
Oranges
Vao notendrena hisolo Ny Hasina Andriamanjato izao ny Vice-Amiral Hyppolite Ramarson hisahana ny andraikitry ny raharaham-bahiny omaly, ny nahagaga ny mpanara-baovao dia ity manamboninahitra ity ilay notoloran’i Filoha Ravalomanana fahefana ny 17 martsa 2009 kanefa dia nanda mafy izany, tsy zakan’ny saina sy ny fahaizany angamba ny ho filoham-panjakana tamin’izany ka dia nafindrany tamin’i Andry Rajoelina ny fahefany (na koa kopaka hisasahana ihany koa) koa dia nanaiky soamantsara ny fanendrena ho Ministry ny raharaham-bahiny izao izy, na dia tsinjo fa tsy hahavita hanao inona amin’ny sehatry ny diplomasia eo aza « aleo gisitra toy izay faharoa e! ».
Feno enina izany ireo foloalindahy ao anatin’io governemanta io. Iaraha-malala ihany koa ireo tompon’andraikitra ambony amin’ny fibaikoana eny anivon’ny tafika, nisy ihany koa nahazo toerana ambony hafa toy ny tompon’andraikatra ambony ao amin’ny Bianco sy amin’ny sampandraharaha samy hafa, sns…
Fa andrasana koa ny valin-kafatra hoan’ny GIC sy ny CSP ataon’i Andry Rajoelina anio, hilefitra hanaiky ny fitakian’ny firaisam-be eran-tany ?« tsy misy intsony eran-tany manampy io mpanongam-jakana io, na ny nanohana azy teo aloha aza efa niala taminy » hoy ny Filoha Ravalomanana omaly teny Magro. Sa hiziriziry hampidi-kizo ny Firenena anaty lavaka lalina? Hiroso izy maty renibe, hihemotra maty raibe!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Efa tsy tompon’ny tenany intsony izy matoa mety baikon’i kolonely.Vita ny aminy izany!
Omaly ny tafika ny sy foloalindahy ary ny zandary nanongana an-Dravalomanana satria hoe tsy nanaja an-tanan-tohatry ny galona.
Anio isika mahita fa ny Kolonely no hibaiko ny Amiraly hyppolite, ilay ambony galona indrindra amin’ny sehatra miaramila.
Fahazaina malagasy manokana io…
Ny resaky ny foloalindahy dia resaky ny mpanao kobaka am-bava : izahay tsy manao politika, iray tsy mivaky, katsaka, tsaramaso, voanjobory. Hay olona tia vola, tsy azo antenaina amin’ny fiarovana ny tanindrazana fa ny hiaro ny sezan-dRajoelina no mahamay azy rehefa misy saosy. Tsy menatra ny mivarotra an’i Madagasikara amin’ny frantsay ary na ny faneva ampiasainy aza dia saina frantsay.
Tsss ! Aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy hoy ny ntaolo Razantsika. Tsy misy antenaina na andrasana amin’ireo. Be galona amin’ny tsy amin’ny antony. Inona no nahabe galona ? Tsy ny fiarovam-pirenena aloha e !
Ny raharaham-pirenena raha vao hidirana miaramila dia potika e, diniho kely ny zavamiseho ats afrika amzao fotoana izao,matetika dia miaramila no rangory fototry afo,Faharoa jereo ireo firenena manakarena eran-tany ,USA,FRANCE,ALLEMAGNE,misy minisitra miaramila ve?ny japon aza moa tsy manana tafika kora satria efa tsy mifanaraka ny toetrandro tsony satria isan’ny mandany ny volampanjakana be indrindra;asa indray andro any isy ho mpitondra fanjakana sahy sy ho vonona eto madagasikara hiteny ireto miaramila « heros » antsika reto oe,ho foanana nareo fa vesatra be ao anaty « depense public »
hi hi hi hi ny olona mandray anjarabirikiny @ fitiavantanindrazana indray no atao resabe ve?mampimeh ny havako ireto
aminy manaraka anie ry Mydago voatavo voavofy no ataovy
oalohany ,dia raha tafapetraka soa aman-tsara ny tetezamita iraisana sy tsy manavaka ,
-dia nyizay lalà na na didy navoakan’ity fat ity atramin’ny 09 août dia tsy misy dikany ( ces lois sont nulles et non avenues )..mikasika avancement en grdes , en échelons ,varotra any ivelany ,famindram-bola..
.
-manaraka izany : izao fanendrena ministre izao dia rehaka fotsiny ary ny mahagaga dia ity manky vice amiral ity nanaiky izany..!
Asa na misy fika tianaaroso rehefa tonga ny fotoana ilavon’izy ireo ny lefona
Hilaza ve izy ireo fa tsy nanongam-panjakana satria ilay airal nomen ‘ny Filoha RAVALOMANANAMarc ny fahefana hitondra ny « gouvernement » dia ao anatin’ny fat ?
Sa mihevitra iretomiaramila fa ho raisina av hatrany ho embres ny gouvernement-ny tetezamita..?
Ny président ,ny co-présidents roalahy ,ny praiministra dia efa voatendry ,sa ireto miaramila ENINA ireto no hatolotr’i rajoelina ho ministres avy amin’ny mouvance rajoelina….!?
fANTATRO TSARA IREO MIARAMILA MISEHO BAOBY IREO !ARY RAHA NY MARINA NOLAZAINA DIA « TIGRES TARATASY » -TIGRES EN PAPIER IZY IREO..-
nY TENA ARETIN ‘IRETO MIARAMILA IRETO DIA NY FITADIAVANA LAZA ,IZAY TSY MIFANENTANA AMIN ‘NY TOETR ‘IZY IREO NA AMIN ‘NY FAHAIZAN ‘IZY IREO HANAO PAOLITKA..
Nisy miaramila nahay izany PAOLITIKA IZANY DIA
NY GENERAL RABETAFIKA ROLAND..!
Fa saingy tsy be teny na be resaka izy fa tena nahavita be tokoa…!
Tsy hivalapatra amin’izany aho..:
Fa aoka Isika tsy voa vono voron’ireo miarmila nanaiky niara-niasa tamin’ireo mpanogm-panjakana..
Inona izay makavelo ,na i solosoa ,na itony vatatay ataio ndrianarijaona , lilyson ,charles sy ireo zandary..!
Nihevitra izy ireo fa hahay nanosika an’i rajoelina -indrindra fa roindefo , hanamafy ny fitondrana..!
Tsy nety ny paikan’izy ireo dia ny halatra ,hala-botry ,no nieazahany !
Iza no nangalatra ny vary ,ny lafarinina sy ny diloilo tany toamasina ?
Iza no nangalatra ireo vy sy hazo , kojakoja fanovan-trano ,iza no nangalatra ny entana tao an-tranon’ny Filoha ,no nagalatra sy nampiasa ireo aotaomaobilina saiky ampiasain’ireo vahiny nasaina tamin’ny sommet UA ,iza no nangalatra ny vola ,indrindra ilay vola natokana ho an’ny miaramila ,zandary ary policiers ?
Mazava sy madio mikasika io vola io ny ministry ny fiarovana farany tao amin’ny gouvernementa farany ?
Ireo miramila mba asehoin’i rajoelina ,mba aderaderany ,na atosiny ery anolohana mba ho anisan’ireo ho voasazin’ny communauté internationale..
Raha maty aho ,matesa rahavako..hoy rajoelina !
Miaramila tsy misaina ,tsy mahafantatra ny toerana tokony hisy azy ,tsy nahatsapa ny adidy tokony sy andraikitra noraisiny tamin’ny fiarovaa ny Malagasy..!
ENY MENATRA AHO NEFA FALY AHO FA MARINA NY FIJERIKO TAMIN’IZANY: TSY HO LASA LAVITRA NA ARA-TSAINA ,NA AMIN’NY MAHA OLONA RAHA MIJANONA AO AMIN’NY TAFIKA TOA IZANY ! TSY AN-DOHANY INTSONY NY MAHA MIARAMILA AZY..FA MAIKA HANDRAY VOLA MORA AZO, MATI-BONINAHITRA TSY MENDRIKA AZY IREO….SY TOAKA , RONGONY ARY VEHIVAVY IZAY MAIKA KOA HAHAZO VOLA MIRARAKA….!
POTIKA ILAY TAFIKA..IZAY ANISANY NITANA NY LAHARANA AMBONY TAMIN’IREO TAFIKY NY FIRENENA NAHAZO FAHALEOVANTENA TAMIN’NY 1960 ARY NITANA IZANY LAHARANA IZANY ATRAMIN’NY 05 FEVRIER 1975 !
Tô ohatr ny resak makrel koa iton hita any @ tribune ‘tony. MORAMORA RA-FOZA KRISY, fa tena sirk be an!
- Le vice-amiral Hyppolite Ramaroson ministre des Affaires Étrangères
25 février 13:52, par nadia_chris
pour Noue !!!!marary-fo anga ?????,illegal hoy ianao,nefa mbola enkeny vice-amiral ny Ravalomanana hiany ny hanao minitre des affaires Etragères , efa hita fa efa malazo sy resy ianareo,fa tsy maty ambavany toy ny DADA nareo,tel Président,tels peuples,tsy ho ela dia ho tonga koa i Lilison hanao chauffeur ny Andry !!!!!
- Le vice-amiral Hyppolite Ramaroson ministre des Affaires Étrangères
25 février 14:02,
Tsisy lou tsisy voud ny zavatra soratanao fa toy ireny bô miresaka ireny.
Raha lasa chaufferu i lilison tsy ho ela dia lasa bôniche-ny ianao
- Le vice-amiral Hyppolite Ramaroson ministre des Affaires Étrangères
25 février 20:23, par nadia_chris
aive namaly hiany Rasoa Dalida ???,mba manana henatra hoa, efa hita fa tsisy fika intsony, na ny DADA nao aza efa nandrora miantsilany, ko inona indray no mampiredi-redy anareo eo ??raha misy problème (VOLA) ianao dia teneno amiko, fa hampiako ianao fa aza hoeti-mpo loatra ka mety hampalahelo,ary aza hadino fa tsy ho ela dia ho tonga ilay zafy-kely nao, ary raha tia hahitaka ny tavako ianao ? dia mitongava eo a IVATO le 19 mars 2010 a 14h vol via de l’ile Maurice dia ho hitanao eo aho, dia manantona ahy ianao fa ho meako anao ny zavatra tadiavy nao, ok Madame DALIDA, aza hoetimpo o !R D V dans 23 jours est gros bisous. cordialement nadia_chris…..
Firo ny vola ry toi rehef tsy hita izay atao azi an!
Les vola maloto, c’est le propre des Foza.
Ary mbay ery fa mamoaka fofon ato @ TOP fotsin…
Merci à MyDago pour les belles photos d’oranges. La couleur orange pourtant à la mode a un aspect brûlant en cette période…
Concernant le vice Amiral Hyppolite:
« Mais dès sa nomination, le nouveau vice premier ministre connaît déjà des problèmes de communication. » VRAI.
Sinon il ne serait pas sorti de sa bouche d’hier que c’est Ra8 qui a commis un coup d’état ! Sic… Ce qui m’amène à rapporter ici le sens de coup d’état : Prise du pouvoir de façon violente et illégale.
Et dont voici un étape que les putschistes à Mada cherche à aboutir « La légitimation du coup d’Etat…par des élections. »
==> Eléction: OUI, présidentielle: OUI, transition: NON-JAMAIS sous la HAT !
A l’attention d’Hyppolite: accepter un gradé inférieur au vôtre et de rang Colonel Camille Vital vous donner des ordres?
==> Dans tous les cas, il faut s’attendre à ‘anguille sous roches’, car ça sent: la mer, marin, pourquoi pas des pirates – engins sinon éventuelles fuites, et tout cela SOUS- MARINS …
==> Sao mba mitombina ary « nahita volana alohan’ny biby » ilay lahatsoratra nalefan’ny namantsika tato @ MyDago hoe «Atao inona izany fitaovana homena ny mpanjono izany e? » – Hanamabatamabazana ny mpanjono hanampy ny miaramila Frantsay hiambina ny morondramasin’i Madagasikara ve ?
==> Pour memo et à l’attention du vice Amiral Hyppolite. A la date du 17 Mars 2009 :
– Le pasteur Rasendrahasina (président du FJKM) + Généraux + Contre-Amiral Hyppolite CAPTURES par les mutins.
- RFI : Les soldats mutins n’accepteraient aucun compromis et ont FORCE LEURS CHEFS à signer des déclarations donnant le pouvoir à Andry Rajoelina
Ny tena anisan’ny dangereux @ ireo miaramilan’ny FATn’aliaka ireo dia ilay be volombava be iny raha tsikaritrareo: Herilanto Raveloarison ny anarany.
Misaotra anao Dr. Robin.
Ireo olona notanisainao ireo dia tsy manam-boninahitra no fiantso aza fa fotaka…
Vola, Toaka, Vehivavy no mahamay azy.
Fantatro i Solosoa tao Toamasina? Mpieboebo
Anontanio koa anie i Jeneraly Voanjobory hoe inona no revin’ialahy tany Addis Abeba tamin’ny Fev 2009 kanefa ny firenena efa tandindomin-doza e???
« auto-puchiste»??? est-ce que vous pouvez nous expliquer en français ce que c’est un auto-putsch? C’est un néologisme hyppolitique.
On va au-dela de l’imbécilité. Mais au final c’est heureux pour ce qui cherche le retour de Ravalomanana.
Je m’explique. Un putsch est une action armée visant à destituer un Président pour lui prendre sa place. Autrement dit, selon l’intelligence « exorbitante » d’Hyppolite, Ravalomanana se serait donc destitué pour se succéder immédiatement à lui même. Hyppolite vient de reconnaître publiquement que Ravalomanana reste donc légalement (élu) ou illégalement (issu du fameux auto-putsch) le Président de Madagascar.
Si le ridicule ne tue, à un moment donné il va vous suivre toute votre vie et finira par vous avoir. Hyppolite Ramaroson vient-il de connaître ce qu’est la convention de Vienne pour en faire usage à tout va comme un arriviste? La convention de Vienne, qui régit surtout le monde diplomatique inter-étatique, peut effectivement intervenir dans les traités internationaux, autrement dits pour des intérêts internationaux. La Charte de la transition est nationale et ne touche que Madagascar. La médiation internationale oeuvre pour l’intérêt malagasy. Donc, il n’y a aucune place pour la convention de Vienne.
Si ce que je dis ici est juste et vraie, il faudra dégrader cet Amiral qui montre la limite de sa compétence et ne peut plus être le porte drapeau de la marine et de la République.
J’adhere à votre analyse AlideraAR, mais avant toute chose, surtout, dès le retour à la Legalité, il ne faudra pas oublier ce qui suit pour que tout aille au mieux :
Mba hiverenan’ny Filaminana sy ny Fiarovana ny vahoka dia
- TOKONY HO TERENA HAMERINA NY FIADIANA DAHOLO ireo manana alalana hitondra basy na fitaovana hafa entina hamonoana olona.
- Tokony ho esorina daholo ireo miaramila nampidirina taorian’ny 01 JANVIER 2009.
- Tokony ho amboarina ny LALANA MIKASIKA NYFAHAZOAN-DALANA HITONDRA BASY sy izay mifandraika amin’ny ady mahafaty olona.
- Tokony ho HAVAOZINA TANTERAKA NY LALANA mikasika ny FITSARANA, sy ny SAZY AMPIHARINA.
- TSY TOKONY HO AZO FIDIANA HO PREZIDA, MINISTRA, na Membre ny HCC, IZAY MITONDRA ZOM-PIRENENA ROA NA MIHOATRA.
Raha tsy izany, ZAVA-POANA izay heverina ho atao ho an’ny vahoaka.
Efa nisy resaka momba ireo anefa tsara amafisina ireo mba hitombona tsara ny zava kasaina hatao.
Odile,
Tsy ireo zavatra voalazanao ireo ihany no mila havaozina fa zavatra maro dia maro, anisan’izany fandrafetana haingana dia haingana lalà na mikasika ny fampianarana sy ny fanabeazana satria hita fa tena mbola lesoka be io ho antsika malagasy.
Tsy mandà velively izany aho, fa raha mba araka ny hevitro, dia aleo aloha mametraka tsara ny Lalà na mifehy ny tanà na, mba tsy ho velona instony izao horohoro amin’izao fotoana izao.
Rehefa mipetraka tsara ny Securité ny vahoaka sy ny Lalà na dia ho moramora kokoa ny manatanteraka an-tsakany sy an-davany ireo zavatra tena goavana lazainao ireo.Fa raha ao anatin’ny aizina no hanao trano dia ho trano tsy haharitra no hitsangana.
Anefa asa aloha,fa ireo no heveriko ho TSY MAINTSY HATAO VOALOHANY, fa raha sanatria hitohy izao tsy filaminana izao, dia hanjaka hatrany ireo manao fisainana dahalo, sy mpamono olona, sy mpangalatra ireo.An koatra izany, dia marina fa be dia be ny zavatra ilaina ho amboarina e!
amiral hypocrite ! Tsy mendrika !
Lazaina fa tsy nisy fanonganam panjakana teto ! 2mns après, lazaina ndray anefa fa zahay ve handray vola any @ Ravalomanana nefa zahay »hanongana » azy teo ! Sa tsy mahay teny gasy lay vendrana ?
Toe hoe marin koa dia hanao inon nefa sambo ray aza tsy hananan gasy ankoatra gasikara nalentiky ry zalahy