MyDago.com

Remise officielle des observations à l’UA

MyDago.com aime Madagascar.
Remise officielle des observations l'Union Africaine

Remise officielle des observations l'Union Africaine

Voapetraka soa aman-tsara tany amin’ny « Union Africaine » ny « observations ».

Nataon’ny ankolafy Ravalomanana tamin’ilay tolo-kevitry ny UA, « tsy hiadian-kevitra ny fampihavanam-pirenena raha tena te hiaina ao amin’ny fandriampahalemana maharitra isika hoy ny fanambarana », izay no lalana tokony hatao voalohany vao ny hanomana ny fifidianana.

Ny nanaitra ny mpanara-baovao anefa dia ny « loa-bary an-dasy tsy manavaka » vao nosokafan’ny filoha mpiara-mitantana sady filohan’ny delegasioana Ravalomanana, (andrasana fehin-kevitra hivoahana amin’ny krizy, izay nanomboka tetsy amin’ny Carlton.) Ny tolo-kevitra avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana anefa tafa-petraka tany amin’ny UA.

Andrasana ny fanazavan-kevitra avy amin’ny izany rehetra izany.

Ireto ny taratasy miaradia izay nomen’ny mouvance Ravalomanana an’ny UA :

Observations page 1.
Observations page 2.
Résumé succinct de la situation.
Proposition de chronogramme de sortie de crise.

19 réponses à “Remise officielle des observations à l’UA”

  1. KintanaMananDrambo a dit :

    Mazava, fa hanaiky an’ireo ve ny Mpanongana ?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  2. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Tsy ita izay banga tetenina ,fa tena mifanaraka amin’ny tetika ilaina mba hialana amin’izao savorivory izao « ireo soso-kevitra  » aroso ny
    mouvance RAVALOMANANA MARC !

    Izao hezaka ataon’ny mouvance RAVALOMANANA MARC izao ( efa natolotra tamin’ Atoa J.PING tamin’ny 31 janvier 2010 ireo soso-kevitra )dia maneho mafy ny fahavononan’io mouvance io eo amin’ny fanavaozana indray ny Firenena !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  3. Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Tokony ho jeren’ny UA akaiky ireo sosokevitra nataon’ny Mouvance Ra8 ireo, hita manko fa iretsy ankolafy ilany dia tsy dia hita loatra @ fanehoan-kevitra mazava: ry Zafy sy Ratsiraka dia troubles fetes fotsiny fa dia fantatra koa fa pro fratay @ maha taranaka PADESM azy ary tsy azo hatokisana sy antenaina.
    Ny mouvance DJ Andry moa dia ilay tsy manao afatsy manapotika fotsiny izao ary tsy miraharaha afatsy ny ao am-paosiny tsotra izao ary fantatra fa tsy hanaiky an’io izy satria manana mpanohana matanjaka aran-kery dia ny frantay sy ny miaramila mpihoko.
    Ny frantay dia miandry fotsiny ka rehefa mianjera i Andry dia manosika ny taranaka PADESM izy ary ny ahiako dia ho kitihina ny resaka foko sy fiaviana, efa fanaony manko…ary eo ny miaramilany no hiditra eto hanao fampandrian-tany hilaza hoe hiaro ny ressortissants-ny enga anie ka tsy ho izay. Diso paika manko ry zareo fa nanatena izy fa rehefa nanamparana herisetra ny eto Antananarivo dia ho rava ny baolina (satria fantatra eto Merina fa tsy mirona @ herisetra mihitsy) ary azy irery ny firenena…aleo hoy ny frantay ireo hanao sy ihodikodina in-jato eo Antananarivo eo fa rehefa reraka dia mijanona, herintaona aty aoriana mbola tsy misy reraka eo.

    Mila mailo hatrany isika fa mbola mitohy sy miha enjana ny tantara.

    Za manao hoe manana tetika ry Fetison, mila miaro ny ainy koa izy satria tsy mora ny mifandrina @ biby toa an’i Andry DJ, raha tsy izany very Leader isika. Mila mneho hevitra anefa mba hananpiana azy ireo.

    Ny mouvance DJ Andry sy ny frantay aloha dia tsy manana afatsy ny fampiasan-kery e ary hatramin’ny farany io…mety ho toy izany koa ve ny vahaolana miaraka @ SADC?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  4. DaN a dit :

    Nos politiciens sont nuls ! Nullissimes, je dirai !
    Mais qui a, le premier, rejeté et piétiné les accords de Maputo I & II et Addis-Abeba, en les modifiant de fond en comble à Maputo III ?
    Même cette mouvance (dite Madagasikara) ne parle même plus de cette parodie d’accord, de cette mascarade innommable ?
    Et l’autre imbécile de son côté ?
    Non mais ! Où se trouve ce fameux fitiavan-tanindrazana ? Fitiavan-tseza, oui !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  5. Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Les arrestations et menaces d’arrestations ont ceci de positif pour
    ceux qui en font la pratique : cela décapite un mouvement qui se veut
    grand pour un bon bout de temps. C’est ce qui arrive à la mouvance
    Ravalomanana en ce moment. Qui dirige vraiment ce mouvement à
    l’échelon national, après…

    Que peut on faire? Je viens de lire ce passage d’un ami.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  6. nadia grondier a dit :

    ho anareo Pro Ravalo za manko tsy pro nizaniza sady tsy mpanao politika,Ravalomanana hiany anie Rajoelina fa ny Anarana fotsiny no miova e! jereo fa saika hisambotra an’ny Fetison dia tadidio ny Ntantara nanomboka 2002 fa Ravalomanana hiany Rajoelina fa ny Anarana ny miova ,izay fa dia mahereza samy manana ny reviny marina kou

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  7. nadia grondier a dit :

    mrci my dago j’adore ,ory reto o! haona ny fijerinareo ilay fihetsiky Miaramila @ FIS?toa mahay sarimihetsika mihintsy ilay Miaramila sy mapanao Politika fety +son=DJ fa haona raha ny hafa samborina dia hatao sarika hampandriana toa zazakely atao didipotra raha ny hafa dia sarotra mahagaga ahy

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  8. nadia grondier a dit :

    vive ratsiraka vive Arema tena tambazana vary 50 kapoaka iray indray ny vahoaka hakory atao fa na izany isaorana foana ny ry zareo manao izany
    izay ilay fomban-dratsiraka 25 taona izay hiany mampalahelo

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  9. mpandinika a dit :

    Zany lesy ny crane refa miasa a. Avohay ze anelah ra-tgv fa tsy vava sy style no atao, aiza ze mba proposition mitombona avokanlah??? ka ny azy ny mpitarika donto, ny conseillers donto ka in no apokany eo???ZERO, mangalatra ny azy no priorités-ny fa tsy ze ampivoka ny firenena ao anatinizao crise lalina izao. Tadidinay nge letsy ny capacités anlah teny Besarety e, geste no bdb
    Zao raha milaza anlah ho mpitondra aiza ze stratégie amoahana ny firenena amzao crise économique et sociale za???
    Ry Fienena sy ry RAJAONARIMAMPIANINA koa mba neveriko ho mahay, kay t.y. Zany tokoa rehefa ny vola no mibaiko an.
    Miala teo nama refa tsy mavoa fa aza ny hoaviny zanakay no potehana. Rehefa tehanakarena d ndana miasa sy mitsemboka fa tsy mandroba volapanjakana. Ny tody aloha d tsy ho zakanareo mianakavy e, ary hatrany am taranaka faramandimby tenisany mintsy ny ozozna ataony vahoaka.
    Misy farany ny zavadrehetra ary ny ratsy atao loza miantona
    Aza manao an’Andriamanitra ho tsy misy fa tsy ho zakanareo mianakavy ny valinizao, ny azo aminy makarakara koa ange ka mivoka am kilodoka e

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  10. farpait a dit :

    EFA mitourna @zay Nadia ann !!
    Amboary moramora ny famadihana palitao ee !
    Tsy manao politika an !
    Tsy momba anizaniza aan !!

    LOL! DUCK !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0



  11. Rama a dit :

    TOUT CE QUE LA HAT FAIT, C’EST DU DEJA VU AILLEURS (POUR NE PAS NOMMER CERTAINS PAYS). LE SEUL BLOCAGE, C’EST CETTE H.A.T: TOUTES LES AUTRES RAISONS ENONCEES QUANT A L’ECHEC DE LA MISE EN OEUVRE DES ACCORDS NE SONT QUE DES EXCUSES FALLACIEUSES.
    QUI PEUT PRETENDRE NE LE SAVOIR?
    OU EST LE PATRIOTISME DANS CE REFUS DELIBERE D’ADOPTER UN SYSTEME CONSENSUEL?
    APRES LES ELECTIONS ILS DISENT: CE SERA TOUT BETEMENT UN MEDECIN APRES LA MORT.
    COMME CE SONT CES ACCORDS QUI AVAIENT RECONNU LE TGV COMME PRESIDENT DE LA TRANSITION, MAIS PUISQU’ILS LES NIENT, IL N’EST PLUS PRESIDENT DEPUIS X TEMPS.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  12. zaza a dit :

    ooooeeeennnn!!!

    dada aaaaaa!!!

    zefa aaaa!!!

    jamba aaaa!!!

    sadc aaaa!!!

    fetison oooo!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  13. tokandalana a dit :

    Misy namana hitako ho tena malahelo sy ory mafy mihitsy eto satria izay noheveriny fa tia tanindrazana dia nandiso fanantenana avokoa . Hoatra: isan’izany Andriamanjato Richard, dia io koa i Fetison fa mibakabaka …

    Tsy hatao mahakivy izany satria sarotra tokoa ny mahalala olona .

    zandry

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  14. Rotsaky a dit :

    Tokony ho tonga saina amin’izay ireo miaramila vatatay sy ny oficier kely fisainana fa efa tsy haharitra intsony ny fanjakan’ny baroho.Tsy hisy intsony ny vola maloto hamahanana ny vava-tenisany ary ny sankalite rehetra ho maty ho azy. Mbola ho fongarina hatrany anaty tranonareo ianareo fa mba mahaiza mipitsika amin’izay. Ny alika aza mahay mamonjy aloka rehefa midanika ny masoandro.AVELAO AMIN’IZAY NY VAHOAKA HITAKY AMIM-PILAMINANA NY ZONY RY VENDRANA IRETO A!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  15. nadiagrondier a dit :

    efa herintaona izay tsy misy intsony vola e! woi woi tapitra hiany ny taona mionona angahy a!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  16. Rotsaky a dit :

    Tongava maro ry zalah mba hanetsika amin’izay ny fifidianana ho amin’izay ho tena Président mendrika ny Firenentsika. betsaka ny vahoaka mbola tsara hampafantarina ny tena tombotsoam-pirenena sy ny ho an’ny taranaka.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  17. Alidera A.R. a dit :

    Tsara ilay chronogramme e! tsara!
    Aleo tazoniko ho ahy aoha ny indro kely ao anatiny.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  18. gasybe democrate a dit :

    Manahirana ahy izany atao hoe « dadaaaaaaaaaaa »
    fa maninona izy no atao hoatry olona antitra?
    génénération-Sarko ange izy e…

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  19. Anti-Ra8 a dit :

    AH! AH! AH! DIA ATAON’NY UA INONA HONO INY? ATAONY HAINGOM-BIRAO???? HE!HE!HE! KA NA HO ATERIN’LISANY HATRAMIN4NY BOKY REHETRA AO AN-TRANON’NY DADAN’LISANY AZA DIA IZA NO MIRAHARAHA AN’IZANY? D HANAO INN? HANDEFA TAFIKA? HA!HA!HA! TONGAVA FA TSY MISY MIRAHARAHA IZAY FATIN-TARATASY NATERIN’LAH EO! NA HIAKATRA VELONA ANY AN-DANITRA AZA LISANY HIAONA AMIN’ANDRIAMANITRA HANATITRA TARATASY DIA TSY HO RARAHIANY MIHITSY! FANTANY FA TSY VAHOAKA ZANY MPANARA-DIA AN-DRAVALONANDRA IZANY FA VITSY AN’ISA SY MPANGAROM-B…! HO!HO!HO!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.

Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.

snowflake