Raoul – Mahaleo

1 février 2010

.
.
.
Hira azo voizina tsara ity.
.

.
.
.
.
.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

No related posts.

23 Comments

  • nadia grondier dit :

    misaotra fa mba nitsangatsangana niaraka taminareo t@ alalany hira ry Mydago a! mba mahafinaritra ahy alohan’ny hatory diia manao bonne nuit anireto Malagasy namako ireto ,tiako be daholo ianareo rehetra bonne nuit daholo

  • Maevanilla dit :

    bonne nuit r’ise ah!!!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Fisainana nitaizana Antsika ny mifamela raha nisy
    olana na tsy fifanarahana..teo amin’n fiaraha-monina !
    Hoy ny Malagasy : »Izay tsy miady olom-bodo ,fa izay to fo mpamosavy ! »
    Na ny hoe : »Nihisavorivorian – kilatoana « ..Iazany hoe : misy ny adi-hevitra eo anivon’ny fikambanana ,eo anivon’ny okontany..,mifankalo ny heviny ,mitady izay marimaritra iraisana ,mitady ny teny ,ny hevitra ifanarahana..dia tonga eo amin’ny teny nifampierana..dia nifarana nifanaika ary nanao ,nanasonia tenierana !Dia misaraka amin’ny
    am-pirahalany mifanaraka..!

    Misy olanaa lehibe ,izay tsy vita fotsiny na miafara amin’ny hoe : » Heloka ibaboana mody rariny ! »
    Ny heloka bevava vita ,nisy faty olona ,nisy fitadiana hamono ,nisy fanapotehana ireo zavatra
    novokarina ,notazana ,nahodina ho antoky ny sakafo na zavatra ho hanin’ny Vahoaka ,dia tsy hain’ny saina ny hamela izany heloka bevava izany ,tsy ho vitan’ny fo sy ny saina ny mamindrafo ny olona nahefa izany loza amin’atambo izany..Ary ahoana moa no hanferana izany ahy,na hamindrafo ka hanakana na hiangavy ny Fitsarana tsy hitsara ireny amin’ny anaran’ny Vahoaka Malagasy ?
    Ne pas dire ni appliquer la Loi devant dee tels crimes et délits ,c’est fatalement pousser notre Pays vers d’interminables désordres ,car un crime ,un délit si grave restant impunis appellent d’autres crimes et délits obligatoirement :l’impunité des auteurs de ce coup d’état constitue une porte ouverte à d’autre coup d’état !

    OUI IL FAUT PUNIR ,JUGER CES GENS PAR LA JUSTICE FERME ET QUI NE TREMBLE PAS !

    Ces comptes ne se règlent pas maintenant :

    « IL FAUT PASSER PAR LES ELECTIONS PRESIDENTIELLES ,C’EST-A-DIRE LE JUGEMENT DU PEUPLE..PAR LE SUFFRAGE UNIVERSEL ET NOUS VERRONS DE PAR LE VERDICT DU PEUPLE QUI A EU TORT OU EU RAISON…!

    ALORS APPLIQUONS VITE LES ACCORDS DE MAPUTO I ET L’ACTE ADDITIONNEL D’ADDIS ABEBA !

    Tsara ny hira fa aoka tsy entina hamendrofendroina ny Malagasy nijaly ary tena mijaly ,ka tsy ho rebirebena amin’ny hoe :
    « Mpinamana Isika ,na samy Malagasy Isika ,koa aoha hahay mifamela ! »
    SSamy Malagasy Isika ,marina dia marina izany fa tsy manome alalana ny ira Amintsika na fikambanana Malagasy vitsivitsy hamono na hampijaly na hampitondra zioga ny Malafasy sasany !
    Tsia ,satria teo am-panaovana ny haratsiany ireo mpanongam-panjakana ireo ,tsy nisaina na kely monja azy ka nenjehan’ny eritreriny ary niteny hoe :
    « Malagasy sahala Amintsika ireto vonointsika é ,ireo hijaly amin’ny asa ratsy ataontsika eé ! »
    Nataony ny alikany ,novonoina ny Malagasy sahala aminy ,no potehany sy nodorany ny trano fiasana mmpanamboatra sakafo mora hoan’ny Vahoaka !

    Tsy ampy intony ny mandefitra na ny mihira sy mangataka famindra-po !

    AOKA ISIKA HIFAMPITSINJOSY , HIFANAJA ARY HIFAMPITONDRA AM-PAHALALAHANA SY AMIM-PITOVIANA EO ANILOHAN ‘NY LALANA IOMBONANA SY NIFANARAHANA !

    TSY MISY VITSIVITSY AMBONIN’NY LALANA ,KA AFAKA HANAO NY DANIN’NY KIBONY !
    ARY REHEFA KARY DIA KARY..EO ANATREHAN’IO LALANA IOMBONANA IO KA TSARAINA SY MELOHINA !

  • nadia grondier dit :

    mba alefaso kely anie ry Mydago ity hira ity mba hiangaviako anareo azafady e! Sambatra sambatra izay mifankatia fa ety Antany sahady dia misantatra ny lanitra,o re olona o! ny adinontsika dia isika anie tsy misy hafaka itsara fa samy mbola tsaraina daholo e! marigninao tsy marigninay e! ka izay no tokony hahaizana ifamela fa Andriamanitra irery no mahay anaovany izay nanao fadisoana fa isika hangina
    satria tsy izay heveriny olombelona ho marina akory no marina fa ny hevitro tsy fihevitrareo sa tsyizany mou izy izay ry Kintana,satria manko mino aho fa tamin’ise nanao Zefrera nianatra izany sa?izay fa dia mirary ntontolo andro sambatra ho anareo rehetra e!

  • nadia grondier dit :

    nankaiza reto malahelo a!tena mba tsy fanaony ny tahakizao

  • nadia grondier dit :

    Maevanilla! hono a?ianao mou any Tanindrazana ka izao no tiako anontaniana haona ny fijerinao ireto Ampela Manao Politika ireto?

  • Alidera A.R. dit :

    Dr ROBIN,

    Ny tena marina dia ny fivavahana no nanhatonga an’io fihavanana io tsy misy fetrany. Ary mbola nampian’ny fanjanahan-tany ny fijeriny koa io handemena ny fanoheran’ny malagasy azy.
    Fa raha ny tantara no jerena dia misy fetrany tokoa ny fihavanana ary nahay nanala ny ratsy teo amin’ny fiaraha-monina tokoa ny Ntaolo. Hita izany tamin’ny fitenenana hoe ny Ahiahy tsy ihavanana. Ao koa ny dina, ary indrindraindrindra ny Code des 305 articles.
    Moa tsy Andrianamponimerina ve no niteny hoe « tsy ahalalako vady aman-janaka io, tsy ahalalako havana,… »?

  • anarqueuse dit :

    o, ry nadia a, mba tandremo ihany ity vava ity, fa ianao tsy misaina, fa toa miteny gratuit tsotra izao ianao, tena mampihomehy, sady mampalahelo ianao, bonne journée, aza mandany andro @ fitsikerana ianao,
    ary isika koa aza mandany andro @ famakiana ny sorany, misaotra tompoko

  • nadia grondier dit :

    …MyDago aa!

  • nadia grondier dit :

    dry ny hevitro no lazaiko kou! za angaha nilaza vakio aho?bonne nuit daholo e! aza adino mivavaka ho an’ny Tanindrazana

  • Rado dit :

    Misaotra Raoul mampatsiahy sy mab mety hampisaina an’izay mbola manantsaina e

  • ZARA dit :

    o ry nadia a :Mandreraka be ianao lelena , ohatrinona marina no az-tena é ?

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Alidera ,
    Ity misy fiteny mal

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    ALIDERA ,
    Ity misy fiteny ,mazana tenenina rehefa mankarary ny rayamandreny ny ditran’ny zanaka : »Tsy misy tiana toa ny zanaka fa raha manaikitra ny nono dia hahifika ! ».

    Nous ne pouvos laiser impunis des hommes et des femmens qui ont porté atteinte et ont mis en dangerà la vie des Malgaches..
    IL FAUT JUDICIARISER TOUS CES CRIMES ET DELITS QUAND L’ORDRE CONSTITUTIONNEL EST REINSTAURE !
    La judiciarisation est représente un grand signe de la volonté démocratique dans la République !

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Merci Dr Celestin.

    J’encourage les legalistes dans ce forum, il faut qu’on continue a s’echanger ainsi mais si possible a agir la ou on est (a Mada ou hors du pays)

    Encore Merci

    Arivolahy Tsy Maty Indray Andro

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    J’encourage les legalistes dans ce forum, il faut qu’on continue a s’echanger dans le calme et du respect mais si possible a agir la ou on est (a Mada ou hors du pays), n’est pas Rakotoson, KM, GBD, HA,…il est ou Dr Celestin, j’ai hate de vous entendre.

    Bon dimanche.

  • gasybe democrate dit :

    Arivo lahy â!
    « scout toujours » : mandrakariva…
    hoy izahay taminy faha zaza é !
    Tsy manahy an’iza , na an’iza…reheha mitolona dia mitolona ,
    Chose facile d’autant que notre cause est légitime:
    LIBERTE – RETOUR A L’ETAT DE DROIT – DEMOCRATIE – REFUS DE L’ESCLAVAGE ETRANGER .
    Des idéaux qui ne tombent jamais du ciel , il faut aller les cueillir…et encore lutter pour les CONSERVER APRES !
    Bon dimanche

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    GBD:

    Marina tanteraka…

  • Anti-Ra8 dit :

    ANDRASO EO I PÔLY raha zé ianareo ekipan-dravalonandra no ilaza fa hamerina ny etat de droit! nofy ange zany!

  • vololona dit :

    mahereza daholo ry namana rehetra a! tsy maintsy ho tonga ilay andro lehibe e!!

    Tandremo fa lasa fialokalofana ilay teny hoe :  » FIHAVANANA « 

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    na le hoe reconciliation nationale

  • smael Tojo dit :

    mpitondra mpanararaotra, équipe mandady @ tany , mikoroso i ny tanindrazana fa mba miheritrereta.
    olona efa tsy nisy atao tany an-dafy ve no mba atao ministra ? mampalahelo ny fomba fisainana fa na ny milaza azy ho mpitondra aza tery saina sy tsy manam-pahaizana . Ny mpanohitra indray dia tsy menatra akory , efa ela zay ve dia mbola mahasahy miseo vahoaka ihany ? Mba mieritrereta ra malagasy , olona misaina isika , ny ala-olana jerena fa tsy ny famenoana paosy fotsiny !!!!

  • smael Tojo dit :

    Tsy misaina fa kely loha mandany menaka daholo !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.