Tsangambaton'ny Fahaleovan-tena

Tsangambaton'ny Fahaleovan-tena

Andro lehibe hoan’ny Malagasy Kristiana anio, «karemy», andro fifadihan-kanina, fitrotroana am-bavaka ny firenena manoloana izao krizy lavareny tsy misy fiafarana izao. Zovy tokoa moa no tsy hitondra ny anjara birikiny amin’izay fanafahana ny fireneny latsaka an-katerena ?

Ingahy Andry Rajoelina indray mbola miziriziry ny hanatontosana ny «antenimieran-dalam-panorenana» (assemblée constituante) ny volana mai ho avy izao, «na inona hidona na inona hiantra tsy maintsy hatao ny fifidianana io» hoy izy.

Mihantsy (défi) ny GIC mihitsy ny tovolahy satria fantatra fa anio no hodinihana atsy Addis Abeba ny raharaha Madagasikara, izay nilazan’ireo mpanelanelana fa ny fifanarahana vita sonia tany Maputo ihany no ekeny. Mampametram-panontaniana hoe : «fa iza tamin’ny vahoaka Malagasy no nifidy an’i Rajoelina ho Filoham-pirenena ?».

Mazava ho azy fa tsy afaka hiteny amin’ny anaran’ny vahoaka Malagasy mihitsy izy satria tsy lanim-bahoaka, «élu démocratiquement», na izaho na ianao samy manana ny hevitra hitondrana ny firenena, nahoana no atao tery vaimanta fotsiny hoe ny «antenimieran-dalam-panorenana» no hatao ? tsy vahaolana hivoahana amin’izao olana eto Madagasikara izao ny fanapahan-kevitra samy irery toy izany «unilateralisme», tsy an’i Andry Rajoelina irery i Madagasikara « Madagascar n’appartient pas qu’à Andry Rajoelina », no izy no miseho handidy sy hanapaka irery, hanao takalon’aina ny vahoaka Malagasy.

Atsangano ny tetezamita iaraha-mitantana, fikaonan-doham-pirenena, ny fitsapakevibahoaka, ny fifidianana izay ho filohampirenena, izay vao ny Solombavambahoaka.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Demokrasia Fopla no hain’i Andry Rajoelina
  2. Lany bala i Andry Rajoelina ka mitady hiala bala !
  3. Rajoelina eclipse le soleil de Madagascar
  4. Mamaky ady amin’ny FJKM i Andry Rajoelina
  5. Tsy ampy finiavana sy fahamatorana i Andry Rajoelina

43 Comments

  • Razaiarisoa dit :

    Efa lafon-dry fozaorana mianakavy niaraka t@ miaramila mpivaotra Tanindrazana anie i Madagasikara ka zay tiany hatao no ataony eh! Ny vahaolana dia tohizo ny tolona fa tsy ampahafirin’ny 1947 zao

  • lanjou dit :

    Ka na inona sanctions eto na karazany inona efa manome toky azy ny reny malalany fa tsy maintsy ho afaka izy. Tsy misy dikany aminy zay malagasy 20 millions e!

    Afa ry Ratsina fozaorana sy ry Bemolotra, matahotra ny rambony nefa te-hividy ny lohany dia miala ilany amizay satria efa ho ratsy ny tantara

  • nadia grondier dit :

    o ry Mamazay a! mba moramora ny vavanareo manao olona be molotra sy my karazany

  • fandresena tena izy dit :

    Aoka isika hivavaka !

  • dafis dit :

    voalohany aloha dia tsisy hataotra an’izay boay kely maivan-doha iny eto,faharoa koa dia samy efa nosoran-dreniny menaka isika malagasy ka aza misy miala@izay lazain’io maputo sy addis-abeba, ny dikany nolazaiko dia MIVONONA FA HIADY AMIN’IREO FOZA ORANA IREO ISIKA AFAKA FOTOANA FOHY, SATRIA IZY IREO DIA MITADY HANDROVI-TSIHY,IREO NO DEVOLY LATSAKA AN-TANY MAMPISEHO NY VOLANY SY NY HATSARAN-TAREHINY IZY,DIA IZAY NO ENTINY HANABABOANA NY MALAGASY ETO IZAO,NEFA HITA IZAO FA MPANAO BOTOLO FOTSINY( DICTATURE , HYTLERII) jadona efa kely hery sisa ireo ka farano hatrany am-potony mihitsy ,aza misy avela na dia fakany kely aza;sao miverina mitsimoka indray; MAZOTOA DIA MAHEREZA RY MALAGASY TSY MANDADY SY TSY MANDOHALIKA; NY TOMPO JESOA HOMBA ANTSIKA LALANDAVA

  • ralezoka dit :

    Manao antso avo,avo lela, satria « Heri-mboa… » sisa ê !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ary i nadia ve, mba kely sa lehibe ny molotra ?
    Tahaky ny hitako !
    MDR !!

  • nadia grondier dit :

    maninona iKintana manadrambo tsy mamoaka hevitra intsony?inona no zavatra mba hantenainao @ ity andro androany ity,za alou tsy be molotra e!

  • dadazaka dit :

    raha ny molotra ambony aloha mety ngedangeda ihany ny vinavinako an’i Nadia fa izay molotra hafa any no tsy haiko é!! Ha! Ha! Ha!

  • RATSIHOROHOROINA dit :

    IANAREO REHETRA IREO DE OLONA MITATY RANKENA DAHOLO SADY MAIVANA BE NY LOHA TSY IZAY HAHATSARA NY FIAINANAO NO ATAO FA LANY ANDRO @ POLITIKA EO EFA ZATRA MITATY RANKENE TSY OMENATSINY FA RAHA DADANTSIKA ALOHA DIA EFA VOKY NY FISOTROANDRONONO AVY IVELANY VAO TONGA ETO MADAGASCAR FA I ANDRY KELY KOSA DE TETEZAMITA IHANY NO AZY FA ANAY(TROPY DEBA)REHEFA @ 4IEME REP OK DE MAHEREZA MANAO TAIMBAVA FA TSY MAINTSY AQUIPE RATSIRAKA NO MIRAVAKA VANGY E ON VERRA OK!

  • ralambo dit :

    Ahoana ny hoavy ny vahoaka sy ny hoavin’ny firenena?
    io no fanontaniana mipetraka rehefa nikatona daholo ny orin’asa voaroba sy ny voasaziny Agoa.
    inona no ho tokony ho vaha olana?
    io no andao hovaliantsika miaraka ny économiste rehetra e.
    Tsy asiany resaka ny politika sy sazy satria samy ianjerany io avokoa na 3 mouv na 1 mouv na vahoaka tsy momba ny atsy sy ny aroa na mpivavaka na mpamono olona .

  • Andriniaina dit :

    Tsy manaiky an’izany tetezamita hiaraha-mitantana zany izahay, satria tsy ny filohampirenena taloha izay efa nalohanay ratsiraka, zafy ra8 no takiana indray ho eo a’ fitantanana, dia a’zay, résolue ny crise!!! Aza mi-rêve ianareo, solution tsy notakianay izany, ny olona tsy miteny dia be dia be: koa a’nay, tsy mila fitantanana miaraka a’ireo izany, fa ny gasy a’ankapobehany no tompon’ny teny farany, ny fahefana dia an’ny vahoaka fa hampidramina fotsiny a’izay voafidiny. Koa ela loatra ity adilahy politika-na fiadina seza ity, leo izahay; ary tsy mila ordre koa na menaces avy a’ firenena vahiny. Dia d’accord a’ Andry rajoelina izahay fa Madagascar dia an’ny a malagasy.
    Koa aoka mihintsy omen

  • haja dit :

    Andrianina,
    Soratako mihintsy ny anaranao ahafantaranao fa ny teninao no valiako mazava eto.
    Asa na jamba na marenina ianao io no tsy mahita izao fahoriana mihoam-pampana izao nohon’ny didohan’i ANDRY vendrana, asa ianareo tokoa angamba no isan’ireo nahazo tombon-tsoa aminy ohatra fanondrananana bois de rose, fananana fitaovam-piadiana entina hampihorohoroana olona hitadiavan-karena. Fa ny indro kely dia ity LAZAINAREO FA ADALA DAHOLO IZANY IZAO TONTOLO IZAO MILAZA FA TSY METY IO ZAVATRA ATAON’I TGVENDRANA IO FA NY ANAREO IHANY NO MARINA. Mba mieritrereta sy mandiniha fa mbola hanody anareo mianakavy sy ny taranakareo izao fampahoriana vahoaka ataonareo izao. NY TANTARA NO AOKA HITSARA ARY ANDRIAMANITRA TSY ANDRINAREO ANDRINAY ETO IHANY.

  • nadia grondier dit :

    Madagascar an’ny Malagasy Mazava?efa nahazo fahaleovantena ny Malagasy ,Fifidianana hiany no vahaolana na faly na tsy faly ny Vahiny anay Madagascar ka ny Vahoaka Malagasy no misafidy fa tsy zay vozngo lany tapamofo rehetra izao

  • andriniaina dit :

    …. tohiny Aoka mihintsy omena an’ny vahoaka ny fahafahany:

    Tsy resy lahatra mihintsy na mahita na kely dia kely aza izahay ny hoe rehefa miara-mitantana ianareo, dia ho voavaha ny crise! ba démontrer-ho kely a’nay izany! sa stria azo ny prêts/bailleurs des fonds? vola /bailleurs de fonds mangeja ny malgasy pour 50 /70 ans!
    ahahaha : raha tena nandroso ny firenena a’vola be ta’andron’i Ra8 araka ny fiteninareo, tena fragile-be izany fandrosoana izany, satria en moins d’1 an, efa en même pas 6 mois dia efa nolazainareo fa potika ny fandrosoana azo!!! fandrosoana safosafo izany, vao tsofina dia miraraka e!

    Koa aoka izay ny ady seza e, aoka hisafidy izahay, hanome ny hevitray, hiteny hoe iza no tianay, inona ny tianay e!
    Izany no tena démocratie!

  • andriniaina dit :

    ingahy Haja

    Samy manana ny heviny afaka miteny, manao internet… tena malalaka izany, tsy hitanay aiza izany tsy fahafahana miteny izany, manome hevitra izany? Koa de tte façon, polémique tsy misy farany ity, stria ny esprit tsy mitovy, ny compréhension sy analyse des choses tsy mitovy, ny éthique tsy mitovy, koa a’nay, haverina a’vahoaka ny fahefany, dia hatao izany ny électio e! Tsy tia élection ianareo? Dia tena dictateur izany ianareo, tsy mety mamerina ny fahefan’ny vhoaka any aminy. Cà existe hélas, les anti-élections!

  • zora dit :

    Mba inona ny an’dry Andriniaina no mijery ? fahefana homena ny vahoaka hoe ? averina aminy vahoaka hoe ?
    tsy efa mampiseo ny heviny angaha izao ny vahaoka eraka MAdagasikara, isan’andro, fa inona no miandry azy ? BASY, TAFONDRO, LACRYMOGENE … daroka, fandrahonana, halatra, vaky trano.
    fako misavoana , maimbo , mandoto rivotra hiainana .
    Hafaro lay Camille- lacrymogène iny, apetrao hono hoe ny basy dia manaova combat d’homme à homme, raha tena kolonely sy jeneraly ,a ry raha tena lehilahy.

  • nadia grondier dit :

    ireny piasan’ny Tiko ireny ve dia azo antsoina hoe vahoaka ry zora

  • légaliste dit :

    Aoka re isika tsy hifamaly amin’ny olona ambany toe-tsaina sady lohan’angidina ohatra an’i Andrianina e, izy ary efa hita fa lomorina mirefarefa amin’ny tany tsy mahataka-javatra, ny masony jamba, koa ianareo foana no hifamaly amin’ny vendrana eo.Izaho aloha dia hivadika zavatra hafa fa tsy vakiako akory izay ho soratany eo.

  • nadia grondier dit :

    efa lazaina fa raha mbola toetsaina manambany olona io tsy hafaka aminareo,aleo alou ianareo haka sisiny kely aiza ka izay tsy mitovy evitra ambanu

  • bakoly dit :

    ka tsy misy matahotra fifidianana anie eto ry tsy tia andRavalo isany e.Ravalo efa nanao anareo hoe andao ary atao ny fitsapan-kevibahoaka raha tsy tian’ny vahoaka marina aho, tsy nanaiky ianareo. Azafady fa ny 98% ny olona mitolona izao dia tsy TIM na mpiasa TIKO , diso ianareo, izaho sy ny mpiaramiasa amiko rehetra tsy misy mpiasa tiko na kodiny aza. Tsy naloambahoaka izany mihitsy ravalo azafady

  • bakoly dit :

    Andrianina, hoa anao
    Nangalarin’i TGV ny fahefana matoa ianao miteny hoe averina amvahoaka indray izao izy io, tsy nanaiky ianareo tamin’ny voaloha ny hanaovan’ny fitondrana teo aloha ny fifidianana, izao tsy manaiky ny olona rehetra eny na ny any ampita aza ny hanaovanareo tgv ny fifidianana irery, eny na dia mody ataonareo hoe d’union nationale!!!Satria ve any aminareo ny basy dia tiankano tsy tiankano izy ity?Misaotra e,izahay na tsy misy basy aza , tsy kivy, efa nivavaka foana izahay hatrizay, samy hahita ny farany isika

  • Babyfoot dit :

    Nadia, zovy managna fisainana manambany sy manompa olo ????????????????????????????????????

  • nadia grondier dit :

    tsy anare magnasa isanandro aketo,zovy indraika?izy koua tsy tim,foza,mawola ,olo mijaly ,anareo managna fagnahy tsy manjary karininjagny aketo fa tsy zahay

  • gasybe democrate dit :

    Pas d’accord avec le titre
    ===> MADAGASCAR N’EST PAS LA PROPRIETE DE POTSCHISTES !
    Andriana-machin
    Quand on veut donner l’impression de comprendre la politique , il faut d’abord savoir
    1) ce que signifie un putsh
    2) de surcroit : acte commis en 2009 , par 3000personnes de Tananarive sur 19 millions qui avaient voté en 2006.
    Et de plus avec l’aide de MILITAIRES MUTINS , DES MUTINS !
    Le SENS DE L’ETAT : tu ne connais pas , tout comme ces voyous du complexe de Medelin
    La HAT est une vulgaire association de malfaiteurs qui plonge le pays dans le marasme , dans l’illégalité internationale.
    Une cervelle de libellulle le comprendrait .
    La FRANCE MANIPULATEUR EN CHEF se comporte en pays conquis , agit en gangster autorisé avec la grande complicité ce RATSIRAKA :
    ILS MANGENT DANS LA MEME GAMELLE .

  • gasybe democrate dit :

    POUTSCHISTES : DEHORS

  • Arivolahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    C’est sur et certain que Madagasikara n’est pas une boite de nuit de DJ Andry.

    Il est vrai que Madagasikara n’est pas une colonie francaise et ne veut pas etre re-colonise, ni humilie par la France

    Il est vrai que INJET, DOMA et VIVA sont des nouvelles societes de la Francafrique (demandes a ses employes, o combien il sont payes)

    Il est que je n’accepterai pas a etre gouverne par une personne qui n’a meme pas son bacc, eduque dans une boite de nuit et a vole le pouvoir par une force militaire…
    Masina ny tanindrazana

  • Mao dit :

    Nadia>>> Na faly enao na tsy faly, ny mpiasan’ny Tiko na Mpiasan’ny inona mameno ny Magro vahoaka malagasy ireny ary tena vahoaka fy tsy nomena vola ohatry ny t@ 26 Janvier 2006 sy 7 Fevrier.

    Andriniaina>>> Hita be ny hevitra botolo ananan’ingahy tsy hain’ingahy akory ny mamaritra ny hoe fahefana avy @ vahoaka, mba mandalina tsara @ manaraka vao miresaka eeee!!! aza fohy fisainanan otran i Domelina.

  • SSSSSHH dit :

    Omeo an’i Andry i madagasikara hanaovany izay tiany hanaovana azy rehefa vendrana.Raha toa ka olona ohatra ireny no tsy hay ny manala azy dia midika izany fa izy no mahay indrindra ka mendrika azy ny toerany.Sady efa nofidiana koa izy ka inona foana no mampimenomenona?

  • Rotsaky dit :

    Maninona moa raha tonga dia endàna eo leio! Rodobe midona kely amin’ny CAPSAT ohatry ny nanaovan’ny kung fu ny TTS. ARY TSY MISY MANAIKY ANIREO HANDRAY ANJARA AO AMIN’NY TRANSITION IZANY INTSONY ,?! ny « SANCTION INDIVIDUELLE » aza izao misy ary mbola hilatsaka. Manimba ny fomba fijery an’ i Madagasikara sy fanambaniana ny Malagasy manontolo ny mbola fisisin’izireo amin’ny sehatra politika eto Tanindrazana. Maudits Fat!!, ary betsaka ny « liste ».

  • OK GTT dit :

    I Andry mpangalatra fahefana tamin »ny basy, tsy haharitra ela io fa tsy maintsy mirodana.
    Ny mampalahelo dia i MAdagasikara potika, anefa tsy maintsy mitraka ny Malagasy tia tanindrazana rehetra

  • Rotsaky dit :

    La seule solution pour que un et une Malgache puisse reprendre en la valeur et confiance de la République de Madagascar, et que la Patrie était vraiment déclarée indépendante, c’est de leur rendre le Président qu’ils ont élu par la voie de l’urne et dans la démocratie encore fragile. Les Malgaches devront accepter le retour tout simplement de leur Président Ravalomanana ET, tout au moins par la voie des urnes. OUI , OUI ou NON POUR LE RETOUR DE M. Ravalomanana à la présidence de Madagascar pendant tout le reste de son mandat volé par les puctshistes ????????????????????????????????????

  • mandresy dit :

    IZAY TOKONY ATAO HAINGANA HANALANA AN I FOZA SY NY NAMANY NO TOKONY ATAO HAINGANA…..EFA MJALY ANIE NY VAHOAKA E….NY MIARAMILA TSY AZO HIANTEHERANA INTSONY..ISIKA VAHOAKA NY TOMPON NY FAHEFANA…INONA NO ANDRASANA!!!

  • ralezoka dit :

    Ndao ataontsika bango tokana izy ity fa toa tsy
    misy mandeha amin’ny laoniny mihitsy izy izany :
    1°Mitombona tsara ny hevitr’i Zora :Esory ny basy,tafondro,lacrymogène,atsaharo ny daroka,ny fandrahonana,foàny ny halatra ,ny vaky trano , ny herisetra dia raiketo ny « combat d’homme à homme » raha tena LEHILAHY fa tsy lahin’akoho ê !
    2°Mankasitraka ny voalazan’i Haja, Bakoly, Mao,
    i GBD,i ATMIA, i OK GTT, indrindra fa ny tenin’i Rotsaka ny firenena malagasy tsy vaky volo.
    3°Aleo tokoa mangina ry Légaliste ô !

  • nanah! dit :

    salut!
    ho an’i nadia ty !
    fa iza ny vahoaka @nao kay? le teny ambotsirohatra t@ 07 février ve?

  • nanah! dit :

    ho an’i SSSSHH ty!
    fa nofidin’iza alou i andry e?
    aza dia miteniteny foana tsy kilalao anie izy ty e!hita mihotsy hoe toetsaina tsy……….
    ny tanjonareo kay hoe ho azonareo ambongadiny i Madagascar a? hay ve ? zay vo azoko le fika
    tsssssssssss!

  • nanah! dit :

    reo miaramila ireo ko anie no mpampanofa basy an’ireo jiolahy reo !
    tena ny mpanafika zao mitam-basy doolo fa aza mba voatafika iany e!

  • nanah! dit :

    ka ny vahoaka ngé , ireo very asa hono ampidirina andry ao @ sté ; INJET DOMAPUB ! e!
    dia velominy doolo ireo very asa tany @zone reny e!
    ianareo kou angé re olona tsy mahasa mihetsika ka vao maika izy maaazo vahana e!
    asaivo velominy ranga fa izy nop te hanao aminy ea!

  • nadia grondier dit :

    ry Nanah! samy Vahoaka daholo fa ireny Vahoaka madinika mou ianareo Vahoaka piasan’ny Tiko ok!

  • farpait dit :

    Scusez , si je perturbe …..
    Discutez entre nous , qui sommes convaincus de notre bon droit , à savoir une republique dans le respect des droits de TOUS les citoyens , c’est bien .
    En discutez avec d’autres et informer ceux qui n’ ont pas la même vision par manque d’ informations , ou tout simplement par occultation , c’est mieux …..

    _http://www.zinfos974.com/Crise-a-Madagascar-Une-realite-passee-sous-silence_a14857.html

    Je pense que tout moyen de communication n’est pas à negliger , à l’ heure actuelle .

  • mizaha dit :

    Fa io Nadia io ve tsy manankatao fa toa eto @forum foana no lahasa.efa ela aho no tsy niditra forum nefa androany dia ny anarany no avy hatrany dia hitako.kely asa koa miava mbizo hoy ny avy any aminay zay.

  • gasybe democrate dit :

    Nadia est une employée de radio VIVA…
    sa haoana ry tsipoy kely ? tsy azo disohina ô ???

  • rasoa dit :

    un grand merci à Farpait pour l’info site zinfo974.com c’est très intéressant !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.