Misavorovoro tanteraka ny Foloalin-dahy sy ny Tafika Malagasy ankehitriny.
Vao omaly ny omaly ohatra no mifandrahona hifanafika ny miaramila sy ny polisy tany Toamasina, saika hanafika ny kaomisaria tao Antanambao II ny miaramila miisa 50 lahy milanja fitaovam-piadiana mahery vaika izay saika hanafaka an-keriny ny lehibeny nosamborin’ny Polisy noho ny fandikan-dalàna nataony,… ny aty andrenivohitra anefa misavorovoro ny Toby iray.
Niarahantsika naheno “tsy misy mahazo manao fanambarana raha tsy mahazo alalana avy amin’ny lehibe” hoy ny Cemgam Ndriarijaona André raha nanao fanambarana misesisesy ny andiana manamboninahitra tao Ambohitsirohitra novalian’ny manamboninahitra sivy tao amin’i Carlton. Nanambara mihitsy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministera fa “iray tsy mivaky ny tafika”. Nandeha indray ireny fikomiana teny amin’ny RAS Ampahibe, dia mbola nohamafisina indray fa « tsy vaky ny Tafika », nipoitra indray ity raharaha « FIGN » izay ifampiangan’ny mpiray Toby fa nahazo volabe 500 tapitrisa Ar tamin’ny Filoha Ravalomanana, ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena ami’izao fotoana izao dia ny Jeneraly Bruno W.Razafindrakoto izay nanamafy fa «tsy nisy, tsy misy, tsy hisy mihitsy izany vola izany». Tetsy andaniny misy ireo zandary sahy mijoro vavolom-belona mihitsy fa nahita izany vola izany, ny lehibe ao amin’ny Toby Fort Duchesne Jeneraly Zafera Viennot Chritian aza dia nanambara mihitsy fa «misy io volabe io, izahay no nanohana sy nampahomby an’i Andry Rajoelina tamin’ireny tolona nataony ireny, (…) tsy misy resaka fanonganam-panjakana ity resaka ity».
Mibosesika ao an-tsaina ny fanontaniana :
- Efa nahazo alalana tamin’ny lehibeny ve ireto Tandroka aron’ny vozona mifanasa vangy, miady vola ireto? Sa samy mpiara-mitolona ka tsy maninona raha maneho hevitra ?
- Vaky am-batolampy izany fa nanohana ny fanonganam-panjakana ny Toby Fort Duchesne?
- Tena manao politika mihitsy izany ny Tafika Malagasy?
- Mbola iray ihany ve ny Foloalindahy sy Tafika Malagasy amin’izao fotoana izao ?
- Noho izany tsy tokony hanara-dia ny VPM Ny Hasina Andriamanjato hametra-pialana koa ve ny Ministra Fat Nöel Rakotonandrasa sy ny Cemgam Ndriarijaona André fa tsy mahafehy ny olony?
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:






Io no tetik’ady hidiran’i lafrantsa an-tsehatra, ka samia mieritreritra amin’izay ! Tao anatin’ny scenarii-ny daholo izao. Tsy mila azy (miaramila ) mihiditra ao Dago. Aoka ireo terataniny handeha hody dien’izao, fa tsy eo vao hilaza hoe : Tonga izahay, hiaro ny TERATANINAY SY NY FANANANY !
Tsy mila DIRECTOIRE MILITAIRE koa !
Mihevitra aho fa mba hiray hina ireo Mouvances TELO, amin’izao fotoana hikorontanan’ny Miaramila izao
HANAO HETSIKA MIEZINEZINA, HANALANA ny HAT
SY
HANDROAHANA NY FRANTSAY SY ETO MADAGASIKARA !
Izao no fotoana hanaovana azy dieny mikorontana tsy misy lohany ny miaramila.
Fa naninona kosa no mikorontana tahaka an’izany ? Lany angaha ny saosy ? Aoka hilamina fa ny tany hindramina. Vao oviana re no nifanolo-boninkazo hoatran’ireny mpifankatia tamin’ny Saint Valentin ireny no sady niozonozona fa iray tsy mivaky no sady tsy manao politika. Sa nahazo hoatrinona indray dia mody manao vazaha mody miady eo nefa ny tetik’ady hivarotra tanindrazana amin’ny Lafrantsa, dia ho avy amin’izay i Ramihone Amédée handamina, dia horaisin’i Lafrantsa ambongadiny amin’izay Madagasikara ?.
Mbola tsy tsapanareo ihany ve ry mpamadika tanindrazana fa ny paikady rehetra napetrakareo dia nandamoka hoatran’ny atody lamokany daholo hatramin’izay ka hatramin’izao ? Satria masina loatra ity Madagasikara ity ka tsy azo sandàna vola na hamidy toy izao ataonareo izao. Raha mbola tsy tsapanareo ihany izany, dia tohizo hahitanareo ny farany.
Vous recommandez dans votre préambule:
« Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés. »
A la lecture de plusieurs posts de ce 13/2/2010, je doute fort que vos « modérateurs » fassent le travail de Probité qu’on leur demande. Il me semble même que ce GasybeDemocrate, un petit tyran et véritable traître en puissance, plein d’amertume, peut-être parce qu’il n’a RIEN REUSSI dans sa minable existence à part PASSER SON TEMPS à tenter (quoi d’autre d’ailleurs) de lever des Gasy contre leurs semblables, ce dangereux malade s’offre une TRIBUNE IMMONDE sur ce site. Faisons un peu de profiling. Un gars de plus de 50 ans, amer, ayant fait – vu la correction de son français – une faculté de pseudo sciences humaines et politiques, un parcours que la france destine à des minables qu’elle ne portera jamais à un quelconque pouvoir ni dans son propre pays, ni ailleurs. Que de l’INUTILE pour les enjeux REELS d’un pays comme Madagascar!
Je vais répondre sur un point trés précis sur les divagations IGNORANTES ET CRIMINELLES de ce pseudo-intellectuel GBD. Il fustige les Gasy qui ont la nationalité française, les affublant de toutes les capacités à trahir leur pays d’origine, celui de leurs ancêtres, n’en déplaise à un fasciste ECOEURANT. Certes, comme dans toute communauté humaine, il existe de telles personnes, comme il existe des RATES que personne n’écoute et qui trouve un éxutoire à lancer des FATWA à tout venant. Pour mon cas bien personnel, j’ai eu beaucoup de mal à ce qu’on m’accorde à nouveau la nationalité française alors que j’étais étudiant à Strasbourg. Mon père a été mobilisé pendant 9 ans pleins à Madagascar en 39-40. J’avais beaucoup de soucis pour mon maintien dans ma préparation aux concours d’ingénieurs d’alors. Les autorités françaises m’ont retiré à moi et à mes frères et soeurs tous les papiers qu’elles m’avaient octroyés depuis Madagascar et qui m’avaient permis de venir en Maths Sup et Spé à Strasbourg. J’ai eu à mener de front, d’une part mes études et de l’autre des convocations à ne plus finir à la préfecture du Bas-Rhin. La france a mis 10 ans presque jour pour jour pour me reconnaître cette foutue nationalité et j’ai été de tous les statuts, allant de sans-papier pendant 7 ans à celui d’apatride pour le reste. JE N’AI PAS CETTE NATIONALITE DANS MON COEUR, MAIS DANS MON EXISTENCE QUOTIDIENNE QUI EST DEVENUE PLUS VIVABLE, MOINS INQUIETEE.
Je ne raconte pas mon histoire pour apitoyer quiconque. Je TIENS à SOULIGNER à ce GBD cependant, qu’A AUCUN MOMENT JE NE ME SUIS SENTI TRAITRE A MA RACE, A MES ANCETRES et que j’ai oeuvré et encore oeuvre pour AMELIORER LES CONDITIONS DES ENFANTS MALGACHES QUI SONT AUSSI MES ENFANTS! Mes frères et soeurs et ma famille et beaucoup de Gasy à l’étranger qui ont une nationalité CANADIENNE ,AUSTRALIENNE ou ALLEMANDE et je ne parle que de ma famille, TOUS SONT IMPLIQUES DANS LE DEVELOPPEMENT DE MADAGASCAR. Au lieu de cracher du VENIN de DEFINITIVEMENT RATé comme ce GBD, NOUS FAISONS DU BIEN A NOS COMPATRIOTES MALGACHES, NOUS AVONS DES AMIS ETRANGERS, MEME FRANÇAIS QUI NOUS SECONDENT ET NOUS PENSONS QUE NOUS AVONS LES MEMES DROITS QUE N’IMPORTE QUEL ORIGINAIRE DE MADAGASCAR S’AGISSANT DE SERVIR MADAGASCAR. Votre discours Monsieur GBD ne tient qu’à de l’amertume DOUBLEE DE JALOUSIE et d’une TERRIBLE IMPUISSANCE QUE VOS PROPOS TRAHISSENT! Vous ne méritez MEME PAS que je m’énerve à votre endroit, vous êtes SI MINABLE ET RABOUGRI, si IRREALISTE ET IMPOTENT, si INSIGNIFIANT et MENTALEMENT ATTEINT, si PEU INTERESSANT COMME LE SONT LES FRANCAIS QUE VOUS POURSUIVEZ A TORT OU A RAISON DE VOTRE HAINE, si PERDU!
Vous pouvez HAIR Rajoelina, mais IL Y A UNE GRANDE DIFFERENCE: IL EST AU POUVOIR, VOUS N’Y ETES PAS ET N’Y SEREZ JAMAIS! IL FAUT T’Y FAIRE MEC!
izao no atao hoe « karakarao fa mivoaraka » e! tahaka izany moa no fanaonay rehefa ho resy ny ekipa ny andaniny ka dia rarafana ny fanafihana sesilany ary amin’izao tsy asiana » temps mort » mihintsy fa fanafihana sesilany . Alefaso ny horakoraka isam-pokontany e! alefaso ny filaharana indray aloha raha mahazo alalana ! mila milahatra kely fa mangataka alalana aloha e! Mahereza daholo fa momba antsika Andriamanitra !
Quel tirade ! Véritable hommage à quelqu’un d’insignifiant ! N’est-ce pas « Monsieur » GBD ? Votre circoncision date-t-elle de quelle année, afin que je puisse situer votre âge ?
MDR !!
En analysant de très l’évolution de la situation au Pays ,il me semble que ce sont les Forces Armées qui semblent être prises et divisées entre la volonté des « soit-disant légalistes » de jouer leur rôle de pacificateurs et l’entêtement des mutins vénaux de continuer à soutenit la hat agonisante..et puis..un climat certain favorisant les » demandes ‘explications et …la tentation de rendre des coups ,des comptes..!
Dans tous les cas , il faut absolument « réformer et reformer nos forces armées ,qui diurant une année Nous ont donné les copies conformes de bandes organisées pour terroriser ,pour voler , pour exécuter des ordres dont ils marchandent auparavant le pri de l’exécution..
Oui des militaires crédibles ,qui sont conscients de l’acte qu’ils ont manqué dans le cadre de la mission qui leur incombe..!
Oui je veux bien qu’un » fadio iray siny tsy mahaleo fandoto iray tandroka ! ».
Alors un ultime sursaut d’orgueil , d’indignation…?
Aza dia be resaka ianao ra-joetke, fa raha injeniera no tsy maharaka resaka toy izao, toa mampalahelo ihany !
Sa mba tia hiseko hoe, vazaha ? Santionan’ireo Gasy tsy alehany ianareo ! Rabougri atrany amin’ny atidoha ! Misy fahavoazana !
à Joetke!
Je ne suis pas GBD !
Mais je m’eparçois que VOUS VERSEZ dans les insultes!!!
Vous n’avez aucune idée que de defendre les francais tel que vous les imaginez en France, car les francaia à Madagascar, je parierais que vous ne les connaissez pas tant que cela. C’est votre droit.
Mais vous etes Ingenieur ? en quoi svp?
Il faut aller plus souvent a Madagascar, pour savoir,
Comment et Pourquoi
aider les malgaches.
Il ne faut pas ecouter les bobards de ceux qui vous entourent ACTUELLEMENT… ! ou il faut changer carrement de connaissances, c’est le mieux je crois.
GBD: à la première minute, on te prend pour un homme!
Mais non, un peu d’indulgence, GBD EST UNE FEMME.
Hé GBD: quand viendras-tu à Mada?
L’on pourra faire fifty-fifty pour un voyage au Sud du pays, particulièrement à Fort-Dauphin. Les Great Canyon de l’Isalo sont restés intacts: magnificence!
Par la suite, l’on ira à l’Est. Que dis-tu de Foulpointe? Belles rives non profondes au bord de la mer où j’aime bien nager. Les langoustes SI NATURES à gogo: quelle délice!
Et l’on verra dans quel état la récente incendie a réduit cette petite ville.
Pourquoi pas en Décembre, pendant la saison du letchis?
drriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii!9za maita ny hafa misy fahavoazana no tena misy favoazana ,
ny zavatra fantatra dia izao : raha tsy nahazo baiko ireo miaramila ireo dia tsy sahy andeha hanafika ny polisy, IMPOSSIBLE . Dia midika izany fa misy source io, misy soutien avy ao ambony !!!!!
Raha resahiko kely ny momba ireto FIS (force d’intervention spéciale):
- Herinandro lasa: nitady hisambotra an’i Fetison nanao valan-dresaka tao @ Carlton. Nony vao voalaza ny vaovao, nahazo coup de telephone indray ny MATV fa hisambotra jiolahy gaigy hono no anton-dian’izy ireo tao: ha ha ha.
- Omaly: Nanao valan-dresaka mikasika indrindra ny resaka ota sy fady tao @ Motel Anosy, anisan’ny nandray anjara t@ Raveloson Constant. Tonga indray ireto FIS nanao bemidina. Nahazo coup de telephone avy tany @ Zandary Ravalo hono izy ireo hoe tongava eny fa misy vehivavy mifanakenda ao.
Rahefa tsy azo ilay tian-ko-samborina, dia fikan-jazakely tsy mankaiza no ampiasain’ireto TGVendran’isany!
AOK’IZAY!
Ahoana ary ny kaozin’ireto vehivay ireto. Sahy mandeha irery ve ianareo ? Avela amin’izao ve ianareo sa mba mila Mpiambina ihany ? Masiaka be anie ny miaramila any any e !!!Moa tsy marina izany r’i KM ?
driiiiiiiiiiiii! haona no tsy sahy handeha?
Joetke: aza moeboebo e!! Politika no resahana eto fa tsy misy resaka Mari-pahaizana fa samy afaka maneho ny azy daholo raha izay no ilaina. Dia aza miaro Frantsay fa rehefa frantsay dia tsy misy ilana azy fa mpanjanaka ary aza arovanao ko Domelina fa olona maivan-doha na bacc ary tsy anana sady mpivarotra Tanindrazana.
Dia mba ilazao ohatra iray t@ zavatra nataonao ho an’ny zaza Malagasy ary ry Joetaka a? na ny anaranao ary misy Racine Joelina.
Fa misaotra ihany mahatsiaro an’i Dago na dia efa frantsay ary e.
KintanaMananDrambo a dit :Ndrosany sy i Dr C.R.!
Iza no nanakana an’i domelina tany amin’ny ONU ? Ny SADC ! Francophonie ? M/car, out !Lasa i Khaddafi, niova hevitra ny UA !
Resaka lobbying natao ary mbola Ataon’ny frantsay io, ary mbola MITOHY, amin’izaho MANORATRA IZAO
————————————————–
Dia mametra-panontaniana izao manoloana izany « lobbying frantsay zany » satria efa ela no mandeha ny resaka, tsaho ve sa tsia, oe ny mahamaika an’io firenena io dia ny hidiran’ny tafikany ao Dago oe hiaro ny teran-taniny ra misy ady mahery vaika eo aminy samy Malagasy. Koa inona zany no tetik’ady tsika mba hijoroana hanohitra an’ireo faty nefa tsy hisian’ny fifandonana azahoan’io firenena io miditra miaraka amin’ny miaramilany, hanjanaka indray ny Malagasy. Satria mazava fa raha tafiditra eto zany tafika zany dia tsy hivoaka intsony ???
Miandrandra lehibe dia lehibe filaminana @ izany fotoana mbola lavitra izany, ry Fred an! Tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny koa ka mba tenitenenina.
Fred, tsy ny miaramila ihany, fa eo koa ireo dahalo ! Andraso, fa ho resahin-tsika, i Malahelo ! Ny praograma any atsinana, efa nanao proposition i nadia, fa toa ao Ambodiatafana ilay izy ! Toa mampatahotra ihany ! Ho tezitra eo koa i Maevanilla ! Sa ahoana ry voa tavo kely ? Izaho aloha rehefa mankany, dia any Fénérive e ! Mba hanao pub kely aho, ao amin’i Belle Rose, no mba mahafinaritra ahy !
Qui est ce Joetke…un Malagasy pion des francafrique ds MyDago? soyez objectif et raisonnable avec la situation ou Madagascar et ses citoyens sont entrain de vivre.
La France a un grand interet sur Madagascar et veut a tout prie avoir LE PAYS A N’IMPORTE QUEL PRIX ET MOYEN…son approche sur le coup d’etat n’est pas reussi et ne va pas reussir, la resistance est en Imerina comme « Arivolahy Tsy Maty Indray Andro », ca me rappeler des incursion francais en 1896…mais cette date n’est pas 2010.
Il faut prendre au serieux le scenario ou la France voudrait annexer Madagascar et en particulier Antananarivo, le capital de tous les Malagasy et le nerf de l’economie nationale.
On sait que la strategie de la France est toujours diviser pour regner en integrant ses elements TGVistes, PADESM, Putschiste la ou le feu pourra se produire (policier, gendarmerie, militaire…partie politique, television et radio nationale et privee aussi…)
Il faur faire attention…GBD, Fred, HA, KM, Dr Celestin , Verohanitra…je vous remercie pour vos echanges et opinions de patriotes…
Haroso,
Ny communauté internationale, dia manao izay tsy hisian’ny ady an-trano ao Dago ; izany no mahatonga an-dry zareo « hi-privilégier » ny sazy ara économique sy individuelle ! Ny satan’i Maputo, no vaha-olana, kanefa misy potsista tsy Tia an’io ( misy firenena mamporisika koa ), satria efa fantany izay ho valin’ny fifidianana ho atao ! FANEKEN’NY VAHOAKA AMIN’NY FOMBA OFISIALY, NY SAZY REHETRA ( INDRINDRA INDIVIDUEL ), NO IZY !
MIALA HO AZY IREO AVY EO. MILA MIARITRA KELY FOTSINY, TOA IZAY ADY AN-TRANO !
ALEFASO NY SAZY RY SADEC, UA, UE, FMI SY BM !!
AMIN’NY HERINANDRO AMBONY IO !
HoAIZA – KM
Misaotra loha Hoaiza tsy tezitra a! Tsy dia toerana fanaovana vazivazy ihany mantsy eto kanefa dia nao vazivazy tampoka teo aho.Azafady indrindra, be ny maloto fisainana mantsy !
KM
Efa azoko an-tsaina fa ny any atsinana no tena mba tianao satria :
Mazava atsinana e e !
Ny any amintsika e !
- Sazy voalohany : Foana ny HAT
- Sazy faharoa : Ndrianarijaona-Lylison-Sarla-Noely tsy Andrasana tan hampilamina ny tanàna.
Ny sisa,Avereno Dadanay fa izy no mahay ny sisa ! Efa vonona ny SADC ve hiaro azy ?
JMC avai beaucoup trop parlé de l’espoir qui est vivant chez les malagasy.
Je ne peux le cacher, je suis plein d’espoir !je ne peux etre le seul surement !
Les forces de l’ordre de la HAT sont toujours soutenues par la France avec leur appui militaire. Ce sera une interessante bagarre de voir les militaires de la HAT soutenus par la France combattre les forces du SADC. Quelle belle application des formations de combat que les militaires malagasy ont recu de leurs confreres francais.
Mamelom-panantenana ny valin-teninao ry KitanaManamDrambo. Dia miandry ny sazy avy amin’ireo Vondrona Iraisam-pirenena zany.
Nefa tsy maintsy manao zay vitantsika isika Malagasy fa tsy miandry ho toloram-potsiny eo.
Fa mitohy kosa ny fanehoana tsy fakansitrahana atao tsika Malagasy eny Magro, na Anosy, na aminy fomba hafa eny amin’ny fokontany manerana an’i Madagasikara. Tsara ra misy afaka manome toro lalana mazava ny hetsika tsy misy herisetra tokony atao?
Ny tena au chaud chaud eto Mada izao ry Arivolahy dia: ny attaque et vol à mains armées ô!
Vivement la mise en application sans trop tarder de ceci:
« Demande la mise en place rapide du processus de DÉSARMEMENT et de DISSOLUTION des milices dans l’objectif de rétablir une armée républicaine »
Amin’izao dia ambony ambany ny raharaham-pirenena, indrindra amin’ity herinandro ho avy ity… Ahoana ny GIC ? ahoana ny miaramila? ahoana ny governemanta? ahoana ny dokotera? Ahoana i HAT?
Marary ny tanindrazako… Fotoana fihetsehana izao r’olona. Tsy fantatry ny HAT izao izay ho vonjena…
Ahoana koa ireto mpivavaka ireto? Ao no tena zavatra ka mila tohanana.
Ho Aiza:
Il faut que les Fokonolona de chaque fkt se re-organisent a Tana pour diminuer les fleaux d’insecurite car les FIS, le FATy et les putschistes ne pourront pas garantir la secu…eux meme, ils ont du pain sur la planche.
Ialahy ity ry joetke ireny milela-b… Frantay ireny mihitsy, tsy mahay afatsy ny tombotsoan’ialahy, maninona izao raha nanao math sup tany Fianarantsoa raha tsy nahazo taratasy? Sa sodoakan’ny Frantay nefa avy eo ampifilafilainy? Ialahy izany ilay tsy hody any Dago mihitsy rehefa mahavita fianarana fa anisan’ireo hilofoka any Frantsa –> patriotisme zéro.
Ary ny Lapinou an’ialahy tsy ho ela dia hianjera ary ny namany ihany no hamingana azy fa aza taitra ialahy!!!
Mazotoa ao @ hiver ao fa izahay ho eny @ plage ny Nosy Bé e!!!
Connard!
Iarivolahy
marina fa ny fokonolona no tena azo hitokisana indrindraraha manao tetika politika .
Ao anatiny kahaoaka, ao am-pô ny vahoaka ihany ny mety jambaina.
Sady tsotra no mahavanana ny rehetra.
joetke !
la madame s’amuse…
La madame estime inutile de décrire son CV
La madame a fait ses preuves dans la vie et n’a pas de problème existentiel.
J’avais dit à un tgviste sur topmada , que ma nationalité française : je ne l’avais pas demandée , je suis née dedans .
Et je sais respecter aussi bien mes compatriotes d’adoption français (ils sont loin de ressembler à ce Rajouell) , mais j’aime encore plus mes compatriotes malgaches .
J’ai la double nationalité , et les Français que je fréquente honnissent les putschistes et les dictateurs .
TRES SIMPLEMENT
Hoaiza
,
j’avais annulé mon voyage en 2009.
Cette année j’ai bien l’intention de venir , sans doute aminy « lohantaona » voir comme d’habitude les baleines de Sainte Marie , et je voudrais faire le sud effectiveùent
Fort Dauphin (et les délicieuses langoustes fines de la baie de Lokaro) , attachement sentimental , et Tuléar. Morondava?
Peut être le pays zafimaniry , avec un petit trekking .
Merci pour ta proposition
J’aurais grand plaisir à faire votre connaissance à Toi , Maevanilla et Vero …les autres « madames »
MDR
Mince, nous les hommes sont out ?! MDR
Tsy mahagaga raha mikorontana ny tafika sy zandary fa ny lehibeny aza manana foto-pisainana toa an’ireny jeneraly natao fanadihadiana tamin’ny fahita-lavitra ireny ka nilaza fa mijery tokana hono ny parlementera eoropeanina nanome ireny sazy ireny ary manangana ady amin’ny gasy hono ny eoropeanina, aoka koa ny miaramila FATy izany hiady @ eoropeanina koa rehefa tsy voany ny SADC E!
En ce qui concerne l’armée ,le constat est amère:nous avons une armée indisciplinée,improductive,budgétiore,innefficace.
Indisciplinée ,comment peut-on expliquer les prises de positions,les conférences de nos fameux soldats?
Improductive car je me souviens encore du service civique qui assumait et le rôle de défense et sécurité,d’assistance médicale,de vulgarisation de technique agricole et d’hygiène..
Budgétivore car vu l’énormité des crédits alloués aux militaires,l’investissement est réduit à néant.
Inefficace car même la mission principale n’est pas honorée ,pire encore l’armée deient un instrument de repression …
Que la conférence nationale ose se prononcer sur notre problème,notre problème car depuis que l’armée a mis ses pattes dans le domaine politique,notre pays est devenu instable et pauvre.
Bon Saint Valentin à tous mes amis forumistes et plus particulièrment à GBD, laquelle est notre fierté sur ce site et même si nous ne nous sommes pas encore vues, jouit de notre entière estime. Je suis même allée jusqu’à proposer un jour, qu’on lui accorde le poste de co-président dans le gouvernement consensuel. Mais modeste comme elle est, malgré son savoir, elle n’a pas donné suite.
Ne vous inquiétez pas pour les madames de Mydago. Elles savent toutes se défendre bec et ongles. N’est-ce pas HA, Tess, Maevanilla et toutes celles qui sont à Dago ?
Vero !
La femme est l’avenir de l’homme ! Hoy i Jean Ferrat, mais pas moi !
Mialy serait-t-elle l’avenir de domelina ?
MDR !!!
Vero â
efa niteny ange izaho fa vonona anao conseiller technique BENEVOLE , na manao chef de projet izay tiana…gratuitement pour les copains.
Fa hoe haka responsabilité politique dia hoe misandoka ireto maro be te hanondrotra ny tanindrazana , sy hatao fa efa ela niady……
I KM tsy manadino any izany…
Honganantsika kaloa ireto jolahimboto ireto…
Na da izany aza raha eto frantsa ianao, atokiso fa tsy maintsy hifankahita intsika legalista…
Na dia aminy fankatiantsika mitovy hevitra , sy mpinamana fontsiny aza.
Tonga ny fotoana idinantsika ety anètany :mijery amin’ny maso tsy miangatra ireo fahasahiran’ny Vahoaka..!
Tsy fimenomenontsika eto ,tsy ny fanompana an-drajoelina sy ireo niara-nanongam-panjakana taminy ,tsy ny revigadra na ny fanovana vinavina tsy mitombona no hafahantsika manamboatra ny simba !
Ampy izay ny teny fa asa na vinavina’asa » azo tanterahan’ny eny amin’ny fokontany azon’ireo an’ireo kely tsy mba mamindro hatao..!
fotoana hijoroana sy fandraisana andraikitra eny amin’ny fokontany izany..!
Samy manana fokontany Isika dia ny eny Ambanivohitra nipoiran’ny Razantsika !
KM
C’est réciproque : un couple est complémentaire donc l’homme est aussi l’avenir de la femme, ils sont interdépendants.
Pour ce qui est de Mialy, elle a choisi de s’embarquer dans une galère avec celui qu’elle aime, pour le meilleur et pour le pire, comme le couple Asesisesikou. Est-elle à plaindre ?
KM
masositra mihintsy..
i Mialy sady tsara tarehy no manantsaina…
angamba tsy ampy kely ny « coté féministe indépendante »…hoatry ny betsaka , angamba dia mihevitra indrindra ny zanany…( ménagère de 30/50 ans au mental absorbée par l’intéret du foyer…) ?????????,,
DOMMAGE POUR ELLE.
FLUTE ALORS !
je n’avais même pa pris la peine de lire entièrement la tirade de Joetke
en tant que « tyran »
« traitre en puissance « ???
« raté »
et autres JOYEUSETES !
je suis littéralement : MORTE DE RIRE…
La psychanalyse peut aider , elle ne s’adresse pas seulement à des malades.
Il est vrai que certains ne supportent pas les secousses violentes de leurs trajectoire et font des fixations.
Pour la petite histoire ,lorsque je procédais à recrutement d’ingénieur , je passais à la loupe le CV qui aurait du être soumis à l’APEC pour avis avant de postuler…
Il y a des ingénieurs à parcours et personnalité brillants et des….. médiocres.
C’est la vie…
Ouais aky Gasybe, on fera le tour de l’île. Je n’ai pas oublié les langoustes du coté de Foulpointe et d’Ifaty (Tuléar)et encore moins les huitres de Majunga ou les crabes de Diego. Oui, notre île est belle et matsiro sakafo. Tsy maintsy mahita an’i Véro tsika fa ny point de RV fotsiny no olana. Ahoana no atao sao dia Tgviste no mi se passer pour Véro !!! Sô dia basy Kalasy no mivandravandra be avy akeo !!!
Fa inona moa no andrasana sy azo andrasana amin’ireto atao hoe tafika sy miaramila ary foloalindahy ireto?
Ny zavatra tsara ho fantatsika dia izao, maro amin’ny zanaky ireo atao hoe « jeneraly » ireo no nandefany ny zanany hanompo ny firenena vazaha. Izany hoe, maro amin’izy ireo no nandefa ny zanany hanao Légionnaire. Moa mahagaga ve ary ahagaga ve raha toa ka tsy mety milamina ny resaka ao anatin’ny tafika?
Salut Bab’s !
Faly be zâ raha afaka mifankahita isika retra rehefa milamina tsara ny tany. Tour de l’île complet no tsara fa enga anie mba efa vita ny lalana fa raha hoatran’izao dia efa iompiana ganagana ny ankabetsahany. Any aminareo lou, dia any amin’ny GBD, dia any Fénérive est any amin’i Belle Rose mou, dia aty aminay. Amin’izay ndroky asaiko manao kichedegrenoy. MDR !
Belle Rose izany ve tsy any Maurice?
Alider,
Misy Belle Rose koa ao Fénérive ! Tsotsotra, madio, ary koa tsara sakafo ! Ary indrindra mba gasy, no tompony !
hanome vola aniza? hi hi hi hi raha fantatrao mantsy
Vaovao vao nilatsaka ity:
MEDIA : Lolo Ratsimba et Didier Ravoahangiarison, respectivement journaliste et directeur au sein de la radio Fahazavana ont été mis en liberté provisoire ce jour.
Tena mafy mihintsy ny pression ao ambadika ao kah, raha ny sitrapondr’i Christine RAZANAMAHASOA dia avela any ampoja any ireny ary tsy misy fitsarana, jereo koa fa mbola hivoaka tsikelikely koa ny sasany ary miafara @ fodian’ny Filoha RAVALOMANANA IZANY.
manofisa
A GBD
Joetke ça sent l’allemand de l’entre guerre 39-45!
méfiance! quel propos haineux! du pur jus « gestapo!
Autre:
pression izao ho an’ny pseudo Ministre de la Justice:Filoha Ravalomanana tsy maintsy ho tonga , efa mivoraka io e!
ny fitiavana tanindrazana = fanakorontanana @ alalan’ny vola aparitaka eran’ny tanana (miaramila-mpitsabo-vahoka)
tsy maintsy korontanina ny fitondrana mba ho fantatry ny be sy maro fa mikorontana tsy mande tsy mety sns…
ZANY VE NO ATAO HOE FITIAVANA TANINDRAZANA?????????? MAMPALAHELO FA ZANY DAOOLO NY TOETSAINA HITA ETO AMIN’ITY FORUM ITY
Traffe oooooo
tssisy manakorotana anie eo ! fa mikorotana oazy io e!
zatra vola ianareo FAt dia vola foana no resahana!!!!
Mamapalahelo ny sasany ohatran’i DJ Traffe sy ireo vitsy eto.
Izay eto tsy manaparitaka vola na kely aza…fa fitiavan-tanindrazana ary tsy iheritreritra ny hanongampanjakana…
Ny vola tompoko mety ritra fa ny fitiavanay an’i Iarivo sy Gasikara tsy mety lany…et avec objectivite. Banjino ny tantara dia iza no nampiasa vola, dia anontanio ny Total, ireo mpikambana ao @ Francafrique dia i Lafrantsa.
I bernard Kouchner izay MAE vaoavao an’i FATy dia ao Congo izao manao trafic d’influence @ filohan’i SADC (MAE Congo), dia ho hita eo ny adiny.
Baby et Vero â
OK les filles
ce serait vraiment sympa un petit tour de l’ile en louant ensemble un minibus , ce serait moins cher.
RVD avec Maevanilla , Hoaiza Fred …? pour retrouvailles festives.
La baie des Sakalavas à Diégo est bien plus belle que la baie de Ramena , quoique bien plus difficile d’accès.
Les copains sont bienvenus , pour la sécurité j’ai fait deux toutes petites années de karaté , mais strictement tout ! MDR…
KM
je connais très bien Fénérive est( ville délicieuse de type western encore. J’y ai deux amis d’enfance : Benja sy Sahondra…à qui je rends visite chaque fois que nous trainons dans le coin…
Tsy rediredy mihintsy an !
tena mikorontana sa paika hahafahana hampiditra ireo Casque bleu mody hoe hiaro ny vahiny mitoetra eto Madagascar satria i TGV efa tsy hantenaina intsony… mampieritreritra inany , satria ny eto Mada ( Antananarivo ) ny miaramila sy ny foloalindahy no mikorontana r’i Kouchner no mihazakazaka ao Congo pour parler de MADA; mety marina tokoa ilay voalaza etsy ambony hoe : manao trafic d’influence auprès de son homologue Congolais ( le n°1 du SADC )dia mazava be ny tohiny.Mety koa mantsy entina manakana ny fiverenan’i Président Ravalomanana ao An Tanindrazana koa ny fisavorovoroina ataon’ireto tsy maty voalavo an kibo, satria fantatr’ireto r’i Tgv sy presque le monde entier ny fankatoavan’ny malagasy Azy, ary hitan’izy ireo koa ny fitiavana azy. Natao daholo mantsy ny hevitra sy tetika rehetra nentina hankahalana an’i Ravalo nefa herimpo very maina fotsiny toa voa maika mitaky ny fiverenany ny olona, dia ireto Tafika malagasy corrompu mora raviravizam bola ihany no manao sary miady hidiran’ireto Casque bleu dia ireo no miandry an dRavalo sy izay miaraka mody aminy eo dia tanterahin’izy ireo ny sale besogne fa amin’i la France Ravalomanana et son équipe sont de très gros problème pour elle , Natao daholo ny tetika sy hevitra rehetra niaraka tamin’i Andry et consort , nampidirina koa r’i Ratsiraka sy i Zafy hehe, tsy vita ihany aleha ao Afrique, aleha any Europe nefa io ihany eo Ravalo fa tsy misy mahavita mamapitra ny ainy, ka dia hevitra farany indray izao; Ny zavatra tsy takatrin’ny saina ireto vazaha izay manao tsinontsinona an’Andriamanitra koa anefa dia tsy hazon’ny an tsaina izany hoe arovan’Andriamanitra ny olona mivavaka ary i Madagasikara koa tian ‘Andriamanitra tany Masina , Quelle idée diabolique pour obtenir les richesses de toutes sortes de notre pays tellement convoiter par la France ??? Car seul Ravalomanana je pense s’est opposé à la France l’exclusivité d’exploitation des produits brutes du Pays pour les besoins vitaux de la France, depuis qu’Il dirige Madagascar. Alors Il est l’homme à abattre avec son équipe et tout les moyens sont bons pour y arriver…j’aime bien le Président Ravalomanana sa façon de diriger, de reconstruire le pays quoiqu’on dise de lui tout le monde aussi doit être conscient que nul être humain n’est parfait; Il a fait tout de son mieux, on est tous témoin. Mais ???+ ce que je voudrai dire de cette situation il ne faut pas précipiter le retour de Ravalomanana mais ce sera à lui de désigner ce qui dirigera le Pays quand les putchistes quittent le navire bientôt…On sait déjà que les tâches de cette personne sont immensement dures et pleines d’embûches mais on sera derrière lui pour le soutenir… QUE LA VOLONTE DE DIEU SOIT FAITE SUR MADAGASCAR ET A LUI SEUL LA GLOIRE !!!
Unissons nos forces de loin ou de pres pour la liberation de Madagascar
J’aimerai joindre et connaitre ces legalistes a l’exterieur du pays mais comment se connaitre et ou? je serai la bas pendant le mois hivernal de Mada.
Bonne journee
Arivolahy »
« je serai là bas » précise STP
si 2010?
En France ? à Mada ?
notre tentative de rencontre aura lieu à Paris le samedi soir de la pentecote.
Si tu viens en Décembre en France …pas impossible de nous rencontrer , en fonction des cooedonnés communiqués à la pentecote …ou création d’un site spécifique ???
Juillet na Août izy izany no hoavy aty ry GBD a!
Sa diso koa, ny fandraisako an’izay voalazanareo, ry Arivolahy ?
MyDago dia efa mety ry GBD a !
GBD, KM:
En Aout 2010 a Mada, je n’habite pas en France, j’habite en Afrique avec un frequent deplacement en US.
Mila mihaona fa @ fomba ahoana? ohatran’ny sarotra raha hifanoratra sy hanome email eto @ MyDago…sa ahoana?
SOLUTION : POST 23, an’i LaurencoMarques ao @ Tremblement de terre à la FAT !!
KM:
Misaotra fa efa lasa.
KM>>>
Mba lazao kely aho, azafady indrindra, raha voarainao ilay hirahira nalefako !
Eto amin’ny
« Mikorontana tanteraka ny Foloalin-dahy sy ny Tafika Malagasy » ihany.
Misaotra !
Voaray momba hanaovana projet any DAGO
site Mydago dia mety , via Anja ???
any aminy volana septembre ?oktobra ? any izahay no ho avy ( tsy manorana laotra, ary tsy mbola mafana laotra )
Fixer ny daty izay mahamety ny be sy ny maro
mety ve ho an’i Iarivo lava tongotra ?
Tena tsy mety amiko, 4 aout au 6 sept ao no any Dago raha mety ho antsika.
Fil d’info
Camille Vital repart bredouille – et passablement ridicule – de Johannesburg
17/02/2010
Publié dans Actualité
On savait Camille Vital homme de devoir, on le sait désormais prêt à tout pour combler les désirs de son seigneur et maître Andry Rajoelina. Ainsi, quand son suzerain l’envoie tenter une improbable rencontre avec le sieur Marc Ravalomanana dans son exil doré en Afrique du Sud, c’est le sourire aux lèvres que le Premier Ministre de la HAT accepte la « mission suicide » qui lui est confiée. Et pour cause, connaissant le caractère rancunier et bien trempé de « Dada », il fallait être incroyablement naïf ou aveugle pour ignorer que cette initiative unilatérale allait droit dans le mur. Hélas, la HAT n’a pas hésité à sauter sur une nouvelle occasion de démontrer à tout le monde que la clairvoyance n’était pas son fort.
Heureusement pour elle que la qualité première d’un militaire est d’obéir aux ordres, même s’ils sont aberrants. Aujourd’hui, à défaut de savoir si Camille Vital est un bon premier ministre, on est sûr d’une chose : c’est un bon soldat.
Vital, miasa ho an’i Frantsa, tsy ilain’ny firenena !