dage)
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 7 h 23 min
Salut manokana i Farpait izay tsy hita volana maromaro.
Raha misy karazan’olona tia manao débat niveau CEPE na vonona @ adi-sandry (agressif, miafara @ fikasihan-tanana) dia i anti-Ra8 no forumiste manana ny critères d’élligibilité.
- Ry Charles sy Lyllison aza toa tsy nipoitra raha tsy efa nifarana (nomena durée angamba) ny favoriam-bahoaka mouvance Mkara teny Anosy omaly…
- I Alain Ramaroson: tsy nipoipoitra kely tao @ télé folo andro eo ho eo izao, mirediredy souveraineté lasa flou be ao @ cerveau-ny…
- POULAILLERS BE NY HAT @ RY ANTI-RA8 an!
* Ary itony aza, tsy atao hoe mahagaga fa normal (l’âge oblige – un peu de maturité SVP), ao anaty HAT saingy mimenomenona mikasika ity éléctions législa. forme de survie-ndry zareo :
- les Pety / Voninahitsy / …: tsy misy TEXTES akory mifehy io ambony io.
Avohay daholo hono ny dossiers tavela mikasika ny amnistie izay PARTIAL, mba tsy ho lasa plat délicat hitambesatra ho an’ny 3è république.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 8 h 51 min
désolée, lire « 4è repuplique »
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 8 h 56 min
izay manambany anay tsy mitovy hevitra aminareo izay mba lesoka be eo aminareo anti Rajoelina
ny heviny ny azy no hasehony fa ny mahagaga ahy aminareo dia izao,raha tsy mitovy fijery dia olona tsy misy fotony ho vay alou ny toetsainareo alohany zavatra rehetra fa raha io tsy miova hanahirana ny mbola hiverenanareo satria zay no lesoka lehibe nanesorana anareo teo,izay fa dia mirary tontolo andro sambatra ho anareo,misaotra an’ny Amti Ravalo nitondra ny hevina fa miombonkevitra aminao aho tompoko
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 10 h 04 min
Bon, mes amis, reconfortons nous et pour ce faire regardons ce qui se passe à l’extérieur de Mada. La violence et l’insicurité sont partout même dans les pays où la paix regne !!!
Mada a connu un coup d’état et la suite, on le sait, ne se fera pas sans mal.
Hier soir, les hopitaux psychiatriques et les prisons français ont ouvert leurs portes aux cameras de France3 qui a mis comme titre de l’émission : « QUE FAIRE DE NOS FOUS », un truc de OUF !!!!!!!!!!!
A Mada ou dans les pays pauvres, on tue pour l’argent mais dans les pays riches, ils tuent pour je ne sais quoi… alors qu’ils ont TOUT !!!
C’est à se demander si le monde ne s’est trompé de siècle. Pas besoin d’aller à Mada pour connaitre l’insicurité. En France, Le Ministre de l’éducation nationale, Luc Chatel s’arrache les cheveux jusqu’à envigager de mettre des Policiers à l’intérieur des Collèges dont les élèves sont âgés tout juste de 12 à 15 ans ! Imaginons ce que les Profs et parents d’élèves vivent au quotidien. Tenez, dernière agression en date : Un lycéen de 14 ans violamment agréssé à Vitry-sur-Seine. 2 mineurs interpellés !!!
Selon la Police un coup de feu a été tiré mais la victime aurait également reçu un coupde couteau. Un bombe lacymogène a été trouvée sur l’un des agresseurs de 16 ans. HA ! LA VACHE !!!
Lundi, 16 lycéens ont été massacrés par un cartel inhumés à Cuadad Juarez (Mexique). L’an dernier, cette ville comptait 2 500 morts.
Il y a une dizaine d’années, jai été suprise d’appredre qu’aux feux tricolors, sur la promenadedes Anglais (Nice) il fallait vérouiller ses portières !!!!!
Tout cela, bien entendu, n’excuse pas la HAT et sa clique mais, allons ! « On ne peut pas diriger le vent mais on peut toujours ajuster ses voiles » !
Essayons de passer une bonne journée.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 10 h 57 min
Joey ,
Rajoelina n’a pas besoin de l’Agoa?
fanfaronnade de plus , à la manière Ratsirahonana ou Andriamanjato
…..et ajouter que les besoins de financement de l’AGOA ne concerne que le peuple alors(express) ?
Le peuple dont il n’a que faire serait appelé aux urnes ????
SUMMUM DE LA CRETINERIE..
Rajoelina n’avait il pas dit aussi qu’il n’avait que faire de l’ONU ???
====> il ferait sans doute son propre ONU avec les pinguouins de KERGUELEN , terre française…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 11 h 14 min
Ravelo
« le sérieux » justement consiste à appeler un chat , un chat
OUI OU NON RAJOELINA EST IL PUTSCHISTE ??
tout le reste est pipeau , mascarade , l’arbre qui cache la forêt ,
comme le fait de chrecher une mascarade d’élection organisée par le putschiste , pour le puschiste
Et faire de la communication fallacieuse sur TF1 ou LCI : de la propagande d’un dictateur soutenu par la France , pour des interets français…
PAUVRE DE TOI !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 18 h 22 min
MADELEINE RAMAHOLIMIHASO = ODON RAZANAKOLONA
Pour comprendre ce que veut dire TANANEWS en écrivant « Madeleine Ramaholimiaso a raison sur toute la ligne », j’ invite les forumistes à consulter tout de suite les trois ou quatre lignes très ironiques de ce site. En effet, la « dame de fer » – est – ce vraiment le titre que celle-ci mérite avec son incontournable soutane ? – comme TGV, la Hat, Voninahitsy Jean Eugène et ses co-détenus, Roindefo et les Otrikafo et les milliers de groupuscules qui soutiennent TGV – y compris la médiature qui vient de se prononcer que la crise malgache est une affaire malgacho – malgache et que les Malgaches n’ ont pas besoin de la Communauté Internationale notamment l’UA et la Sadc qui vient de prendre une position irréversible à l’ encontre de Madagascar.
En résumé , Tananems répond à Madeleine: « … d’ accord; mais, aussi, elle a raison sur la répression des Forces de l’ ordre, l’interdiction des manifestations publiques,le muselage de la presse sauf pour être des béni oui- oui », l’ emprisonnement après un semblant de procès de tout ce qui s’oppose aux idées de TGV et de sa clique, même si les entreprises ferment une à une, de nouveaux chômeurs se manifestent ( Heureusement , la mère Nadine st là pour les encourager avec du savon et queques grammes de riz )
Soyons sérieux, pour beaucoup Madeleine Ramaholimihaso – SEFAFI,CNOE… – ferait mieux de s’ occuper des affaires du Vatican comme le sulfreux adjudant – chef Odon Razanakolona
Maintenant, Une seule et unique question :
Fetison va-t-il VRAIMENT faire cavalier seul dans son » Loha bary an-dasy » du 4 et 5 février au Carton ? En effet, d’ après ce que celui – ci avait dit publiquement » le Président Marc Ravalomanana apprendra ma décision de faire cette réunion comme tout le monde ».?!!! C’est impensable et inacceptable cette inexistence de communication entre le Président Ravalomanana et celui qui a été considéré – jusqu’ à maintenant – comme son représentant et son bras droit.
Si tel est effectivement le cas , pour beaucoup de pro-Ravalomana, de pro- Légalistes et de anti – HAT, Fetison est à mettre au même rang et à la même enseigne que les Sylla – et les députés TIM que ce dernier a réussi à entraîner pour soutenir TGV – les Rajemison , les Charles Rabemananjara, les Andriamiseza etc, etc …
En tout cas, beaucoup l’ ont constaté, surtout,depuis la toute première réunion du GIC, au Carlon,quand étison disait à la presse nationale et internationale « Pour nous le fait que Andry Rajoelina soit le Président de la Transition, ce n’est pas un problème. Le problème est qu’il ne soit pas candidat aux Présidentielles… » Quel c… Un Président putchiste? C’ est depuis que l’ affaire s’ est corsée! Mais, un referendum bidon sans limite d’ âge pour être candidat, est – ce un problème pour le jeune ex-DJ qui a reussi à prouver plus que ça depuis le 26 janvier 2009?!
D’ ailleurs , même pas besoin de réferendum. Cécile & Co l’ ont déjà dit de même que tout le monde sans distinction – y compris les anciens détenus politiques de crime de sang, économique >>>>> dynamitage de pont … peuvent se présenter. Cécile et d’autres l’ ont aussi déjà annoncé tout comme leur profession de foi pour une élection « transparente, libre, neutre et unilatérale « .
On a vu la molesse de Fétison face à l’ offensive ( « ampamaoka » sur le régime Marc Ravalomanana et à quand celui de TGV et de la HAT .) radiotélévisée depuis Mahazoarivo ,sur TVM-RNM, de Monja Roindefo alors Premier ministre fraichement nommé comme le bras droit de TGV; ses absences aux meetings du MAGRO etc …
En tout cas, Fétison aurait bien pu retourner sa veste – en tout cas, ce n’est pas une perte! – depuis longtemps et non, maintenant ,que la Communauté Internationale – l’ UA et la SADC en tête – s’apprêtent à sanctionner TGV et ses complices.
Je dis bien » sanctionner les putschistes » comme prévu et annoncé à plusieurs reprises ;et, non le peuple malgache comme semble l’ interpréter une certaine presse malgache toujours en retard d’ une bataille!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 18 h 48 min
Rakotoson
Madeleine Ramaholimihaso( née Ramanandraibe):
= GRENOUILLE DE BENITIER
= mais aussi CAIMAN COMME LES RAZAKANDISA ET ANDRIAMANJATO OU ROINDEFO
ils se prêtent le même dentier……….
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 3 février 2010 à 18 h 49 min
Rakotoson
comme toi ce Fetison me chatouille les narines…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Jeudi 4 février 2010 à 4 h 27 min
Grace a DIEU …………merci a toi gasybe democrate de faire un peu de menage sur ce forum
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Jeudi 4 février 2010 à 21 h 20 min
Oui c vrai que Fetison me déçoit un peu!!! je le croyais plus combatif plus motivé pour la légalité!!! ce serait dommage ! son face a face avec monja m’avait vraiment galvanisée! mais c vrai que leur silence actuel, cette incapacité à mettre fin à cette transition qui n a ni keu ni tete,… Trois personnes contre une mais elle est armée! est ce vraiment la raison de cette inertie notoire de la mouvance mada?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 février 2010 à 5 h 47 min
Ataoko ao anaty ity andiandahatsoratra ity angamba ny fanontaniako.
Tsy mandeha ve ny radio Fahazavana ? Tsy mande manko ny radio online ny, misy afaka manome vaovao ve?
Ao anatin’ny harcelement politique et moral eny Dago daholo izany zava-miseho izany.
Dia misaotra mialoha @ valinteny
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 février 2010 à 11 h 47 min
inona koa no ilàna zany radio fahazavana zany e! tokony havadika ny anaran’io radio io hoe RADIO N’NY HAIZINA! ohatran’ny valalan’amboa ka na ny tompony aza tsy tia azy! iza no mba FJKM mihaino an’io! raha tsy ireo sadasada!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 février 2010 à 13 h 42 min
KM, GB, HA, pro Ra8, Raveloson, Drack Drack…:
C’est comme ca que les foza reagissent, raisonnent…meme mon enfant en pre-maternelle ne discute pas, ni reflechit ainsi.
Laisses moi m’exprimer en malagasy.
Mampalahelo ahy ny olona ohatran’ireo TGVistes ireo fa mila mianatra manoratra, miaina sy mieritreritra…ny fiainana tsy hoe mangalatra foana, na miteny ratsy, na rehefa hoe eo ambony clavier dia mahay fa fianarana daholo ny eto, na izaho aza mbola mianatra, dia mianatra maneho hevitra @ saina tony…tsy mora izany ary tsy omena tsiny izy fa atao ahoana moa fa na ny lehibeny aza tsy manana izany, anjarantsika no mampianatra.
Rehefa ratsy aloha dia ratsy, rehefa foza orana dia TGV ary rehefa mpanongam-panjakana dia mpanongam-panjakana…izay no hita nadritra ny herintaona.
mdr…
Bon dimanche a vous
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0