Mihoson-dra ny fitondrana FAT
Samy ny 07 febroary daholo ireo sary natambatra hitantsika ireo.Ny iray nalaina ny maraina, ny iray hafa kosa ny tolak’andro. Ny marika V midika fandresena , arahina tsikitsiky , eo ambony rangahy resy mihosona ra mandriaka, efa fantatr’izy mirahalahy ireto tsara mihitsy fa ho ra mandriaka no hitranga ny harivan’io.Faty entin’alina ny vahoakan’i V.
Iza no tompon’andraikitra tamin’iny 07 febroary iny ?
“Misy tompon’adraikitra politika sahy manao sorona ny mpomba azy hahatrarana tanjona iray” hoy ny Colonely Ravalomanana raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety izy.Marina tokoa izany raha ny 7 febroary no resahana satria efa fantatry ny mpitarika roalahy, Andry Tgv sy Monja Roindefo fa faritra mena tsy azo hitondrana vahoaka ny Lapam-panjakana kanefa mbola noentina ho vonoina teny ny olony.
Nataon’izy mirahalahy ireto ho sorona handotoana ny fitondrana Ravalomanana iny raharaha iny, diniho anie raha notendren’i Rajoelina ho Praiministrany i Monja raha nipetraka na indray andro akory tao amin’io Lapa io aza izy e?
Mampalahelo ny politika eto Madagasikara, herintaona izay, matimaty foana ny vahoaka tamin’ireny, efa eo amin’ny fitondrana ny TGV koa maninona raha ampiakarina Fitsarana iny raharaha iny, tsy hanao izany mihitsy ry zareo satria “tompon’andraikitra” tamin’ireny vonon’olona ireny : “mihoson-dra “ny Fitondrana Fat.
Hoy ny hiran’ny tarika iray (mpikambana ao amin’ny antoko iray mpomba ny Fat) : « tsy ekena, valio valio ry Antananarivo, atao sorona foana ny zanaky ny tanàna ».



le Lundi 8 février 2010 à 19 h 16 min
Mydago maninona hianareo mamoaka sary mahery be tahakio?za manokana tsy mahazaka sary tahakio ,Azafady indrindra Tompoko fa vaomaika maharomotra ny tsy fitiavako an’ny dadanareo satria mandratra foko io,na inona filaza na inona filaza izy no tomponandraikitra voalohany aminio zavatra mandratra fo io
le Lundi 8 février 2010 à 20 h 01 min
Tamin’iny andro nilatsahin’ny ran’ireo olona maty ,naratra dia tena NIHEVITRA SY NANANTENA NY FIROHOTRA NY VAHOAKA MAROBE IREO NANOMANA NAPANDATSA-DRA…!
TSY NIROHATRA NY VAHOAKA..TSY NAMENO NY TANANA IZY IREO INDRINDRA NY ANDRO MANARAKKA !
Nihena tsikelikely ireo olona ary ny fivoriana teny Mahamasina ny alahady dia ..ita fa atody poak’aty ilay hetsika izay dradraina mandr’ankehitriny fa hetsi-bahoaka..fa ny Vahoaka no nanosika ireo mpanonga-panjakana..ary tsapan’ny tanana sy itan’ny maso fa na ireo mpanohitra atramin’ny 2002 nanohina an’i rajoelina aza dia nihemotra na nanao tsobon-ranon-dRamianangaly :raha mafana tsara dia miroboka lalin-dalina kokoa , raha miha-mangatsiaka dia miala aingana fa ..ho ratsy ny fisehon-javatra manaraka..,miala haingana fa tsy heken’ny Vahoaka
ny ra raka ,ny trano nopotehina sy nodorana..!
Ireto mpanohitra nihataka sy niala tamin-drajoelina dia efa nihoso-dra koa ,efa nandraraka ny ran’ireo maty sy naratra ,koa tsy ny fihatahany na ny fialany tao aorian’ny ra raraka no hanadio azy ireo na hanasa ny ra amin’ny tanan’izy ireo !
Hodiana tsy jerena ve izany ? Sa mihevitra izy ireo fa tsy takatry ny Malagasy ny antony nialan’izy ireo ?
Nihevitry izy ireo fa raha voasambotra na maty tteo rajoelina dia izy ireo no nitondra ny baolina !
Izany ny toe-tsain ‘ireo nisorona sy nitsoka ny afo niaraka tamin’i rajoelina..!
Tapina ny daomy ! Tsy misy natao izay ivohana tain’ity kizo nidirana !
Tsotra ny lalana izorana! TONDROINA MAZAVA
I RAJOELINA HO TOMPONANDRAIKITRA IRERY AMIN’IO
FANANGAM-PANJAKANA IZAO…DIA NISY « ACROBATIES « ..DIA NAPETRAKA FATOTRA MIARAKA AMIN’I RAJOELINA RIZAREO ALOHAN’NY FIALANA MODAMODAKA ,NA NY FODIANA MIALA : NAJANONA MIARAKA AMIN’I RAJOELINA I MONJA ROINDEFO !
Fa ao an-damosin-draloelina misy olona iray izay milalao amin’ny vain’afo dia tsirahonana…,izay mipasoka ny daomy ary manoro ny tetika arahina an-drajoelina (impiry moa ‘ty tsirahonana no nnivezivezy taty fratsa ,nifandray tendro tamin’ireo mpitondra frantsay ?
Ny mampitarazoko ny fivohana amin’ity crise ity dia ny » tsy fahazavan’ireo mpanohitra eo amin’ny fifandraisana na ny fifanarahan ‘izy ireo marina symazava amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay notoherin’izy ireo nandritry ny FITO TAONA NANOMBOKA TAO AORIAN’NY FILAZANA FA LANY
HO FILOHA-PIRENENA RAVALOMANANA MARC !
Nisy ra latsaka fa mihaotra izany MISY LAINGY SY FIAHATSARAHAM-BELATSY BE LAOTRA IZAY MAZAVA FA MODY TAKONANA AMIN’NY KABARY RONONO AN-TAVY !
Iza amin’izao fotoana izao eny amin’izao fotoana izao no manao ireo fanaratsiana an’ANDRIAMATOA FETISON ,IZAY MODY NENJEHINAN’NY MPITANDRO FILAMINANA SY NOTADIAVINA NAMPIDIRANA AM-PONJA NA FANTATRA AZA FA MIN’NY MAHA CO-PRESIDENT AZY DIA TST AZO SAMBORINA IZY ?
Ezaka atao izany MBA ENTINA HANDEMENA NY MOUVANCE RAVALOMANANA MARC..DIA MIVERINA
AMIN’NY 07 FEVIER 2009 ISIKA..IZAY NIFOFONA NY AIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..!
OUI LA BOUCLE EST BOUCLEE !
VA-T-ON CONTINUER ? JUSQU’OU ET JUSQU’A QUAND ?
QUI ON ? OSENT-ILS SE DEMASQUER ET AGIR A VISAGES
DECOUVERTS DEVANT LES MALGACHES ?
le Lundi 8 février 2010 à 20 h 54 min
Tsy hitakoizay tenenina manoloana io lohanteny io, maro no efa voalaza momba ny TGV miampy ny fanehoankevitr’i Dr Celestin…tsy afa-miala i Andry TGV merina kely loha sy ireo akolitany sy i Momja antandroy @ famonoana ny Malagasy Mpiray Tanindrazana teto Imerina ny 26 janoary sy 6 febroary herintaona lasa izay…mbola mitohy izany amin’izao amin’ny fizirizirana amin’ny fitondrana izay nangalarina satria tsy dia nieritreritra loatra fa tia tena loatra…
Hany ka ny gasy kely tsy manana asa sy mahantra izay ny hanina androany dia tadiavina androany no novokisana lainga ka nampanaovina ny mamao fady, nampian’ny frantsay io (efa notaizany t@ ecole de rugby ecole de la vie)…mampalahelo…mila olona manana vision de developement no ilaina mitondra ity firenena ity…
le Lundi 8 février 2010 à 21 h 39 min
Hay manaiky ihany i arivo lahy fa nisy ireo gasy kely tsy manana asa sy mahantra izay ny hanina androany tadiavina androany , nandritry ny fotoana nitondran’i dadan’lah ravalonandra? tsara rehefa miaika fa nampahantran’i dadan’lisany ny Malagasy ka ny ho anina anio tadiavina anio! tena misaina tokoa ireto mpomba an-dravalonandra ireto kah! hay ve nisy izany gasy kely tsy nanana asa sy mahantra izany tamin’ny andron-dravalonandra e? nareo eto milaza fa niadana tsara ny vahoaka tamin’izany? ah!ah!ah!ah!
Raha resaka 7 febroary indray dia tsotra! ravalonandra no nampamono azy ireo! tsy tadidinareo angah ny fifonany teo amin’ny fahita lavitra noho ny alohalika ny ranom-bary alohan’ny nametrahany fialàna ka nanomezany ny fahefana ny tafika???? ARY AOKA HO FANTATR’IZAY MILAZA FA I RAJOELINA SY I MONJA NO DISO FA TSY TAFIDITRA TAO ANATIN’ILAY FARITRA MENA NASIANA LAMBA MENA SY FOTSY AKORY ANIE NY VAHOAKA NO VOATIFITRA E! MBOLA TEO ANELANELAN’NY TRESOR SY FINANCE! ka iza no milaza fa zone rouge io toerana io tamin’izany? tsy ny teo anoloan’ny lapa misy ny parking ve no zone rouge e? teo no nisy ilay lamba menamena mitsipika fotsifotsy lavabe? ka aza miteniteny foana fa ianareo mpomba an-dravalonandra ireo dia ISAN’NY NIRAY TSIKOMBAKOMBA NAMONO NY MALAGASY! Tsy hiantso tody izahay vahoaka fa ao ZANAHARINAY MALAGASY AHITA IZAY ATAONY ANAREO!
le Lundi 8 février 2010 à 23 h 33 min
Ry vahoaka ,
Na ny hambonay mitonona ho vahoaka aza dia ahatsapana fa mpanodikodina teny ianao ary mpamototra ny marina ,koa raha mainty be izao aza ny zava-bitan’ity joelinao dia hainao ny mailaza fa fotsy managatsakatsaka ireny..!
Nahoana moa tsy nolazainao fa ny Filoha RAVALOMANANA MARC no nanongana ny fitondrany ary izy koa no nanapotika sy nandoro ny ozininy .,ary tamin’izany fotoana izany dia ita-pokp ita-pirenena fa joelina dia nilalao baolina teny Mahamasina ary nidola teny an-dalam-be tamin’ny zazavavy kely nifidy zy ho ben’ny tanana aryianao di niaraka tamin’izy ireo ary sahy mijoro ho vavolombelona amin’izany..!
Adala ireo Malagasy nifidy in-droa ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,nampisotroiny rongony ireo vahiny NIARA6NISAHANY TAMINY NY ENTI6MANAO IREO ASA LEHIBE VITA TETO AMIN’NY FIRENENA (LALANA ,SERANANA ?TRANO FIANARANA ?TRANO-ITSABOANA ,TSENA..)..
Ianao irery no tena mahafantatra sy maharaka ny zava-misy eto M.kara..
Ny mahagaga dia taiza ianao nandritry ny FITO TAONA nitondran’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ny Tany sy ny Firenena satria nandritry izay FITO TAONA IZAY raha ianai no enoina dia nanapotika ny Tany sy ny Firenena no nataony ary notehafan’ny
Malagasy nanao izany..!Taiza ary ianao no tsy iteny sy nitabataba nanameloka izany..!
Ry miseho azy ho vahoaka ,ry miseko ho olona hendry sy mandala ny ara-dalana ,ry mihambo ho mahay manova ny mainty be ho fotsy .,
ry tsy valahara ,ry tsy menatra mùandainga..sao tsy olombelona iuanao fa anjely mainty ?
Havan’i odon sy tsirahonana ianao io ô ?
Mpampirisika ireo mpangalatra ny madinika ,mpanaro paosy tsy miafina fa tena mieboebo amin’ny alikanao ianao…!
Handeha mifitra sy misasa fa tena maimbo ianao !
Tsy malagasy ianao fa zana-bazaha mihaingo ambony tsikoko !
Mbola sahy mijery fitaratra ve ianao ,rehefa avy mamlaky ireo teny nosoratanao etsy ambony ireo.!
Raha mbola ianao dia tena tsy valahara ianao izany !
le Mardi 9 février 2010 à 5 h 57 min
« vahoaka »>
ketrona, tsy misaina ianao fa dia manao valinteny botolo ohatran’ireo jolahimboto manao tery vay manta ny fitondram-panjakana…asa aiza no misaina ny anareo TGViste fa dia voahozina tsy handroso nareo ary ny sainareo di mirefarefa @ tany ohatr’izao foana na dia mba mikitika solosaina aza ary tsy hampandroso firenena…tsy haiko hoe inona ny fianarana nataonao sy ireo TGViste.
Isika no manao ny tantara an’isany ianao izay namono ny vahoaka teto Imerina ary ireo vahoaka any an’andrana @ fizirizirina @ fanonganampanjakana, asa inona no mba tombontsoa azonao (ry Ramaroson, Ratsirahonana ary ry Andriamanjato ange efa nahavita nanangona t@ fangalarana e)…frustration no hasehonao @ zvt mahazo anao izao.
Ovao ny saina fa tsy mankaiza ary teneno ny namanareo hianatra sy ahay hamakafaka alohan’ny hitenenana…raha izao no vahoaka na afaka 100 taona tsy hisy fandrosoana eto Madagasikara…lomorina loatra
le Mardi 9 février 2010 à 6 h 53 min
tsy ireo ihany no tompon’andraikitra fa ao koa ilay vehivavy lehibe mpamadika tanindrazana mba miseho azy hoe reny kanefa toa reny tsy tia taranaka tsy iza moa izany fa ilay vpm @izao minisitry ny defense teo aloa dia ramatoa cecilia manorovohana dia hatramin’izao dia mbola manoro vohona vahoaka foana ; ho tsarain’ny tantara ireo rehetra ireo
le Mardi 9 février 2010 à 7 h 13 min
Minisitry ny Défense ahoana ry renitia ?
Fiarovana amin’ny inona hono ?
Sao dia Fiarovana ny Tombotsoan’ny vazaha kosa ?
Miaro ny firenena sy ny vahoaka ve izy, dia fiainana ao anaty horohoro tahak’izao foana, no mba hiainan’ny mponina na ny vahoaka ?
le Mardi 9 février 2010 à 7 h 45 min
tena za alou tsy hitsidika any Mydago anatiny andro maromaro fa tsy zakako io sary io.mirary fahazotoana ho anareo rehetra
le Mardi 9 février 2010 à 8 h 27 min
Ho Multi-pseudos hoe, ny marina lazaina !
TTTTTTTTTTTTTTTTttttttttttttttttttsssss !
Efa ho avy koa anie ny sazy ê ! Mitsaoka ????
Angaha tsy hijery an’ilay madama siedoazy botabe ?
le Mardi 9 février 2010 à 8 h 35 min
Ô ry voatavo, maninona no nividy lohany, rahatoa ka matahotra ny masony ?? Mba jereo kely anie ny mason’ilay olona, nataonareo solovaika, sorona ê !
Toa manontany hoe : Fa inona no ataoka ety ? Nankaiza i Ndefo ? Nankaiza daholo ny sefo-deba rehetra ?
le Mardi 9 février 2010 à 9 h 58 min
Those responsible for the killings on 7th February 2009 are none other than Roindefo and Rajoelina. They were the ones who pushed those people to go to the palace. They were the ones who were sitting comfortably in their houses whilst people were being slaughtered.
I would like to ask the TGVists on this forum, why did Rajoelina wait for a year after the killings to form a « Comite Juridique »? Why not then? Why did everyone downplay President Marc Ravalomanana’s call for an international and independent investigation into the killings?
I have nothing more to say. Je persiste et signe, Rajoelina et Roindefo sont les auteurs des tueries du 7 fevrier 2009 parce qu’ils ont envoye ces gens se faire massacrer. They are also responsible for all the crimes and human rights violations that followed.
le Mardi 9 février 2010 à 9 h 59 min
MALAHELO NY VAHOAKA MALAGASY TSY MANA-TSINY IZAY NENDASINA TENY AMBOHITSOROHITRA NY TENAKO, NOHO NY HABIBIAN’IREO MPANAO POLITIKA MPISOLELAKA @FRANTSAY..TSAPA MANTSY FA T@ IRENY FOTOANA IRENY DE HITA NISY NTOMBILE TEO @ BOA ANTANINARENINA NIZARA BASY HOAN’NY CIVILE AO @ TGV, AN’IZA IO NTOMBILE IO ??? ARY BASY AVY AIZA IO ??? IZA NO TOMPONY ??? MANINONA TSY NASEHO IZANY T@ TELE MBA HO HITAN’OLONA,FA ZAVATRA HAFA HANDOTOANA AN RAVALOMANANA NO ALEFA??? IZAY NGE RE OLONA NO NAHATONGA NY OLONA BE DA BE VOATIFITRA TAO @ ANDAMOSINY SY TEO @ FITOMBENANY SATRI AVY ATY AORIANA NY CIVILE TGV MITIFITRA CIVILE HOATRAN’AZY MBA HANDOTONA RAVALOMANANA HOE MPAMONO OLONA IZY E !!
MIHEVERA RY GASY !
le Mardi 9 février 2010 à 10 h 21 min
Thony,
ces pfotos sont choquantes…
Mais nous ne savons pas expliquer de manière forte les conséquences de la MISERE ARTIFICIELLE AJOUTEE du fait de Rajoelina , conséquence de la non reconnaissance internationale: cela signifie bien sur:
=>PLUS D’ENFANTS MORTS EN BAS AGE
=>BAISSE GLOBALE DE DUREE DE VIE …
…DU FAIT DE L’INSUFFISANCE ALIMENTAIRE
=>Quand on est réduit au chomage dans un pays sous développé : on pense à la mort au bout duchemin , pour toute la famille !il n’y a pas d’allocations.
=>taux de croissance négatif bien sûr – 0,4%( bilan économique du Monde 2010)
C’est abstrait ,bien sur
mais douloureux dans la vie au quotidien ,
LA DOULEUR SANS CESSE ACCENTUEE S’APPELLE M.A.L.H.E.U.R.
Cette HAT est une calamité nationale , comme jamais vécue.
le Mardi 9 février 2010 à 10 h 22 min
Ny mpamono olona dia izay manala ain’olona sy na izay manome baiko hamono olona.
Ny fitondrana mampamono ny vahoakany teto an-tany no atao hoe mikoa amin’ny nahiny (indrindra ny teto Dago).
PS. I Dr Robin Celestin dia miafina ao ambadiky ny pseudo fa tsy misy portée intelectuelle loatra ny heviny
« Etre intelligent c’est savoir écouter les autres, même ceux qui n’ont pas les mêmes idées que soi »
le Mardi 9 février 2010 à 10 h 27 min
Voaramasiaka
Il serait simple et honnête de :
DEMANDER LA CONSTITUTION D’UNE COMMISSION D’ENQUETE INTERNATIONALE (ONU) CONCERNANT CES TUERIES ?
Si TGV n’ose pas le demander , c’est qu’il a les mains en plein dans le cambouis….
le Mardi 9 février 2010 à 12 h 21 min
« VAHOAKA »
Ary aiza no tsy hita intsony namaly ilay tsy misy saina ity, fa inona ny anareo no mijery ry ilay milaza ho vahoaka ity ah, eny eh ianareo mpanohana an’i TGVendrana dia milaza daholo hoe izao ny vahoaka, ozy ny vahoaka vao androany ary izao i MONJA natao interview tao @ EXPRESS MADA dia nilaza fa ny vahoaka no te handeha ho eny AMBOHITSIROHITRA, izany hoe efa manomboka mivadika daholo ireo satria manakaiky ny SAZY dia lazaina fa ny vahoaka no izao sy izao. Ianareo TGVendrana dia mampidi-kizo firenena ka mba misaina, Andriamanitra tsy andrinareo andrin’ny hafa. Ny anareo ity efa masoandro mody sahady ilay milaza ho tanora sy mipoerapoera fa mahavita raha, eny nahavita tokoa izy tsy lavina izany fa FAMOTEHINA TANTERAKA AN’I MADAGASCAR NO NATAONY ARY AVY EO OHATRAN’NY ORINASA REHETRA ARAKA NY FIHEVERANY AZY, REHEFA POTIKA DIA AMIDY @ LA FRANTSA AVY EO.
le Mardi 9 février 2010 à 14 h 21 min
Oh la la…
Merci MyDago, de raviver les mémoires.
A quand seront sortis l’album (ou les albums) DVD version LIVE!
le Mardi 9 février 2010 à 14 h 24 min
Iza no NANGATAKA mazava hoe : HO ALAIN-TSIKA VE NY LAPAN’AMBOHITSIROHITRA ? IZA NO NANEHO NY HEVITRA ?
IZA KOA ILAY NITENY HOE : AMBOHITSIROHITRA DIA AN’NY CUA ?
Tsy nankeny mihintsy ireo olona ireo, raha tsy nisy NY MPITARIKA, SY MPAMAHAN-DALITRA !!
le Mardi 9 février 2010 à 15 h 27 min
mampivarahontsana be io sary io.
je crois qu’ils ne seront jamais plus tranquille dans leur conscience les responsables!
le Mardi 9 février 2010 à 15 h 38 min
Mampalahelo dia mampalahelo, io olona io !
Vokatry ny fialonan’ny sasany no nahazo azy ! Nataony sorona, tohatra fiakarana fotsiny !
le Mardi 9 février 2010 à 16 h 13 min
- Tadidiko ry RadioMada t@ izany nanambara ombieny ombieny, fa: toa ny Sodome et Gomorre ny tao ambadik’Analakely tao, fa indrindra rahefa manomboka mody ny masoandro
- La veille de la journée du coup d’état, elle faisait allusion à la transaction de grosses sommes d’argent contenus dans de sacoches de la part des quincaillers Karana d’Andravoahangy via belle-mère de Rajoelina, aux mains des éléments du Capsat venus dans des Pick-ups aux environs d’Ankorahotra…
le Mardi 9 février 2010 à 18 h 55 min
Nadia, izy koa tsy tantinao mizaha sary io ka meloko amin’ny dadanay anao, volagna TGV nao io sokafany ny enquête. tsotra avy eo anao tsy meloko. courage tsara satria fantatrao fa i TGV, fa tsy dadanay namono olo. io ny sary nadia na tantinao na tsy tantinao. raha nataonareo TVG io. Terroriste Violence la Guerre.Amen
le Mardi 9 février 2010 à 21 h 08 min
A vous tous qui soutenez ce régime, je vous donne un conseil. Ne quittez pas votre bateau. Izay fotsiny.
Vous, guignols de la TVM et RNM, continuez comme ça, c’est bien.
Mais sachez qu’un jour viendra…. Chaque chose a une fin, er peut être aussi une belle fin pour vous. Nxxx, je t’em……
le Mardi 9 février 2010 à 21 h 17 min
MPAMONO-OLONA = RAJOELINA ET CONSORTS
Haiza ny » COMMISSION D’ENQUETE INTERNATIONALE » RAHA SAHY ???
Ny olona dia novonoina hoatry ny ondry…satria mila antsoina hoe « appelez moi président ! »
triple IM……
le Mardi 9 février 2010 à 21 h 51 min
Fa ho aiza kosa ary i Nadia milaza tsy mazaka mijery io sary io ?!!!
Tsy nampiseho ny olona rehetra voatifitra kosa ka izay angamba no tsy hitiavany azy ?
Amiko dia tena tsara dia tsara ilay sary fa manmbara tanteraka ny tiany holazaina, ka velo-pideràna izay nanao io sary io aho. Vidiako mihitsy raha amidy, ny omena fotsiny aloha tsy ferana e!
le Mardi 9 février 2010 à 23 h 03 min
Nareo mpamono olona indray ve no avo vava? gisalahy oman-ketsa indray no avo vava? NA INONA NA INONA FILAZANAREO AZY DIA RAVALOMANANA NO NAMONO SY NAMPAMONO IREO OLONA TENY AMBOHITSIROHITRA IREO TAMIN’NY 7 FEVRIER 2009! Na ianareo manoratra ireo aza ve dia tsy mataho-tody? olona tsy mitondra basy tsy mitondra langilangy dia tifirina ankitsirano izao? F’angah tsy nisy bombe lacrymogène tao? ary mbola porofo ny nahatratrarana étui-na bala 9mm glock tao amin’io lapan’Ambohitsirohitra io!efa ho iray baoritra izany étui avy nampiasaina izany! aoka koa ho fantatrareo fa « TSY MBOLA TAFIDITRA TAO ANATY ZONE ROUGE IREO VAHOAKA DIA EFA NISY NITIFITRA VARIRARAKA » Eo amin’lé parking Ambohitsirohitra io no nisy bande mena sy fotsy milaza fa zone rouge fa tsy eo anelanelan’ny FInance sy ny trésor! KA AZA FAHANAN-DALITRA NY VAHOAKA! Milaza ianareo fa ny mpitarika no diso??? DIA TENENO KOA INGAHY ZAFY ALBERT NITARIKA ANAREO TENY IAVOLOHA TAMIN’NY DIABE 1991 FA TSY RATSIRAKA! Satria nanafika lapan’Iavoloha ny olona notarihiny tamin’iny fotoana iny raha izao raisonnement-nareo zao!
TSY HISY HINO ARY TSY HISY HANAIKY MIHITSY FA I ANDRY RAJOELINA NA I MONJA ROINDEFO NO MPAMONO OLONA TAMIN’IZAO HABIBIANA IZAO FA HO AN’NY ERAN-TANY DIA RAVALOMANANA NO NAMONO VAHOAKA! Tsy misy azonareo ahodikondina amin’izany ny sain’ny vahoaka malagasy! Mba manontania olona eny an-dalam-be izany 7 fevrier teny ambohitsorohitra izany fa aza be analyse eto fotsiny!
le Mercredi 10 février 2010 à 7 h 34 min
Tu as beau huer, tel un échantillon démoniaque de l’éspèce humaine, présent partout du type qui s’annonce peuple malgache, toi et ton horde:
- RIEN N’Y FERA!
- D’autres témoins occulaires se lèveront tôt ou tard. Pour dénoncer, petit rappel, les corps encore en vie ou non, tout bonnement ramassés, par certains camions…
le Mercredi 10 février 2010 à 8 h 29 min
Manao ahoana daholo indray isiké! ela ela zany!
fa ty resaka iray ity no tsy haritro de miverina kely ndray lo.
raha resaka vonolona t@ 7fev de mandry ny saiko raha ny momba an-dRavalomanana. tsy melokizy, ary madio ny tanany. ninoninona lazain’ireo tsy tia azy, fantatro ny marina. ary samy mahalala izany isika. eny fa na de ireo tan-dapa t@io andro io aza madio ny tanan’izy ireo satria rehefa
le Mercredi 10 février 2010 à 8 h 59 min
LA VOIX DU PEUPLE
RAVALOMANANA=ASSASSIN! RAVALOMANANA=LA PAUVRETE!
RAVALOMANANA=VOLEUR! LES PEUPLES MALGACHES NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA ET Cie!
LA VOI DU PEUPLE DIT QU’ON NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA! RAVALOMANANA=NON! NON!NON!NON! A L’INFINI……………………………….
le Mercredi 10 février 2010 à 9 h 14 min
tohizako aloha zay!
rehefa nisy feom-basy nipoaka dia nanome baiko ny anaovan’ireo mpitandro ny filaminana nanao barage repli ny lehibeny(ireny raha mobile ilay hetsika no atao hoe sommation). nisy barage telo teny antaninarenina raha ny fitadidiko azy, tsy resahako ny taty ambohidahy sy ambohijatovo ary antsahavola. rehefa mihoatra io barage farany io ianao, dia efa tafiditra ao anatin’ilay zone rouge izay. nirongatra ny olona rehefa nahazo toromarika t@ireo mpitarika ary t@ izay indrindra no nisy nitifitra avy aty afara, nihembotra ny force, zay vao nanao riposte ny avy ao anaty lapa satria misy ny mpanafika. aza adinoina ny fomba fiteny fa izay mangarom-bava mpamosavy, ary izay miaka-dapa tapa-doha. tsy hanao izay hampalahelo ireo niaram-boina akory ny tenako na andatsa azy ireo indray, na dia nitady raharaha aza, satria voafitaka ianareo sy nofahanan-dalitra. hatanteraka ilay « tolona » mantsy dia tsy maintsy nasina ra latsaka sy faty olona hamendrofendroana sy handrangitana azy rehefa misintaka fa mahita ny adalany.
ary hodian-tsi-hita ve ireny olon-tsotra mirongo basy nadeha teny ireny? toy ilay teny anosipatrana t@ nanafika ny mbs?
ary iza amintsika izao moa no tsy nahita ireny horonan-tsary nampiseho ireo fivoriana maro samihafa nikenokenonana ny fanonganam-panjakana ireny, olona ao amin’ny HAT ankehitriny daholo izy ireny. hita tao izany hoe « il faut trouver des accusations comme quoi Ravalomanana est un traitre, Ravalomanana est un assassin. reny ry augustin andriamananoro ireny tao, ry rolland ratsiraka, de iza ko mo le sola be mpitondra teny ny présidence-ry zareo iny? fitenin-ndry zareo ireo ny hoe aleo ny tantara no hitsara. fa ny ahy, fantatro izay hinoaka sy ny marina momba iny raharaha iny. raha mbola misy olon-kafa hiteny ratsy sy hanasoketa an-dRavalomanana aza eto.
zay ny ambangovangony mba tiako nozaraina teto.
farany, raha misy mahalala, misy hira mpandeha izay, tiako tokoa izy iny, inona ny titrany ary iza no mpihira azy, izao fotsiny no sombiny, ary izay no tena tadidiko:
RAVALOMANANA, C’EST LE PEUPLE QUI T’AS CHOISI, RAVALOMANANA…
MADAGASCAR I LOVE YOU, PEUPLE MALGACHE JE VOUS AIME BEAUCOUP…
Vous avez dis non à la manipulation, non à la division, non à l’intoxication, non à la désinformation… OUI A LA DEMOCRATIE
Vous avez fais dam dam dam dam DEVANT LE CANDIDAT DE VOTRE CHOIX! RAVALOMANANA!
le Mercredi 10 février 2010 à 9 h 16 min
MAGRO = stabilisateur des prix pour éviter l’inflation! = RAVALOMANANA = SOLUTION POUR SORTIR DE LA PAUVRETE!!! = candidat de mon choix!
le Mercredi 10 février 2010 à 9 h 18 min
AVERINAY ETO INDRAY FA:
RAVALOMANANA=ASSASSIN! RAVALOMANANA=LA PAUVRETE!
RAVALOMANANA=VOLEUR! LES PEUPLES MALGACHES NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA ET Cie!
LA VOI DU PEUPLE DIT QU’ON NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA! RAVALOMANANA=NON! NON!NON!NON! A L’INFINI……………………………….
le Mercredi 10 février 2010 à 11 h 29 min
NA HAVERINAO INJATO AMAN’ARIVO ETO ARY IO RY VAHOAKA NY MARINA IHANY NY MARINA A, ny olona mahafantatra ny marina fa nareo tgvistes no te ho dondrona hataon’i rajoelina sy monja roindefo sorona any, zaho aloa na inona hitsaràna ahy na inona dia tsy malahelo an’ireny jiolahim-boto mpanendaka sy mpanani-bohitra maty t@ 07 février reny zaho e, izy samy izy ihany no nifampitifitra teny, ny mampalahelo ahy fotsiny dia i Ando mpanao gazetin’ny RTA, nahazo sary civils nititra be dia be izy, avy eo tonga dia nisy nitifitra ny tendany dia nisy nagalatra ny caméra teny aminy, ireny olona lazaina fa vahoaka ireny dia saika mbola handroba tao ambohitsirohitra ihany, asa heveriny fa TIKO sy MAGRO angaha tany dia hoe hananika dia handroba, kay novonoindry rajoelina sy ry i monja roindefo avy eo, na inona na inona tenenin’i vahoaka sy nadia foza dia I Andry Rajoelina sy i Monja roindefo no tompon’andraikitra t@ ireny ary fantany tsara zany, iza no nitarika ny mpandroba nankeny @ palais présidentiel?? I ANDRY RAJOELINA SY I MONJA ROINDEFO, iza no nitarika ny foza nandoro tvm sy rnm sy mbs ??? I ANDRY RAJOELINA , iza no namporisika ny foza nandrobA orinasa sy tranombarotra be dia be teto madagasikara??? I ANDRY RAJOELINA, iza no mpanongam-panjakàna nahatonga an’i madagasika ho tafahitsoka anaty fahantrana lalina??? I ANDRY RAJOELINA ,i ANDRY RAJOELINA dia efa mihosondrà , ary fantany tsara zany ka tsy hi engager olona hanao enquetes zany izy, JEREO TSARA IO SARY IO RY NADIA FA IO NO ASATANAN’I ANDRY RAJOELINAREO SY VAHOAKA, mba fanontaniana hapetrako kely amin’i NADIA SY VAHOAKA: RAHA IZAHAY LEGALISTES VE NO MBA HIAKATRA ENY AMBOHITSIROHITRA HANALA AN’I RAJOELINA MPANONGAM-PANJAKANA DIA TSY HITIFITRA VE NY MIARAMILAN-DRAJOELINA???, ngamba dia asa fotsiny, fanehoan-kevitra ao @ MAGRO aza dia efa tsy tantiny??!!!mbola mitohy io famonoan’olona hataon’i RAJOELINA io @ zao fotoana zao , toy ny faharavàn’ny AGOA zay fantapoko fantapirenena fa i ANDRY RAJOELINA no nahatonga an’izany, dia mbola hilatsaka koa ny sazy aratoekarena , mbola i ANDRY RAJOALINA ihany no anton’izany
ANDRY RAJOELINA: MPANONGAM-PANJAKANA,MPANDROBA, MPANGALATRA, MPAMONO OLONA, DEVOLY RAINILAINGA, nankaiza foana ty ppn efa eny ambony sambo???TSY HISY HANAIKY FOTSINY ETO FA I DADANAY RAVALOMANANA MARC FILOHAM-PIRENENA VOAFIDY ARA-DALANA TSY MAINTSY MIVERINA ETO, HIFIDY AN’AZY ZAHAY DIA 1 ER TOUR DIA VITA
TGV: DEGAGE FA TSY ZAHAY TSY MILA, IO FA NANAO FIVORIANA MIAFINA TAO AMBOHITSIROHITRA NIARAKA T@ MIARAMILA, AN-TENDA NY AINA FA HILATSAKA NY SAZY, MBOLA AIZA NO HAHAZO ANAREO RY TGVISTES A!!
le Mercredi 10 février 2010 à 12 h 10 min
Na dia tsy te handray anjara aza ny tenako dia tsy mety fa mahatsiaro manana adidy fa gasy ihany koa na dia mipetraka aty ampitan-dranomasina aza satria dia gaga raha nahita t@ gazety iray tao @ nosy la reunion raha sendra nan-dalo tao izay tsy nisalasalan’io gazety io nilaza fa ny firenena frantsay no manohana an’i ANDRY TGV t@ coup d’etat izay nataony ary koa ny filazana fa ady hoan’ny anglophone sy ny francophone hono no hiseho eto dago satria vonona ny handray ny miaramilan’ny sadc ny miaramila gasy izay hampian’ny frantsay (jereo ny le quotidien de l’ile de la reunion date vend 05/02/2010) DIA LASA CHAMP DE BATAILLE IZANY I DAGO ,tokony hieritreritra ny olona niavian’izao fa ny vahoaka no milanja ny vokany , mba saino ny hoe bagdad bis sa kaboul izany i tana .
le Mercredi 10 février 2010 à 12 h 26 min
shouka !
C’était l’unique solution, pour remplacer les systèmes archaïques de l’ère Ratsiraka !
Beaucoup n’avaient pas su analyser ou appréhender les choses comme toi, tu l’as fait !! Trouver, ou mettre en place la structure adéquate, le temps d’un mandat n’était pas chose aisée. Mais il faut reconnaitre que la com a été mal faite ! Manque d’explications ! Ouvrir ( en 2003-2004 ) le capital à des « financiers » purs et durs, aurait été catastrophique pour les malgaches !TTTTTTTTTTTTTTTTTT
le Mercredi 10 février 2010 à 12 h 33 min
AMBOTSIROHITRA : JMC avait « présidé » ou « assisté à » une réunion des Hauts gradés de l’Armée Malagasy, avec le PT ! En quel honneur ? Et quid des autres ambassadeurs ?
le Mercredi 10 février 2010 à 12 h 54 min
Izany ve dia milaza fa hoe mihevitra ny hiala tokoa iDOmelina ?
Sa kosa tena fametrahan’ny frantsay ny drapeau-ny any Dago ? Tsssss
le Mercredi 10 février 2010 à 12 h 56 min
KM
YES
comme cela avit déjà été évoqué sur topmada…
L’ultralibéralisme est un poison pour un pays en devenir.
Programmer un développement après 25 ans de déstruction massive à la Ratsiraka est un travail de titan.
L’intervention PUBLIQUE est primordiale en période de reconstruction et d’actions en investissrement pour une infracstructure indispensable.
L’action sociale n’avait pas été pensée.
Et la communication insuffisante : oui.
Ravalomanana a subi de plein fouet, de surcroit , l’impact de la CRISE ECONOMIQUE MONDIALE , les opportunistes de tous bords ont su alors manipuler les circonstances.
Et le bon peuple de TANA facile à pousser à la boucherie de février 2009…..
La mémoire en est difficile , mais à retenir pour l’avenir est à retenir pour l’avenir.
En ces temps de crise les plus grands économistes reviennent en gros vers ce bon monsieur Keynes , qui gagne du terrain sur les Friedman et C°.
James Kenneth Galbraith (éconiomiste et fils de l’économiste Jhon K.G.)indique que le:
culte du marché libre a été » instrumentalisé » par les promoteurs d’un « CAPITALISME PREDATEUR » !
Que les états doivent « planifier » car les marchés ne peuvent penser à l’AVENIR!
Va expliquer tout cela à ton S.K. préféré…
Sans compter que le Nobel d’économie 2010 a été dédié à deux chercheurs américains sur la « gouvernance économique » : Elinor Ostrom et Oliver Williamson…
….respectivement : 76 ans et 77 ans ! des vieux que Rajoelina n’écouterait pas : il veut des « djeunes » selon son « brillant » discours sur LCI.
MDR
le Mercredi 10 février 2010 à 14 h 51 min
Tsy « peuple malgache »
Aratsiho ihany hoy aho President Ravalomanana fa araka ny hanaovanao an’io fihetsika io no vao maika hankafizan’ny PEUPLE MALAGASY azy ary ahatsiarovany ny soa vitany teto amin’ny firenena.Izany lehilahy izany no atao hoe OLOMBELONA VANONA.
Allez-y. Mihaino anareo izahay ary mijery ny hagaigenareo.
Homba antsika Andriamanitra.
le Mercredi 10 février 2010 à 15 h 05 min
GBD,
Marché PPN io resahako io ! Mila encadrer-na, AFIN DE PROTEGER LE POUVOIR D’ACHAT DU PEUPLE, FACE A UNE LIBERALISATION ( A OUTRANCE ) DE L’ECONOMIE, IMPOSEE !!!
le Mercredi 10 février 2010 à 18 h 14 min
oui , très bien a minima
Au fait j’ai déduit qui JMC…la castagne ?
le Vendredi 12 février 2010 à 12 h 26 min
Matimaty foana ny olona. I ratezevorika lasa prezida sandoka ary i roi des fous nanangona sy bois de rose mba hiadanany hono …
I Ramarosahona nandova velona ny fananan-dRavalomanana satria azy hono i Madagasikara ka izay harena miforona ao dia ananany fahefanan
What a wonderful World hoy ny hira
le Vendredi 12 février 2010 à 12 h 55 min
ory peuple malagasy a!
mba valoi kely hoe ireto azafady raha tsy mahadiso !
hono ao: nisy olona very an’asa be dia be ohtran’izao ve teto talo an’ny 2009?
nisy mpivarotra mivagogo be dia be ohatra n’izao ve teto tana talon’ny 2009? ( porofo ny fahantrana zany)?
lafo be ohatra an’izao PPN taloan’ny 2009?
dikany izany iza ny nampahatra antsika malagasy zany valinao kely azafady ?
le Vendredi 12 février 2010 à 13 h 06 min
Ny vola tokony hanaovana Fifidianana (20mars mbola any ANGAMBA) raha ny fiheverako azy, ka io vola io no hampiasaina hanaovana REFERENDUM amin’ny vahoaka raha ekeny(vahoaka) ny handraisan’i Dada ny Fitondràna mpahatongan’ny Presidentielles vaovao.
Nohazavaiko ihany izany ao @Topmada, kanefa eto no hitako fa mety ahitàna hevitra sy fandinihana tsara lavitra kokoa.
Misaotra anareo mamaly.
le Vendredi 12 février 2010 à 13 h 19 min
HONO AO/ FANGA MISY VOLA NATOKANA AN4IZANY FIFIDINANA IZANY E!?
TSY MISY VOLA NGE RY FRED E!
le Vendredi 12 février 2010 à 13 h 33 min
Fa nankaiza daholo ny vola e ? Lanin’iza ?
le Vendredi 12 février 2010 à 13 h 46 min
Ô ry nadiah ô, aza miafina e ! Za zany malahelo an’i lay coucourge kely e !
MDR !!
le Vendredi 12 février 2010 à 13 h 47 min
eny tompoko nisy daholo ireo voalazanao ireo t@ 2002 saingy ianao mety tsy tany Tanindrazana